1. And after the uproar was ceased, Paul called unto him the disciples, and embraced them, and departed for to go into Macedonia.
1. Lorsque le tumulte eut cessé, Paul réunit les disciples, et, après les avoir exhortés, prit congé d`eux, et partit pour aller en Macédoine.
1. Ary rehefa nitsahatra ny tabataba,dia nampaka ny mpianatra Paoly ka namihina ireo dia lasa nankany Masedonia.
2. And when he had gone over those parts, and had given them much exhortation, he came into Greece,
2. Il parcourut cette contrée, en adressant aux disciples de nombreuses exhortations.
2. Ary rehefa nitety izany tany izany sy nananatra ny olona tamin' ny teny maro izy, dia tonga tany Gresy.
3. And there abode three months. And when the Jews laid wait for him, as he was about to sail into Syria, he purposed to return through Macedonia.
3. Puis il se rendit en Grèce, où il séjourna trois mois. Il était sur le point de s`embarquer pour la Syrie, quand les Juifs lui dressèrent des embûches. Alors il se décida à reprendre la route de la Macédoine.
3. Ary nitoetra telo volana tao izy. Rehefa hiondrana an-tsambo hankany Syria izy, ka nisy Jiosy nanotrika azy dia niova hevitra izy, ka lasa niverina namaky an' i Masedonia.
4. And there accompanied him into Asia Sopater of Berea; and of the Thessalonians, Aristarchus and Secundus; and Gaius of Derbe, and Timotheus; and of Asia, Tychicus and Trophimus.
4. Il avait pour l`accompagner jusqu`en Asie: Sopater de Bérée, fils de Pyrrhus, Aristarque et Second de Thessalonique, Gaïus de Derbe, Timothée, ainsi que Tychique et Trophime, originaires d`Asie.
4. Ary niaraka taminy hatrany Azia Sopatera, avy any Beria, ary Aristarko sy Sekondo avy any Tesalonika, sy Gaio avy any Derbe, sy Timoty, ary Tykiko sy Trofimo avy any Azia.
5. These going before tarried for us at Troas.
5. Ceux-ci prirent les devants, et nous attendirent à Troas.
5. Ireo dia efa nialoha ka niandry anay tany Troasy.
6. And we sailed away from Philippi after the days of unleavened bread, and came unto them to Troas in five days; where we abode seven days.
6. Pour nous, après les jours des pains sans levain, nous nous embarquâmes à Philippes, et, au bout de cinq jours, nous les rejoignîmes à Troas, où nous passâmes sept jours.
6. "Ary niondrana an-tsambo niala tany Filipy izahay, rehefa tapitra ny andro fihinanana ny mofo tsy misy lalivay, dia nankany aminy tany Troasy izahay nony afaka hadimiana; ary tany no nitoeranay hafitoana."
7. And upon the first day of the week, when the disciples came together to break bread, Paul preached unto them, ready to depart on the morrow; and continued his speech until midnight.
7. Le premier jour de la semaine, nous étions réunis pour rompre le pain. Paul, qui devait partir le lendemain, s`entretenait avec les disciples, et il prolongea son discours jusqu`à minuit.
7. "Ary tamin' ny andro voalohany amin' ny herinandro, rehefa niangona hamaky mofo ny mpianatra, dia nitoriteny taminy Paoly, fa nikasa handeha maraina izy; dia naharitra nitoriteny mandra-pahamamatonalina izy."
8. And there were many lights in the upper chamber, where they were gathered together.
8. Il y avait beaucoup de lampes dans la chambre haute où nous étions assemblés.
8. Ary nisy jiro maro teo an-trano ambony izay niangonan' izy ireo.
9. And there sat in a window a certain young man named Eutychus, being fallen into a deep sleep: and as Paul was long preaching, he sunk down with sleep, and fell down from the third loft, and was taken up dead.
9. "Or, un jeune homme nommé Eutychus, qui était assis sur la fenêtre, s`endormit profondément pendant le long discours de Paul; entraîné par le sommeil, il tomba du troisième étage en bas, et il fut relevé mort."
