1. And it came to pass, that, while Apollos was at Corinth, Paul having passed through the upper coasts came to Ephesus: and finding certain disciples,
1. Pendant qu`Apollos était à Corinthe, Paul, après avoir parcouru les hautes provinces de l`Asie, arriva à Éphèse. Ayant rencontré quelques disciples, il leur dit:
1. Ary izao no niseho, raha mbola tany Korinto Apolosy, dia nitety ny tany ambony Paoly ka tonga tany Efesosy, ary nahita mpianatra sasany teo izy,
2. He said unto them, Have ye received the Holy Ghost since ye believed? And they said unto him, We have not so much as heard whether there be any Holy Ghost.
2. Avez-vous reçu le Saint Esprit, quand vous avez cru? Ils lui répondirent: Nous n`avons pas même entendu dire qu`il y ait un Saint Esprit.
2. Ka nanao taminy hoe: Efa noraisinareo ve ny Fanahy Masina fony vao nino ianareo? Ary ireo nanao taminy hoe: Tsy mbola renay akory na misy ny Fanahy Masina, na tsia.
3. And he said unto them, Unto what then were ye baptized? And they said, Unto John's baptism.
3. Il dit: De quel baptême avez-vous donc été baptisés? Et ils répondirent: Du baptême de Jean.
3. Ary hoy izy taminy: Ho amin' inona àry no nanaovana batisa anareo? Dia hoy ireo: Ho amin' ny batisan' i Jaona.
4. Then said Paul, John verily baptized with the baptism of repentance, saying unto the people, that they should believe on him which should come after him, that is, on Christ Jesus.
4. Alors Paul dit: Jean a baptisé du baptême de repentance, disant au peuple de croire en celui qui venait après lui, c`est-à-dire, en Jésus.
4. Fa hoy Paoly: Nanao ny batisan' ny fibebahana tokoa Jaona ka nilaza tamin' ny olona fa tokony hino Izay avy manaraka azy izy ireo, dia Jesosy Kristy.
5. When they heard this, they were baptized in the name of the Lord Jesus.
5. Sur ces paroles, ils furent baptisés au nom du Seigneur Jésus.
5. Ary raha nandre izany ireo, dia natao batisa hoamin' ny anaran' i Jesosy Tompo.
6. And when Paul had laid his hands upon them, the Holy Ghost came on them; and they spake with tongues, and prophesied.
6. Lorsque Paul leur eut imposé les mains, le Saint Esprit vint sur eux, et ils parlaient en langues et prophétisaient.
6. "Ary rehefa nametrahan' i Paoly tanana izy ireo, dia nilatsaka taminy ny Fanahy Masina; ary niteny tamin' ny fiteny tsy fantatra ireo sady naminany."
7. And all the men were about twelve.
7. Ils étaient en tout environ douze hommes.
7. Ary tokony ho roa ambin' ny folo lahy no isan' izy rehetra.
8. And he went into the synagogue, and spake boldly for the space of three months, disputing and persuading the things concerning the kingdom of God.
8. Ensuite Paul entra dans la synagogue, où il parla librement. Pendant trois mois, il discourut sur les choses qui concernent le royaume de Dieu, s`efforçant de persuader ceux qui l`écoutaient.
8. Ary niditra tao amin' ny synagoga Paoly ka niteny tamin' ny fahasahiana telo volana, niady hevitra sy nampanaiky ny amin' ny fanjakan' Andriamanitra.
9. But when divers were hardened, and believed not, but spake evil of that way before the multitude, he departed from them, and separated the disciples, disputing daily in the school of one Tyrannus.
9. Mais, comme quelques-uns restaient endurcis et incrédules, décriant devant la multitude la voie du Seigneur, il se retira d`eux, sépara les disciples, et enseigna chaque jour dans l`école d`un nommé Tyrannus.
9. Fa raha nikiribiby ny sasany ka tsy nino, fa niteny ratsy izany lalana izany teo imason' ny olona maro, dia niala tamin' ireo izy ka nitondra ny mpianatra nitokana, dia niady hevitra isan' andro tao amin' ny sekolin' i Tyrano.
10. And this continued by the space of two years; so that all they which dwelt in Asia heard the word of the Lord Jesus, both Jews and Greeks.
10. Cela dura deux ans, de sorte que tous ceux qui habitaient l`Asie, Juifs et Grecs, entendirent la parole du Seigneur.
10. "Ary naharitra roa taona ngarangidina izany; ka dia nandre ny tenin' ny Tompo Jesosy izay rehetra nonina tany Azia na Jiosy na Grika."
