The New Residents of Jerusalem

1. And the rulers of the people dwelt at Jerusalem: the rest of the people also cast lots, to bring one of ten to dwell in Jerusalem the holy city, and nine parts to dwell in other cities.
1. Les chefs du peuple s`établirent à Jérusalem. Le reste du peuple tira au sort, pour qu`un sur dix vînt habiter Jérusalem, la ville sainte, et que les autres demeurassent dans les villes.
1. "Ary nonina tany Jerosalema ny mpanapaka ny olona; ary ny olona sisa nanao antsapaka hahatonga ny ampahafolony honina any Jerosalema, tanàna masina, fa ny sivy toko kosa dia any an-tanàna hafa."
2. And the people blessed all the men, that willingly offered themselves to dwell at Jerusalem.
2. Le peuple bénit tous ceux qui consentirent volontairement à résider à Jérusalem.
2. Ary nisaoran' ny olona ny lehilahy rehetra izay nanolo-tena an-tsitrapo honina any Jerosalema.
3. Now these are the chief of the province that dwelt in Jerusalem: but in the cities of Judah dwelt every one in his possession in their cities, to wit, Israel, the priests, and the Levites, and the Nethinims, and the children of Solomon's servants.
3. Voici les chefs de la province qui s`établirent à Jérusalem. Dans les villes de Juda, chacun s`établit dans sa propriété, dans sa ville, Israël, les sacrificateurs et les Lévites, les Néthiniens, et les fils des serviteurs de Salomon.
3. "Ary izao ny lehiben' ny faritany izay nonina tany Jerosalema; fa ny tao an-tanànan' ny Joda dia samy nonina tao amin' ny taniny avy, tao an-tanànany, dia ny Isiraely, ny mpisorona sy ny Levita sy ny Netinima ary ny taranaky ny mpanompon' i Solomona."
4. And at Jerusalem dwelt certain of the children of Judah, and of the children of Benjamin. Of the children of Judah; Athaiah the son of Uzziah, the son of Zechariah, the son of Amariah, the son of Shephatiah, the son of Mahalaleel, of the children of Perez;
4. A Jérusalem s`établirent des fils de Juda et des fils de Benjamin. -Des fils de Juda: Athaja, fils d`Ozias, fils de Zacharie, fils d`Amaria, fils de Schephathia, fils de Mahalaleel, des fils de Pérets,
4. "Ary tany Jerosalema no nonenan' ny sasany tamin' ny taranak' i Joda sy ny taranak' i Benjamina.Ny avy tamin' ny taranak' i Joda dia Ataia, zanak' i Ozia, zanak' i Zakaria, zanak' i Amaria, zanak' i Sefatia, zanak' i Mahalalila, avy tamin' ny taranak' i Fareza;"
5. And Maaseiah the son of Baruch, the son of Colhozeh, the son of Hazaiah, the son of Adaiah, the son of Joiarib, the son of Zechariah, the son of Shiloni.
5. et Maaséja, fils de Baruc, fils de Col Hozé, fils de Hazaja, fils d`Adaja, fils de Jojarib, fils de Zacharie, fils de Schiloni.
5. Ary Mahaseia, zanak' i Baroka, zanak' i Kola-hoze, zanak' i Hazaia, zanak' i Adaia, zanak' i Joariba, zanak' i Zakaria, zanak' ilay Silonita.
6. All the sons of Perez that dwelt at Jerusalem were four hundred threescore and eight valiant men.
6. Total des fils de Pérets qui s`établirent à Jérusalem: quatre cent soixante-huit hommes vaillants. -
6. Ny taranak' i Fareza rehetra izay nonina tany Jerosalema dia lehilahy mahery valo amby enimpolo amby efajato.
7. And these are the sons of Benjamin; Sallu the son of Meshullam, the son of Joed, the son of Pedaiah, the son of Kolaiah, the son of Maaseiah, the son of Ithiel, the son of Jesaiah.
