Micah's Idols

1. And there was a man of mount Ephraim, whose name was Micah.
1. Il y avait un homme de la montagne d`Éphraïm, nommé Mica.
1. Ary nisy lehilahy tany an-tendrombohitr' i Efraima, Mika no anarany.
2. And he said unto his mother, The eleven hundred shekels of silver that were taken from thee, about which thou cursedst, and spakest of also in mine ears, behold, the silver is with me; I took it. And his mother said, Blessed be thou of the LORD, my son.
2. Il dit à sa mère: Les mille et cent sicles d`argent qu`on t`a pris, et pour lesquels tu as fait des imprécations même à mes oreilles, voici, cet argent est entre mes mains, c`est moi qui l`avais pris. Et sa mère dit: Béni soit mon fils par l`Éternel!
2. Ary hoy izy tamin' ny reniny: Ilay sekely volafotsy zato amby arivo nalaina taminao, izay nasianao ozona sady nolazainao teo anatrehako, indro, ato amiko ny vola: izaho no naka azy. Dia hoy ny reniny: Hotahian' i Jehovah anie ny zanako.
3. And when he had restored the eleven hundred shekels of silver to his mother, his mother said, I had wholly dedicated the silver unto the LORD from my hand for my son, to make a graven image and a molten image: now therefore I will restore it unto thee.
3. "Il rendit à sa mère les mille et cent sicles d`argent; et sa mère dit: Je consacre de ma main cet argent à l`Éternel, afin d`en faire pour mon fils une image taillée et une image en fonte; et c`est ainsi que je te le rendrai."
3. "Ary rehefa naveriny tamin' ny reniny ny sekely volafotsy zato amby arivo, dia hoy reniny: Efa natokako tanteraka ho an' i Jehovah ny volafotsy avy tamin' ny tanako ho an' ny zanako, hanaovana sarin-javatra voasokitra sy sarin-javatra an' idina; ary ankehitriny dia haveriko ho aminao izany."
4. Yet he restored the money unto his mother; and his mother took two hundred shekels of silver, and gave them to the founder, who made thereof a graven image and a molten image: and they were in the house of Micah.
4. Il rendit à sa mère l`argent. Sa mère prit deux cents sicles d`argent. Et elle donna l`argent au fondeur, qui en fit une image taillée et une image en fonte. On les plaça dans la maison de Mica.
4. "Nefa dia naveriny tamin-dreniny ny volafotsy, ary naka volafotsy roanjato ny reniny, ka nomeny ny mpanao an' idina hatao sarin-javatra voasokitra sy sarin-javatra an' idina; dia natao tao an-tranon' i Mika izany."
5. And the man Micah had an house of gods, and made an ephod, and teraphim, and consecrated one of his sons, who became his priest.
5. "Ce Mica avait une maison de Dieu; il fit un éphod et des théraphim, et il consacra l`un de ses fils, qui lui servit de prêtre."
5. "Ary nanana tranon' andriamanitra ralehilahy Mika sady nanao efoda sy terafima; ary ny anankiray tamin' ny zanany no natokany ka tonga mpisorona."
6. In those days there was no king in Israel, but every man did that which was right in his own eyes.
6. En ce temps-là, il n`y avait point de roi en Israël. Chacun faisait ce qui lui semblait bon.
6. "Tamin' izany andro izany dia tsy nisy mpanjaka tamin' ny Isiraely; fa samy nanao izay marina teo imasony avy ny olona rehetra."
7. And there was a young man out of Bethlehemjudah of the family of Judah, who was a Levite, and he sojourned there.
7. "Il y avait un jeune homme de Bethléhem de Juda, de la famille de Juda; il était Lévite, et il séjournait là."
7. Ary nisy zatovo iray avy any Betlehema-joda, tamin' ny ankohonan' i Joda, ary Levita izy sady nivahiny tao.
8. And the man departed out of the city from Bethlehemjudah to sojourn where he could find a place: and he came to mount Ephraim to the house of Micah, as he journeyed.
8. Cet homme partit de la ville de Bethléhem de Juda, pour chercher une demeure qui lui convînt. En poursuivant son chemin, il arriva dans la montagne d`Éphraïm jusqu`à la maison de Mica.
8. "Ary niala tao an-tanàna Betlehema-joda ralehilahy hivahiny any amin' izay azony itoerana; ary nony nandeha izy dia tonga tany an-tendrombohitr' i Efraima tao an-tranon' i Mika."
9. And Micah said unto him, Whence comest thou? And he said unto him, I am a Levite of Bethlehemjudah, and I go to sojourn where I may find a place.
9. Mica lui dit: D`où viens-tu? Il lui répondit: Je suis Lévite, de Bethléhem de Juda, et je voyage pour chercher une demeure qui me convienne.
9. Ary hoy Mika taminy: Avy aiza moa ianao? Dia hoy kosa izy taminy: Levita avy any Betlehema-joda aho ka mandeha hivahiny eny amin' izay azoko itoerana.
10. And Micah said unto him, Dwell with me, and be unto me a father and a priest, and I will give thee ten shekels of silver by the year, and a suit of apparel, and thy victuals. So the Levite went in.
10. "Mica lui dit: Reste avec moi; tu me serviras de père et de prêtre, et je te donnerai dix sicles d`argent par année, les vêtements dont tu auras besoin, et ton entretien. Et le Lévite entra."
10. Dia hoy Mika taminy: Mitoera aty amiko ianao, ary aoka ho raiko sy ho mpisoroko, dia homeko sekely volafotsy folo isan-taona sy fitafiana ary hanina ianao. Dia niditra ilay Levita.
11. And the Levite was content to dwell with the man; and the young man was unto him as one of his sons.
11. Il se décida ainsi à rester avec cet homme, qui regarda le jeune homme comme l`un de ses fils.
11. Ary nanaiky hitoetra tao amin-dralehilahy ilay Levita, ka dia tonga tahaka ny zanany ilay zatovo.
12. And Micah consecrated the Levite; and the young man became his priest, and was in the house of Micah.
12. Mica consacra le Lévite, et ce jeune homme lui servit de prêtre et demeura dans sa maison.
12. Dia natokan' i Mika ilay Levita, ka dia tonga mpisorony izy ary nitoetra tao an-tranon' i Mika.
13. Then said Micah, Now know I that the LORD will do me good, seeing I have a Levite to my priest.
13. Et Mica dit: Maintenant, je sais que l`Éternel me fera du bien, puisque j`ai ce Lévite pour prêtre.
13. Dia hoy Mika: Fantatro izao fa hanisy soa ahy Jehovah, satria manana ity Levita ity ho mpisoroko aho.
<
>