Passover
1. Observe the month of Abib, and keep the passover unto the LORD thy God: for in the month of Abib the LORD thy God brought thee forth out of Egypt by night.
1. "Observe le mois des épis, et célèbre la Pâque en l`honneur de l`Éternel, ton Dieu; car c`est dans le mois des épis que l`Éternel, ton Dieu, t`a fait sortir d`Égypte, pendant la nuit."
1. Tandremo ny volana Abiba, ka tandremo ny Paskan' i Jehovah Andriamanitrao, fa tamin' ny volana Abiba no nitondran' i Jehovah Andriamanitrao anao nivoaka avy tany Egypta tamin' ny alina.
2. Thou shalt therefore sacrifice the passover unto the LORD thy God, of the flock and the herd, in the place which the LORD shall choose to place his name there.
2. Tu sacrifieras la Pâque à l`Éternel, ton Dieu, tes victimes de menu et de gros bétail, dans le lieu que l`Éternel choisira pour y faire résider son nom.
2. Ary vonoy ny Paskan' i Jehovah Andriamanitrao, dia avy amin' ny ondry aman' osy sy ombinao, eo amin' ny toerana izay hofidin' i Jehovah hampitoerana ny Anarany.
3. Thou shalt eat no leavened bread with it; seven days shalt thou eat unleavened bread therewith, even the bread of affliction; for thou camest forth out of the land of Egypt in haste: that thou mayest remember the day when thou camest forth out of the land of Egypt all the days of thy life.
3. Pendant la fête, tu ne mangeras pas du pain levé, mais tu mangeras sept jours des pains sans levain, du pain d`affliction, car c`est avec précipitation que tu es sorti du pays d`Égypte: il en sera ainsi, afin que tu te souviennes toute ta vie du jour où tu es sorti du pays d`Égypte.
3. "Aza ny mofo misy lalivay no haninao aminy; hafitoana no hihinananao mofo tsy misy lalivay dia mofom-pahoriana, fa tamin' ny fahamaikana no nivoahanao avy tany amin' ny tany Egypta mba ho-tsarovanao amin' ny andro rehetra iainanao ny andro izay nivoahanao avy tany amin' ny tany Egypta."
4. And there shall be no leavened bread seen with thee in all thy coast seven days; neither shall there any thing of the flesh, which thou sacrificedst the first day at even, remain all night until the morning.
4. "On ne verra point chez toi de levain, dans toute l`étendue de ton pays, pendant sept jours; et aucune partie des victimes que tu sacrifieras le soir du premier jour ne sera gardée pendant la nuit jusqu`au matin."
4. "Ary aoka tsy hisy mofo misy lalivay ho hita eo aminao eo anatin' ny faritaninao rehetra hafitoana; ary aoka tsy hisy hitoetra miloaka alina ny henan' ny fanatitra izay novonoinao tamin' ny harivan' ny andro voalohany."
5. Thou mayest not sacrifice the passover within any of thy gates, which the LORD thy God giveth thee:
5. "Tu ne pourras point sacrifier la Pâque dans l`un quelconque des lieux que l`Éternel, ton Dieu, te donne pour demeure;"
5. "Tsy hisy azonao hamonoana ny Paska ny ao am-bavahadinao izay omen' i Jehovah Andriamanitrao anao;"
6. But at the place which the LORD thy God shall choose to place his name in, there thou shalt sacrifice the passover at even, at the going down of the sun, at the season that thou camest forth out of Egypt.
6. mais c`est dans le lieu que choisira l`Éternel, ton Dieu, pour y faire résider son nom, que tu sacrifieras la Pâque, le soir, au coucher du soleil, à l`époque de ta sortie d`Égypte.
6. Fa eo amin' ny toerana izay hofidin' i Jehovah Andriamanitrao hampitoerany ny anarany no hamonoanao azy rehefa hariva tokony ho maty masoandro, dia tahaka ilay nivoahanao tany Egypta.
7. And thou shalt roast and eat it in the place which the LORD thy God shall choose: and thou shalt turn in the morning, and go unto thy tents.
7. Tu feras cuire la victime, et tu la mangeras dans le lieu que choisira l`Éternel, ton Dieu. Et le matin, tu pourras t`en retourner et t`en aller vers tes tentes.
7. "Ary atsatsiho amin' ny afo izy, ka hano eo amin' ny toerana izay hofidin' i Jehovah Andriamanitrao; ary miverena nony maraina ka modia any amin' ny lainao."
