Atonement for an Unsolved Murder
1. If one be found slain in the land which the LORD thy God giveth thee to possess it, lying in the field, and it be not known who hath slain him:
1. Si, dans le pays dont l`Éternel, ton Dieu, te donne la possession, l`on trouve étendu au milieu d`un champ un homme tué, sans que l`on sache qui l`a frappé,
1. "Raha tàhiny misy maty novonoin' olona miampatra any an-tsaha amin' ny tany izay omen' i Jehovah Andriamanitrao anao ho fanananao, ary tsy fantatra izay nahafaty azy;"
2. Then thy elders and thy judges shall come forth, and they shall measure unto the cities which are round about him that is slain:
2. tes anciens et tes juges iront mesurer les distances à partir du cadavre jusqu`aux villes des environs.
2. Dia hivoaka ny loholona sy ny mpitsaranao ka horefesiny hatreo amin' ny faty ka hatramin' izay tanàna manodidina azy.
3. And it shall be, that the city which is next unto the slain man, even the elders of that city shall take an heifer, which hath not been wrought with, and which hath not drawn in the yoke;
3. Quand on aura déterminé la ville la plus rapprochée du cadavre, les anciens de cette ville prendront une génisse qui n`ait point servi au travail et qui n`ait point tiré au joug.
3. Ary izao no hisy, ny loholona izay akaikin' ny faty indrindra dia haka ombivavy kely izay tsy mbola nampiasaina, na nasiana zioga hitarihany.
4. And the elders of that city shall bring down the heifer unto a rough valley, which is neither eared nor sown, and shall strike off the heifer's neck there in the valley:
4. "Ils feront descendre cette génisse vers un torrent qui jamais ne tarisse et où il n`y ait ni culture ni semence; et là, ils briseront la nuque à la génisse, dans le torrent."
4. Ary ilay ombivavy kely dia hoentin' ny loholona amin' izany tanàna izany midina any amin' ny lohasaha mafy izay tsy voasa, na voafafy, dia hofolahiny any an-dohasaha ny vozony.
5. And the priests the sons of Levi shall come near; for them the LORD thy God hath chosen to minister unto him, and to bless in the name of the LORD; and by their word shall every controversy and every stroke be tried:
5. "Alors s`approcheront les sacrificateurs, fils de Lévi; car l`Éternel, ton Dieu, les a choisis pour qu`ils le servent et qu`ils bénissent au nom de l`Éternel, et ce sont eux qui doivent prononcer sur toute contestation et sur toute blessure."
5. "Ary ireo mpisorona, taranak' i Levy, dia hanatona, fa izy no nofidin' i Jehovah Andriamanitrao hanao asa fanompoana aminy sy hitsodrano amin' ny anaran' i Jehovah; koa araka ny teniny no hanefana ny ady rehetra sy ny vonoana rehetra;"
6. And all the elders of that city, that are next unto the slain man, shall wash their hands over the heifer that is beheaded in the valley:
6. Tous les anciens de cette ville la plus rapprochée du cadavre laveront leurs mains sur la génisse à laquelle on a brisé la nuque dans le torrent.
6. "Ary ny loholona rehetra amin' izany tanàna akaikin' ny faty izany dia hanasa ny tanany eo ambonin' ilay ombivavy kely izay efa voatapaka tany an-dohasaha ny vozony;"
7. And they shall answer and say, Our hands have not shed this blood, neither have our eyes seen it.
7. Et prenant la parole, ils diront: Nos mains n`ont point répandu ce sang et nos yeux ne l`ont point vu répandre.
7. Dia hiloa-bava ireo ka hanao hoe: Tsy ny tananay no nandatsaka ity rà ity, sady tsy nahita izany ny masonay.
8. Be merciful, O LORD, unto thy people Israel, whom thou hast redeemed, and lay not innocent blood unto thy people of Israel's charge. And the blood shall be forgiven them.
8. "Pardonne, ô Éternel! à ton peuple d`Israël, que tu as racheté; n`impute pas le sang innocent à ton peuple d`Israël, et ce sang ne lui sera point imputé."
