1. And he entered again into the synagogue; and there was a man there which had a withered hand.
1. Jésus entra de nouveau dans la synagogue. Il s`y trouvait un homme qui avait la main sèche.
1. ARY niditra tao amin' ny synagoga indray Jesosy: ary nisy lehilahy anankiray nikaikon-tanana teo.
2. And they watched him, whether he would heal him on the sabbath day; that they might accuse him.
2. Ils observaient Jésus, pour voir s`il le guérirait le jour du sabbat: c`était afin de pouvoir l`accuser.
2. Ary nizaha taratra Azy ny olona na hahasitrana io amin’ny andro sabata Izy na tsia, mba hiampangany Azy.
3. And he saith unto the man which had the withered hand, Stand forth.
3. Et Jésus dit à l`homme qui avait la main sèche: Lève-toi, là au milieu.
3. Dia hoy Jesosy tamin’ilay lehilahy nikainkon-tanan'ila: mitsangàna etsy afovoany.
4. And he saith unto them, Is it lawful to do good on the sabbath days, or to do evil? to save life, or to kill? But they held their peace.
4. Puis il leur dit: Est-il permis, le jour du sabbat, de faire du bien ou de faire du mal, de sauver une personne ou de la tuer? Mais ils gardèrent le silence.
4. Ary hoy koa Izy tamin’ny olona: Inona moa no mety hatao amin’ny andro sabata, ny manao soa va, sa ny manao ratsy, ny mamonjy aina va, sa ny mahafaty? Fa tsy nety niteny ny olona.
5. And when he had looked round about on them with anger, being grieved for the hardness of their hearts, he saith unto the man, Stretch forth thine hand. And he stretched it out: and his hand was restored whole as the other.
5. Alors, promenant ses regards sur eux avec indignation, et en même temps affligé de l`endurcissement de leur coeur, il dit à l`homme: Étends ta main. Il l`étendit, et sa main fut guérie.
5. Ary nony nijerijery azy tamin’ny fahatezerana Izy sady nalahelo noho ny hamafin’ny fony, dia hoy Izy tamin-dralehilahy: Ahinjiro ny tananao. Dia nahinjiny ny tanany, ka sitrana ho toy ny tanany ilany.
6. And the Pharisees went forth, and straightway took counsel with the Herodians against him, how they might destroy him.
6. Les pharisiens sortirent, et aussitôt ils se consultèrent avec les hérodiens sur les moyens de le faire périr.
6. Ary lasa nivoaka ny Fariseo, ka niaraka tamin’izay dia niray tetika tamin’ny Herodiana izy hanohitra an’i Jesosy mba hamongorany Azy.

Crowds Follow Jesus

7. But Jesus withdrew himself with his disciples to the sea: and a great multitude from Galilee followed him, and from Judaea,
7. "Jésus se retira vers la mer avec ses disciples. Une grande multitude le suivit de la Galilée;"
7. "Ary Jesosy mbamin’ny mpianany niala teo ka nankany amin’ny ranomasina; ary nisy olona maro avy tany Galilia nanaraka Azy, ary koa avy any Jodia,"
8. And from Jerusalem, and from Idumaea, and from beyond Jordan; and they about Tyre and Sidon, a great multitude, when they had heard what great things he did, came unto him.
8. et de la Judée, et de Jérusalem, et de l`Idumée, et d`au delà du Jourdain, et des environs de Tyr et de Sidon, une grande multitude, apprenant tout ce qu`il faisait, vint à lui.
8. Sy Jerosalema sy Edoma sy tany an-dafin’i Jordana ary ireo avy tamin' ny tany manodidina an’i Tyro sy Sidona rehefa nandre izay zava-dehibe nataony, dia nankeo aminy.
9. And he spake to his disciples, that a small ship should wait on him because of the multitude, lest they should throng him.
9. Il chargea ses disciples de tenir toujours à sa disposition une petite barque, afin de ne pas être pressé par la foule.
9. Ary nilaza tamin’ny mpianany Izy mba hanisy sambokely hiandry Azy noho ny habetsahan’ny vahoaka, fandrao mifanety Aminy ireo.
10. For he had healed many; insomuch that they pressed upon him for to touch him, as many as had plagues.
10. Car, comme il guérissait beaucoup de gens, tous ceux qui avaient des maladies se jetaient sur lui pour le toucher.
10. Fa efa nahasitrana olona maro Izy, ka dia nifanety taminy mba hanendry Azy izay rehetra nanana areti-mandoza.
11. And unclean spirits, when they saw him, fell down before him, and cried, saying, Thou art the Son of God.
11. Les esprits impurs, quand ils le voyaient, se prosternaient devant lui, et s`écriaient: Tu es le Fils de Dieu.
11. Ary ny fanahy maloto, raha nahita Azy, dia niankohoka teo anatrehany ka niantso hoe: Ianao no Zanak’Andriamanitra.
12. And he straitly charged them that they should not make him known.
12. Mais il leur recommandait très sévèrement de ne pas le faire connaître.
12. Ary nandrara azy mafy Izy tsy hanao izay hahafantarana Azy.