9. "Ary nisy zatovo anankiray atao hoe Eotyka nipetraka teo am-baravarankely ka sondrian-tory; ary raha naharitra ela ny toritenin' i Paoly, dia niraika noho ny torimaso ilay zatovo ka nianjera tamin' ny tany avy eny amin' ny rihana fahatelo, ary nony narenina izy, dia indro, fa efa maty."
10. And Paul went down, and fell on him, and embracing him said, Trouble not yourselves; for his life is in him.
10. Mais Paul, étant descendu, se pencha sur lui et le prit dans ses bras, en disant: Ne vous troublez pas, car son âme est en lui.
10. Ary nidina Paoly, dia niankohoka taminy sy namihina azy ka nanao hoe: Aza manahy ianareo, fa mbola misy aina ihany izy.
11. When he therefore was come up again, and had broken bread, and eaten, and talked a long while, even till break of day, so he departed.
11. Quand il fut remonté, il rompit le pain et mangea, et il parla longtemps encore jusqu`au jour. Après quoi il partit.
11. Koa rehefa niakatra indray Paoly, dia namaky ny mofo, ary rehefa nihinana sy niresaka ela ambara-pahamarainan' ny andro izy, dia lasa nandeha.
12. And they brought the young man alive, and were not a little comforted.
12. Le jeune homme fut ramené vivant, et ce fut le sujet d`une grande consolation.
12. Ary nitondra ilay zatovo efa velona izy ireo ka faly dia faly.
13. And we went before to ship, and sailed unto Assos, there intending to take in Paul: for so had he appointed, minding himself to go afoot.
13. Pour nous, nous précédâmes Paul sur le navire, et nous fîmes voile pour Assos, où nous avions convenu de le reprendre, parce qu`il devait faire la route à pied.
13. Ary nialoha ho any an-tsambo izahay, dia niondrana nankany Aso, fa eo no handraisana an' i Paoly, satria eo no fotoana nataony, fa nikasa handeha tongotra izy.
14. And when he met with us at Assos, we took him in, and came to Mitylene.
14. Lorsqu`il nous eut rejoints à Assos, nous le prîmes à bord, et nous allâmes à Mytilène.
14. Ary rehefa nihaona taminay tao Aso izy, dia noraisinay, ary dia lasa nankany Mitylena izahay.
15. And we sailed thence, and came the next day over against Chios; and the next day we arrived at Samos, and tarried at Trogyllium; and the next day we came to Miletus.
15. De là, continuant par mer, nous arrivâmes le lendemain vis-à-vis de Chios. Le jour suivant, nous cinglâmes vers Samos, et le jour d`après nous vînmes à Milet.
15. "Ary rehefa niondrana an-tsambo niala teo izahay, dia tonga tandrifin' i Kio nony ampitso; ary nony ampitso indray dia niantsona tao Samo; ka nijanona kely tany Trogilio, ary tonga tany Malita izahay nony ampitson' iny."
16. For Paul had determined to sail by Ephesus, because he would not spend the time in Asia: for he hasted, if it were possible for him, to be at Jerusalem the day of Pentecost.
16. "Paul avait résolu de passer devant Éphèse sans s`y arrêter, afin de ne pas perdre de temps en Asie; car il se hâtait pour se trouver, si cela lui était possible, à Jérusalem le jour de la Pentecôte."
16. "Fa efa nikasa handeha an-tsambo handalo any Efesosy Paoly mba tsy hitoerany ela any Azia; fa maika izy, raha azony hatao, hamonjy ny andro Pentekosta any Jerosalema."
17. And from Miletus he sent to Ephesus, and called the elders of the church.
17. Cependant, de Milet Paul envoya chercher à Éphèse les anciens de l`Église.
17. Ary raha tany Malita i Paoly, dia naniraka hankany Efesosy izy ka nampaka ny loholon' ny fiangonana hankeo aminy.
18. And when they were come to him, he said unto them, Ye know, from the first day that I came into Asia, after what manner I have been with you at all seasons,
18. Lorsqu`ils furent arrivés vers lui, il leur dit: Vous savez de quelle manière, depuis le premier jour où je suis entré en Asie, je me suis sans cesse conduit avec vous,
18. Ary nony tonga teo aminy ireo, dia hoy izy taminy: Fantatrareo hatramin' ny andro voalohany nahatongavako teto Azia izay toetry ny fitondrantenako tami-nareo tamin' ny fotoana rehetra,
19. Serving the LORD with all humility of mind, and with many tears, and temptations, which befell me by the lying in wait of the Jews:
19. servant le Seigneur en toute humilité, avec larmes, et au milieu des épreuves que me suscitaient les embûches des Juifs.
