1. The words of Amos, who was among the herdmen of Tekoa, which he saw concerning Israel in the days of Uzziah king of Judah, and in the days of Jeroboam the son of Joash king of Israel, two years before the earthquake.
1. Paroles d`Amos, l`un des bergers de Tekoa, visions qu`il eut sur Israël, au temps d`Ozias, roi de Juda, et au temps de Jéroboam, fils de Joas, roi d`Israël, deux ans avant le tremblement de terre.
1. Ny tenin' i Amosa, izay isan' ny mpiandry omby tao Tekoa, dia izay hitany ny amin' ny Isiraely tamin' ny andro nanjakan' i Ozia mpanjakan' ny Joda, sy tamin' ny andro nanjakan' i Jeroboama, taranak' i Joasy, mpanjakan' ny Isiraely, roa taona talohan' ny horohorontany.
2. And he said, The LORD will roar from Zion, and utter his voice from Jerusalem; and the habitations of the shepherds shall mourn, and the top of Carmel shall wither.
2. Il dit: De Sion l`Éternel rugit, De Jérusalem il fait entendre sa voix. Les pâturages des bergers sont dans le deuil, Et le sommet du Carmel est desséché.
2. "Ary hoy izy: Jehovah hierona ao Ziona ary hampikotroka ny feony any Jerosalema; ary ny fonenan' ny mpiandry ondry dia hisaona, ary ho maina ny tampon' i karmela."

Judgment on Israel's Neighbors

3. Thus saith the LORD; For three transgressions of Damascus, and for four, I will not turn away the punishment thereof; because they have threshed Gilead with threshing instruments of iron:
3. Ainsi parle l`Éternel: A cause de trois crimes de Damas, Même de quatre, je ne révoque pas mon arrêt, Parce qu`ils ont foulé Galaad sous des traîneaux de fer.
3. Izao no lazain' i Jehovah: Noho ny fandikan-dalàna telon' i Damaskosy, eny, efatra aza, dia tsy hoesoriko ny famaizana azy, satria fivelezana vy no nivelezany an' i Gileada.
4. But I will send a fire into the house of Hazael, which shall devour the palaces of Benhadad.
4. J`enverrai le feu dans la maison de Hazaël, Et il dévorera les palais de Ben Hadad.
4. Fa haterako afo ny tranon' i Hazaela, ka handevona ny lapan' i Beni-hadada izany.
5. I will break also the bar of Damascus, and cut off the inhabitant from the plain of Aven, and him that holdeth the sceptre from the house of Eden: and the people of Syria shall go into captivity unto Kir, saith the LORD.
5. "Je briserai les verrous de Damas, J`exterminerai de Bikath Aven les habitants, Et de Beth Éden celui qui tient le sceptre; Et le peuple de Syrie sera mené captif à Kir, dit l`Éternel."
5. "Hotorotoroiko koa ny hidin' i Damaskosy, ary hofoanako tsy hisy mponina ny lohasahan' i Avena, ary Beti-edena tsy hisy hitana tehina fanapahana; ary ny vahoakan' i Syria dia ho lasan-ko babo any Kira, hoy Jehovah."
6. Thus saith the LORD; For three transgressions of Gaza, and for four, I will not turn away the punishment thereof; because they carried away captive the whole captivity, to deliver them up to Edom:
6. Ainsi parle l`Éternel: A cause de trois crimes de Gaza, Même de quatre, je ne révoque pas mon arrêt, Parce qu`ils ont fait une foule de captifs pour les livrer à Édom.
6. "Izao no lazain' i Jehovah: noho ny fahotana telon' i Gaza, eny efatra aza, dia tsy hoesoriko ny famaizana azy, satria lasany ho babo avokoa ny olona, hatolony ho any Edoma;"
7. But I will send a fire on the wall of Gaza, which shall devour the palaces thereof:
7. J`enverrai le feu dans les murs de Gaza, Et il en dévorera les palais.
7. "Fa haterako afo ny mandan' i Gaza, ka handevona ny lapany izany;"
8. And I will cut off the inhabitant from Ashdod, and him that holdeth the sceptre from Ashkelon, and I will turn mine hand against Ekron: and the remnant of the Philistines shall perish, saith the Lord GOD.
