Gideon Defeats the Midianites
1. Then Jerubbaal, who is Gideon, and all the people that were with him, rose up early, and pitched beside the well of Harod: so that the host of the Midianites were on the north side of them, by the hill of Moreh, in the valley.
1. Jerubbaal, qui est Gédéon, et tout le peuple qui était avec lui, se levèrent de bon matin, et campèrent près de la source de Harod. Le camp de Madian était au nord de Gédéon, vers la colline de Moré, dans la vallée.
1. "Dia nifoha maraina koa Jerobala, Gideona izany, sy ny vahoaka rehetra teo aminy ka nitoby teo akaikin' ny loharano Haroda; ary ny tobin' ny Midianita kosa teo avarany, teo an-dohasaha anilan' ny havoana More."
2. And the LORD said unto Gideon, The people that are with thee are too many for me to give the Midianites into their hands, lest Israel vaunt themselves against me, saying, Mine own hand hath saved me.
2. "L`Éternel dit à Gédéon: Le peuple que tu as avec toi est trop nombreux pour que je livre Madian entre ses mains; il pourrait en tirer gloire contre moi, et dire: C`est ma main qui m`a délivré."
2. Ary hoy Jehovah tamin' i Gideona: Maro loatra ny vahoaka eo aminao mba hanolorako ny Midianita eo an-tanany, fandrao hirehareha amiko ny Isiraely ka hanao hoe: Ny tanako ihany no namonjy ahy.
3. Now therefore go to, proclaim in the ears of the people, saying, Whosoever is fearful and afraid, let him return and depart early from mount Gilead. And there returned of the people twenty and two thousand; and there remained ten thousand.
3. Publie donc ceci aux oreilles du peuple: Que celui qui est craintif et qui a peur s`en retourne et s`éloigne de la montagne de Galaad. Vingt-deux mille hommes parmi le peuple s`en retournèrent, et il en resta dix mille.
3. "Koa ankehitriny, andeha miantso eo an-tsofin' ny olona hoe: Na iza na iza matahotra sy mangovitra, aoka izy hiverina ka hiala maraina koa eto amin' ny tendrombohitra Gileada. Dia niverina ny olona roa arivo sy roa alina; fa ny iray alina no sisa."
4. And the LORD said unto Gideon, The people are yet too many; bring them down unto the water, and I will try them for thee there: and it shall be, that of whom I say unto thee, This shall go with thee, the same shall go with thee; and of whomsoever I say unto thee, This shall not go with thee, the same shall not go.
4. "L`Éternel dit à Gédéon: Le peuple est encore trop nombreux. Fais-les descendre vers l`eau, et là je t`en ferai le triage; celui dont je te dirai: Que celui-ci aille avec toi, ira avec toi; et celui dont je te dirai: Que celui-ci n`aille pas avec toi, n`ira pas avec toi."
4. "Ary hoy Jehovah tamin' i Gideona: Mbola maro ihany ny olona; koa ampidino ho eo amin' ny rano izy, ary eo no hizahako toetra azy ho anao; ary izay holazaiko aminao hoe: Io no hiaraka aminao, dia izy no hiaraka aminao; ary izay holazaiko aminao hoe: Io no tsy hiaraka aminao, dia izy kosa no tsy hiaraka aminao."
5. So he brought down the people unto the water: and the LORD said unto Gideon, Every one that lappeth of the water with his tongue, as a dog lappeth, him shalt thou set by himself; likewise every one that boweth down upon his knees to drink.
5. Gédéon fit descendre le peuple vers l`eau, et l`Éternel dit à Gédéon: Tous ceux qui laperont l`eau avec la langue comme lape le chien, tu les sépareras de tous ceux qui se mettront à genoux pour boire.
5. "Ary dia nampidinin' i Gideona ho eo amin' ny rano ny olona; ary hoy Jehovah tamin' i Gideona: Izay rehetra milelaka rano amin' ny lelany tahaka ny filelaky ny amboa dia atokàny, ary izay rehetra mandohalika kosa hisotro dia atokàny koa."
6. And the number of them that lapped, putting their hand to their mouth, were three hundred men: but all the rest of the people bowed down upon their knees to drink water.
6. Ceux qui lapèrent l`eau en la portant à la bouche avec leur main furent au nombre de trois cents hommes, et tout le reste du peuple se mit à genoux pour boire.
