1. In thee, O LORD, do I put my trust; let me never be ashamed: deliver me in thy righteousness.
1. (31:1) Au chef des chantres. Psaume de David. (31:2) Éternel! je cherche en toi mon refuge: Que jamais je ne sois confondu! Délivre-moi dans ta justice!
1. [Ho an' ny mpiventy hira. Salamo nataon' i Davida.] JEHOVAH ô, Ianao no itokiako, aoka tsy ho menatra aho, afaho amin' ny fahamarinanao aho.
2. Bow down thine ear to me; deliver me speedily: be thou my strong rock, for an house of defence to save me.
2. (31:3) Incline vers moi ton oreille, hâte-toi de me secourir! Sois pour moi un rocher protecteur, une forteresse, Où je trouve mon salut!
2. "Atongilano amiko ny sofinao; faingàna hamonjy ahy; aoka ho vatolampiko mafy Ianao sy trano fiarovana hamonjena ahy."
3. For thou art my rock and my fortress; therefore for thy name's sake lead me, and guide me.
3. "(31:4) Car tu es mon rocher, ma forteresse; Et à cause de ton nom tu me conduiras, tu me dirigeras."
3. "Fa Vatolampiko sy batery fiarovana ahy Ianao; ary noho ny anaranao dia ento sy tariho aho."
4. Pull me out of the net that they have laid privily for me: for thou art my strength.
4. "(31:5) Tu me feras sortir du filet qu`ils m`ont tendu; Car tu es mon protecteur."
4. Afaho amin' ny fandrika harato izay nafeniny hamandrihana ahy aho: fa Ianao ho heriko.
5. Into thine hand I commit my spirit: thou hast redeemed me, O LORD God of truth.
5. "(31:6) Je remets mon esprit entre tes mains; Tu me délivreras, Éternel, Dieu de vérité!"
5. "Eo an-tananao no atolotro ny fanahiko; fa efa nanavotra ahy Ianao, Jehovah ô, Andriamanitry ny fahamarinana."
6. I have hated them that regard lying vanities: but I trust in the LORD.
6. (31:7) Je hais ceux qui s`attachent à de vaines idoles, Et je me confie en l`Éternel.
6. "Halako izay mankasitraka zava-poana mandainga; fa Jehovah no itokiako."
7. I will be glad and rejoice in thy mercy: for thou hast considered my trouble; thou hast known my soul in adversities;
7. "(31:8) Je serai par ta grâce dans l`allégresse et dans la joie; Car tu vois ma misère, tu sais les angoisses de mon âme,"
7. "Hifaly sy ho ravoravo amin' ny famindramponao aho; fa nahita ny fahoriako Ianao; nahafantatra ny adim-panahiko Ianao;"
8. And hast not shut me up into the hand of the enemy: thou hast set my feet in a large room.
8. (31:9) Et tu ne me livreras pas aux mains de l`ennemi, Tu mettras mes pieds au large.
8. "Ary tsy mba nangeja ahy teo an-tanan' ny fahavaloko; fa efa nampitoetra ny tongotro eo amin' ny malalaka Ianao."
9. Have mercy upon me, O LORD, for I am in trouble: mine eye is consumed with grief, yea, my soul and my belly.
9. "(31:10) Aie pitié de moi, Éternel! car je suis dans la détresse; J`ai le visage, l`âme et le corps usés par le chagrin."
9. "Mamindrà fo amiko, Jehovah ô, fa azom-pahoriana aho; simban' alahelo ny masoko, ny fanahiko sy ny kiboko."
10. For my life is spent with grief, and my years with sighing: my strength faileth because of mine iniquity, and my bones are consumed.
10. "(31:11) Ma vie se consume dans la douleur, Et mes années dans les soupirs; Ma force est épuisée à cause de mon iniquité, Et mes os dépérissent."
10. "Fa lanin' alahelo ny aiko, sady lanim-pisentoana ny taonako; tsy manan-kery aho noho ny heloko, ary efa lany ny taolako,"
11. I was a reproach among all mine enemies, but especially among my neighbours, and a fear to mine acquaintance: they that did see me without fled from me.
11. "(31:12) Tous mes adversaires m`ont rendu un objet d`opprobre, De grand opprobre pour mes voisins, et de terreur pour mes amis; Ceux qui me voient dehors s`enfuient loin de moi."
11. "Tonga fandatsa aho eo anivon' ny fahavaloko rehetra, ary indrindra eo amin' ny namako, sady atahoran' ny olom-pantatro aho; izay mahita ahy eny ivelany dia mandositra ahy."
12. I am forgotten as a dead man out of mind: I am like a broken vessel.
12. (31:13) Je suis oublié des coeurs comme un mort, Je suis comme un vase brisé.
12. "Efa hadino tahaka ny olona maty tsy tsaroana aho; tahaka ny vilany vaky aho."
13. For I have heard the slander of many: fear was on every side: while they took counsel together against me, they devised to take away my life.