11. And God wrought special miracles by the hands of Paul:
11. Et Dieu faisait des miracles extraordinaires par les mains de Paul,
11. Ary ny tanan' i Paoly no nanaovan' Andriamanitra fahagagana manokana maro,
12. So that from his body were brought unto the sick handkerchiefs or aprons, and the diseases departed from them, and the evil spirits went out of them.
12. au point qu`on appliquait sur les malades des linges ou des mouchoirs qui avaient touché son corps, et les maladies les quittaient, et les esprits malins sortaient.
12. Ka dia ny mosara sy ny fiaron' akanjo teny aminy no nentina hatao amin' ny marary, dia sitrana ny aretina, ary nivoaka ny fanahy ratsy.
13. Then certain of the vagabond Jews, exorcists, took upon them to call over them which had evil spirits the name of the LORD Jesus, saying, We adjure you by Jesus whom Paul preacheth.
13. Quelques exorcistes juifs ambulants essayèrent d`invoquer sur ceux qui avaient des esprits malins le nom du Seigneur Jésus, en disant: Je vous conjure par Jésus que Paul prêche!
13. Ary nisy Jiosy sasany, mpiriorio mpamoaka fanahy ratsy, izay ninia nanonona ny anaran' i Jesosy Tompo tamin' ireo manana fanahy ratsy ka nanao hoe: Mampianiana anareo amin' i Jesosy Izay torin' i Paoly izahay.
14. And there were seven sons of one Sceva, a Jew, and chief of the priests, which did so.
14. Ceux qui faisaient cela étaient sept fils de Scéva, Juif, l`un des principaux sacrificateurs.
14. Ary nisy fito mirahalahy, zanak' i Skeva, Jiosy, lohan' ny mpisorona, izay nanao izany.
15. And the evil spirit answered and said, Jesus I know, and Paul I know; but who are ye?
15. "L`esprit malin leur répondit: Je connais Jésus, et je sais qui est Paul; mais vous, qui êtes-vous?"
15. "Ary ny fanahy ratsy namaly ka nanao taminy hoe: Fantatro Jesosy, ary fantatro Paoly; fa mba iza kosa moa ianareo?"
16. And the man in whom the evil spirit was leaped on them, and overcame them, and prevailed against them, so that they fled out of that house naked and wounded.
16. Et l`homme dans lequel était l`esprit malin s`élança sur eux, se rendit maître de tous deux, et les maltraita de telle sorte qu`ils s`enfuirent de cette maison nus et blessés.
16. Ary ny lehilahy izay nanana ny fanahy ratsy dia niantsambotra tamin' ireo ary nahery ka naharesy azy, dia nandositra niala tamin' izany trano izany ireo sady nitanjaka no voaratra.
17. And this was known to all the Jews and Greeks also dwelling at Ephesus; and fear fell on them all, and the name of the Lord Jesus was magnified.
17. Cela fut connu de tous les Juifs et de tous les Grecs qui demeuraient à Éphèse, et la crainte s`empara d`eux tous, et le nom du Seigneur Jésus était glorifié.
17. "Ary fantatry ny Jiosy sy ny Grika rehetra izay nonina tany Efesosy izany; dia raiki-tahotra ny olona rehetra ka nankalazaina ny Anaran' i Jesosy Tompo."
18. And many that believed came, and confessed, and shewed their deeds.
18. Plusieurs de ceux qui avaient cru venaient confesser et déclarer ce qu`ils avaient fait.
18. Ary maro izay nino no tonga ka niaiky sy nampiseho ny asany.
19. Many of them also which used curious arts brought their books together, and burned them before all men: and they counted the price of them, and found it fifty thousand pieces of silver.
19. Et un certain nombre de ceux qui avaient exercé les arts magiques, ayant apporté leurs livres, les brûlèrent devant tout le monde: on en estima la valeur à cinquante mille pièces d`argent.
19. "Ary maro koa ny mpanao ody no nanangona ny bokiny ka nandoro azy teo imason' ny olona rehetra; ary nony voatontaly ny tokom-bidiny, dia hita fa volafotsy dimy alina izany."
20. So mightily grew the word of God and prevailed.
20. C`est ainsi que la parole du Seigneur croissait en puissance et en force.
20. Fatratra toy izany no fandroson' ny tenin' Andriamanitra sy ny fandreseny.
21. After these things were ended, Paul purposed in the spirit, when he had passed through Macedonia and Achaia, to go to Jerusalem, saying, After I have been there, I must also see Rome.
21. Après que ces choses se furent passées, Paul forma le projet d`aller à Jérusalem, en traversant la Macédoine et l`Achaïe. Quand j`aurai été là, se disait-il, il faut aussi que je voie Rome.
21. Ary rehefa vita izany zavatra izany, dia nikasa tao am-panahiny Paoly handeha hamaky an' i Masedonia sy Akaia aloha vao hankany Jerosalema ka nanao hoe: Rehefa tonga any aho, dia tsy maintsy hahita an' i Roma koa.