6. "Ary telonjato lahy no isan' izay nanainga ny tanany tamin' ny vavany ka nilelaka; fa ny olona sisa rehetra dia nandohalika hisotro rano."
7. And the LORD said unto Gideon, By the three hundred men that lapped will I save you, and deliver the Midianites into thine hand: and let all the other people go every man unto his place.
7. Et l`Éternel dit à Gédéon: C`est par les trois cents hommes qui ont lapé, que je vous sauverai et que je livrerai Madian entre tes mains. Que tout le reste du peuple s`en aille chacun chez soi.
7. "Ary hoy Jehovah tamin' i Gideona: ny telonjato lahy izay nilelaka rano no hamonjeko anareo ka hanolorako ny Midianita eo an-tananao; fa aoka ny olona sisa rehetra samy hody any amin' ny fonenany avy."
8. So the people took victuals in their hand, and their trumpets: and he sent all the rest of Israel every man unto his tent, and retained those three hundred men: and the host of Midian was beneath him in the valley.
8. On prit les vivres du peuple et ses trompettes. Puis Gédéon renvoya tous les hommes d`Israël chacun dans sa tente, et il retint les trois cents hommes. Le camp de Madian était au-dessous de lui dans la vallée.
8. "Ary ny olona nitondra vatsy teny an-tanany sy ny anjomarany; ary ny Isiraely sisa dia nalefany hody samy ho any amin' ny lainy avy, fa ny telonjato lahy ihany no nohazoniny; ary ny tafiky ny Midianita dia teo ambaniny teo an-dohasaha."
9. And it came to pass the same night, that the LORD said unto him, Arise, get thee down unto the host; for I have delivered it into thine hand.
9. L`Éternel dit à Gédéon pendant la nuit: Lève-toi, descends au camp, car je l`ai livré entre tes mains.
9. Ary izao no niseho tamin' izany alina izany, hoy Jehovah tamin' i Gideona: Mitsangàna, midìna ho any amin' ny tafika ianao, fa efa natolotro eo an-tananao izany.
10. But if thou fear to go down, go thou with Phurah thy servant down to the host:
10. Si tu crains de descendre, descends-y avec Pura, ton serviteur.
10. Fa raha matahotra hidina ianao, dia aoka hidina miaraka aminao ho any amin' ny tafika i Pora mpanomponao.
11. And thou shalt hear what they say; and afterward shall thine hands be strengthened to go down unto the host. Then went he down with Phurah his servant unto the outside of the armed men that were in the host.
11. Tu écouteras ce qu`ils diront, et après cela tes mains seront fortifiées: descends donc au camp. Il descendit avec Pura, son serviteur, jusqu`aux avant-postes du camp.
11. Dia ho renao izay lazain' ny olona, ary rehefa afaka izany, dia hampaherezina ny tananao hidinanao any amin' ny toby. Dia nidina niaraka tamin' i Pora mpanompony izy ho any an-tsisin' ny olona efa voaomana amin' ny fiadiana, izay teo amin' ny toby.
12. And the Midianites and the Amalekites and all the children of the east lay along in the valley like grasshoppers for multitude; and their camels were without number, as the sand by the sea side for multitude.
12. Madian, Amalek, et tous les fils de l`Orient, étaient répandus dans la vallée comme une multitude de sauterelles, et leurs chameaux étaient innombrables comme le sable qui est sur le bord de la mer.
12. "Ary ny Midianita sy ny Amalekita ary ny zanaky ny atsinanana rehetra dia nandry teny an-dohasaha, tahaka ny valala ny hamaroany; ary tsy hita isa ny ramevany, tahaka ny fasika any amoron-dranomasina."
13. And when Gideon was come, behold, there was a man that told a dream unto his fellow, and said, Behold, I dreamed a dream, and, lo, a cake of barley bread tumbled into the host of Midian, and came unto a tent, and smote it that it fell, and overturned it, that the tent lay along.
13. "Gédéon arriva; et voici, un homme racontait à son camarade un songe. Il disait: J`ai eu un songe; et voici, un gâteau de pain d`orge roulait dans le camp de Madian; il est venu heurter jusqu`à la tente, et elle est tombée; il l`a retournée sens dessus dessous, et elle a été renversée."