8. Six days thou shalt eat unleavened bread: and on the seventh day shall be a solemn assembly to the LORD thy God: thou shalt do no work therein.
8. "Pendant six jours, tu mangeras des pains sans levain; et le septième jour, il y aura une assemblée solennelle en l`honneur de l`Éternel, ton Dieu: tu ne feras aucun ouvrage."
8. "Henemana no hihinananao mofo tsy misy lalivay; fa ny andro fahafito dia fivoriana masina ho an' i Jehovah Andriamanitrao, ka tsy hanao raharaha ianao amin' izany."
Feast of Weeks
9. Seven weeks shalt thou number unto thee: begin to number the seven weeks from such time as thou beginnest to put the sickle to the corn.
9. "Tu compteras sept semaines; dès que la faucille sera mise dans les blés, tu commenceras à compter sept semaines."
9. "Herinandro fito no hisainao ho anao; hatramin' ny fiandohan' ny fotoana fijinjana varimbazaha no hanombohanao manisa ny herinandro fito."
10. And thou shalt keep the feast of weeks unto the LORD thy God with a tribute of a freewill offering of thine hand, which thou shalt give unto the LORD thy God, according as the LORD thy God hath blessed thee:
10. Puis tu célébreras la fête des semaines, et tu feras des offrandes volontaires, selon les bénédictions que l`Éternel, ton Dieu, t`aura accordées.
10. "Ary mitandrema ny andro firavoravoana momba ny herinandro ho an' i Jehovah Andriamanitrao amin' ny fanaterana fanati-tsitrapo avy amin' ny tananao ho an' i Jehovah Andriamanitrao, araka izay nitahian' i Jehovah Andriamanitrao anao;"
11. And thou shalt rejoice before the LORD thy God, thou, and thy son, and thy daughter, and thy manservant, and thy maidservant, and the Levite that is within thy gates, and the stranger, and the fatherless, and the widow, that are among you, in the place which the LORD thy God hath chosen to place his name there.
11. Tu te réjouiras devant l`Éternel, ton Dieu, dans le lieu que l`Éternel, ton Dieu, choisira pour y faire résider son nom, toi, ton fils et ta fille, ton serviteur et ta servante, le Lévite qui sera dans tes portes, et l`étranger, l`orphelin et la veuve qui seront au milieu de toi.
11. Ary mifalia eo anatrehan' i Jehovah Andriamanitrao ianao, dia ianao sy ny zanakao lahy sy ny zanakao vavy, ary ny mpanomponao lahy sy ny mpanomponao vavy, ary ny Levita izay eo am-bavahadinao mbamin' ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena izay eo aminao, dia eo amin' ny toerana izay hofidin' i Jehovah Andriamanitrao hampitoerana ny anarany.
12. And thou shalt remember that thou wast a bondman in Egypt: and thou shalt observe and do these statutes.
12. Tu te souviendras que tu as été esclave en Égypte, et tu observeras et mettras ces lois en pratique.
12. "Ary tsarovy fa andevo tany amin' ny tany Egypta ianao; koa tandremo sy araho ireo didy ireo."
Feast of Tabernacles
13. Thou shalt observe the feast of tabernacles seven days, after that thou hast gathered in thy corn and thy wine:
13. Tu célébreras la fête des tabernacles pendant sept jours, quand tu recueilleras le produit de ton aire et de ton pressoir.
13. "Tandremo hafitoana ny andro firavoravoana momba ny tabernakely, rehefa avy nangoninao ny avy amin' ny varimbazahanao sy ny diloilonao;"
14. And thou shalt rejoice in thy feast, thou, and thy son, and thy daughter, and thy manservant, and thy maidservant, and the Levite, the stranger, and the fatherless, and the widow, that are within thy gates.
14. Tu te réjouiras à cette fête, toi, ton fils et ta fille, ton serviteur et ta servante, et le Lévite, l`étranger, l`orphelin et la veuve qui seront dans tes portes.
14. Ary mifalia amin' ny andro firavoravoanao ianao, dia ianao sy ny zanakao lahy sy ny zanakao vavy sy ny mpanomponao lahy sy ny mpanomponao vavy ary ny Levita mbamin' ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena izay ao am-bavahadinao.
15. Seven days shalt thou keep a solemn feast unto the LORD thy God in the place which the LORD shall choose: because the LORD thy God shall bless thee in all thine increase, and in all the works of thine hands, therefore thou shalt surely rejoice.