19. Dia ny nanompoako ny Tompo tamin' ny fanetren-tena rehetra sy ny ranomaso be ary ny fakam-panahy izay nanjo ahy tamin' ny fanotrehan' ny Jiosy,
20. And how I kept back nothing that was profitable unto you, but have shewed you, and have taught you publickly, and from house to house,
20. Vous savez que je n`ai rien caché de ce qui vous était utile, et que je n`ai pas craint de vous prêcher et de vous enseigner publiquement et dans les maisons,
20. "Ka tsy mba nafeniko izay mahasoa, fa nambarako sy nampianariko anareo teo amin' ny miharihary ary tao amin' ny isan-trano;"
21. Testifying both to the Jews, and also to the Greeks, repentance toward God, and faith toward our Lord Jesus Christ.
21. annonçant aux Juifs et aux Grecs la repentance envers Dieu et la foi en notre Seigneur Jésus Christ.
21. Ary nijoroako ho vavolombelona tamin' ny Jiosy sy ny Grika koa ny fibebahana amin' Andriamanitra sy ny finoana an' i Jesosy Kristy Tompontsika.
22. And now, behold, I go bound in the spirit unto Jerusalem, not knowing the things that shall befall me there:
22. "Et maintenant voici, lié par l`Esprit, je vais à Jérusalem, ne sachant pas ce qui m`y arrivera;"
22. Ary ankehitriny, indro tery am-panahy hankany Jerosalema aho, nefa tsy fantatro izay hanjo ahy any,
23. Save that the Holy Ghost witnesseth in every city, saying that bonds and afflictions abide me.
23. seulement, de ville en ville, l`Esprit Saint m`avertit que des liens et des tribulations m`attendent.
23. Afa-tsy izay ambaran' ny Fanahy Masina amiko amin' ny isan-tanàna, fa hisy famatorana sy fahoriana hanjo ahy.
24. But none of these things move me, neither count I my life dear unto myself, so that I might finish my course with joy, and the ministry, which I have received of the Lord Jesus, to testify the gospel of the grace of God.
24. Mais je ne fais pour moi-même aucun cas de ma vie, comme si elle m`était précieuse, pourvu que j`accomplisse ma course avec joie, et le ministère que j`ai reçu du Seigneur Jésus, d`annoncer la bonne nouvelle de la grâce de Dieu.
24. Nefa tsy misy mampihontsina ahy izany, na ataoko ho zavatra akory ny aiko, mba hahavita ny alehako amim-pifaliana sy ny fanompoana izay noraisiko tamin' i Jesosy Tompo, hanambara ny filazantsaran' ny fahasoavan' Andriamanitra.
25. And now, behold, I know that ye all, among whom I have gone preaching the kingdom of God, shall see my face no more.
25. Et maintenant voici, je sais que vous ne verrez plus mon visage, vous tous au milieu desquels j`ai passé en prêchant le royaume de Dieu.
25. Ary, indro, ankehitriny fantatro fa tsy hahita ny tavako intsony ianareo rehetra izay nalehako nitoriako ny fanjakan' Andriamanitra.
26. Wherefore I take you to record this day, that I am pure from the blood of all men.
26. C`est pourquoi je vous déclare aujourd`hui que je suis pur du sang de vous tous,
26. Koa manambara aminareo aho anio, fa afaka amin' ny ranareo rehetra aho.
27. For I have not shunned to declare unto you all the counsel of God.
27. car je vous ai annoncé tout le conseil de Dieu, sans en rien cacher.
27. Fa tsy nafeniko anareo, fa notoriko taminareo avokoa ny tolo-tsain' Andriamanitra rehetra.
28. Take heed therefore unto yourselves, and to all the flock, over the which the Holy Ghost hath made you overseers, to feed the church of God, which he hath purchased with his own blood.
28. Prenez donc garde à vous-mêmes, et à tout le troupeau sur lequel le Saint Esprit vous a établis évêques, pour paître l`Église du Seigneur, qu`il s`est acquise par son propre sang.