The Appointing of the Twelve Apostles

13. And he goeth up into a mountain, and calleth unto him whom he would: and they came unto him.
13. "Il monta ensuite sur la montagne; il appela ceux qu`il voulut, et ils vinrent auprès de lui."
13. "Ary niakatra teo an-tendrombohitra Jesosy ka niantso izay tiany hankeo aminy; dia nankeo aminy ireo."
14. And he ordained twelve, that they should be with him, and that he might send them forth to preach,
14. Il en établit douze, pour les avoir avec lui,
14. Ary nanendry roa ambin’ny folo lahy Izy ho ao aminy sy hirahiny hitoriteny,
15. And to have power to heal sicknesses, and to cast out devils:
15. et pour les envoyer prêcher avec le pouvoir de chasser les démons.
15. Sady hanana fahefana hanasitrana ny aretina ary hamoaka devoly.
16. And Simon he surnamed Peter;
16. "Voici les douze qu`il établit: Simon, qu`il nomma Pierre;"
16. "Ary Simona dia nomeny anarana hafa koa hoe: Petera;"
17. And James the son of Zebedee, and John the brother of James; and he surnamed them Boanerges, which is, The sons of thunder:
17. "Jacques, fils de Zébédée, et Jean, frère de Jacques, auxquels il donna le nom de Boanergès, qui signifie fils du tonnerre;"
17. "Ary Jakoba, zanak’i Zebedio sy Jaona, rahalahin’i Jakoba; izy mirahalahy dia nomeny anarana hafa koa hoe Boanerjesy, izany hoe Zana-baratra;"
18. And Andrew, and Philip, and Bartholomew, and Matthew, and Thomas, and James the son of Alphaeus, and Thaddaeus, and Simon the Canaanite,
18. "André; Philippe; Barthélemy; Matthieu; Thomas; Jacques, fils d`Alphée; Thaddée; Simon le Cananite;"
18. Ary Andrea sy Filipo sy Bartolomeo sy Matio sy Tomasy sy Jakoba, zanak’i Alfeo, sy Tadeo sy Simona Kananeana,
19. And Judas Iscariot, which also betrayed him: and they went into an house.
19. et Judas Iscariot, celui qui livra Jésus.
19. Ary Jodasy Iskariota, ilay namadika Azy. Ary niditra tao an-trano ireo.