15. "Tu célébreras la fête pendant sept jours en l`honneur de l`Éternel, ton Dieu, dans le lieu que choisira l`Éternel; car l`Éternel, ton Dieu, te bénira dans toutes tes récoltes et dans tout le travail de tes mains, et tu te livreras entièrement à la joie."
15. Hafitoana no hitandremanao andro firavoravoana lehibe ho an' i Jehovah Andriamanitrao eo amin' ny toerana izay hofidin' i Jehovah, satria hitahy anao Jehovah Andriamanitrao amin' ny vokatrao rehetra sy ny asan' ny tananao rehetra, ka dia hifaly tokoa ianao.
16. Three times in a year shall all thy males appear before the LORD thy God in the place which he shall choose; in the feast of unleavened bread, and in the feast of weeks, and in the feast of tabernacles: and they shall not appear before the LORD empty:
16. Trois fois par année, tous les mâles d`entre vous se présenteront devant l`Éternel, ton Dieu, dans le lieu qu`il choisira: à la fête des pains sans levain, à la fête des semaines, et à la fête des tabernacles. On ne paraîtra point devant l`Éternel les mains vides.
16. Intelo isan-taona ny lehilahy rehetra aminao no hiseho eo anatrehan' i Jehovah Andriamanitrao eo amin' ny tany izay hofidiny, dia amin' ny andro firavoravoana fihinanana mofo tsy misy lalivay sy ny andro firavoravoana momba ny herinandro, ary ny andro firavoravoana momba ny tabernakely. Ary aoka tsy hiseho eo anatrehan' i Jehovah tsy mitondra na inona na inona ireo.
17. Every man shall give as he is able, according to the blessing of the LORD thy God which he hath given thee.
17. Chacun donnera ce qu`il pourra, selon les bénédictions que l`Éternel, ton Dieu, lui aura accordées.
17. Fa aoka samy hanome izay zakany avy, araka ny fitahian' i Jehovah Andriamanitrao, izay nomeny anao.
Judges
18. Judges and officers shalt thou make thee in all thy gates, which the LORD thy God giveth thee, throughout thy tribes: and they shall judge the people with just judgment.
18. "Tu établiras des juges et des magistrats dans toutes les villes que l`Éternel, ton Dieu, te donne, selon tes tribus; et ils jugeront le peuple avec justice."
18. Mifidiana mpitsara sy mpifehy ho anao ao am-bavahadinao rehetra izay omen' i Jehovah Andriamanitrao anao, manerana ny fokonao rehetra, dia hitsara ny olona amin' ny fitsarana marina ireo.
19. Thou shalt not wrest judgment; thou shalt not respect persons, neither take a gift: for a gift doth blind the eyes of the wise, and pervert the words of the righteous.
19. Tu ne porteras atteinte à aucun droit, tu n`auras point égard à l`apparence des personnes, et tu ne recevras point de présent, car les présents aveuglent les yeux des sages et corrompent les paroles des justes.
19. "Aza manao fitsarana miangatra, aza mizaha tavan' olona, ary aza mandray kolikoly; fa ny kolikoly mahajamba ny mason' ny hendry ary mamadika ny tenin' ny marina."
20. That which is altogether just shalt thou follow, that thou mayest live, and inherit the land which the LORD thy God giveth thee.
20. Tu suivras ponctuellement la justice, afin que tu vives et que tu possèdes le pays que l`Éternel, ton Dieu, te donne.
20. Ny marina dia ny marina no harahinao, mba ho velona ianao ka handova ny tany izay omen' i Jehovah Andriamanitrao anao.
Worshipping Other Gods
21. Thou shalt not plant thee a grove of any trees near unto the altar of the LORD thy God, which thou shalt make thee.
21. Tu ne fixeras aucune idole de bois à côté de l`autel que tu élèveras à l`Éternel, ton Dieu.
21. Aza manangana hazo ho Aseraha ho anao eo anilan' ny alitaran' i Jehovah Andriamanitrao, izay hataonao ho anao.
22. Neither shalt thou set thee up any image; which the LORD thy God hateth.
22. Tu ne dresseras point de statues, qui sont en aversion à l`Éternel, ton Dieu.
22. "Ary aza manao tsangambaton-tsampy ho anao; fa halan' i Jehovah Andriamanitrao ny manao izany."