13. Ary raha tonga tao Gideona, indro, nisy lehilahy nilaza nofy tamin' ny namany ka nanao hoe: Nanonofy aho, ka, indro, nisy mofo vary hordea nikodiadia ho eo amin' ny tobin' ny Midiana ka nankamin' ny lay anankiray, dia nampiongana ka nampivadika azy, ka dia nipetraka teo ny lay.
14. And his fellow answered and said, This is nothing else save the sword of Gideon the son of Joash, a man of Israel: for into his hand hath God delivered Midian, and all the host.
14. "Son camarade répondit, et dit: Ce n`est pas autre chose que l`épée de Gédéon, fils de Joas, homme d`Israël; Dieu a livré entre ses mains Madian et tout le camp."
14. Dia namaly ilay namany ka nanao hoe: Tsy zavatra hafa izany, fa ny sabatr' i Gideona, zanak' i Joasy, lehilahy Isiraelita, mihitsy: efa natolotr' Andriamanitra eo an-tanany ny Midiana sy ny toby rehetra.
15. And it was so, when Gideon heard the telling of the dream, and the interpretation thereof, that he worshipped, and returned into the host of Israel, and said, Arise; for the LORD hath delivered into your hand the host of Midian.
15. Lorsque Gédéon eut entendu le récit du songe et son explication, il se prosterna, revint au camp d`Israël, et dit: Levez-vous, car l`Éternel a livré entre vos mains le camp de Madian.
15. Ary izao no zava-nisy, rehefa ren' i Gideona ny filazana ny nofy sy ny heviny, dia niankohoka izy, ary niverina ho any amin' ny tobin' ny Isiraely ka nanao hoe: Mitsangàna, fa efa natolotr' i Jehovah eo an-tananareo ny tobin' ny Midiana.
16. And he divided the three hundred men into three companies, and he put a trumpet in every man's hand, with empty pitchers, and lamps within the pitchers.
16. Il divisa en trois corps les trois cents hommes, et il leur remit à tous des trompettes et des cruches vides, avec des flambeaux dans les cruches.
16. Dia nozarainy telo toko ny telon-jato lahy, ary samy nomeny anjomara iray avy ho eny an-tanany ary siny tsy nisy rano sy fanilo tao anatin' ny siny.
17. And he said unto them, Look on me, and do likewise: and, behold, when I come to the outside of the camp, it shall be that, as I do, so shall ye do.
17. "Il leur dit: Vous me regarderez et vous ferez comme moi. Dès que j`aborderai le camp, vous ferez ce que je ferai;"
17. "Dia hoy izy taminy: Mijere ahy ianareo, ka manaova araka izay ataoko; ary indro, raha mankany amin' ny sisin' ny toby aho, dia izay ataoko ihany no mba ataovinareo koa."
18. When I blow with a trumpet, I and all that are with me, then blow ye the trumpets also on every side of all the camp, and say, The sword of the LORD, and of Gideon.
18. et quand je sonnerai de la trompette, moi et tous ceux qui seront avec moi, vous sonnerez aussi de la trompette tout autour du camp, et vous direz: Pour l`Éternel et pour Gédéon!
18. Raha mitsoka ny anjomara aho, dia izaho sy izay rehetra miaraka amiko, dia mba mitsofa ny anjomara koa ianareo amin' ny lafiny rehetra amin' ny toby rehetra, ka lazao hoe: Ny sabatr' i Jehovah sy Gideona.
19. So Gideon, and the hundred men that were with him, came unto the outside of the camp in the beginning of the middle watch; and they had but newly set the watch: and they blew the trumpets, and brake the pitchers that were in their hands.
19. Gédéon et les cent hommes qui étaient avec lui arrivèrent aux abords du camp au commencement de la veille du milieu, comme on venait de placer les gardes. Ils sonnèrent de la trompette, et brisèrent les cruches qu`ils avaient à la main.
19. "Dia nankany amin' ny sisin' ny toby tamin' ny fiandohan' ny fiambenana faharoa Gideona sy ny zato lahy izay teo aminy raha vao nalatsaka ny fiambenana; dia ni-tsoka ny anjomara ireo sady namaky ny siny teny an-tanany."
20. And the three companies blew the trumpets, and brake the pitchers, and held the lamps in their left hands, and the trumpets in their right hands to blow withal: and they cried, The sword of the LORD, and of Gideon.