8. "Jehovah ô, mamindrà fo amin' ny Isiraely olonao izay navotanao, ka aza ataonao ho heloky ny Isiraely olonao ny rà marina; dia ho afa-keloka ny amin' izany rà izany izy."
9. So shalt thou put away the guilt of innocent blood from among you, when thou shalt do that which is right in the sight of the LORD.
9. Ainsi, tu dois faire disparaître du milieu de toi le sang innocent, en faisant ce qui est droit aux yeux de l`Éternel.
9. Ka dia hoesorinao ho afaka aminao ny rà marina, raha hanao izay mahitsy eo imason' i Jehovah ianao.
Marrying a Captive Woman
10. When thou goest forth to war against thine enemies, and the LORD thy God hath delivered them into thine hands, and thou hast taken them captive,
10. Lorsque tu iras à la guerre contre tes ennemis, si l`Éternel les livre entre tes mains, et que tu leur fasses des prisonniers,
10. Raha mivoaka hanafika ny fahavalonao ianao, ary atolotr' i Jehovah Andriamanitrao eo an-tananao izy ka voababonao,
11. And seest among the captives a beautiful woman, and hast a desire unto her, that thou wouldest have her to thy wife;
11. peut-être verras-tu parmi les captives une femme belle de figure, et auras-tu le désir de la prendre pour femme.
11. Ary raha misy vehivavy tsara tarehy hitanao eo amin' ny babo ka tianao hovadina,
12. Then thou shalt bring her home to thine house; and she shall shave her head, and pare her nails;
12. Alors tu l`amèneras dans l`intérieur de ta maison. Elle se rasera la tête et se fera les ongles,
12. Dia ento ho ao an-tranonao izy, ka hoharatany ny lohany ary alany ny hohony.
13. And she shall put the raiment of her captivity from off her, and shall remain in thine house, and bewail her father and her mother a full month: and after that thou shalt go in unto her, and be her husband, and she shall be thy wife.
13. elle quittera les vêtements qu`elle portait quand elle a été prise, elle demeurera dans ta maison, et elle pleurera son père et sa mère pendant un mois. Après cela, tu iras vers elle, tu l`auras en ta possession, et elle sera ta femme.
13. Ary hoesoriny koa ny fitafiany tamin' ny nahababo azy, dia hitoetra ao an-tranonao iray volana mipaka izy hitomany ny rainy aman-dreniny, ary aorian' izany vao hiditra ao aminy ianao ka ho vadiny, ary izy ho vadinao.
14. And it shall be, if thou have no delight in her, then thou shalt let her go whither she will; but thou shalt not sell her at all for money, thou shalt not make merchandise of her, because thou hast humbled her.
14. Si elle cesse de te plaire, tu la laisseras aller où elle voudra, tu ne pourras pas la vendre pour de l`argent ni la traiter comme esclave, parce que tu l`auras humiliée.
14. "Ary izao no hisy, raha tsy tianao intsony ravehivavy dia alefaso handeha araka ny sitrapony izy, fa aza mivarotra azy mihitsy hahazoana vola ianao; aza manao azy ho entam-barotra, satria efa nampietry azy ianao."
The Right of the Firstborn
15. If a man have two wives, one beloved, and another hated, and they have born him children, both the beloved and the hated; and if the firstborn son be hers that was hated:
15. Si un homme, qui a deux femmes, aime l`une et n`aime pas l`autre, et s`il en a des fils dont le premier-né soit de la femme qu`il n`aime pas,
15. "Raha misy lehilahy mampirafy ka ny anankiray tiany, fa ny anankiray kosa halany, ary samy niteraka zaza taminy izy roa vavy, na ny tiany na ny halany; ary zanak' ilay halany no lahimatoa;"
16. Then it shall be, when he maketh his sons to inherit that which he hath, that he may not make the son of the beloved firstborn before the son of the hated, which is indeed the firstborn:
16. il ne pourra point, quand il partagera son bien entre ses fils, reconnaître comme premier-né le fils de celle qu`il aime, à la place du fils de celle qu`il n`aime pas, et qui est le premier-né.
