1. Thus saith the LORD; For three transgressions of Moab, and for four, I will not turn away the punishment thereof; because he burned the bones of the king of Edom into lime:
1. Ainsi parle l`Éternel: A cause de trois crimes de Moab, Même de quatre, je ne révoque pas mon arrêt, Parce qu`il a brûlé, calciné les os du roi d`Édom.
1. Izao no lazain' i Jehovah: Noho ny fandikan-dalàna telon' i Moaba, eny efatra aza, dia tsy hoesoriko ny famaizana azy satria nodorany ho sokay ny taolan' ny mpanjakan' i Edoma.
2. But I will send a fire upon Moab, and it shall devour the palaces of Kirioth: and Moab shall die with tumult, with shouting, and with the sound of the trumpet:
2. "J`enverrai le feu dans Moab, Et il dévorera les palais de Kerijoth; Et Moab périra au milieu du tumulte, Au milieu des cris de guerre et du bruit de la trompette."
2. "Fa haterako afo ao Moaba, ka handevona ny lapan' i Kiriota izany; ary Moaba ho faty amin' ny tabataba sy amin' ny akora ary ny fanenon' ny anjomara."
3. And I will cut off the judge from the midst thereof, and will slay all the princes thereof with him, saith the LORD.
3. J`exterminerai de son sein le juge, Et je tuerai tous ses chefs avec lui, dit l`Éternel.
3. Ary hofoanako tsy hisy mpitsara ao aminy, ary hiaraka hovonoiko izy sy ireo mpanapaka rehetra ao aminy, hoy Jehovah.
4. Thus saith the LORD; For three transgressions of Judah, and for four, I will not turn away the punishment thereof; because they have despised the law of the LORD, and have not kept his commandments, and their lies caused them to err, after the which their fathers have walked:
4. Ainsi parle l`Éternel: A cause de trois crimes de Juda, Même de quatre, je ne révoque pas mon arrêt, Parce qu`ils ont méprisé la loi de l`Éternel Et qu`ils n`ont pas gardé ses ordonnances, Parce qu`ils ont été égarés par les idoles mensongères Après lesquelles leurs pères ont marché.
4. "Izao no lazain' i Jehovah: Noho ny fandikan-dalàna telon' i Joda, eny efatra aza, dia tsy hoesoriko ny famaizana azy satria nataony tsinontsinona ny lalàn' i Jehovah, ary ny didiny tsy notandremany ary nampahadiso azy ny laingany, izay nandehanan' ny razany;"
5. But I will send a fire upon Judah, and it shall devour the palaces of Jerusalem.
5. J`enverrai le feu dans Juda, Et il dévorera les palais de Jérusalem.
5. Fa haterako afo ao Joda, ka handevona ny lapan' i Jerosalema izany.

Judgment on Israel

6. Thus saith the LORD; For three transgressions of Israel, and for four, I will not turn away the punishment thereof; because they sold the righteous for silver, and the poor for a pair of shoes;
6. Ainsi parle l`Éternel: A cause des trois crimes d`Israël, Même de quatre, je ne révoque pas mon arrêt, Parce qu`ils ont vendu le juste pour de l`argent, Et le pauvre pour une paire de souliers.
6. Izao no lazain' i Jehovah: Noho ny fandikan-dalàna telon' Isiraely, eny efatra aza, dia tsy hoesoriko ny famaizana azy, satria namidiny volafotsy ny olo-marina, sy kiraro iray lomisy ny mahantra.
7. That pant after the dust of the earth on the head of the poor, and turn aside the way of the meek: and a man and his father will go in unto the same maid, to profane my holy name:
7. Ils aspirent à voir la poussière de la terre sur la tête des misérables, Et ils violent le droit des malheureux. Le fils et le père vont vers la même fille, Afin de profaner mon saint nom.
7. "Ary mihanahana mitsiriritra ny vovo-tany eo an-dohan' ny mahantra izy sady mamily ny alehan' ny mpandefitra, ary olona mianaka dia samy mandry amin' ny zazavavy iray ihany mba handoto ny anarako masina;"
8. And they lay themselves down upon clothes laid to pledge by every altar, and they drink the wine of the condemned in the house of their god.
