Stand in Awe of God
1. Keep thy foot when thou goest to the house of God, and be more ready to hear, than to give the sacrifice of fools: for they consider not that they do evil.
1. "(4:17) Prends garde à ton pied, lorsque tu entres dans la maison de Dieu; approche-toi pour écouter, plutôt que pour offrir le sacrifice des insensés, car ils ne savent pas qu`ils font mal."
1. "Tandremo ny tongotrao, raha mankao an-tranon' Andriamanitra ianao; fa ny manatona hihaino no tsara, noho ny hanatitra ny fanatitry ny adala; fa tsy fantatr' ireny ho manao ratsy izy."
2. Be not rash with thy mouth, and let not thine heart be hasty to utter any thing before God: for God is in heaven, and thou upon earth: therefore let thy words be few.
2. "(5:1) Ne te presse pas d`ouvrir la bouche, et que ton coeur ne se hâte pas d`exprimer une parole devant Dieu; car Dieu est au ciel, et toi sur la terre: que tes paroles soient donc peu nombreuses."
2. "Aza haingam-bava, ary aza malaky manonona teny eo anatrehan' Andriamanitra ny fonao; fa Andriamanitra dia any an-danitra, ary ianao ety an-tany, koa aoka ho vitsy ny teninao."
3. For a dream cometh through the multitude of business; and a fool's voice is known by multitude of words.
3. (5:2) Car, si les songes naissent de la multitude des occupations, la voix de l`insensé se fait entendre dans la multitude des paroles.
3. "Fa ny habetsahan' ny raharaha no mahatonga ny nofy; ary ny hamaroan' ny teny no ahafantarana ny feon' ny adala."
4. When thou vowest a vow unto God, defer not to pay it; for he hath no pleasure in fools: pay that which thou hast vowed.
4. (5:3) Lorsque tu as fait un voeu à Dieu, ne tarde pas à l`accomplir, car il n`aime pas les insensés: accomplis le voeu que tu as fait.
4. "Raha mivoady amin' Andriamanitra ianao, aza ela fanefa: fa tsy ankasitrahany ny adala; koa efao ny voadinao."
5. Better is it that thou shouldest not vow, than that thou shouldest vow and not pay.
5. (5:4) Mieux vaut pour toi ne point faire de voeu, que d`en faire un et de ne pas l`accomplir.
5. Aleo ianao tsy mivoady toy izay mivoady ka tsy mahefa.
6. Suffer not thy mouth to cause thy flesh to sin; neither say thou before the angel, that it was an error: wherefore should God be angry at thy voice, and destroy the work of thine hands?
6. (5:5) Ne permets pas à ta bouche de faire pécher ta chair, et ne dis pas en présence de l`envoyé que c`est une inadvertance. Pourquoi Dieu s`irriterait-il de tes paroles, et détruirait-il l`ouvrage de tes mains?
6. "Aza avela hahatonga heloka amin' ny tenanao ny vavanao; ary aza manao eo imason' ny anjely hoe: Niteny tsy nahy aho; nahoana no ho tezitra amin' ny teninao Andriamanitra ka hanimba ny asan' ny tananao?"
7. For in the multitude of dreams and many words there are also divers vanities: but fear thou God.
7. "(5:6) Car, s`il y a des vanités dans la multitude des songes, il y en a aussi dans beaucoup de paroles; c`est pourquoi, crains Dieu."
7. "Fa amin' ny habetsahan' ny nofy sy ny hamaroan' ny teny dia misy zava-poana maro samihafa koa; nefa matahora an' Andriamanitra ianao."
Riches Are Meaningless
8. If thou seest the oppression of the poor, and violent perverting of judgment and justice in a province, marvel not at the matter: for he that is higher than the highest regardeth; and there be higher than they.
8. "(5:7) Si tu vois dans une province le pauvre opprimé et la violation du droit et de la justice, ne t`en étonne point; car un homme élevé est placé sous la surveillance d`un autre plus élevé, et au-dessus d`eux il en est de plus élevés encore."
8. "Raha hitanao ny fampahoriana ny mahantra sy ny famadihana an-keriny ny fitsarana sy ny rariny amin' ny tany, dia aza gaga amin' izany; fa izay ambony kokoa noho ny ambony indrindra dia mibanjina; ary mbola misy ambony kokoa noho ireo aza."
9. Moreover the profit of the earth is for all: the king himself is served by the field.
9. (5:8) Un avantage pour le pays à tous égards, c`est un roi honoré du pays.
9. "Ary koa, ny tombontsoa avy amin' ny tany dia ho an' ny rehetra; ny mpanjaka ihany koa dia mivelona amin' ny tanimboly."
10. He that loveth silver shall not be satisfied with silver; nor he that loveth abundance with increase: this is also vanity.
10. (5:9) Celui qui aime l`argent n`est pas rassasié par l`argent, et celui qui aime les richesses n`en profite pas. C`est encore là une vanité.