16. Dia izao no hisy, amin' ny andro hampandovàny ny fananany an' ireo zanany lahy, dia tsy azony atao lahimatoa ny zanaky ny tiany hialoha ny zanaky ny tsy tiany, izay tena lahimatoa:
17. But he shall acknowledge the son of the hated for the firstborn, by giving him a double portion of all that he hath: for he is the beginning of his strength; the right of the firstborn is his.
17. "Mais il reconnaîtra pour premier-né le fils de celle qu`il n`aime pas, et lui donnera sur son bien une portion double; car ce fils est les prémices de sa vigueur, le droit d`aînesse lui appartient."
17. "Fa ny zanak' ilay halany ihany no hekeny ho lahimatoa ka homeny anjaran-droa amin' izay rehetra ananany; fa voalohan' ainy izy, ka azy ny fizokiana."
A Rebellious Son
18. If a man have a stubborn and rebellious son, which will not obey the voice of his father, or the voice of his mother, and that, when they have chastened him, will not hearken unto them:
18. Si un homme a un fils indocile et rebelle, n`écoutant ni la voix de son père, ni la voix de sa mère, et ne leur obéissant pas même après qu`ils l`ont châtié,
18. "Raha misy olona manana zanakalahy maditra sy manohitra ka tsy mety mihaino ny feon' ny rainy na ny reniny, koa rehefa nanafay azy izy, ka tsy nohenoiny ireo;"
19. Then shall his father and his mother lay hold on him, and bring him out unto the elders of his city, and unto the gate of his place;
19. le père et la mère le prendront, et le mèneront vers les anciens de sa ville et à la porte du lieu qu`il habite.
19. "Dia hosamborin' ny rainy sy ny reniny izy ka entiny eo amin' ny loholon' ny tanànany, eo amin' ny vavahadin' ny tanànany;"
20. And they shall say unto the elders of his city, This our son is stubborn and rebellious, he will not obey our voice; he is a glutton, and a drunkard.
20. Ils diront aux anciens de sa ville: Voici notre fils qui est indocile et rebelle, qui n`écoute pas notre voix, et qui se livre à des excès et à l`ivrognerie.
20. Dia hiteny amin' ny loholon' ny tanànany izy mivady hoe: Ity zanakay ity dia maditra sy manohitra ka tsy mihaino ny feonay fa mpileony sy mpimamo.
21. And all the men of his city shall stone him with stones, that he die: so shalt thou put evil away from among you; and all Israel shall hear, and fear.
21. Et tous les hommes de sa ville le lapideront, et il mourra. Tu ôteras ainsi le mal du milieu de toi, afin que tout Israël entende et craigne.
21. "Dia hitora-bato azy ho faty ny lehilahy rehetra ao an-tanànany; ka dia hofongoranao tsy ho eo aminao ny ratsy rehetra; ary ny Isiraely rehetra dia handre izany ka hatahotra."
Various Laws
22. And if a man have committed a sin worthy of death, and he be to be put to death, and thou hang him on a tree:
22. Si l`on fait mourir un homme qui a commis un crime digne de mort, et que tu l`aies pendu à un bois,
22. Ary raha misy olona manao fahotana izay tokony hahafaty azy ka atao maty ary ahantonao amin' ny hazo,
23. His body shall not remain all night upon the tree, but thou shalt in any wise bury him that day; (for he that is hanged is accursed of God;) that thy land be not defiled, which the LORD thy God giveth thee for an inheritance.
23. "son cadavre ne passera point la nuit sur le bois; mais tu l`enterreras le jour même, car celui qui est pendu est un objet de malédiction auprès de Dieu, et tu ne souilleras point le pays que l`Éternel, ton Dieu, te donne pour héritage."
23. "Dia tsy havela hiloaka alina eo amin' ny hazo ny fatiny, fa tsy maintsy halevinao androtriny ihany izy (fa voaozon' Andriamanitra ny mihantona amin' ny hazo); mba tsy ho voaloto ny taninao, izay omen' i Jehovah Andriamanitrao anao ho lovanao."