Daniel's Vision of a Ram and a Goat
1. In the third year of the reign of king Belshazzar a vision appeared unto me, even unto me Daniel, after that which appeared unto me at the first.
1. La troisième année du règne du roi Beltschatsar, moi, Daniel, j`eus une vision, outre celle que j`avais eue précédemment.
1. Tamin' ny taona fahatelo nanjakan' i Belsazara mpanjaka dia nisy fahitana niseho tamiko, izaho Daniela, taorian' ilay niseho tamiko tamin' ny voalohany.
2. And I saw in a vision; and it came to pass, when I saw, that I was at Shushan in the palace, which is in the province of Elam; and I saw in a vision, and I was by the river of Ulai.
2. "Lorsque j`eus cette vision, il me sembla que j`étais à Suse, la capitale, dans la province d`Élam; et pendant ma vision, je me trouvais près du fleuve d`Ulaï."
2. "Ary nahita tamin' ny fahitana aho; ka izao no niseho, raha mbola nijery aho, dia, indro tao Sosana aho tao amin' ny lapa izay ao amin' ny tany Elama; ary nahita tamin' ny fahitana aho, fa teo amoron' ny ony Olay aho."
3. Then I lifted up mine eyes, and saw, and, behold, there stood before the river a ram which had two horns: and the two horns were high; but one was higher than the other, and the higher came up last.
3. "Je levai les yeux, je regardai, et voici, un bélier se tenait devant le fleuve, et il avait des cornes; ces cornes étaient hautes, mais l`une était plus haute que l`autre, et elle s`éleva la dernière."
3. "Dia natopiko ny masoko, ka hitako, fa indro, nisy ondrilahy iray nitsangana teo amoron' ny ony, izay nanana tandroka roa; lava ireo tandroka ireo, ary ny anankiray lava noho ny anankiray, nefa ilay lavalava kokoa no niposaka taoriana."
4. I saw the ram pushing westward, and northward, and southward; so that no beasts might stand before him, neither was there any that could deliver out of his hand; but he did according to his will, and became great.
4. "Je vis le bélier qui frappait de ses cornes à l`occident, au septentrion et au midi; aucun animal ne pouvait lui résister, et il n`y avait personne pour délivrer ses victimes; il faisait ce qu`il voulait, et il devint puissant."
4. "Hitako ny ondrilahy manoto miankandrefana sy mianavaratra ary miana-tsimo; ary tsy nisy biby nahajanona teo anoloany, ary tsy nisy naharombaka izay mby teny an-tanany; fa nanao araka izay sitrapony izy ka tonga lehibe."
5. And as I was considering, behold, an he goat came from the west on the face of the whole earth, and touched not the ground: and the goat had a notable horn between his eyes.
5. "Comme je regardais attentivement, voici, un bouc venait de l`occident, et parcourait toute la terre à sa surface, sans la toucher; ce bouc avait une grande corne entre les yeux."
5. "Ary raha mbola nandinika aho, dia, indro, nisy osilahy nivoaka avy tany andrefana ka nitety ny tany rehetra, nefa tsy nikasika ny tany; ary ilay osilahy dia nanana tandroka lehibe teo anelanelan' ny masony."
6. And he came to the ram that had two horns, which I had seen standing before the river, and ran unto him in the fury of his power.
6. Il arriva jusqu`au bélier qui avait des cornes, et que j`avais vu se tenant devant le fleuve, et il courut sur lui dans toute sa fureur.
6. Ary nankeo amin' ilay ondrilahy nanana tandroka roa izy, dia ilay efa hitako nitsangana eo amoron' ny ony, ka nanazakazaka azy tamin' ny fahatezeran' ny heriny.
7. And I saw him come close unto the ram, and he was moved with choler against him, and smote the ram, and brake his two horns: and there was no power in the ram to stand before him, but he cast him down to the ground, and stamped upon him: and there was none that could deliver the ram out of his hand.
7. "Je le vis qui s`approchait du bélier et s`irritait contre lui; il frappa le bélier et lui brisa les deux cornes, sans que le bélier eût la force de lui résister; il le jeta par terre et le foula, et il n`y eut personne pour délivrer le bélier."
7. "Ary hitako nanatona ho eo anilan' ny ondrilahy izy, dia nisafoaka taminy ka namely ny ondrilahy ary nanapaka ny tandrony roa, ka tsy nanankery hahajanona teo anoloany intsony ilay ondrilahy, fa nazerany teo amin' ny tany ka nohitsakitsahany; ary tsy nisy nahafaka ilay ondrilahy teny an-tanany."
8. Therefore the he goat waxed very great: and when he was strong, the great horn was broken; and for it came up four notable ones toward the four winds of heaven.
8. "Le bouc devint très puissant; mais lorsqu`il fut puissant, sa grande corne se brisa. Quatre grandes cornes s`élevèrent pour la remplacer, aux quatre vents des cieux."