Jesus and Beelzebub

20. And the multitude cometh together again, so that they could not so much as eat bread.
20. Ils se rendirent à la maison, et la foule s`assembla de nouveau, en sorte qu`ils ne pouvaient pas même prendre leur repas.
20. Dia niangona indray ny vahoaka, ka dia tsy afaka nihinan-kanina akory ireo.
21. And when his friends heard of it, they went out to lay hold on him: for they said, He is beside himself.
21. "Les parents de Jésus, ayant appris ce qui se passait, vinrent pour se saisir de lui; car ils disaient: Il est hors de sens."
21. "Ary ny sakaizany, raha nandre izany, dia nivoaka hihazona Azy; fa hoy ireo: Efa very saina Izy."
22. And the scribes which came down from Jerusalem said, He hath Beelzebub, and by the prince of the devils casteth he out devils.
22. "Et les scribes, qui étaient descendus de Jérusalem, dirent: Il est possédé de Béelzébul; c`est par le prince des démons qu`il chasse les démons."
22. Ary ny mpanoradalàna izay nidina avy tany Jerosalema dia nanao hoe: Manana an’i Belzeboba Izy, sy hoe: ny lohan’ny devoly no amoahany ny devoly.
23. And he called them unto him, and said unto them in parables, How can Satan cast out Satan?
23. Jésus les appela, et leur dit sous forme de paraboles: Comment Satan peut-il chasser Satan?
23. Ary rehefa niantso ireo hankeo aminy Izy, dia nanao fanoharana taminy hoe: Hataon’i Satana ahoana no famoaka an’i Satana?
24. And if a kingdom be divided against itself, that kingdom cannot stand.
24. "Si un royaume est divisé contre lui-même, ce royaume ne peut subsister;"
24. Fa raha misy fanjakana miady an-trano, dia tsy haharitra izany fanjakana izany.
25. And if a house be divided against itself, that house cannot stand.
25. et si une maison est divisée contre elle-même, cette maison ne peut subsister.
25. Ary raha misy mpiray trano miady an-trano, dia tsy haharitra izany mpiray trano izany.
26. And if Satan rise up against himself, and be divided, he cannot stand, but hath an end.
26. Si donc Satan se révolte contre lui-même, il est divisé, et il ne peut subsister, mais c`en est fait de lui.
26. Ary raha Satana no mitsangana hanohitra ny tenany ka miady an-trano, dia tsy haharitra izy, fa ho rava ny heriny.
27. No man can enter into a strong man's house, and spoil his goods, except he will first bind the strong man; and then he will spoil his house.
27. "Personne ne peut entrer dans la maison d`un homme fort et piller ses biens, sans avoir auparavant lié cet homme fort; alors il pillera sa maison."
27. Kanefa tsy misy olona afaka hiditra ao an-tranon’ny mahery ka handroba ny entany, raha tsy afatony aloha ilay mahery, dia vao robainy ny ao an-tranony.
28. Verily I say unto you, All sins shall be forgiven unto the sons of men, and blasphemies wherewith soever they shall blaspheme:
28. "Je vous le dis en vérité, tous les péchés seront pardonnés aux fils des hommes, et les blasphèmes qu`ils auront proférés;"
28. "Lazaiko aminareo marina tokoa: Hahazo famelan-keloka ny zanak’olombelona amin’ny ota rehetra sy ny blasfemia rehetra izay ataony;"
29. But he that shall blaspheme against the Holy Ghost hath never forgiveness, but is in danger of eternal damnation:
29. mais quiconque blasphémera contre le Saint Esprit n`obtiendra jamais de pardon: il est coupable d`un péché éternel.
29. "Fa izay manao blasfemia ny Fanahy Masina kosa dia tsy mahazo famelan-keloka mihitsy, fa tandindomin' ny lozan' ny fanamelohana mandrakizay;"
30. Because they said, He hath an unclean spirit.
30. Jésus parla ainsi parce qu`ils disaient: Il est possédé d`un esprit impur.
30. Satria ny olona nanao hoe: Azom-panahy maloto Izy.

Jesus' Mother and Brother

31. There came then his brethren and his mother, and, standing without, sent unto him, calling him.
31. Survinrent sa mère et ses frères, qui, se tenant dehors, l`envoyèrent appeler.
31. Ary avy ny reniny mbamin’ny rahalahiny ka nijanona teo alatrano, dia naniraka tao aminy hiantso Azy.
32. And the multitude sat about him, and they said unto him, Behold, thy mother and thy brethren without seek for thee.
32. La foule était assise autour de lui, et on lui dit: Voici, ta mère et tes frères sont dehors et te demandent.
32. Ary ny vahoaka nipetraka nanodidina Azy ka nanao taminy hoe: Indreo, ato alatrano ny reninao sy ny rahalahinao mitady Anao.
33. And he answered them, saying, Who is my mother, or my brethren?
33. Et il répondit: Qui est ma mère, et qui sont mes frères?
33. Ary Izy namaly azy ka nanao hoe: Iza no reniko sy rahalahiko?
34. And he looked round about on them which sat about him, and said, Behold my mother and my brethren!
34. Puis, jetant les regards sur ceux qui étaient assis tout autour de lui: Voici, dit-il, ma mère et mes frères.
34. Ary nony nijery izay nipetraka nanodidina Azy Izy, dia hoy Izy: Indreo ny reniko sy ny rahalahiko!
35. For whosoever shall do the will of God, the same is my brother, and my sister, and mother.
35. Car, quiconque fait la volonté de Dieu, celui-là est mon frère, ma soeur, et ma mère.
35. Fa na iza na iza no manao ny sitrapon’Andriamanitra, dia izy no rahalahiko sy anabaviko ary reniko.
<
>