1. I will praise thee with my whole heart: before the gods will I sing praise unto thee.
1. De David. Je te célèbre de tout mon coeur, Je chante tes louanges en la présence de Dieu.
1. "[Salamo nataon' i Davida.] HIdera anao amin' ny foko rehetra aho; eo anatrehan' ireo andriamanitra no hanaovako hira fiderana Anao."
2. I will worship toward thy holy temple, and praise thy name for thy lovingkindness and for thy truth: for thou hast magnified thy word above all thy name.
2. Je me prosterne dans ton saint temple, Et je célèbre ton nom, à cause de ta bonté et de ta fidélité, Car ta renommée s`est accrue par l`accomplissement de tes promesses.
2. "Hiankohoka manandrify ny tempolinao masina aho ka hidera ny anaranao noho ny antranao sy ny fahamarinanao; fa efa nomenao voninahitra ny teninao ho ambonin' ny anaranao rehetra."
3. In the day when I cried thou answeredst me, and strengthenedst me with strength in my soul.
3. Le jour où je t`ai invoqué, tu m`as exaucé, Tu m`as rassuré, tu as fortifié mon âme.
3. Tamin' ny andro nitarainako dia namaly ahy Ianao ka nampahery ahy tao am-panahiko.
4. All the kings of the earth shall praise thee, O LORD, when they hear the words of thy mouth.
4. "Tous les rois de la terre te loueront, ô Éternel! En entendant les paroles de ta bouche;"
4. Jehovah ô, hidera anao ny mpanjaka rehetra amin' ny tany raha mandre ny tenin' ny vavanao ireo.
5. Yea, they shall sing in the ways of the LORD: for great is the glory of the LORD.
5. Ils célébreront les voies de l`Éternel, Car la gloire de l`Éternel est grande.
5. "Eny, hihira ny amin' ny lalan' i Jehovah ireo; fa lehibe ny voninahitr' i Jehovah."
6. Though the LORD be high, yet hath he respect unto the lowly: but the proud he knoweth afar off.
6. L`Éternel est élevé: il voit les humbles, Et il reconnaît de loin les orgueilleux.
6. Fa na dia avo aza Jehovah, dia mijery ny manetry tena, fa ny mpiavonavona kosa dia fantany eny lavitra eny.
7. Though I walk in the midst of trouble, thou wilt revive me: thou shalt stretch forth thine hand against the wrath of mine enemies, and thy right hand shall save me.
7. Quand je marche au milieu de la détresse, tu me rends la vie, Tu étends ta main sur la colère de mes ennemis, Et ta droite me sauve.
7. "Na dia mandeha ao afovoan' ny fahoriana aza aho dia hamelona ahy Ianao; haninjitra ny tananao hanohitra ny fahatezeran' ny fahavaloko Ianao, ka hamonjy ahy ny tananao ankavanana."
8. The LORD will perfect that which concerneth me: thy mercy, O LORD, endureth for ever: forsake not the works of thine own hands.
8. L`Éternel agira en ma faveur. Éternel, ta bonté dure toujours, N`abandonne pas les oeuvres de tes mains!
8. "Jehovah no hahatanteraka ny momba ahy; Jehovah ô, maharitra mandrakizay ny famindramponao; aza mahafoy ny asan' ny tananao."
<
>