Daniel's Vision of a Man
1. In the third year of Cyrus king of Persia a thing was revealed unto Daniel, whose name was called Belteshazzar; and the thing was true, but the time appointed was long: and he understood the thing, and had understanding of the vision.
1. La troisième année de Cyrus, roi de Perse, une parole fut révélée à Daniel, qu`on nommait Beltschatsar. Cette parole, qui est véritable, annonce une grande calamité. Il fut attentif à cette parole, et il eut l`intelligence de la vision.
1. "Tamin' ny taona fahatelo nanjakan' i Kyrosy, mpanjakan' i Persia, dia nisy zavatra nambara tamin' i Daniela, izay antsoina hoe: Beltesazara; marina ny teny fa ny fotoana voatendry dia ela ary nahalala ny teny izy sady nahafantatra ny fahitana."
2. In those days I Daniel was mourning three full weeks.
2. En ce temps-là, moi, Daniel, je fus trois semaines dans le deuil.
2. Tamin' izany andro izany izaho Daniela dia nisaona roatokombolana mipaka.
3. I ate no pleasant bread, neither came flesh nor wine in my mouth, neither did I anoint myself at all, till three whole weeks were fulfilled.
3. Je ne mangeai aucun mets délicat, il n`entra ni viande ni vin dans ma bouche, et je ne m`oignis point jusqu`à ce que les trois semaines fussent accomplies.
3. Tsy nihinana hanim-py aho, sady tsy nanendry hena na divay ny vavako, ary tsy nihosotra diloilo akory aho ambara-pahatapitry ny roatokombolana mipaka.
4. And in the four and twentieth day of the first month, as I was by the side of the great river, which is Hiddekel;
4. Le vingt-quatrième jour du premier mois, j`étais au bord du grand fleuve qui est Hiddékel.
4. Ary tamin' ny andro fahefatra amby roapolo tamin' ny volana voalohany, raha teo amoron' ny ony lehibe aho, Hidekela izany,
5. Then I lifted up mine eyes, and looked, and behold a certain man clothed in linen, whose loins were girded with fine gold of Uphaz:
5. Je levai les yeux, je regardai, et voici, il y avait un homme vêtu de lin, et ayant sur les reins une ceinture d`or d`Uphaz.
5. "Dia nanopy ny masoko aho ka nijery, ary, indro, nisy lehilahy iray nitafy rongony fotsy, ka volamena tsara avy any Ofaza no nisikinany;"
6. His body also was like the beryl, and his face as the appearance of lightning, and his eyes as lamps of fire, and his arms and his feet like in colour to polished brass, and the voice of his words like the voice of a multitude.
6. Son corps était comme de chrysolithe, son visage brillait comme l`éclair, ses yeux étaient comme des flammes de feu, ses bras et ses pieds ressemblaient à de l`airain poli, et le son de sa voix était comme le bruit d`une multitude.
6. "Tahaka ny beryla koa ny tenany, ary tahaka ny helatra ny tarehiny, ary tahaka ny fanilo mirehitra ny masony, ary mivolom-barahina manganohano ny sandriny sy ny tongony; ary ny feon' ny teniny toy ny feon' olona marobe;"
7. And I Daniel alone saw the vision: for the men that were with me saw not the vision; but a great quaking fell upon them, so that they fled to hide themselves.
7. Moi, Daniel, je vis seul la vision, et les hommes qui étaient avec moi ne la virent point, mais ils furent saisis d`une grande frayeur, et ils prirent la fuite pour se cacher.
7. "Ary izaho Daniela ihany no nahita ny fahitana; fa ny olona izay teo amiko kosa tsy mba nahita izany, fa toran-kovitra indrindra izy ka nandositra niery."
8. Therefore I was left alone, and saw this great vision, and there remained no strength in me: for my comeliness was turned in me into corruption, and I retained no strength.
8. "Je restai seul, et je vis cette grande vision; les forces me manquèrent, mon visage changea de couleur et fut décomposé, et je perdis toute vigueur."
8. "Ary dia nilaozana ho irery aho ary nahita izany fahitana lehibe izany, dia tsy nisy hery tafajanona tato amiko; fa nihasimba nivaloarika ny tarehiko, ary tsy nisy hery intsony tamiko."
9. Yet heard I the voice of his words: and when I heard the voice of his words, then was I in a deep sleep on my face, and my face toward the ground.
9. "J`entendis le son de ses paroles; et comme j`entendais le son de ses paroles, je tombai frappé d`étourdissement, la face contre terre."
9. "Nefa nandre ny feon' ny teniny ihany aho; ary nony nandre ny feon' ny teniny aho, dia renoky ny torimaso niankohoka tamin' ny tany."
10. And, behold, an hand touched me, which set me upon my knees and upon the palms of my hands.
10. Et voici, une main me toucha, et secoua mes genoux et mes mains.
10. Ary, indro, nisy tanana nanohina ahy ka nanarina ahy handohalika sy hitehin-tanana.
11. And he said unto me, O Daniel, a man greatly beloved, understand the words that I speak unto thee, and stand upright: for unto thee am I now sent. And when he had spoken this word unto me, I stood trembling.
11. "Puis il me dit: Daniel, homme bien-aimé, sois attentif aux paroles que je vais te dire, et tiens-toi debout à la place où tu es; car je suis maintenant envoyé vers toi. Lorsqu`il m`eut ainsi parlé, je me tins debout en tremblant."
11. "Ary hoy izy tamiko: Ry Daniela malala indrindra ô, fantaro ny teny izay lazaiko aminao, ka mijoroa; fa nirahina ho aty aminao aho ankehitriny.Ary nony nilaza izany teny izany tamiko izy, dia nitsangana nangovitra aho."
