Bread Upon the Waters
1. Cast thy bread upon the waters: for thou shalt find it after many days.
1. "Jette ton pain sur la face des eaux, car avec le temps tu le retrouveras;"
1. Atsipazo eny ambonin' ny rano ny haninao, fa ho hitanao ihany izy rehefa afaka andro maro.
2. Give a portion to seven, and also to eight; for thou knowest not what evil shall be upon the earth.
2. donnes-en une part à sept et même à huit, car tu ne sais pas quel malheur peut arriver sur la terre.
2. Samy omeo anjara ny fito, ary na dia ny valo aza, fa tsy fantatrao izay fahoriana hanjo aty ambonin' ny tany.
3. If the clouds be full of rain, they empty themselves upon the earth: and if the tree fall toward the south, or toward the north, in the place where the tree falleth, there it shall be.
3. "Quand les nuages sont pleins de pluie, ils la répandent sur la terre; et si un arbre tombe, au midi ou au nord, il reste à la place où il est tombé."
3. "Raha feno ranonorana ny rahona, dia halatsany amin' ny tany izany; ary na mianjera mianatsimo, na mianavaratra ny hazo, dia eo amin' izay hianjerany ihany no handriany."
4. He that observeth the wind shall not sow; and he that regardeth the clouds shall not reap.
4. Celui qui observe le vent ne sèmera point, et celui qui regarde les nuages ne moissonnera point.
4. Izay mihevitra ny rivotra tsy hamafy ary izay mijery ny rahona tsy hijinja.
5. As thou knowest not what is the way of the spirit, nor how the bones do grow in the womb of her that is with child: even so thou knowest not the works of God who maketh all.
5. Comme tu ne sais pas quel est le chemin du vent, ni comment se forment les os dans le ventre de la femme enceinte, tu ne connais pas non plus l`oeuvre de Dieu qui fait tout.
5. Toy ny tsy ahafantaranao ny amin' ny lalan' ny fanahy, na ny amin' ny fitombon' ny taolana ao an-kibon' izay manana anaka, dia toy izany no tsy ahafantaranao ny asan' Andriamanitra izay manao ny zavatra rehetra.
6. In the morning sow thy seed, and in the evening withhold not thine hand: for thou knowest not whether shall prosper, either this or that, or whether they both shall be alike good.
6. "Dès le matin sème ta semence, et le soir ne laisse pas reposer ta main; car tu ne sais point ce qui réussira, ceci ou cela, ou si l`un et l`autre sont également bons."
6. "Amin' ny maraina dia afafazo ny voanao, ary amin' ny hariva dia aza atsahatra ny tananao: fa tsy fantatrao izay ho vanona; na ny taloha, na ny taoriana, na angamba samy ho vanona avokoa izy roroa."
Remembers Your Creator While Young
7. Truly the light is sweet, and a pleasant thing it is for the eyes to behold the sun:
7. La lumière est douce, et il est agréable aux yeux de voir le soleil.
7. "Mamy tokoa ny mazava, ary mahafinaritra ny maso ny mijery ny masoandro;"
8. But if a man live many years, and rejoice in them all; yet let him remember the days of darkness; for they shall be many. All that cometh is vanity.
8. "Si donc un homme vit beaucoup d`années, qu`il se réjouisse pendant toutes ces années, et qu`il pense aux jours de ténèbres qui seront nombreux; tout ce qui arrivera est vanité."
8. "Fa na dia ela velona aza ny olona, ka mifaly amin' izany rehetra izany, dia aoka ho tsaroany ny andro maizina; fa ho maro ireny. Izay rehetra ho avy dia zava-poana."
9. Rejoice, O young man, in thy youth; and let thy heart cheer thee in the days of thy youth, and walk in the ways of thine heart, and in the sight of thine eyes: but know thou, that for all these things God will bring thee into judgment.
9. "(12:1) Jeune homme, réjouis-toi dans ta jeunesse, livre ton coeur à la joie pendant les jours de ta jeunesse, marche dans les voies de ton coeur et selon les regards de tes yeux; mais sache que pour tout cela Dieu t`appellera en jugement."
9. "Mifalia, ry zatovo, amin' ny fahatanoranao; ary aoka ny fonao hampifalifaly anao amin' ny andron' ny fahatanoranao, ka mandehana any amin' izay sitraky ny fonao sy izay jeren' ny masonao; nefa aoka ho fantatrao fa hoentin' Andriamanitra hotsaraina ianao amin' izany rehetra izany."
10. Therefore remove sorrow from thy heart, and put away evil from thy flesh: for childhood and youth are vanity.
10. "(12:2) Bannis de ton coeur le chagrin, et éloigne le mal de ton corps; car la jeunesse et l`aurore sont vanité."
10. "Koa esory ao am-ponao ny alahelo, ary avilio tsy hikasika ny nofonao ny ratsy; fa ny fahazazana sy ny fahatanorana dia zava-poana."