8. "Ary dia nihahery indrindra ilay osilahy; nefa nony nahery izy, dia tapaka ilay tandrony lehibe; ary nisy efatra lehibe nipoitra nisolo iny nifanandrify tamin' ny rivotra efatry ny lanitra."
9. And out of one of them came forth a little horn, which waxed exceeding great, toward the south, and toward the east, and toward the pleasant land.
9. De l`une d`elles sortit une petite corne, qui s`agrandit beaucoup vers le midi, vers l`orient, et vers le plus beau des pays.
9. Ary nisy tandroka kely nipoitra avy tamin' ny anankiray amin' ireny ka nihalehibe indrindra nianatsimo sy niantsinanana ary nankany amin' ny tany mahafinaritra.
10. And it waxed great, even to the host of heaven; and it cast down some of the host and of the stars to the ground, and stamped upon them.
10. Elle s`éleva jusqu`à l`armée des cieux, elle fit tomber à terre une partie de cette armée et des étoiles, et elle les foula.
10. "Ary nihalehibe izy ka nihatra tamin' ireo marobe eny amin' ny lanitra; ary nisy nazerany ho amin' ny tany ireo marobe sy ny kintana ka nohitsakitsahiny."
11. Yea, he magnified himself even to the prince of the host, and by him the daily sacrifice was taken away, and the place of his sanctuary was cast down.
11. Elle s`éleva jusqu`au chef de l`armée, lui enleva le sacrifice perpétuel, et renversa le lieu de son sanctuaire.
11. Eny, nihalehibe izy ka dia niady tamin' ny Komandin' ireo marobe, ary nesorina taminy ny fanatitra isan' andro, ary ny fitoerana masina noravana.
12. And an host was given him against the daily sacrifice by reason of transgression, and it cast down the truth to the ground; and it practised, and prospered.
12. "L`armée fut livrée avec le sacrifice perpétuel, à cause du péché; la corne jeta la vérité par terre, et réussit dans ses entreprises."
12. "Ary nisy marobe mbamin' ny fanatitra isan' andro natolotra azy noho ny fahadisoana, dia nazerany ho amin' ny tany ny fahamarinana; ary niasa izy sady nambinina."
13. Then I heard one saint speaking, and another saint said unto that certain saint which spake, How long shall be the vision concerning the daily sacrifice, and the transgression of desolation, to give both the sanctuary and the host to be trodden under foot?
13. "J`entendis parler un saint; et un autre saint dit à celui qui parlait: Pendant combien de temps s`accomplira la vision sur le sacrifice perpétuel et sur le péché dévastateur? Jusques à quand le sanctuaire et l`armée seront-ils foulés?"
13. Dia nandre ny masina anankiray niteny aho, ary nisy masina iray koa nanao tamin' ilay niteny hoe: Mandra-pahoviana ny fahitana ny amin' ny fanatitra isan' andro, ary ny fahotana mahatonga fandravana mba hanolorana ny fitoerana masina sy ireo marobe ho fanitsaka?
14. And he said unto me, Unto two thousand and three hundred days; then shall the sanctuary be cleansed.
14. "Et il me dit: Deux mille trois cents soirs et matins; puis le sanctuaire sera purifié."
14. "Ary hoy izy tamiko: Telonjato sy roa arivo andro; ary rehefa afaka izany vao hodiovina ny fitoerana masina."
15. And it came to pass, when I, even I Daniel, had seen the vision, and sought for the meaning, then, behold, there stood before me as the appearance of a man.
15. Tandis que moi, Daniel, j`avais cette vision et que je cherchais à la comprendre, voici, quelqu`un qui avait l`apparence d`un homme se tenait devant moi.
15. Ary izao no niseho, nony nahita ny fahitana izaho Daniela, ka nitady hahafantatra ny heviny, dia indro, nisy nanana tarehy tahaka ny olona nitsangana teo anatrehako.
16. And I heard a man's voice between the banks of Ulai, which called, and said, Gabriel, make this man to understand the vision.
16. "Et j`entendis la voix d`un homme au milieu de l`Ulaï; il cria et dit: Gabriel, explique-lui la vision."
16. Ary nandre feon' olona tao afovoan' i Olay aho, izay niantso ka nanao hoe: Ry Gabriela, ampahalalao ny fahitana ity lehilahy ity.
17. So he came near where I stood: and when he came, I was afraid, and fell upon my face: but he said unto me, Understand, O son of man: for at the time of the end shall be the vision.
17. "Il vint alors près du lieu où j`étais; et à son approche, je fus effrayé, et je tombai sur ma face. Il me dit: Sois attentif, fils de l`homme, car la vision concerne un temps qui sera la fin."
17. "Ary dia nankeo amin' ilay nitsanganako izy; ary nony tonga izy, dia raiki-tahotra aho ka nikarapoka nihohoka; nefa hoy izy tamiko: Aoka ho fantatrao ry zanak' olona, fa ho amin' ny fotoana farany ny fahitana."
