1. Truly God is good to Israel, even to such as are of a clean heart.
1. Psaume d`Asaph. Oui, Dieu est bon pour Israël, Pour ceux qui ont le coeur pur.
1. [Salamo nataon' i Asafa.] Tsara tokoa amin' ny Isiraely Andriamanitra, dia izay madio fo.
2. But as for me, my feet were almost gone; my steps had well nigh slipped.
2. "Toutefois, mon pied allait fléchir, Mes pas étaient sur le point de glisser;"
2. "Fa izaho dia saiky nibolasitra ny tongotro; saiky solafaka ny diako,"
3. For I was envious at the foolish, when I saw the prosperity of the wicked.
3. Car je portais envie aux insensés, En voyant le bonheur des méchants.
3. Fa nialona ny adala aho, raha nahita ny fanambinana ny ratsy fanahy.
4. For there are no bands in their death: but their strength is firm.
4. "Rien ne les tourmente jusqu`à leur mort, Et leur corps est chargé d`embonpoint;"
4. "Fa tsy misy fanaintainana amin' ny fahafatesany; fa mafy orina ny heriny."
5. They are not in trouble as other men; neither are they plagued like other men.
5. Ils n`ont aucune part aux souffrances humaines, Ils ne sont point frappés comme le reste des hommes.
5. Tsy mba azom-pahoriana tahaka ny hafa izy, na ampijaliana tahaka ny sasany.
6. Therefore pride compasseth them about as a chain; violence covereth them as a garment.
6. "Aussi l`orgueil leur sert de collier, La violence est le vêtement qui les enveloppe;"
6. Dia izany no iambozonany rehareha toy ny rojo, sy itafiany herisetra tahaka ny akanjo.
7. Their eyes stand out with fatness: they have more than heart could wish.
7. L`iniquité sort de leurs entrailles, Les pensées de leur coeur se font jour.
7. "Bongon-tavy ny masony; manana mihoatra izay mety irin' ny fo izy."
8. They are corrupt, and speak wickedly concerning oppression: they speak loftily.
8. "Ils raillent, et parlent méchamment d`opprimer; Ils profèrent des discours hautains,"
8. "Lo ny toetran' ireo, ary miresaka fampahoriana amin' ny faharatsiam-panahy izy; avo vava izy."
9. They set their mouth against the heavens, and their tongue walketh through the earth.
9. Ils élèvent leur bouche jusqu`aux cieux, Et leur langue se promène sur la terre.
9. Manao vava manakatra ny lanitra izy, ary mandeha mitety ny tany ny lelany.
10. Therefore his people return hither: and waters of a full cup are wrung out to them.
10. Voilà pourquoi son peuple se tourne de leur côté, Il avale l`eau abondamment,
10. "Izany no itodihan' ny olony hankany aminy; ary rano be no gohin' ireny;"
11. And they say, How doth God know? and is there knowledge in the most High?
11. Et il dit: Comment Dieu saurait-il, Comment le Très haut connaîtrait-il?
11. "Ka hoy izy; Hataon' Andriamanitra ahoana no fahalala? Ary manam-pahalalana va ny Avo Indrindra?"
12. Behold, these are the ungodly, who prosper in the world; they increase in riches.
12. Ainsi sont les méchants: Toujours heureux, ils accroissent leurs richesses.
12. "Indro, ireo no tsy araka an' Andriamanitra izay ambinina eto an-tany; ka mitombo harena izy ireo."
13. Verily I have cleansed my heart in vain, and washed my hands in innocency.
13. C`est donc en vain que j`ai purifié mon coeur, Et que j`ai lavé mes mains dans l`innocence:
13. Foana mihitsy ny nanadiovako ny foko sy ny nanasako ny tanako tamin' ny fahamarinana.
14. For all the day long have I been plagued, and chastened every morning.
14. Chaque jour je suis frappé, Tous les matins mon châtiment est là.
14. Fa azom-pahoriana mandritra ny andro aho, ary faizana isa-maraina,
15. If I say, I will speak thus; behold, I should offend against the generation of thy children.
15. Si je disais: Je veux parler comme eux, Voici, je trahirais la race de tes enfants.
15. "Raha tàhiny aho nanao hoe: Hiteny izany aho; dia ho nanafintohina ny taranaky ny zanakao."