7. Voici les fils de Benjamin: Sallu, fils de Meschullam, fils de Joëd, fils de Pedaja, fils de Kolaja, fils de Maaséja, fils d`Ithiel, fils d`Ésaïe,
7. "Ary izao ny taranak' i Benjamina: Salo, zanak' i Mesolama, zanak' i Joeda, zanak' i Pedaia, zanak' i Kolaia, zanak' i Mahaseia, zanak' Itiela, zanak' i Jesaia;"
8. And after him Gabbai, Sallai, nine hundred twenty and eight.
8. et, après lui, Gabbaï et Sallaï, neuf cent vingt-huit.
8. "Ary manarakaraka azy Gabay sy Salay; dia valo amby roapolo amby sivinjato."
9. And Joel the son of Zichri was their overseer: and Judah the son of Senuah was second over the city.
9. "Joël, fils de Zicri, était leur chef; et Juda, fils de Senua, était le second chef de la ville."
9. "Ary Joela, zanak' i Zikry, no mpifehy azy; ary Joda, zanak' i Senoa, no lefitry ny komandin' ny tanàna."
10. Of the priests: Jedaiah the son of Joiarib, Jachin.
10. Des sacrificateurs: Jedaeja, fils de Jojarib, Jakin,
10. Ny avy tamin' ny mpisorona dia Jedaia, zanak' i Joariba, ary Jakina.
11. Seraiah the son of Hilkiah, the son of Meshullam, the son of Zadok, the son of Meraioth, the son of Ahitub, was the ruler of the house of God.
11. Seraja, fils de Hilkija, fils de Meschullam, fils de Tsadok, fils de Merajoth, fils d`Achithub, prince de la maison de Dieu,
11. Ary Seraia, zanak' i Hilkia, zanak' i Meraiota, zanak' i Ahitoba, no mpanapaka ny tranon' Andriamanitra.
12. And their brethren that did the work of the house were eight hundred twenty and two: and Adaiah the son of Jeroham, the son of Pelaliah, the son of Amzi, the son of Zechariah, the son of Pashur, the son of Malchiah,
12. "et leurs frères occupés au service de la maison, huit cent vingt-deux; Adaja, fils de Jerocham, fils de Pelalia, fils d`Amtsi, fils de Zacharie, fils de Paschhur, fils de Malkija,"
12. "Ary ny rahalahin' ireo izay mpanao ny raharaha tao an-trano dia roa amby roapolo amby valonjato; ary Adaia, zanak' i Jerohama, zanak' i Pelalia, zanak' i Amzy, zanak' i Zakaria, zanak' i Pasora, zanak' i Malkia,"
13. And his brethren, chief of the fathers, two hundred forty and two: and Amashai the son of Azareel, the son of Ahasai, the son of Meshillemoth, the son of Immer,
13. "et ses frères, chefs des maisons paternelles, deux cent quarante-deux; et Amaschsaï, fils d`Azareel, fils d`Achzaï, fils de Meschillémoth, fils d`Immer,"
13. "Ary ny rahalahiny, izay samy lohan' ny fianakaviana, dia roa amby efapolo amby roanjato; ary Amasay, zanak' i Azarela, zanak' i Ahazay, zanak' i Mesilemota, zanak' Imera,"
14. And their brethren, mighty men of valour, an hundred twenty and eight: and their overseer was Zabdiel, the son of one of the great men.
14. et leurs frères, vaillants hommes, cent vingt-huit. Zabdiel, fils de Guedolim, était leur chef.
14. "Mbamin' ny rahalahin' ireo, dia lehilahy be herim-po valo amby roapolo amby zato; ary Zabdiela, zanak' i Hagedolima no mpifehy azy."
15. Also of the Levites: Shemaiah the son of Hashub, the son of Azrikam, the son of Hashabiah, the son of Bunni;
15. Des Lévites: Schemaeja, fils de Haschub, fils d`Azrikam, fils de Haschabia, fils de Bunni,
15. "Ary ny avy tamin' ny Levita koa dia: Semaia, zanak' i Hasoba, zanak' i Azrikama, zanak' i Hasabia, zanak' i Bony;"
16. And Shabbethai and Jozabad, of the chief of the Levites, had the oversight of the outward business of the house of God.