20. "Les trois corps sonnèrent de la trompette, et brisèrent les cruches; ils saisirent de la main gauche les flambeaux et de la main droite les trompettes pour sonner, et ils s`écrièrent: Épée pour l`Éternel et pour Gédéon!"
20. Dia nitsoka ny anjomara ny telo toko sady namaky ny siny, ka nihazona ny fanilo teny an-tanany ankavia sy ny anjomara teny an-tanany ankavanana mba hotsofina sady niantso hoe: Ny sabatr' i Jehovah sy Gideona.
21. And they stood every man in his place round about the camp; and all the host ran, and cried, and fled.
21. Ils restèrent chacun à sa place autour du camp, et tout le camp se mit à courir, à pousser des cris, et à prendre la fuite.
21. "Ary samy nijanona teo amin' ny fitoerany avy manodidina ny toby izy rehetra; dia nihazakazaka ny miaramila rehetra ka niantsoantso sady nandositra."
22. And the three hundred blew the trumpets, and the LORD set every man's sword against his fellow, even throughout all the host: and the host fled to Bethshittah in Zererath, and to the border of Abelmeholah, unto Tabbath.
22. "Les trois cents hommes sonnèrent encore de la trompette; et, dans tout le camp, l`Éternel leur fit tourner l`épée les uns contre les autres. Le camp s`enfuit jusqu`à Beth Schitta vers Tseréra, jusqu`au bord d`Abel Mehola près de Tabbath."
22. Dia nitsoka ny anjomara ny telonjato lahy, ary nampifamelezin' i Jehovah tamin' ny sabatra ny miaramila eran' ny toby rehetra, dia nandositra hatrany Betisita izy ka hatrany Zereraha sy hatramin' ny faritanin' i Abela-mehola akaiky an' i Tabata.
23. And the men of Israel gathered themselves together out of Naphtali, and out of Asher, and out of all Manasseh, and pursued after the Midianites.
23. Les hommes d`Israël se rassemblèrent, ceux de Nephthali, d`Aser et de tout Manassé, et ils poursuivirent Madian.
23. Dia niara-nivory ny lehilahy amin' ny Isiraely avy tany Naftaly sy avy tamin' ny Asera ary avy tamin' ny Manase rehetra ka nanenjika ny Midianita.
24. And Gideon sent messengers throughout all mount Ephraim, saying, Come down against the Midianites, and take before them the waters unto Bethbarah and Jordan. Then all the men of Ephraim gathered themselves together, and took the waters unto Bethbarah and Jordan.
24. Gédéon envoya des messagers dans toute la montagne d`Éphraïm, pour dire: Descendez à la rencontre de Madian, et coupez-leur le passage des eaux jusqu`à Beth Bara et celui du Jourdain. Tous les hommes d`Éphraïm se rassemblèrent et ils s`emparèrent du passage des eaux jusqu`à Beth Bara et de celui du Jourdain.
24. Ary nandefa iraka Gideona hitety ny tendrombohitr' i Efraima rehetra ka nanao hoe: Midìna hisakana ny Midianita, ka vonjeo ny rano eo alohany hatrany Beti-bara sy Jordana. Dia niara-nivory ny lehilahy rehetra amin' ny Efraima ka namonjy ny rano hatrany Beti-bara sy Jordana.
25. And they took two princes of the Midianites, Oreb and Zeeb; and they slew Oreb upon the rock Oreb, and Zeeb they slew at the winepress of Zeeb, and pursued Midian, and brought the heads of Oreb and Zeeb to Gideon on the other side Jordan.
25. "Ils saisirent deux chefs de Madian, Oreb et Zeeb; ils tuèrent Oreb au rocher d`Oreb, et ils tuèrent Zeeb au pressoir de Zeeb. Ils poursuivirent Madian, et ils apportèrent les têtes d`Oreb et de Zeeb à Gédéon de l`autre côté du Jourdain."
25. "Ary naka ny andriana roa lahy tamin' ny Midiana izy, dia Oreba sy Zeba; ary Oreba novonoiny teo ambonin' ny vatolampin' i Oreba, ary Zeba novonoiny teo amin' ny famiazam-boalobok' i Zeba, dia nanenjika ny Midiana izy; ary ny lohan' i Oreba sy Zeba dia nentiny tany amin' i Gideona tany an-dafin' i Jordana."