8. "J`exterminerai d`Asdod les habitants, Et d`Askalon celui qui tient le sceptre; Je tournerai ma main contre Ékron, Et le reste des Philistins périra, dit le Seigneur, l`Éternel."
8. "Ary hofoanako Asdoda tsy hisy mponina, ary Askelona tsy hisy hitana tehina fanapahana; dia haveriko ny tanako hamely an' i Ekrona, ka ho faty izay sisa amin' ny Filistina, hoy Jehovah Tompo."
9. Thus saith the LORD; For three transgressions of Tyrus, and for four, I will not turn away the punishment thereof; because they delivered up the whole captivity to Edom, and remembered not the brotherly covenant:
9. Ainsi parle l`Éternel: A cause de trois crimes de Tyr, Même de quatre, je ne révoque pas mon arrêt, Parce qu`ils ont livré à Édom une foule de captifs, Sans se souvenir de l`alliance fraternelle.
9. Izao no lazain' i Jehovah: Noho ny fandikan-dalàna telon' i Tyro, eny efatra aza, dia tsy hoesoriko ny famaizana azy, satria natolony ho any Edoma ny babo rehetra, ary tsy notsarovany ny fanekem-pirahalahiana.
10. But I will send a fire on the wall of Tyrus, which shall devour the palaces thereof.
10. J`enverrai le feu dans les murs de Tyr, Et il en dévorera les palais.
10. Fa haterako afo ny mandan' i Tyro, ka handevona ny lapany izany.
11. Thus saith the LORD; For three transgressions of Edom, and for four, I will not turn away the punishment thereof; because he did pursue his brother with the sword, and did cast off all pity, and his anger did tear perpetually, and he kept his wrath for ever:
11. Ainsi parle l`Éternel: A cause de trois crimes d`Édom, Même de quatre, je ne révoque pas mon arrêt, Parce qu`il a poursuivi ses frères avec l`épée, En étouffant sa compassion, Parce que sa colère déchire toujours, Et qu`il garde éternellement sa fureur.
11. "Izao no lazain' i Jehovah: Noho ny fandikan-dalàna telon' i Edoma, eny efatra aza, dia tsy hoesoriko ny famaizana azy, satria nanenjika ny rahalahiny tamin' ny sabatra izy, ka nofoanany ny fiantrana rehetra; ary ny fahatezerany dia namiravira mandrakariva, ary ny fahavinirany notehiriziny mandrakizay;"
12. But I will send a fire upon Teman, which shall devour the palaces of Bozrah.
12. J`enverrai le feu dans Théman, Et il dévorera les palais de Botsra.
12. Fa haterako afo ao Temana, ka handevona ny lapan' i Bozra izany.
13. Thus saith the LORD; For three transgressions of the children of Ammon, and for four, I will not turn away the punishment thereof; because they have ripped up the women with child of Gilead, that they might enlarge their border:
13. Ainsi parle l`Éternel: A cause de trois crimes des enfants d`Ammon, Même de quatre, je ne révoque pas mon arrêt, Parce qu`ils ont fendu le ventre des femmes enceintes de Galaad, Afin d`agrandir leur territoire.
13. "Izao no lazain' i Jehovah: Noho ny fandikan-dalàna telon' ny taranak' i Amona, eny efatra aza, dia tsy hoesoriko ny famaizana azy, satria notatahany izay bevohoka tao Gileada, hanitarany ny faritaniny;"
14. But I will kindle a fire in the wall of Rabbah, and it shall devour the palaces thereof, with shouting in the day of battle, with a tempest in the day of the whirlwind:
14. "J`allumerai le feu dans les murs de Rabba, Et il en dévorera les palais, Au milieu des cris de guerre au jour du combat, Au milieu de l`ouragan au jour de la tempête;"
14. "Fa hampirehitra afo ao amin' ny mandan' i Raba Aho, ka handevona ny lapany izany, sady hisy akora amin' ny andro iadiana, sy rivo-mahery amin' ny andron' ny tadio;"
15. And their king shall go into captivity, he and his princes together, saith the LORD.
15. Et leur roi s`en ira en captivité, Lui, et ses chefs avec lui, dit l`Éternel.
15. Dia ho lasan-ko babo ny mpanjakany, izy mbamin' ireo mpanapaka rehetra ao aminy, hoy Jehovah.
<
>