22. So he sent into Macedonia two of them that ministered unto him, Timotheus and Erastus; but he himself stayed in Asia for a season.
22. Il envoya en Macédoine deux de ses aides, Timothée et Éraste, et il resta lui-même quelque temps encore en Asie.
22. "Ary ny roa lahy tamin' izay nanompo azy, dia Timoty sy Erasto, no nirahiny nankany Masedonia; fa mbola nitoetra tany Azia andro vitsivitsy izy."
23. And the same time there arose no small stir about that way.
23. Il survint, à cette époque, un grand trouble au sujet de la voie du Seigneur.
23. Ary tamin' izany fotoana izany dia nisy tabataba be ny amin' izany lalana izany.
24. For a certain man named Demetrius, a silversmith, which made silver shrines for Diana, brought no small gain unto the craftsmen;
24. Un nommé Démétrius, orfèvre, fabriquait en argent des temples de Diane, et procurait à ses ouvriers un gain considérable.
24. "Fa nisy lehilahy anankiray atao hoe Demetrio, mpanefy volafotsy, izay nanao sarin' ny tempolin' i Diana tamin' ny volafotsy, dia nampahazo harena be ny mpanefy;"
25. Whom he called together with the workmen of like occupation, and said, Sirs, ye know that by this craft we have our wealth.
25. "Il les rassembla, avec ceux du même métier, et dit: O hommes, vous savez que notre bien-être dépend de cette industrie;"
25. Ireny mbamin' ny mpanao asa hafa toy izany koa dia nantsoiny hiangona ka nilazany hoe: Tompokolahy, fantatrareo fa amin' izao taozavatra izao no ahazoantsika harena.
26. Moreover ye see and hear, that not alone at Ephesus, but almost throughout all Asia, this Paul hath persuaded and turned away much people, saying that they be no gods, which are made with hands:
26. et vous voyez et entendez que, non seulement à Éphèse, mais dans presque toute l`Asie, ce Paul a persuadé et détourné une foule de gens, en disant que les dieux faits de main d`homme ne sont pas des dieux.
26. Ary hitanareo sy renareo koa fa tsy eto Efesosy ihany, fa saiky manerana an' i Azia rehetra dia mandresy lahatra olona betsaka izany Paoly izany ka nampivily ny sain' ny maro manao hoe: Tsy Andriamanitra izay zavatra nataon-tanana.
27. So that not only this our craft is in danger to be set at nought; but also that the temple of the great goddess Diana should be despised, and her magnificence should be destroyed, whom all Asia and the world worshippeth.
27. "Le danger qui en résulte, ce n`est pas seulement que notre industrie ne tombe en discrédit; c`est encore que le temple de la grande déesse Diane ne soit tenu pour rien, et même que la majesté de celle qui est révérée dans toute l`Asie et dans le monde entier ne soit réduite à néant."
27. "Ka dia tsy izao asantsika izao ihany no tandindomin-doza hatao ho zava-poana; fa ny tempolin' i Diana, andriamani-bavy lehibe, dia hatao tsinontsinona koa aza, ka ho afa-boninahitra ilay ivavahan' i Azia rehetra sy izao tontolo izao."
28. And when they heard these sayings, they were full of wrath, and cried out, saying, Great is Diana of the Ephesians.
28. Ces paroles les ayant remplis de colère, ils se mirent à crier: Grande est la Diane des Éphésiens!
28. Ary rehefa nandre izany izy ireo, dia tezitra loatra ka niantso nanao hoe: Lehibe Dianan' ny Efesiana!
29. And the whole city was filled with confusion: and having caught Gaius and Aristarchus, men of Macedonia, Paul's companions in travel, they rushed with one accord into the theatre.
29. Toute la ville fut dans la confusion. Ils se précipitèrent tous ensemble au théâtre, entraînant avec eux Gaïus et Aristarque, Macédoniens, compagnons de voyage de Paul.
29. "Dia nanerana ny tanàna ny tabataba; ary rehefa nisarika an' i Gaio sy Aristarko, lehilahy Masedoniana niara-dia tamin' i Paoly izy ireo, dia niray saina niriotra ho ao an-trano filalaovana teatra."
30. And when Paul would have entered in unto the people, the disciples suffered him not.
30. "Paul voulait se présenter devant le peuple, mais les disciples l`en empêchèrent;"
30. Ary raha te-hiditra ho any amin' ny olona Paoly, dia tsy navelan' ny mpianatra.
31. And certain of the chief of Asia, which were his friends, sent unto him, desiring him that he would not adventure himself into the theatre.
31. quelques-uns même des Asiarques, qui étaient ses amis, envoyèrent vers lui, pour l`engager à ne pas se rendre au théâtre.
