Locusts, Fire and a Plumb Line

1. Thus hath the Lord GOD shewed unto me; and, behold, he formed grasshoppers in the beginning of the shooting up of the latter growth; and, lo, it was the latter growth after the king's mowings.
1. "Le Seigneur, l`Éternel, m`envoya cette vision. Voici, il formait des sauterelles, Au moment où le regain commençait à croître; C`était le regain après la coupe du roi."
1. "Izao no nasehon' i Jehovah Andriamanitra tamiko: Indro, nanao ny valala tamin' ny voalohan' ny nitsimohan' ny kolokolon' ahitra Izy; ary, indro, kolokolon' izay nojinjana ho an' ny mpanjaka izany."
2. And it came to pass, that when they had made an end of eating the grass of the land, then I said, O Lord GOD, forgive, I beseech thee: by whom shall Jacob arise? for he is small.
2. Et comme elles dévoraient entièrement l`herbe de la terre, Je dis: Seigneur Éternel, pardonne donc! Comment Jacob subsistera-t-il? Car il est si faible!
2. Ary izao no niseho, nony efa laniny avokoa ny ahitra amin' ny tany, dia hoy aho: Jehovah Tompo ô, mifona aminao aho, mamelà heloka! Iza no hanarina an' i Jakoba? Fa kely izy.
3. The LORD repented for this: It shall not be, saith the LORD.
3. L`Éternel se repentit de cela. Cela n`arrivera pas, dit l`Éternel.
3. "Nanenenan' i Jehovah izany; tsy hisy izany, hoy Jehovah."
4. Thus hath the Lord GOD shewed unto me: and, behold, the Lord GOD called to contend by fire, and it devoured the great deep, and did eat up a part.
4. "Le Seigneur, l`Éternel, m`envoya cette vision. Voici, le Seigneur, l`Éternel, proclamait le châtiment par le feu; Et le feu dévorait le grand abîme Et dévorait le champ."
4. Izao no nasehon' i Jehovah Andriamanitra tamiko: Ary indro, Jehovah Andriamanitra niantso hifandahatra amin' ny afo, ary izany dia nandevona ny lalina lehibe sy nila handany ny ampahany.
5. Then said I, O Lord GOD, cease, I beseech thee: by whom shall Jacob arise? for he is small.
5. Je dis: Seigneur Éternel, arrête donc! Comment Jacob subsistera-t-il? Car il est si faible!
5. Dia hoy aho: Jehovah Andriamanitra ô, mifona aminao aho, mitsahara, Iza no hanangana an' i Jakoba?Fa kely izy.
6. The LORD repented for this: This also shall not be, saith the Lord GOD.
6. L`Éternel se repentit de cela. Cela non plus n`arrivera pas, dit le Seigneur, l`Éternel.
6. "Nanenenan' i Jehovah izany; tsy hisy koa izany, hoy Jehovah Andriamanitra."
7. Thus he shewed me: and, behold, the LORD stood upon a wall made by a plumbline, with a plumbline in his hand.
7. Il m`envoya cette vision. Voici, le Seigneur se tenait sur un mur tiré au cordeau, Et il avait un niveau dans la main.
7. Izao no nasehony ahy: Ary indro, ny Tompo nitsangana teo ambonin' ny manda natao tamin' ny pilao, sady nisy pilao teny an-tanany.
8. And the LORD said unto me, Amos, what seest thou? And I said, A plumbline. Then said the LORD, Behold, I will set a plumbline in the midst of my people Israel: I will not again pass by them any more:
8. "L`Éternel me dit: Que vois-tu, Amos? Je répondis: Un niveau. Et le Seigneur dit: Je mettrai le niveau au milieu de mon peuple d`Israël, Je ne lui pardonnerai plus;"
8. Dia hoy Jehovah tamiko: Inona no hitanao, ry Amosa? Ary hoy aho: Pilao. Dia hoy ny Tompo: Indro, hanisy pilao eo afovoan' ny Isiraely oloko Aho, fa tsy handalo azy indray intsony Aho.
9. And the high places of Isaac shall be desolate, and the sanctuaries of Israel shall be laid waste; and I will rise against the house of Jeroboam with the sword.
9. "Les hauts lieux d`Isaac seront ravagés; Les sanctuaires d`Israël seront détruits, Et je me lèverai contre la maison de Jéroboam avec l`épée."
9. "Dia ho foana ny fitoerana avon' Isaka, ary ho rava ny fitoera-masin' Isiraely; ary hitsangana Aho ka hamely sabatra ny taranak' i Jeroboama."

