1. Thou shalt not see thy brother's ox or his sheep go astray, and hide thyself from them: thou shalt in any case bring them again unto thy brother.
1. Si tu vois s`égarer le boeuf ou la brebis de ton frère, tu ne t`en détourneras point, tu les ramèneras à ton frère.
1. Raha hitanao mania ny omby, na ny ondrin' ny rahalahinao, dia aza hodianao tsy hita izany, fa avereno any amin' ny rahalahinao indray izany.
2. And if thy brother be not nigh unto thee, or if thou know him not, then thou shalt bring it unto thine own house, and it shall be with thee until thy brother seek after it, and thou shalt restore it to him again.
2. "Si ton frère n`habite pas près de toi, et que tu ne le connaisses pas, tu recueilleras l`animal dans ta maison et il restera chez toi jusqu`à ce que ton frère le réclame; et alors tu le lui rendras."
2. Ary raha tsy akaiky anao, na tsy fantatrao ny rahalahinao, dia ento mody any aminao ilay nania, ary aoka hitoetra ao aminao mandra-pitadin' ny rahalahinao azy, dia averinao any aminy indray izany.
3. In like manner shalt thou do with his ass; and so shalt thou do with his raiment; and with all lost thing of thy brother's, which he hath lost, and thou hast found, shalt thou do likewise: thou mayest not hide thyself.
3. "Tu feras de même pour son âne, tu feras de même pour son vêtement, tu feras de même pour tout objet qu`il aurait perdu et que tu trouverais; tu ne devras point t`en détourner."
3. "Toy izany koa no hataonao amin' ny borikiny; ary toy izany no hataonao amin' ny fitafiany, na ny zavatry ny rahalahinao, na inona na inona izay very ka hitanao, dia hataonao toy izany ka aza hodianao tsy hita."
4. Thou shalt not see thy brother's ass or his ox fall down by the way, and hide thyself from them: thou shalt surely help him to lift them up again.
4. Si tu vois l`âne de ton frère ou son boeuf tombé dans le chemin, tu ne t`en détourneras point, tu l`aideras à le relever.
4. "Ary raha hitanao ny borikin' ny rahalahinao, na ny ombiny, potraka any an-dalana, dia aza hodianao tsy hita izany; fa manampia mihitsy ny rahalahinao hanarina azy indray."
5. The woman shall not wear that which pertaineth unto a man, neither shall a man put on a woman's garment: for all that do so are abomination unto the LORD thy God.
5. "Une femme ne portera point un habillement d`homme, et un homme ne mettra point des vêtements de femme; car quiconque fait ces choses est en abomination à l`Éternel, ton Dieu."
5. "Aoka ny vehivavy tsy hitafy ny fitafian-dehilahy, ary aoka ny lehilahy tsy hitafy ny fitafiam-behivavy; fa fahavetavetana eo imason' i Jehovah Andriamanitrao izay rehetra manao izany."
6. If a bird's nest chance to be before thee in the way in any tree, or on the ground, whether they be young ones, or eggs, and the dam sitting upon the young, or upon the eggs, thou shalt not take the dam with the young:
6. Si tu rencontres dans ton chemin un nid d`oiseau, sur un arbre ou sur la terre, avec des petits ou des oeufs, et la mère couchée sur les petits ou sur les oeufs, tu ne prendras pas la mère et les petits,
6. Raha sendra mahita akanim-borona eo anoloanao eny an-dalàna ianao, na amin' ny hazo, na amin' ny tany, na misy efa foy, na mbola atodiny, ary ny reniny manomba ny efa foy, na mikotrika ny atodiny, dia aza maka ny reniny mbamin' ny zanany.
7. But thou shalt in any wise let the dam go, and take the young to thee; that it may be well with thee, and that thou mayest prolong thy days.
7. tu laisseras aller la mère et tu ne prendras que les petits, afin que tu sois heureux et que tu prolonges tes jours.
7. Alefaso mihitsy ny reniny, fa ny zanany ihany no alao ho anao, mba hahita soa ianao ka ho maro andro.
8. When thou buildest a new house, then thou shalt make a battlement for thy roof, that thou bring not blood upon thine house, if any man fall from thence.
8. Si tu bâtis une maison neuve, tu feras une balustrade autour de ton toit, afin de ne pas mettre du sang sur ta maison, dans le cas où il en tomberait quelqu`un.
8. Raha manao trano vaovao ianao, dia asio arofanina ny tampony, mba tsy hahatonga heloka amin' ny rà ho ao an-tranonao raha misy olona mianjera avy eny.
9. Thou shalt not sow thy vineyard with divers seeds: lest the fruit of thy seed which thou hast sown, and the fruit of thy vineyard, be defiled.
9. Tu ne sèmeras point dans ta vigne diverses semences, de peur que tu ne jouisses ni du produit de ce que tu auras semé ni du produit de la vigne.
9. Aza fafazana voan-javatra isan-karazany ny tanimboalobokao, fandrao ho voaloto ny vokatry ny voan-javatra nafafinao sy ny vokatry ny tanimboalobokao.