31. Koa ny lehibe sasany tany Azia, izay sakaizany, dia nampitondra teny nangataka azy mba tsy ho sahy hiditra ao an-trano filalaovana teatra.
32. Some therefore cried one thing, and some another: for the assembly was confused; and the more part knew not wherefore they were come together.
32. Les uns criaient d`une manière, les autres d`une autre, car le désordre régnait dans l`assemblée, et la plupart ne savaient pas pourquoi ils s`étaient réunis.
32. "Ary ny sasany niantso zavatra iray, ary ny sasany kosa zavatra hafa; fa nifanjevo ny olona vory; koa ny ankamaroany tsy nahalala izay anton' ny niangonany teo."
33. And they drew Alexander out of the multitude, the Jews putting him forward. And Alexander beckoned with the hand, and would have made his defence unto the people.
33. "Alors on fit sortir de la foule Alexandre, que les Juifs poussaient en avant; et Alexandre, faisant signe de la main, voulait parler au peuple."
33. Ary nisy nisarika an' i Aleksandro avy teo amin' ny vahoaka, fa ny jiosy nanesika azy handroso. Ary Aleksandro nanofa tanana, fa te-handaha-teny hiala tsiny tamin' ny olona.
34. But when they knew that he was a Jew, all with one voice about the space of two hours cried out, Great is Diana of the Ephesians.
34. Mais quand ils reconnurent qu`il était Juif, tous d`une seule voix crièrent pendant près de deux heures: Grande est la Diane des Éphésiens!
34. Fa rehefa fantatry ny olona fa Jiosy izy, dia niredona niantso tokony ho ora roa izy rehetra hoe: Lehibe Dianan' ny Efesiana!
35. And when the townclerk had appeased the people, he said, Ye men of Ephesus, what man is there that knoweth not how that the city of the Ephesians is a worshipper of the great goddess Diana, and of the image which fell down from Jupiter?
35. Cependant le secrétaire, ayant apaisé la foule, dit: Hommes Éphésiens, quel est celui qui ignore que la ville d`Éphèse est la gardienne du temple de la grande Diane et de son simulacre tombé du ciel?
35. Ary rehefa nampangina ny olona ny mpitahiry ny didy ka nanao hoe: Ry lehilahy Efesiana, iza no olona tsy mahalala fa ny tanànan' ny Efesiana no mpivavaka amin' ny Diana lehibe sy ny sariny izay nilatsaka avy tamin' i Jopitera?
36. Seeing then that these things cannot be spoken against, ye ought to be quiet, and to do nothing rashly.
36. Cela étant incontestable, vous devez vous calmer, et ne rien faire avec précipitation.
36. Ary satria tsy azo toherina izany, dia tokony hangina ianareo ka tsy hanao na inona na inona an-kamehana.
37. For ye have brought hither these men, which are neither robbers of churches, nor yet blasphemers of your goddess.
37. Car vous avez amené ces hommes, qui ne sont coupables ni de sacrilège, ni de blasphème envers notre déesse.
37. Fa nentinareo ety ireo lehilahy ireo, izay tsy nandroba tempoly, na niteny ratsy ny andriamanitrareo.
38. Wherefore if Demetrius, and the craftsmen which are with him, have a matter against any man, the law is open, and there are deputies: let them implead one another.
38. "Si donc Démétrius et ses ouvriers ont à se plaindre de quelqu`un, il y a des jours d`audience et des proconsuls; qu`ils s`appellent en justice les uns les autres."
38. Koa raha manan-teny hifamaliana amin' olona Demetrio sy ny mpanefy izay momba azy, aoka hifandahatra izy ireo, fa malalaka ny fitsarana, ary ao ihany koa ireo governora.
39. But if ye enquire any thing concerning other matters, it shall be determined in a lawful assembly.
39. Et si vous avez en vue d`autres objets, ils se régleront dans une assemblée légale.
39. Fa raha mitady zavatra hafa kosa ianareo, dia hotsaraina amin' izay fivoriana voatendrin' ny lalàna.
40. For we are in danger to be called in question for this day's uproar, there being no cause whereby we may give an account of this concourse.
40. Nous risquons, en effet, d`être accusés de sédition pour ce qui s`est passé aujourd`hui, puisqu`il n`existe aucun motif qui nous permette de justifier cet attroupement.
40. Fandrao ampangaina isika noho ny tabataba tsy misy antony izay niseho androany, ka tsy hita izay hilazantsika izao fampitairana izao.
41. And when he had thus spoken, he dismissed the assembly.
41. (19:40b) Après ces paroles, il congédia l`assemblée.
41. Ary rehefa nilaza izany izy, dia nampirava ny olona vory teo.
<
>