Invitations of Wisdom and of Folly
1. Wisdom hath builded her house, she hath hewn out her seven pillars:
1. La sagesse a bâti sa maison, Elle a taillé ses sept colonnes.
1. "NY fahendrena efa nanao ny tranony; efa nipaika ny andriny fito izy;"
2. She hath killed her beasts; she hath mingled her wine; she hath also furnished her table.
2. Elle a égorgé ses victimes, mêlé son vin, Et dressé sa table.
2. Efa namono ny bibiny sy nangaroharo ny divainy izy, ary efa namelatra ny latabany koa izy.
3. She hath sent forth her maidens: she crieth upon the highest places of the city,
3. Elle a envoyé ses servantes, elle crie Sur le sommet des hauteurs de la ville:
3. "Ary efa naniraka ny ankizivaviny izy; miantso eny an-tampon' ny fitoerana avo any an-tanàna izy ka manao hoe:"
4. Whoso is simple, let him turn in hither: as for him that wanteth understanding, she saith to him,
4. Que celui qui est stupide entre ici! Elle dit à ceux qui sont dépourvus de sens:
4. "Izay kely saina, aoka izy hankaty; ary izay mila fahalalana dia ilazany hoe:"
5. Come, eat of my bread, and drink of the wine which I have mingled.
5. "Venez, mangez de mon pain, Et buvez du vin que j`ai mêlé;"
5. Avia, hano ny mofoko ary sotroy ny divay voaharoharoko.
6. Forsake the foolish, and live; and go in the way of understanding.
6. Quittez la stupidité, et vous vivrez, Et marchez dans la voie de l`intelligence!
6. "Ilaozy ny hadalana, dia ho velona ianao; ary mizora amin' ny lalan' ny fahalalana."
7. He that reproveth a scorner getteth to himself shame: and he that rebuketh a wicked man getteth himself a blot.
7. Celui qui reprend le moqueur s`attire le dédain, Et celui qui corrige le méchant reçoit un outrage.
7. "Izay mananatra ny mpaniratsira dia hahatonga fahafaham-baraka ho an' ny tenany; ary izay mananatra ny ratsy fanahy dia hahazo tsiny ho an' ny tenany ihany."
8. Reprove not a scorner, lest he hate thee: rebuke a wise man, and he will love thee.
8. "Ne reprends pas le moqueur, de crainte qu`il ne te haïsse; Reprends le sage, et il t`aimera."
8. "Aza mananatra ny mpaniratsira ianao fandrao halany; ny hendry no anaro dia ho tiany ianao."
9. Give instruction to a wise man, and he will be yet wiser: teach a just man, and he will increase in learning.
9. "Donne au sage, et il deviendra plus sage; Instruis le juste, et il augmentera son savoir."
9. "Toroy ny hendry, dia hihahendry kokoa izy; ampianaro ny marina, dia hitombo fahalalana izy."
10. The fear of the LORD is the beginning of wisdom: and the knowledge of the holy is understanding.
10. "Le commencement de la sagesse, c`est la crainte de l`Éternel; Et la science des saints, c`est l`intelligence."
10. "Ny fahatahorana an' i Jehovah no fiandoham-pahendrena; ary ny fahafantarana ny masina no fahazavan-tsaina."
11. For by me thy days shall be multiplied, and the years of thy life shall be increased.
11. C`est par moi que tes jours se multiplieront, Et que les années de ta vie augmenteront.
11. Fa izaho no hampitomboana ny andronao sy hanamaroana ny taona iainanao.
12. If thou be wise, thou shalt be wise for thyself: but if thou scornest, thou alone shalt bear it.
12. "Si tu es sage, tu es sage pour toi; Si tu es moqueur, tu en porteras seul la peine."
12. "Raha hendry ianao, dia hendry ho an' ny tenanao ihany; fa raha maniratsira kosa ianao, dia ianao ihany no hiharan' izany."
13. A foolish woman is clamorous: she is simple, and knoweth nothing.
13. La folie est une femme bruyante, Stupide et ne sachant rien.
13. "Ny vehivavy adala dia vavàna; kely saina izy, ka tsy mahalala na inona na inona."
14. For she sitteth at the door of her house, on a seat in the high places of the city,
14. Elle s`assied à l`entrée de sa maison, Sur un siège, dans les hauteurs de la ville,
14. Fa mipetraka eo am-baravaran' ny tranony izy ary amin' ny seza eny amin' ny fitoerana avo eo an-tanàna,
15. To call passengers who go right on their ways:
15. Pour crier aux passants, Qui vont droit leur chemin:
15. Mba hiantso ny mpandalo izay mizotra mahitsy, ka manao hoe:
16. Whoso is simple, let him turn in hither: and as for him that wanteth understanding, she saith to him,
16. Que celui qui est stupide entre ici! Elle dit à celui qui est dépourvu de sens:
16. "Aoka hivily aty izay kely saina; ary amin' izay tsy ampy saina dia hoy izy:"
17. Stolen waters are sweet, and bread eaten in secret is pleasant.
17. Les eaux dérobées sont douces, Et le pain du mystère est agréable!
17. Mamy ny rano angalarina, ary fy ny mofo hanina amin' ny fiafenana.
18. But he knoweth not that the dead are there; and that her guests are in the depths of hell.
18. Et il ne sait pas que là sont les morts, Et que ses invités sont dans les vallées du séjour des morts.
18. Nefa tsy fantany fa ny maty no ao, ary ao amin' ny halalin' ny helo ny olona nasainy.