1. O LORD my God, in thee do I put my trust: save me from all them that persecute me, and deliver me:
1. "(7:1) Complainte de David. Chantée à l`Éternel, au sujet de Cusch, Benjamite. (7:2) Éternel, mon Dieu! je cherche en toi mon refuge; Sauve-moi de tous mes persécuteurs, et délivre-moi,"
1. "[Sigaiona nataon' i Davida, izay nohirainy ho an' i Jehovah noho ny tenin' i Kosy Benjamita.] Jehovah Andriamanitro ô, Ianao no itokiako; vonjeo aho amin’izay rehetra manenjika ahy, ka afaho;"
2. Lest he tear my soul like a lion, rending it in pieces, while there is none to deliver.
2. (7:3) Afin qu`il ne me déchire pas, comme un lion Qui dévore sans que personne vienne au secours.
2. Fandrao ny fanahiko viravirainy tahaka ny fanaon’ny liona, ary kepokepohiny, ka tsy misy mamonjy.
3. O LORD my God, if I have done this; if there be iniquity in my hands;
3. (7:4) Éternel, mon Dieu! si j`ai fait cela, S`il y a de l`iniquité dans mes mains,
3. "Jehovah Andriamanitro ô, raha nanao izany aho; raha misy heloka eto an-tanako;"
4. If I have rewarded evil unto him that was at peace with me; (yea, I have delivered him that without cause is mine enemy:)
4. (7:5) Si j`ai rendu le mal à celui qui était paisible envers moi, Si j`ai dépouillé celui qui m`opprimait sans cause,
4. "Raha namaly ratsy izay tsara fihavanana tamiko aho; (eny, novonjeko aza izay tonga fahavaloko tsy ahoan-tsy ahoana),"
5. Let the enemy persecute my soul, and take it; yea, let him tread down my life upon the earth, and lay mine honour in the dust. Selah.
5. (7:6) Que l`ennemi me poursuive et m`atteigne, Qu`il foule à terre ma vie, Et qu`il couche ma gloire dans la poussière! -Pause.
5. "Dia aoka ny fahavaloko hanenjika ny fanahiko ka hahatratra azy; eny aoka izy hanitsaka ny aiko amin’ny tany, ary hampandry ny voninahitro amin' ny vovoka.[Sela.]"
6. Arise, O LORD, in thine anger, lift up thyself because of the rage of mine enemies: and awake for me to the judgment that thou hast commanded.
6. (7:7) Lève-toi, ô Éternel! dans ta colère, Lève-toi contre la fureur de mes adversaires, Réveille-toi pour me secourir, ordonne un jugement!
6. "Jehovah ô, mitsangàna amin’ny fahatezeranao; misandràta hisakana ny fisafoaky ny fahavaloko; ary mifohaza hanampy ahy amin’ny fitsarana izay efa navoakanao."
7. So shall the congregation of the people compass thee about: for their sakes therefore return thou on high.
7. (7:8) Que l`assemblée des peuples t`environne! Monte au-dessus d`elle vers les lieux élevés!
7. "Koa aoka ny fiangonan’ny olona hivory manodidina Anao; ary miverena ho any amin’ny avo eo amboniny Ianao."
8. The LORD shall judge the people: judge me, O LORD, according to my righteousness, and according to mine integrity that is in me.
8. (7:9) L`Éternel juge les peuples: Rends-moi justice, ô Éternel! Selon mon droit et selon mon innocence!
8. "Jehovah hitsara ny olona; Jehovah ô tsarao aho araka ny fahamarinako sy ny tsy fananako tsiny."
9. Oh let the wickedness of the wicked come to an end; but establish the just: for the righteous God trieth the hearts and reins.
9. (7:10) Mets un terme à la malice des méchants, Et affermis le juste, Toi qui sondes les coeurs et les reins, Dieu juste!
9. "Aoka ho tapaka ny ratsy ataon’ny ratsy fanahy, fa ampitoero kosa ny marina; fa Andriamanitra marina no mamantatra ny fo sy ny voa."
10. My defence is of God, which saveth the upright in heart.
10. (7:11) Mon bouclier est en Dieu, Qui sauve ceux dont le coeur est droit.
10. Ny fiarovana ho ahy dia avy amin’Andriamanitra izay mamonjy ny mahitsy fo.
11. God judgeth the righteous, and God is angry with the wicked every day.
11. (7:12) Dieu est un juste juge, Dieu s`irrite en tout temps.
11. Mitsara ny marina Andriamanitra, ary tezitra isan’andro amin’ny ratsy fanahy Izy.
12. If he turn not, he will whet his sword; he hath bent his bow, and made it ready.
12. "(7:13) Si le méchant ne se convertit pas, il aiguise son glaive, Il bande son arc, et il vise;"
12. "Raha tsy ibebahana izy, dia hanasa ny sabany; efa nanenjana ny tsipìkany Izy ka efa nampivonona azy."
13. He hath also prepared for him the instruments of death; he ordaineth his arrows against the persecutors.
13. (7:14) Il dirige sur lui des traits meurtriers, Il rend ses flèches brûlantes.
13. "Ary efa nanomanany ny fiadiana mahafaty koa izy ireo; mandidy ny zana-tsipìkany hamely ny mpanenjika Izy."
14. Behold, he travaileth with iniquity, and hath conceived mischief, and brought forth falsehood.
14. (7:15) Voici, le méchant prépare le mal, Il conçoit l`iniquité, et il enfante le néant.
14. Indro, efa marary hiteraka heloka izy, ary torontoronina fampahoriana, sady miteraka fitaka.
15. He made a pit, and digged it, and is fallen into the ditch which he made.
15. (7:16) Il ouvre une fosse, il la creuse, Et il tombe dans la fosse qu`il a faite.
15. "Nihady lavaka izy ka nanalalaka izany, dia latsaka ao anatin’ny longoa nataony ihany izy;"
16. His mischief shall return upon his own head, and his violent dealing shall come down upon his own pate.
16. (7:17) Son iniquité retombe sur sa tête, Et sa violence redescend sur son front.
16. "Hitsingerina ho eo an-dohany ihany ny fampahoriany; ary eo an-tampon-dohany ihany no hianjeran’ny loza nataony."
17. I will praise the LORD according to his righteousness: and will sing praise to the name of the LORD most high.
17. (7:18) Je louerai l`Éternel à cause de sa justice, Je chanterai le nom de l`Éternel, du Très Haut.
17. "Hidera an’i Jehovah araka ny fahamarinany aho; ary hankalaza ny anaran’i Jehovah Avo Indrindra."