10. Thou shalt not plow with an ox and an ass together.
10. Tu ne laboureras point avec un boeuf et un âne attelés ensemble.
10. Aza mampikambana omby sy boriky hiasa tany.
11. Thou shalt not wear a garment of divers sorts, as of woollen and linen together.
11. Tu ne porteras point un vêtement tissé de diverses espèces de fils, de laine et de lin réunis ensemble.
11. Aza mitafy lamba volon' ondry sy rongony mifamahofaho.
12. Thou shalt make thee fringes upon the four quarters of thy vesture, wherewith thou coverest thyself.
12. Tu mettras des franges aux quatre coins du vêtement dont tu te couvriras.
12. Asio somotraviaviny ny zorony efatra amin' ny lambanao izay itafianao.

Marriage Violations

13. If any man take a wife, and go in unto her, and hate her,
13. Si un homme, qui a pris une femme et est allé vers elle, éprouve ensuite de l`aversion pour sa personne,
13. Raha misy lehilahy mampaka-bady ary mandry aminy, ka halany ravehivavy,
14. And give occasions of speech against her, and bring up an evil name upon her, and say, I took this woman, and when I came to her, I found her not a maid:
14. s`il lui impute des choses criminelles et porte atteinte à sa réputation, en disant: J`ai pris cette femme, je me suis approché d`elle, et je ne l`ai pas trouvée vierge, -
14. Ary haratsiny sy alàny baràka ka ataony hoe: Efa nampakatra ity vehivavy ity aho, nefa raha nandry taminy, dia tsy hitako ny famantarana azy ho virijina:
15. Then shall the father of the damsel, and her mother, take and bring forth the tokens of the damsel's virginity unto the elders of the city in the gate:
15. alors le père et la mère de la jeune femme prendront les signes de sa virginité et les produiront devant les anciens de la ville, à la porte.
15. Dia halain' ny rain-drazazavavy mbamin' ny reniny ny famantarana an-drazazavavy ho virijina ka hoentiny eo amin' ny loholona amin' ny tanàna eo am-bavahady.
16. And the damsel's father shall say unto the elders, I gave my daughter unto this man to wife, and he hateth her;
16. "Le père de la jeune femme dira aux anciens: J`ai donné ma fille pour femme à cet homme, et il l`a prise en aversion;"
16. "Dia hiteny amin' ny loholona ny rain-drazazavavy hoe: Ny zanako vavy nomeko ho vadin' io lehilahy io, kanefa halany izy;"
17. And, lo, he hath given occasions of speech against her, saying, I found not thy daughter a maid; and yet these are the tokens of my daughter's virginity. And they shall spread the cloth before the elders of the city.
17. il lui impute des choses criminelles, en disant: Je n`ai pas trouvé ta fille vierge. Or voici les signes de virginité de ma fille. Et ils déploieront son vêtement devant les anciens de la ville.
17. "Ary indro, fa efa noharatsiny izy ka nataony hoe: Tsy hitako ny famantarana ny zanakao vavy ho virijina; kanefa indreto ny famantarana ny zanako vavy ho virijina. Dia hamelatra ny lamba eo anatrehan' ny loholon' ny tanàna izy ireo."
18. And the elders of that city shall take that man and chastise him;
18. "Les anciens de la ville saisiront alors cet homme et le châtieront;"
18. Ary halain' ny loholon' izany tanàna izany io lehilahy io, ka hofaiziny.
19. And they shall amerce him in an hundred shekels of silver, and give them unto the father of the damsel, because he hath brought up an evil name upon a virgin of Israel: and she shall be his wife; he may not put her away all his days.
19. et, parce qu`il a porté atteinte à la réputation d`une vierge d`Israël, ils le condamneront à une amende de cent sicles d`argent, qu`ils donneront au père de la jeune femme. Elle restera sa femme, et il ne pourra pas la renvoyer, tant qu`il vivra.
19. "Dia hosaziny sekely volafotsy zato izy, ka homeny ny rain-drazazavavy izany, satria nahafa-baràka ny virijina anankiray tamin' ny Isiraely ralehilahy; dia ho vadiny ihany razazavavy ka tsy azony hisaorana amin' ny andro rehetra iainany."
20. But if this thing be true, and the tokens of virginity be not found for the damsel:
20. Mais si le fait est vrai, si la jeune femme ne s`est point trouvée vierge,
20. Fa raha marina kosa izany lazainy izany, ka tsy hita ny famantarana an-drazazavavy ho virijina,
21. Then they shall bring out the damsel to the door of her father's house, and the men of her city shall stone her with stones that she die: because she hath wrought folly in Israel, to play the whore in her father's house: so shalt thou put evil away from among you.
21. "on fera sortir la jeune femme à l`entrée de la maison de son père; elle sera lapidée par les gens de la ville, et elle mourra, parce qu`elle a commis une infamie en Israël, en se prostituant dans la maison de son père. Tu ôteras ainsi le mal du milieu de toi."