12. Then said he unto me, Fear not, Daniel: for from the first day that thou didst set thine heart to understand, and to chasten thyself before thy God, thy words were heard, and I am come for thy words.
12. "Il me dit: Daniel, ne crains rien; car dès le premier jour où tu as eu à coeur de comprendre, et de t`humilier devant ton Dieu, tes paroles ont été entendues, et c`est à cause de tes paroles que je viens."
12. "Dia hoy izy tamiko: Aza matahotra, ry Daniela; fa hatramin' ilay andro voalohany nampiasanao ny fonao hahalala sy hampahory ny tenanao teo anatrehan' Andriamanitrao dia efa re ny teninao, ary noho ny teninao dia avy Aho."
13. But the prince of the kingdom of Persia withstood me one and twenty days: but, lo, Michael, one of the chief princes, came to help me; and I remained there with the kings of Persia.
13. "Le chef du royaume de Perse m`a résisté vingt et un jours; mais voici, Micaël, l`un des principaux chefs, est venu à mon secours, et je suis demeuré là auprès des rois de Perse."
13. "Fa ilay andrianan' ny fanjakan' i Persia dia nanohitra ahy iraika amby roapolo andro; fa indro kosa Mikaela, anankiray amin' ireo andriana lehibe, no tonga hanampy ahy; ka dia izaho ihany no sisa nijanona teo amin' ny mpanjakan' i Persia."
14. Now I am come to make thee understand what shall befall thy people in the latter days: for yet the vision is for many days.
14. "Je viens maintenant pour te faire connaître ce qui doit arriver à ton peuple dans la suite des temps; car la vision concerne encore ces temps-là."
14. Ary avy hampahafantatra anao izay hanjò ny firenenao any am-parany aho, satria mbola hihatra andro maro ny fahitana.
15. And when he had spoken such words unto me, I set my face toward the ground, and I became dumb.
15. Tandis qu`il m`adressait ces paroles, je dirigeai mes regards vers la terre, et je gardai le silence.
15. Ary nony nilaza izany teny izany tamiko izy, dia niankohoka tamin' ny tany aho ka tonga moana.
16. And, behold, one like the similitude of the sons of men touched my lips: then I opened my mouth, and spake, and said unto him that stood before me, O my lord, by the vision my sorrows are turned upon me, and I have retained no strength.
16. Et voici, quelqu`un qui avait l`apparence des fils de l`homme toucha mes lèvres. J`ouvris la bouche, je parlai, et je dis à celui qui se tenait devant moi: Mon seigneur, la vision m`a rempli d`effroi, et j`ai perdu toute vigueur.
16. Ary, indro, nisy anankiray miendri-janak' olombelona nanendry ny molotro, dia nisoka-bava aho ka niteny nanao tamin' ilay nitsangana teo anatrehako hoe: Tompoko, azon' ny fanaintainana aho noho ny fahitana ka tsy manan-kery intsony.
17. For how can the servant of this my lord talk with this my lord? for as for me, straightway there remained no strength in me, neither is there breath left in me.
17. Comment le serviteur de mon seigneur pourrait-il parler à mon seigneur? Maintenant les forces me manquent, et je n`ai plus de souffle.
17. Fa aiza no ahazoan' ity izaho mpanompon' ny tompoko ity hiteny aminao tompoko? Ary ny amiko, tamin' izay dia tsy nisy hery nitoetra intsony tato amiko, na nisy aina tavela tato amiko.
18. Then there came again and touched me one like the appearance of a man, and he strengthened me,
18. Alors celui qui avait l`apparence d`un homme me toucha de nouveau, et me fortifia.
18. Ary nisy indray nanana endrik' olona nanendry ahy koa, dia nampahery ahy,
19. And said, O man greatly beloved, fear not: peace be unto thee, be strong, yea, be strong. And when he had spoken unto me, I was strengthened, and said, Let my lord speak; for thou hast strengthened me.
19. Puis il me dit: Ne crains rien, homme bien-aimé, que la paix soit avec toi! courage, courage! Et comme il me parlait, je repris des forces, et je dis: Que mon seigneur parle, car tu m`as fortifié.
19. "Ka nanao hoe: Aza matahotra, ry ilay malala indrindra; fiadanana anie ho anao, mahereza, eny mahereza. Ary rehefa niteny tamiko izy, dia nihahery aho ka nanao hoe: Aoka hiteny ianao tompoko, satria efa nampahery ahy."
20. Then said he, Knowest thou wherefore I come unto thee? and now will I return to fight with the prince of Persia: and when I am gone forth, lo, the prince of Grecia shall come.
20. "Il me dit: Sais-tu pourquoi je suis venu vers toi? Maintenant je m`en retourne pour combattre le chef de la Perse; et quand je partirai, voici, le chef de Javan viendra."
20. Dia hoy izy: Moa fantatrao va ny niaviako aty aminao? Ankehitriny dia hiverina hiady amin' ny andrianan' i Persia aho, ary rehefa mivoaka aho, dia, indro, ho avy ny andrianan' i Grisia.
21. But I will shew thee that which is noted in the scripture of truth: and there is none that holdeth with me in these things, but Michael your prince.
21. Mais je veux te faire connaître ce qui est écrit dans le livre de la vérité. Personne ne m`aide contre ceux-là, excepté Micaël, votre chef.
21. "Fa hambarako aminao izay voasoratra ao amin' ny soratry ny fahamarinana; nefa tsy misy miara-misikina amiko hanohitra ireo, afa-tsy Mikaela andriananareo."