Amos and Amaziah

10. Then Amaziah the priest of Bethel sent to Jeroboam king of Israel, saying, Amos hath conspired against thee in the midst of the house of Israel: the land is not able to bear all his words.
10. "Alors Amatsia, prêtre de Béthel, fit dire à Jéroboam, roi d`Israël: Amos conspire contre toi au milieu de la maison d`Israël; le pays ne peut supporter toutes ses paroles."
10. Dia naniraka tany amin' i Jeroboama, mpanjakan' ny Isiraely, Amazia, ilay mpisorona tao Betela, nanao hoe: Amosa efa nanao tetika hikomy aminao teo amin' ny taranak' Isiraely, ary tsy zakan' ny tany ny teniny rehetra,
11. For thus Amos saith, Jeroboam shall die by the sword, and Israel shall surely be led away captive out of their own land.
11. Car voici ce que dit Amos: Jéroboam mourra par l`épée, et Israël sera emmené captif loin de son pays.
11. Satria hoy Amosa: Ho fatin-tsabatra Jeroboama, ary hobaboina hiala amin' ny taniny tokoa ny Isiraely.
12. Also Amaziah said unto Amos, O thou seer, go, flee thee away into the land of Judah, and there eat bread, and prophesy there:
12. "Et Amatsia dit à Amos: Homme à visions, va-t-en, fuis dans le pays de Juda; manges-y ton pain, et là tu prophétiseras."
12. "Ary hoy koa Amazia tamin' i Amosa: Ry mpahita! andeha mandositra mankany amin' ny tanin' ny Joda ianao, ka mihinàna hanina any, ary maminania any;"
13. But prophesy not again any more at Bethel: for it is the king's chapel, and it is the king's court.
13. Mais ne continue pas à prophétiser à Béthel, car c`est un sanctuaire du roi, et c`est une maison royale.
13. Fa aza maminany ao Betela intsony, fa fitoera-masin' ny mpanjaka sy kianjan' ny mpanjaka izany.
14. Then answered Amos, and said to Amaziah, I was no prophet, neither was I a prophet's son; but I was an herdman, and a gatherer of sycomore fruit:
14. "Amos répondit à Amatsia: Je ne suis ni prophète, ni fils de prophète; mais je suis berger, et je cultive des sycomores."
14. "Dia namaly Amosa ka nanao tamin' i Amazia hoe: Tsy mba mpaminany aho, na zanaky ny mpaminany, fa mpiandry omby sy mpioty amontana ihany aho;"
15. And the LORD took me as I followed the flock, and the LORD said unto me, Go, prophesy unto my people Israel.
15. L`Éternel m`a pris derrière le troupeau, et l`Éternel m`a dit: Va, prophétise à mon peuple d`Israël.
15. Saingy nalain' i Jehovah tany am-piandrasana ny andiam-biby fiompy aho ka nilazan' i Jehovah hoe: Mandehana, maminania amin' ny Isiraely oloko.
16. Now therefore hear thou the word of the LORD: Thou sayest, Prophesy not against Israel, and drop not thy word against the house of Isaac.
16. Écoute maintenant la parole de l`Éternel, toi qui dis: Ne prophétise pas contre Israël, et ne parle pas contre la maison d`Isaac.
16. "Ka mba henoy ny tenin' i Jehovah: Ianao manao hoe: Aza maminany ny hamelezana ny Isiraely, ary aza milaza ny hamelezana ny taranak' Isaka;"
17. Therefore thus saith the LORD; Thy wife shall be an harlot in the city, and thy sons and thy daughters shall fall by the sword, and thy land shall be divided by line; and thou shalt die in a polluted land: and Israel shall surely go into captivity forth of his land.
17. "A cause de cela, voici ce que dit l`Éternel: Ta femme se prostituera dans la ville, tes fils et tes filles tomberont par l`épée, ton champ sera partagé au cordeau; et toi, tu mourras sur une terre impure, et Israël sera emmené captif loin de son pays."
17. "Koa izao no lazain' i Jehovah: Ny vadinao hijangajanga ao an-tanàna, ary ny zanakao lahy sy ny zanakao vavy ho lavon-tsabatra, ary ny taninao hozaraina amin' ny famolaina; ary ny tenanao ho faty any amin' ny tany maloto; ary ny Isiraely hobaboina hiala amin' ny taniny tokoa."
<
>