16. "Schabbethaï et Jozabad, chargés des affaires extérieures de la maison de Dieu, et faisant partie des chefs des Lévites;"
16. Ary Sabetahy sy Jozabada, avy tamin' ny lohan' ny Levita, no tonian' ny raharaha teo ivelan' ny tranon' Andriamanitra.
17. And Mattaniah the son of Micha, the son of Zabdi, the son of Asaph, was the principal to begin the thanksgiving in prayer: and Bakbukiah the second among his brethren, and Abda the son of Shammua, the son of Galal, the son of Jeduthun.
17. Matthania, fils de Michée, fils de Zabdi, fils d`Asaph, le chef qui entonnait la louange à la prière, et Bakbukia, le second parmi ses frères, et Abda, fils de Schammua, fils de Galal, fils de Jeduthun.
17. "Ary Matania, zanak' i Mika, zanak' i Zabdy, zanak' i Asafa, no voalohany nanomboka ny fisaorana am-bavaka; ary Bakbokia no nanarakaraka teo amin' ny rahalahiny, ary Abda, zanak' i Samoa, zanak' i Galala, zanak' i Jedotona."
18. All the Levites in the holy city were two hundred fourscore and four.
18. Total des Lévites dans la ville sainte: deux cent quatre-vingt-quatre.
18. Ny Levita rehetra tao an-tanàna masina dia efatra amby valopolo amby roanjato.
19. Moreover the porters, Akkub, Talmon, and their brethren that kept the gates, were an hundred seventy and two.
19. Et les portiers: Akkub, Thalmon, et leurs frères, gardiens des portes, cent soixante-douze.
19. Ary ny mpiandry varavarana dia Akoba sy Talmona mbamin' ny rahalahiny izay niambina ny vavahady, dia roa amby fitopolo amby zato.
20. And the residue of Israel, of the priests, and the Levites, were in all the cities of Judah, every one in his inheritance.
20. Le reste d`Israël, les sacrificateurs, les Lévites, s`établirent dans toutes les villes de Juda, chacun dans sa propriété.
20. Ary ny sisa tamin' ny Isiraely sy ny mpisorona sy ny Levita, dia teny an-tanàna rehetra an' ny Joda, samy ao amin' ny lovany avy.
21. But the Nethinims dwelt in Ophel: and Ziha and Gispa were over the Nethinims.
21. Les Néthiniens s`établirent sur la colline, et ils avaient pour chefs Tsicha et Guischpa.
21. "Fa ny Netinima dia nonina tany Ofela; ary Ziha sy Gispa no nifehy ny Netinima."
22. The overseer also of the Levites at Jerusalem was Uzzi the son of Bani, the son of Hashabiah, the son of Mattaniah, the son of Micha. Of the sons of Asaph, the singers were over the business of the house of God.
22. "Le chef des Lévites à Jérusalem était Uzzi, fils de Bani, fils de Haschabia, fils de Matthania, fils de Michée, d`entre les fils d`Asaph, les chantres chargés des offices de la maison de Dieu;"
22. "Ary ny mpifehy ny Levita tany Jerosalema amin' ny raharaha momba ny tranon' Andriamanitra, dia Ozy, zanak' i Bany, zanak' i Hasabia, zanak' i Matania, zanak' i Mika, avy amin' ny taranak' i Asafa; ireo mpihira dia nifehy ny raharaha tao an-tranon' Andriamanitra."
23. For it was the king's commandment concerning them, that a certain portion should be for the singers, due for every day.
23. car il y avait un ordre du roi concernant les chantres, et un salaire fixe leur était accordé pour chaque jour.
23. Fa ny didin' ny mpanjaka ny amin' ireo mpihira ireo dia ny hahazoany izay anjara tokony ho azy isan' andro.
24. And Pethahiah the son of Meshezabeel, of the children of Zerah the son of Judah, was at the king's hand in all matters concerning the people.