13. (31:14) J`apprends les mauvais propos de plusieurs, L`épouvante qui règne à l`entour, Quand ils se concertent ensemble contre moi: Ils complotent de m`ôter la vie.
13. "Fa nandre ny endrikendriky ny maro aho; nisy tahotra manodidina; raha niara-nioko hanohitra ahy izy ireo dia namoron-kevitra hahafaty ny aiko."
14. But I trusted in thee, O LORD: I said, Thou art my God.
14. (31:15) Mais en toi je me confie, ô Éternel! Je dis: Tu es mon Dieu!
14. "Nefa natoky Anao aho, Jehovah ô; hoy aho: Andriamanitro Ianao."
15. My times are in thy hand: deliver me from the hand of mine enemies, and from them that persecute me.
15. "(31:16) Mes destinées sont dans ta main; Délivre-moi de mes ennemis et de mes persécuteurs!"
15. "Eo an-tananao ny androko; afaho amin' ny tanan' ny fahavaloko aho sy amin' izay manenjika ahy."
16. Make thy face to shine upon thy servant: save me for thy mercies' sake.
16. (31:17) Fais luire ta face sur ton serviteur, Sauve-moi par ta grâce!
16. "Ampamirapirato amin' ny mpanomponao ny tavanao; vonjeo aho noho ny famindramponao;"
17. Let me not be ashamed, O LORD; for I have called upon thee: let the wicked be ashamed, and let them be silent in the grave.
17. (31:18) Éternel, que je ne sois pas confondu quand je t`invoque. Que les méchants soient confondus, Qu`ils descendent en silence au séjour des morts!
17. "Aoka tsy ho menatra aho, Jehovah ô, satria niantso Anao; fa aoka kosa ho menatra ny ratsy fanahy ka hangina any am-pasana."
18. Let the lying lips be put to silence; which speak grievous things proudly and contemptuously against the righteous.
18. (31:19) Qu`elles deviennent muettes, les lèvres menteuses, Qui parlent avec audace contre le juste, Avec arrogance et dédain!
18. Aoka hampanginina ny molotra mandainga, izay miteny maharary hanohitra ny marina amin' ny avonavona sy ny fanamavoana.
19. Oh how great is thy goodness, which thou hast laid up for them that fear thee; which thou hast wrought for them that trust in thee before the sons of men!
19. (31:20) Oh! combien est grande ta bonté, Que tu tiens en réserve pour ceux qui te craignent, Que tu témoignes à ceux qui cherchent en toi leur refuge, A la vue des fils de l`homme!
19. "Akory ny haben' ny fahatsaranao izay voarakitrao ho an' izay matahotra anao; dia izay nataonao teo anatrehan' ny zanak' olombelona ho an' izay matoky anao!"
20. Thou shalt hide them in the secret of thy presence from the pride of man: thou shalt keep them secretly in a pavilion from the strife of tongues.
20. (31:21) Tu les protèges sous l`abri de ta face contre ceux qui les persécutent, Tu les protèges dans ta tente contre les langues qui les attaquent.
20. "Hanafina azy ao amin' ny fiafenana eo anatrehanao Ianao mba tsy ho azon' ny fireharehan' ny olona; hampiery azy ao an-tranonao Ianao, mba tsy ho azon' ny lela mifanditra izy."
21. Blessed be the LORD: for he hath shewed me his marvellous kindness in a strong city.
21. (31:22) Béni soit l`Éternel! Car il a signalé sa grâce envers moi, Comme si j`avais été dans une ville forte.
21. "Isaorana anie Jehovah; fa nasehony ahy ny fahatsaram-panahiny mahagaga tao an-tanàna mimanda!"
22. For I said in my haste, I am cut off from before thine eyes: nevertheless thou heardest the voice of my supplications when I cried unto thee.
22. (31:23) Je disais dans ma précipitation: Je suis chassé loin de ton regard! Mais tu as entendu la voix de mes supplications, Quand j`ai crié vers toi.
22. "Fa hoy aho tamin' ny fahatairako: voafongotra tsy ho eo imasonao aho; kanjo nihaino ny feon' ny fitalahoako Ianao, raha nitaraina taminao aho."
23. O love the LORD, all ye his saints: for the LORD preserveth the faithful, and plentifully rewardeth the proud doer.
23. (31:24) Aimez l`Éternel, vous qui avez de la piété! L`Éternel garde les fidèles, Et il punit sévèrement les orgueilleux.
23. "Tiava an' i Jehovah, ianareo olo-masiny rehetra; fa miaro ny mahatoky Jehovah, ary mamaly dia mamaly ny mpiavonavona."
24. Be of good courage, and he shall strengthen your heart, all ye that hope in the LORD.
24. (31:25) Fortifiez-vous et que votre coeur s`affermisse, Vous tous qui espérez en l`Éternel!
24. Mahereza, ary aoka hatanjaka ny fonareo, dia ianareo rehetra izay manantena an' i Jehovah.