28. Noho izany,tandremo ny tenanareo sy ny ondry rehetra izay nanaovan' ny Fanahy Masina anareo ho mpitandrina, hiandrasanareo ny fiangonan' Andriamanitra,izay novidiny tamin'ny rany.
29. For I know this, that after my departing shall grievous wolves enter in among you, not sparing the flock.
29. Je sais qu`il s`introduira parmi vous, après mon départ, des loups cruels qui n`épargneront pas le troupeau,
29. Fa fantatro fa rehefa lasa aho dia hisy amboadia masiaka hiditra eo aminareo izay tsy hiantra ny ondry.
30. Also of your own selves shall men arise, speaking perverse things, to draw away disciples after them.
30. et qu`il s`élèvera du milieu de vous des hommes qui enseigneront des choses pernicieuses, pour entraîner les disciples après eux.
30. Avy aminareo koa no hivoahan' ny olona sasany hanambara zava-dratsy hitaona mpianatra hanaraka azy.
31. Therefore watch, and remember, that by the space of three years I ceased not to warn every one night and day with tears.
31. Veillez donc, vous souvenant que, durant trois années, je n`ai cessé nuit et jour d`exhorter avec larmes chacun de vous.
31. Koa miambena, ary tsarovy fa telo taona mipaka aho tsy nitsahatra nananatra anareo rehetra andro aman' alina tamin' ny ranomaso.
32. And now, brethren, I commend you to God, and to the word of his grace, which is able to build you up, and to give you an inheritance among all them which are sanctified.
32. Et maintenant je vous recommande à Dieu et à la parole de sa grâce, à celui qui peut édifier et donner l`héritage avec tous les sanctifiés.
32. Ary ankehitriny, ry rahalahy, manolotra anareo ho amin' Andriamanitra sy ho amin' ny tenin' ny fahasoavany aho, izay mahay mampandroso sy manome lova anareo miaraka amin' izay rehetra nohamasinina.
33. I have coveted no man's silver, or gold, or apparel.
33. Je n`ai désiré ni l`argent, ni l`or, ni les vêtements de personne.
33. Tsy mba nitsiriritra volafotsy na volamena na lamban' olona aho.
34. Yea, ye yourselves know, that these hands have ministered unto my necessities, and to them that were with me.
34. Vous savez vous-mêmes que ces mains ont pourvu à mes besoins et à ceux des personnes qui étaient avec moi.
34. Eny, fantatrareo, fa ireto tanako ireto no niasa mba hahazoako sy ireo niaraka tamiko izay nilainay.
35. I have shewed you all things, how that so labouring ye ought to support the weak, and to remember the words of the Lord Jesus, how he said, It is more blessed to give than to receive.
35. Je vous ai montré de toutes manières que c`est en travaillant ainsi qu`il faut soutenir les faibles, et se rappeler les paroles du Seigneur, qui a dit lui-même: Il y a plus de bonheur à donner qu`à recevoir.
35. Efa nasehoko anareo tamin' ny zavatra rehetra fa tokony hiasa toy izany koa ianareo, mba hiantra ny mahantra ka hahatsiaro ny tenin' i Jesosy Tompo, izay manao hoe: Mahasambatra kokoa ny manome noho ny mandray.
36. And when he had thus spoken, he kneeled down, and prayed with them all.
36. Après avoir ainsi parlé, il se mit à genoux, et il pria avec eux tous.
36. Ary rehefa niteny izany izy, dia nandohalika teo ka niara-nivavaka tamin' izy rehetra.
37. And they all wept sore, and fell on Paul's neck, and kissed him,
37. Et tous fondirent en larmes, et, se jetant au cou de Paul,
37. Ary nitomany mafy izy rehetra, dia namihina ny vozon' i Paoly ka nanoroka azy,
38. Sorrowing most of all for the words which he spake, that they should see his face no more. And they accompanied him unto the ship.
38. ils l`embrassaient, affligés surtout de ce qu`il avait dit qu`ils ne verraient plus son visage. Et ils l`accompagnèrent jusqu`au navire.
38. Sady nalahelo indrindra noho ny teny nolazainy fa tsy hahita ny tavany intsony izy. Dia nanatitra azy teny an-tsambo izy ireo.