24. Pethachja, fils de Meschézabeel, des fils de Zérach, fils de Juda, était commissaire du roi pour toutes les affaires du peuple.
24. Ary Petahia, zanak' i Mesezabela, isan' ny taranak' i Zera, zanak' i Joda, dia teo anilan' ny mpanjaka hitandrina ny raharaha rehetra ny amin' ny olona.
25. And for the villages, with their fields, some of the children of Judah dwelt at Kirjatharba, and in the villages thereof, and at Dibon, and in the villages thereof, and at Jekabzeel, and in the villages thereof,
25. Dans les villages et leurs territoires, des fils de Juda s`établirent à Kirjath Arba et dans les lieux de son ressort, à Dibon et dans les lieux de son ressort, à Jekabtseel et dans les villages de son ressort,
25. Fa ny amin' ny vohitra eny an-tsaha, dia ny sasany tamin' ny taranak' i Joda no nonina tany Kiriata-arba sy ny zana-bohiny, ary tany Dibona sy ny zana-bohiny ary tany Jekabzela sy ny zana-bohiny,
26. And at Jeshua, and at Moladah, and at Bethphelet,
26. à Jéschua, à Molada, à Beth Paleth,
26. Ary tany Jesoa sy Molaza sy Beti-paleta,
27. And at Hazarshual, and at Beersheba, and in the villages thereof,
27. à Hatsar Schual, à Beer Schéba, et dans les lieux de son ressort,
27. Sy Hazarasoala ary Beri-sheba sy ny zana-bohiny,
28. And at Ziklag, and at Mekonah, and in the villages thereof,
28. à Tsiklag, à Mecona et dans les lieux de son ressort,
28. Ary tany Ziklaga sy Mekona sy ny zana-bohiny,
29. And at Enrimmon, and at Zareah, and at Jarmuth,
29. à En Rimmon, à Tsorea, à Jarmuth,
29. Ary tany En-rimona sy Zora sy Jarmota,
30. Zanoah, Adullam, and in their villages, at Lachish, and the fields thereof, at Azekah, and in the villages thereof. And they dwelt from Beersheba unto the valley of Hinnom.
30. à Zanoach, à Adullam, et dans les villages de leur ressort, à Lakis et dans son territoire, à Azéka et dans les lieux de son ressort. Ils s`établirent depuis Beer Schéba jusqu`à la vallée de Hinnom.
30. Sy Zanoa sy Adolama sy ny zana-bohiny sy tany Lakisy sy ny sahany, ary tany Azeka sy ny zana-bohiny. Ary nonina hatrany Beri-sheba ka hatramin' ny lohasahan' i Hinoma izy.
31. The children also of Benjamin from Geba dwelt at Michmash, and Aija, and Bethel, and in their villages,
31. Les fils de Benjamin s`établirent, depuis Guéba, à Micmasch, à Ajja, à Béthel et dans les lieux de son ressort,
31. Ny taranak' i Benjamina avy any Geba dia nonina tany Mikmasy sy Aia sy Betela sy tamin' ireo zana-bohiny.
32. And at Anathoth, Nob, Ananiah,
32. à Anathoth, à Nob, à Hanania,
32. Ary tany Anatota sy Noba sy Anania
33. Hazor, Ramah, Gittaim,
33. à Hatsor, à Rama, à Guitthaïm,
33. Sy Hazora sy Rama sy Gitaima
34. Hadid, Zeboim, Neballat,
34. à Hadid, à Tseboïm, à Neballath,
34. Sy Hadida sy Zeboima sy Nebala
35. Lod, and Ono, the valley of craftsmen.
35. à Lod et à Ono, la vallée des ouvriers.
35. Sy Loda sy Ono, lohasahan' ny mahay tao-zavatra.
36. And of the Levites were divisions in Judah, and in Benjamin.
36. Il y eut des Lévites qui se joignirent à Benjamin, quoique appartenant aux divisions de Juda.
36. Ary tao amin' ny Benjamina nisy Levita, izay isan' ny antokon' ny Joda.
<
>