1. Praise ye the LORD. Praise ye the name of the LORD; praise him, O ye servants of the LORD.
1. Louez l`Éternel! Louez le nom de l`Éternel, Louez-le, serviteurs de l`Éternel,
1. "MIDERÀ an' i Jehovah. Miderà ny anaran' i Jehovah; miderà Azy, ianareo mpanompon' i Jehovah."
2. Ye that stand in the house of the LORD, in the courts of the house of our God,
2. Qui vous tenez dans la maison de l`Éternel, Dans les parvis de la maison de notre Dieu!
2. Ianareo izay mitoetra ao an-tranon' i Jehovah, ao an-kianjan' ny tranon' Andriamanitsika.
3. Praise the LORD; for the LORD is good: sing praises unto his name; for it is pleasant.
3. Louez l`Éternel! car l`Éternel est bon. Chantez à son nom! car il est favorable.
3. "Miderà an' i Jehovah satria tsara Jehovah; mihirà fiderana ho an' ny anarany fa mahafinaritra izany."
4. For the LORD hath chosen Jacob unto himself, and Israel for his peculiar treasure.
4. Car l`Éternel s`est choisi Jacob, Israël, pour qu`il lui appartînt.
4. Fa nofidin' i Jehovah ho Azy Jakoba ary Isiraely ho rakitra manokana ho Azy.
5. For I know that the LORD is great, and that our Lord is above all gods.
5. Je sais que l`Éternel est grand, Et que notre Seigneur est au-dessus de tous les dieux.
5. Fa fantatro fa lehibe Jehovah ary ambonin' ny andriamanitra rehetra ny Tompontsika.
6. Whatsoever the LORD pleased, that did he in heaven, and in earth, in the seas, and all deep places.
6. Tout ce que l`Éternel veut, il le fait, Dans les cieux et sur la terre, Dans les mers et dans tous les abîmes.
6. Manao izay sitrapony rehetra Jehovah, na any amin' ny lanitra, na ety ambonin' ny tany, na any amin' ny ranomasina sy ny fitoerana lalina rehetra.
7. He causeth the vapours to ascend from the ends of the earth; he maketh lightnings for the rain; he bringeth the wind out of his treasuries.
7. Il fait monter les nuages des extrémités de la terre, Il produit les éclairs et la pluie, Il tire le vent de ses trésors.
7. "Mampiakatra zavona avy amin' ny faran' ny tany Izy; manao helatra ho an' ny ranonorana Izy; mamoaka ny rivotra avy ao an-trano fitahirizany Izy."
8. Who smote the firstborn of Egypt, both of man and beast.
8. Il frappa les premiers-nés de l`Égypte, Depuis les hommes jusqu`aux animaux.
8. Izy no namely ny voalohan-terak' i Egypta, na olona, na biby.
9. Who sent tokens and wonders into the midst of thee, O Egypt, upon Pharaoh, and upon all his servants.
9. Il envoya des signes et des miracles au milieu de toi, Égypte! Contre Pharaon et contre tous ses serviteurs.
9. Izay nanatitra famantarana sy fahagagana teo aminao, ry Egypta, dia tamin' i Farao sy ny mpanompony rehetra.
10. Who smote great nations, and slew mighty kings;
10. Il frappa des nations nombreuses, Et tua des rois puissants,
10. Izay namely firenena lehibe ary nahafaty mpanjaka mahery.
11. Sihon king of the Amorites, and Og king of Bashan, and all the kingdoms of Canaan:
11. "Sihon, roi des Amoréens, Og, roi de Basan, Et tous les rois de Canaan;"
11. "Dia Sihona, mpanjakan' ny amorita, sy Oga, mpanjakan' i Basana ary ny fanjakan' i Kanana rehetra;"
12. And gave their land for an heritage, an heritage unto Israel his people.
12. Et il donna leur pays en héritage, En héritage à Israël, son peuple.
12. Ary nomeny ho lovan' ireo ny taniny, dia lova ho an' ny Isiraely olony.
13. Thy name, O LORD, endureth for ever; and thy memorial, O LORD, throughout all generations.
13. Éternel! ton nom subsiste à toujours, Éternel! ta mémoire dure de génération en génération.
13. "Jehovah ô, maharitra mandrakizay ny anaranao; Jehovah ô, hihatra amin' ny taranaka rehetra ny fahatsiarovana anao."
14. For the LORD will judge his people, and he will repent himself concerning his servants.
14. Car l`Éternel jugera son peuple, Et il aura pitié de ses serviteurs.
14. Fa hitsara ny olony Jehovah ary hangoraka ny mpanompony Izy.
15. The idols of the heathen are silver and gold, the work of men's hands.
15. Les idoles des nations sont de l`argent et de l`or, Elles sont l`ouvrage de la main des hommes.
15. "Ny sampin' ny jentilisa dia volafotsy sy volamena, asan' ny tanan' olona;"
16. They have mouths, but they speak not; eyes have they, but they see not;
16. Elles ont une bouche et ne parlent point, Elles ont des yeux et ne voient point,
16. "Manam-bava izy fa tsy miteny; mana-maso izy fa tsy mahita;"
17. They have ears, but they hear not; neither is there any breath in their mouths.
17. Elles ont des oreilles et n`entendent point, Elles n`ont point de souffle dans leur bouche.
17. "Manan-tsofina izy fa tsy mandre; ary tsy misy fofonaina eo am-bavany."
18. They that make them are like unto them: so is every one that trusteth in them.
18. Ils leur ressemblent, ceux qui les fabriquent, Tous ceux qui se confient en elles.
18. Tahaka azy izay manao azy sy izay rehetra matoky azy.
19. Bless the LORD, O house of Israel: bless the LORD, O house of Aaron:
19. Maison d`Israël, bénissez l`Éternel! Maison d`Aaron, bénissez l`Éternel!
19. "Misaora an' i Jehovah, ry taranak' Isiraely; misaora an' i Jehovah, ry taranak' i Arona;"
20. Bless the LORD, O house of Levi: ye that fear the LORD, bless the LORD.
20. Maison de Lévi, bénissez l`Éternel! Vous qui craignez l`Éternel, bénissez l`Éternel!
20. "Misaora an' i Jehovah, ry taranak' i Levy; ianareo izay matahotra an' i Jehovah, misaora an' i Jehovah."
21. Blessed be the LORD out of Zion, which dwelleth at Jerusalem. Praise ye the LORD.
21. Que de Sion l`on bénisse l`Éternel, Qui habite à Jérusalem! Louez l`Éternel!
21. Isaorana avy any Ziona anie Jehovah, izay mitoetra any Jerosalema. Miderà an' i Jehovah.