16. When I thought to know this, it was too painful for me;
16. Quand j`ai réfléchi là-dessus pour m`éclairer, La difficulté fut grande à mes yeux,
16. "Raha nieritreritra hahalala izany aho; dia sarotra tokoa teo imasoko izany;"
17. Until I went into the sanctuary of God; then understood I their end.
17. Jusqu`à ce que j`eusse pénétré dans les sanctuaires de Dieu, Et que j`eusse pris garde au sort final des méchants.
17. "Mandra-piditro teo amin' ny fitoerana masin' Andriamanitra; dia takatro tamin' izay ny fiafarany."
18. Surely thou didst set them in slippery places: thou castedst them down into destruction.
18. Oui, tu les places sur des voies glissantes, Tu les fais tomber et les mets en ruines.
18. Eo amin' izay mahasolafaka tokoa no ametrahanao azy, ary aripakao ho ringana izy.
19. How are they brought into desolation, as in a moment! they are utterly consumed with terrors.
19. Eh quoi! en un instant les voilà détruits! Ils sont enlevés, anéantis par une fin soudaine!
19. Ahoana no naharava azy ireo indray mipì-maso toy izany! Levona tanteraka amin' ny tahotra izy.
20. As a dream when one awaketh; so, O Lord, when thou awakest, thou shalt despise their image.
20. Comme un songe au réveil, Seigneur, à ton réveil, tu repousses leur image.
20. Tahaka ny nofy raha vao mifoha, Jehovah ô, no hanaovanao tsinontsinona ny endriny raha mifoha Ianao.
21. Thus my heart was grieved, and I was pricked in my reins.
21. Lorsque mon coeur s`aigrissait, Et que je me sentais percé dans les entrailles,
21. Koa nalahelo ny foko sy voatsindrona ny voako.
22. So foolish was I, and ignorant: I was as a beast before thee.
22. J`étais stupide et sans intelligence, J`étais à ton égard comme les bêtes.
22. "Tena ketrina tokoa aho, ary tsy manam-pahalalana; tahaka ny biby aho teo anatrehanao."
23. Nevertheless I am continually with thee: thou hast holden me by my right hand.
23. "Cependant je suis toujours avec toi, Tu m`as saisi la main droite;"
23. Nefa izaho dia eo aminao ihany mandrakariva, efa nihazona ahy amin' ny tanako ankavanana Ianao.
24. Thou shalt guide me with thy counsel, and afterward receive me to glory.
24. Tu me conduiras par ton conseil, Puis tu me recevras dans la gloire.
24. Ny tolo-tsainao no hitarihanao ahy, ary aorian' izay dia horaisinao any amin' ny voninahitra aho.
25. Whom have I in heaven but thee? and there is none upon earth that I desire beside thee.
25. Quel autre ai-je au ciel que toi! Et sur la terre je ne prends plaisir qu`en toi.
25. Iza no ahy any an-danitra afa-tsy ianao? Ary tsy misy ety ambonin' ny tany iriko tahaka anao.
26. My flesh and my heart faileth: but God is the strength of my heart, and my portion for ever.
26. Ma chair et mon coeur peuvent se consumer: Dieu sera toujours le rocher de mon coeur et mon partage.
26. "Levona ny nofoko sy ny foko; nefa vatolampin' ny foko sy anjarako mandrakizay Andriamanitra."
27. For, lo, they that are far from thee shall perish: thou hast destroyed all them that go a whoring from thee.
27. "Car voici, ceux qui s`éloignent de toi périssent; Tu anéantis tous ceux qui te sont infidèles."
27. "Fa, indro, ho very izay lavitra Anao; haringanao izay rehetra mijangajanga mahafoy anao."
28. But it is good for me to draw near to God: I have put my trust in the Lord GOD, that I may declare all thy works.
28. Pour moi, m`approcher de Dieu, c`est mon bien: Je place mon refuge dans le Seigneur, l`Éternel, Afin de raconter toutes tes oeuvres.
28. "Fa izaho, dia ny ho akaikin' Andriamanitra no mahatsara ahy; napetrako tamin' ny Tompo Andriamanitra ny fitokisako mba hanambara ny asanao rehetra aho."
<
>