10. "Izay tia vola tsy hety ho voky vola; ary izay fatra-pitia harena be tsy hety ho vokin' ny fitomboan-karena; fa zava-poana koa izany."
11. When goods increase, they are increased that eat them: and what good is there to the owners thereof, saving the beholding of them with their eyes?
11. "(5:10) Quand le bien abonde, ceux qui le mangent abondent; et quel avantage en revient-il à son possesseur, sinon qu`il le voit de ses yeux?"
11. "Raha mitombo ny fananana, dia mitombo koa ny mpihinana azy; ary inona no soa azon' ny tompony, afa-tsy ny mijery maso azy fotsiny ihany?"
12. The sleep of a labouring man is sweet, whether he eat little or much: but the abundance of the rich will not suffer him to sleep.
12. "(5:11) Le sommeil du travailleur est doux, qu`il ait peu ou beaucoup à manger; mais le rassasiement du riche ne le laisse pas dormir."
12. "Mamy ny torimason' ny mpiasa, na homan-kely izy na homam-be; fa ny fahavokisam-ben' ny mpanankarena kosa no tsy mamela azy hatory."
13. There is a sore evil which I have seen under the sun, namely, riches kept for the owners thereof to their hurt.
13. (5:12) Il est un mal grave que j`ai vu sous le soleil: des richesses conservées, pour son malheur, par celui qui les possède.
13. "Misy ratsy mahory efa hitako aty ambany masoandro, dia harena tahirizin' ny tompony, nefa mampidi-doza amin' ny tenany;"
14. But those riches perish by evil travail: and he begetteth a son, and there is nothing in his hand.
14. "(5:13) Ces richesses se perdent par quelque événement fâcheux; il a engendré un fils, et il ne reste rien entre ses mains."
14. "Sady levona izany harena izany noho ny asa ratsy; ary miteraka zazalahy ralehilahy, nefa tsy misy na inona na inona eny an-tanany."
15. As he came forth of his mother's womb, naked shall he return to go as he came, and shall take nothing of his labour, which he may carry away in his hand.
15. (5:14) Comme il est sorti du ventre de sa mère, il s`en retourne nu ainsi qu`il était venu, et pour son travail n`emporte rien qu`il puisse prendre dans sa main.
15. "Toy ny nivoahany mitanjaka avy tany an-kibon-dreniny, dia toy izay niaviany ihany no hiverenany; ary tsy hitondra na inona na inona avy amin' ny fisasaranyizy, dia izay azony hoentina eny an-tanany."
16. And this also is a sore evil, that in all points as he came, so shall he go: and what profit hath he that hath laboured for the wind?
16. "(5:15) C`est encore là un mal grave. Il s`en va comme il était venu; et quel avantage lui revient-il d`avoir travaillé pour du vent?"
16. "Dia ratsy mahory koa izany, fa toy izay niaviany indrindra no handehanany; ary inona no soa azony noho ny nisasarany ho an' ny rivotra?"
17. All his days also he eateth in darkness, and he hath much sorrow and wrath with his sickness.
17. (5:16) De plus, toute sa vie il mange dans les ténèbres, et il a beaucoup de chagrin, de maux et d`irritation.
17. Ary ny androny rehetra koa dia laniny amin' ny fahamaizinana, ary manana alahelo be sy fahasorenana izy amin' ny faharariany.
18. Behold that which I have seen: it is good and comely for one to eat and to drink, and to enjoy the good of all his labour that he taketh under the sun all the days of his life, which God giveth him: for it is his portion.
18. "(5:17) Voici ce que j`ai vu: c`est pour l`homme une chose bonne et belle de manger et de boire, et de jouir du bien-être au milieu de tout le travail qu`il fait sous le soleil, pendant le nombre des jours de vie que Dieu lui a donnés; car c`est là sa part."
18. "Indro, izao no efa hitako: Tsara sady soa amin' ny olona ny mihinana sy misotro ary mifaly amin' ny vokatsoan' ny fisasarany rehetra izay azony aty ambany masoandro amin' ny androm-piainany rehetra izay omen' Andriamanitra azy; fa izany no anjarany."
19. Every man also to whom God hath given riches and wealth, and hath given him power to eat thereof, and to take his portion, and to rejoice in his labour; this is the gift of God.
19. (5:18) Mais, si Dieu a donné à un homme des richesses et des biens, s`il l`a rendu maître d`en manger, d`en prendre sa part, et de se réjouir au milieu de son travail, c`est là un don de Dieu.
19. Ary koa, ny olona rehetra izay nomen' Andriamanitra vola aman-karena sy fahefana hihinana azy sy handray ny anjarany sy hifaly amin' ny fisasarany, dia fanomezan' Andriamanitra izany.
20. For he shall not much remember the days of his life; because God answereth him in the joy of his heart.
20. (5:19) Car il ne se souviendra pas beaucoup des jours de sa vie, parce que Dieu répand la joie dans son coeur.
20. Fa tsy hahatsiaro loatra ny andro niainany izy, satria valian' Andriamanitra amin' ny fifaliana ao am-pony izy.