18. Now as he was speaking with me, I was in a deep sleep on my face toward the ground: but he touched me, and set me upright.
18. Comme il me parlait, je restai frappé d`étourdissement, la face contre terre. Il me toucha, et me fit tenir debout à la place où je me trouvais.
18. "Ary raha niresaka tamiko izy dia renoky ny torimaso teo amin' ny tany aho; fa izy nanohina nampitsangana ahy."
19. And he said, Behold, I will make thee know what shall be in the last end of the indignation: for at the time appointed the end shall be.
19. Puis il me dit: Je vais t`apprendre, ce qui arrivera au terme de la colère, car il y a un temps marqué pour la fin.
19. "Dia hoy izy: Indro hampahafantariko anao izay ho tonga amin' ny fahatezerana farany; fa amin' ny fotoana voatendry dia ho tonga ny farany."
20. The ram which thou sawest having two horns are the kings of Media and Persia.
20. Le bélier que tu as vu, et qui avait des cornes, ce sont les rois des Mèdes et des Perses.
20. Ilay ondrilahy hitanao nanana tandroka roa dia ny mpanjakan' i Media sy Persia.
21. And the rough goat is the king of Grecia: and the great horn that is between his eyes is the first king.
21. Le bouc, c`est le roi de Javan, La grande corne entre ses yeux, c`est le premier roi.
21. "Ary ny osilahy lava volo dia ny mpanjakan' i Grisia; ary ny tandroka lehibe teo anelanelan' ny masony dia ny mpanjaka voalohany."
22. Now that being broken, whereas four stood up for it, four kingdoms shall stand up out of the nation, but not in his power.
22. Les quatre cornes qui se sont élevées pour remplacer cette corne brisée, ce sont quatre royaumes qui s`élèveront de cette nation, mais qui n`auront pas autant de force.
22. Ary ny amin' ilay efa tapaka, ka nisy efatra nitsangana nandimby azy, dia hisy fanjakana efatra hitsangana avy amin' ny jentilisa, nefa tsy mitovy hery aminy.
23. And in the latter time of their kingdom, when the transgressors are come to the full, a king of fierce countenance, and understanding dark sentences, shall stand up.
23. A la fin de leur domination, lorsque les pécheurs seront consumés, il s`élèvera un roi impudent et artificieux.
23. Ary amin' ny fotoana farany amin' ny fanjakany, rehefa tanteraky ny mpanota ny asany, dia hisy mpanjaka hitsangana, izay masia-tarehy sy mahafantatra zavatra saro-pantarina.
24. And his power shall be mighty, but not by his own power: and he shall destroy wonderfully, and shall prosper, and practise, and shall destroy the mighty and the holy people.
24. "Sa puissance s`accroîtra, mais non par sa propre force; il fera d`incroyables ravages, il réussira dans ses entreprises, il détruira les puissants et le peuple des saints."
24. "Ary ho be ny heriny, nefa tsy amin' ny herin' ny tenany; ary mahagaga ny fanimbana hataony; ary hambinina izy ka hahefa ary hanimba ny mahery sy ny olo-masina."
25. And through his policy also he shall cause craft to prosper in his hand; and he shall magnify himself in his heart, and by peace shall destroy many: he shall also stand up against the Prince of princes; but he shall be broken without hand.
25. "A cause de sa prospérité et du succès de ses ruses, il aura de l`arrogance dans le coeur, il fera périr beaucoup d`hommes qui vivaient paisiblement, et il s`élèvera contre le chef des chefs; mais il sera brisé, sans l`effort d`aucune main."
25. "Ary ny fahafetseny koa no hahaizany mitondra ny fihavanana eny an-tanany; ary hiavonavona am-po izy ka handringana ny maro amin' ny fanambinana; ary hitsangana hanohitra ny Andrianan' ny andriana izy, kanjo ho torotoro kosa, nefa tsy hisy tanana hamely azy tsinona."
26. And the vision of the evening and the morning which was told is true: wherefore shut thou up the vision; for it shall be for many days.
26. Et la vision des soirs et des matins, dont il s`agit, est véritable. Pour toi, tiens secrète cette vision, car elle se rapporte à des temps éloignés.
26. "Ary ny fahitana ny amin' ny hariva sy maraina ilay nambara dia marina; koa ahoròny ny fahitana, fa mbola ho andro maro izany."
27. And I Daniel fainted, and was sick certain days; afterward I rose up, and did the king's business; and I was astonished at the vision, but none understood it.
27. "Moi, Daniel, je fus plusieurs jours languissant et malade; puis je me levai, et je m`occupai des affaires du roi. J`étais étonné de la vision, et personne n`en eut connaissance."
27. "Ary izaho Daniela dia torana ka narary andro vitsivitsy; ary nony afaka izany, dia nitsangana aho, ka nanao ny raharahan' ny mpanjaka; ary gaga aho ny amin' ny fahitana, nefa tsy nisy nahafantatra izany."