8. Ils s`étendent près de chaque autel sur des vêtements pris en gage, Et ils boivent dans la maison de leurs dieux le vin de ceux qu`ils condamnent.
8. Amin' ny lamba azony tamin' ny tsatòka izy no mitsilailay eny anilan' ny alitara rehetra, ary misotro divain' ny voaheloka ao an-tranon' ny andriamaniny.
9. Yet destroyed I the Amorite before them, whose height was like the height of the cedars, and he was strong as the oaks; yet I destroyed his fruit from above, and his roots from beneath.
9. "Et pourtant j`ai détruit devant eux les Amoréens, Dont la hauteur égalait celle des cèdres, Et la force celle des chênes; J`ai détruit leurs fruits en haut, Et leurs racines en bas."
9. "Nefa Izaho no nandringana ny Amorita teo anoloany, dia olona izay lava tsanganana toy ny hazo sedera sy natanjaka toy ny oaka; eny, nosimbako ny voany teny ambony sy ny fakany tao ambany."
10. Also I brought you up from the land of Egypt, and led you forty years through the wilderness, to possess the land of the Amorite.
10. Et pourtant je vous ai fait monter du pays d`Égypte, Et je vous ai conduits quarante ans dans le désert, Pour vous mettre en possession du pays des Amoréens.
10. Ary Izaho no nitondra anareo niakatra avy tany amin' ny tany Egypta sady nitari-dalana anareo efapolo taona tany an' efitra, mba handovanareo ny tanin' ny Amorita.
11. And I raised up of your sons for prophets, and of your young men for Nazarites. Is it not even thus, O ye children of Israel? saith the LORD.
11. J`ai suscité parmi vos fils des prophètes, Et parmi vos jeunes hommes des nazaréens. N`en est-il pas ainsi, enfants d`Israël? dit l`Éternel...
11. Ary ny zanakalahinareo nisy natsangako ho mpaminany, ary ny zatovonareo ho Nazirita.Tsy izany va no izy, ry Zanak' Isiraely? Hoy Jehovah.
12. But ye gave the Nazarites wine to drink; and commanded the prophets, saying, Prophesy not.
12. Et vous avez fait boire du vin aux nazaréens! Et aux prophètes vous avez donné cet ordre: Ne prophétisez pas!
12. Kanjo nampisotroinareo divay ny Nazirita.Ary ny mpaminany nodidinareo hoe: Aza maminany.
13. Behold, I am pressed under you, as a cart is pressed that is full of sheaves.
13. Voici, je vous écraserai, Comme foule la terre un chariot chargé de gerbes.
13. Indro, Izaho no itambesaranareo, toy ny fitambesatry ny sarety feno amboara.
14. Therefore the flight shall perish from the swift, and the strong shall not strengthen his force, neither shall the mighty deliver himself:
14. "Celui qui est agile ne pourra fuir, Celui qui a de la force ne pourra s`en servir, Et l`homme vaillant ne sauvera pas sa vie;"
14. "Koa tsy ho afa-mandositra ny faingam-pandeha, ny mahery tsy hampiseho ny heriny, ary ny lehilahy mahery tsy hahavonjy ny ainy;"
15. Neither shall he stand that handleth the bow; and he that is swift of foot shall not deliver himself: neither shall he that rideth the horse deliver himself.
15. "Celui qui manie l`arc ne résistera pas, Celui qui a les pieds légers n`échappera pas, Et le cavalier ne sauvera pas sa vie;"
15. "Izay mitana tsipìka tsy hahajanona, ary ny faingan-tongotra tsy hahavonjy tena, izay mitaingin-tsoavaly tsy hahavonjy ny ainy;"
16. And he that is courageous among the mighty shall flee away naked in that day, saith the LORD.
16. Le plus courageux des guerriers S`enfuira nu dans ce jour-là, dit l`Éternel.
16. Ary izay sahy ao amin' ny mahery dia handositra mitanjaka amin' izany andro izany, hoy Jehovah.
<
>