21. "Dia hoentiny mivoaka ho eo anoloan' ny varavaran' ny tranon-drainy razazavavy ka hotorahan' ny lehilahy ao an-tanàna vato ho faty; satria efa nanao fahadalana teo amin' ny Isiraely izy ka nijangajanga tao an-tranon-drainy; ka dia hofongoranao ny ratsy tsy ho eo aminareo."
22. If a man be found lying with a woman married to an husband, then they shall both of them die, both the man that lay with the woman, and the woman: so shalt thou put away evil from Israel.
22. Si l`on trouve un homme couché avec une femme mariée, ils mourront tous deux, l`homme qui a couché avec la femme, et la femme aussi. Tu ôteras ainsi le mal du milieu d`Israël.
22. "Raha misy lehilahy azo mandry amim-behivavy vadin' olona, dia samy hatao maty izy roroa, na ralehilahy izay nandry tamin-dravehivavy, na ravehivavy; ka dia hofongoranao ny ratsy tsy ho eo amin' ny Isiraely."
23. If a damsel that is a virgin be betrothed unto an husband, and a man find her in the city, and lie with her;
23. Si une jeune fille vierge est fiancée, et qu`un homme la rencontre dans la ville et couche avec elle,
23. Raha misy zazavavy virijina voafofo ho vadin' olona, ary misy lehilahy mahita azy eo an-tanàna ka mandry aminy,
24. Then ye shall bring them both out unto the gate of that city, and ye shall stone them with stones that they die; the damsel, because she cried not, being in the city; and the man, because he hath humbled his neighbour's wife: so thou shalt put away evil from among you.
24. vous les amènerez tous deux à la porte de la ville, vous les lapiderez, et ils mourront, la jeune fille pour n`avoir pas crié dans la ville, et l`homme pour avoir déshonoré la femme de son prochain. Tu ôteras ainsi le mal du milieu de toi.
24. "Dia hoentinareo mivoaka ho eo amin' ny vavahadin' izany tanàna izany izy roroa ka hotorahanareo vato ho faty: razazavavy moa, satria tsy niantso, nefa tao an-tanàna ihany; ary ralehilahy koa, satria nampietry ny vadin' ny namany; ka dia hofongoranareo ny ratsy tsy ho eo aminareo."
25. But if a man find a betrothed damsel in the field, and the man force her, and lie with her: then the man only that lay with her shall die:
25. Mais si c`est dans les champs que cet homme rencontre la jeune femme fiancée, lui fait violence et couche avec elle, l`homme qui aura couché avec elle sera seul puni de mort.
25. Fa raha any an-tsaha kosa no ahitan-dralehilahy an-drazazavavy voafofo ho vadin' olona, ary misavika azy ralehilahy ka mandry aminy, dia ralehilahy izay nandry taminy ihany no hatao maty.
26. But unto the damsel thou shalt do nothing; there is in the damsel no sin worthy of death: for as when a man riseth against his neighbour, and slayeth him, even so is this matter:
26. "Tu ne feras rien à la jeune fille; elle n`est pas coupable d`un crime digne de mort, car il en est de ce cas comme de celui où un homme se jette sur son prochain et lui ôte la vie."
26. "Fa razazavavy kosa tsy hatao na inona na inona; fa tsy misy ota tokony hahafaty azy; fa tahaka ny olona mitsangana ka mamely ny namany ka mahafaty azy no hevitr' izany."
27. For he found her in the field, and the betrothed damsel cried, and there was none to save her.
27. La jeune fille fiancée, que cet homme a rencontrée dans les champs, a pu crier sans qu`il y ait eu personne pour la secourir.
27. "Fa tany an-tsaha no nahitany azy; ary niantso ihany razazavavy voafofo ho vadin' olona, nefa tsy nisy hamonjy azy."
28. If a man find a damsel that is a virgin, which is not betrothed, and lay hold on her, and lie with her, and they be found;
28. Si un homme rencontre une jeune fille vierge non fiancée, lui fait violence et couche avec elle, et qu`on vienne à les surprendre,
28. Raha misy lehilahy mahita zazavavy virijina, izay tsy voafofo ho vadin' olona, ka misavika azy sady mandry aminy, koa hita izy roroa,
29. Then the man that lay with her shall give unto the damsel's father fifty shekels of silver, and she shall be his wife; because he hath humbled her, he may not put her away all his days.
29. "l`homme qui aura couché avec elle donnera au père de la jeune fille cinquante sicles d`argent; et, parce qu`il l`a déshonorée, il la prendra pour femme, et il ne pourra pas la renvoyer, tant qu`il vivra."
29. "Dia hanome sekely volafotsy dimampolo ho an' ny rain-drazazavavy ralehilahy izay nandry taminy; ary ho vadiny izy, satria efa nampietry azy izy, ary tsy azony hisaorana amin' ny androny rehetra."
30. A man shall not take his father's wife, nor discover his father's skirt.
30. Nul ne prendra la femme de son père, et ne soulèvera la couverture de son père.
30. Tsy mahazo maka ny vadin-drainy ny olona, na mahita ny fitanjahan' ny rainy.
<
>