Discharges Causing Uncleanness
1. And the LORD spake unto Moses and to Aaron, saying,
1. L`Éternel parla à Moïse et à Aaron, et dit:
1. Ary Jehovah niteny tamin' i Mosesy sy Arona ka nanao hoe:
2. Speak unto the children of Israel, and say unto them, When any man hath a running issue out of his flesh, because of his issue he is unclean.
2. Parlez aux enfants d`Israël, et dites-leur: Tout homme qui a une gonorrhée est par là même impur.
2. Mitenena amin' ny Zanak' Isiraely ka lazao aminy hoe: Ny lehilahy rehetra izay mitsika amin' ny nofony dia haloto noho ny fitsihany.
3. And this shall be his uncleanness in his issue: whether his flesh run with his issue, or his flesh be stopped from his issue, it is his uncleanness.
3. C`est à cause de sa gonorrhée qu`il est impur: que sa chair laisse couler son flux, ou qu`elle le retienne, il est impur.
3. Ary izao no ho fahalotoany eo amin' ny fivoahany: na mandeha ny fitsihany, na tsy mandeha, dia fahalotoany izany.
4. Every bed, whereon he lieth that hath the issue, is unclean: and every thing, whereon he sitteth, shall be unclean.
4. Tout lit sur lequel il couchera sera impur, et tout objet sur lequel il s`assiéra sera impur.
4. "Maloto ny fandriana rehetra izay andrian' ny marary mitsika; ary maloto ny zavatra rehetra izay ipetrahany."
5. And whosoever toucheth his bed shall wash his clothes, and bathe himself in water, and be unclean until the even.
5. Celui qui touchera son lit lavera ses vêtements, se lavera dans l`eau, et sera impur jusqu`au soir.
5. Ary izay mikasika ny fandriany dia hanasa fitafiana sy handro amin' ny rano ary haloto mandra-paharivan' ny andro.
6. And he that sitteth on any thing whereon he sat that hath the issue shall wash his clothes, and bathe himself in water, and be unclean until the even.
6. Celui qui s`assiéra sur l`objet sur lequel il s`est assis lavera ses vêtements, se lavera dans l`eau, et sera impur jusqu`au soir.
6. Ary izay mipetraka amin' ny zavatra izay nipetrahan' ny marary mitsika dia hanasa ny fitafiany sy handro amin' ny rano ary haloto mandra-paharivan' ny andro.
7. And he that toucheth the flesh of him that hath the issue shall wash his clothes, and bathe himself in water, and be unclean until the even.
7. Celui qui touchera sa chair lavera ses vêtements, se lavera dans l`eau, et sera impur jusqu`au soir.
7. Ary izay mikasika ny tenan' ny marary mitsika dia hanasa ny fitafiany sy handro amin' ny rano ary haloto mandra-paharivan' ny andro.
8. And if he that hath the issue spit upon him that is clean; then he shall wash his clothes, and bathe himself in water, and be unclean until the even.
8. S`il crache sur un homme pur, cet homme lavera ses vêtements, se lavera dans l`eau, et sera impur jusqu`au soir.
8. Ary raha misy olona madio voaroran' ny marary mitsika dia hanasa ny fitafiany sy handro amin' ny rano izy ary haloto mandra-paharivan' ny andro.
9. And what saddle soever he rideth upon that hath the issue shall be unclean.
9. Toute monture sur laquelle il s`assiéra sera impure.
9. Ary haloto ny lasely rehetra izay itaingenan' ny marary mitsika.
10. And whosoever toucheth any thing that was under him shall be unclean until the even: and he that beareth any of those things shall wash his clothes, and bathe himself in water, and be unclean until the even.
10. "Celui qui touchera une chose quelconque qui a été sous lui sera impur jusqu`au soir; et celui qui la portera lavera ses vêtements, se lavera dans l`eau, et sera impur jusqu`au soir."
10. "Ary izay rehetra mikasika izay zavatra teo ambaniny dia haloto mandra-paharivan' ny andro; ary izay mitondra na inona na inona amin' izany zavatra rehetra izany dia hanasa ny fitafiany sy handro amin' ny rano, ka haloto mandra-paharivan' ny andro."
11. And whomsoever he toucheth that hath the issue, and hath not rinsed his hands in water, he shall wash his clothes, and bathe himself in water, and be unclean until the even.
11. Celui qui sera touché par lui, et qui ne se sera pas lavé les mains dans l`eau, lavera ses vêtements, se lavera dans l`eau, et sera impur jusqu`au soir.
11. Ary izay rehetra voakasiky ny marary mitsika kanefa ilay marary mitsika tsy mbola nanasa ny tanany tamin' ny rano, dia hanasa ny fitafiany sy handro amin' ny rano ary haloto mandra-paharivan' ny andro.
12. And the vessel of earth, that he toucheth which hath the issue, shall be broken: and every vessel of wood shall be rinsed in water.
12. Tout vase de terre qui sera touché par lui sera brisé, et tout vase de bois sera lavé dans l`eau.
12. "Ary hovakiana ny vilany tany izay voakasiky ny marary mitsika; ary hokobanina amin' ny rano kosa ny fanaka hazo rehetra."
13. And when he that hath an issue is cleansed of his issue; then he shall number to himself seven days for his cleansing, and wash his clothes, and bathe his flesh in running water, and shall be clean.
13. "Lorsqu`il sera purifié de son flux, il comptera sept jours pour sa purification; il lavera ses vêtements, il lavera sa chair avec de l`eau vive, et il sera pur."
13. Ary rehefa madio amin'ny fitsihany ny marary mitsika, dia hanisa fito andro izy ny amin' ny fanadiovana azy, dia hanasa ny fitafiany sy handro amin' ny rano mandeha ny tenany, dia hadio izy.
14. And on the eighth day he shall take to him two turtledoves, or two young pigeons, and come before the LORD unto the door of the tabernacle of the congregation, and give them unto the priest:
14. Le huitième jour, il prendra deux tourterelles ou deux jeunes pigeons, il ira devant l`Éternel, à l`entrée de la tente d`assignation, et il les donnera au sacrificateur.
14. Ary amin' ny andro fahavalo dia hitondra domohina roa, na zana-boromailala roa izy ka hankeo anatrehan' i Jehovah eo amin' ny varavaran' ny tranolay fihaonana, dia hanome izany ho an' ny mpisorona.
15. And the priest shall offer them, the one for a sin offering, and the other for a burnt offering; and the priest shall make an atonement for him before the LORD for his issue.
15. "Le sacrificateur les offrira, l`un en sacrifice d`expiation, et l`autre en holocauste; et le sacrificateur fera pour lui l`expiation devant l`Éternel, à cause de son flux."
15. "Dia atolotry ny mpisorona ireo, ny anankiray ho fanatitra noho ny ota ary ny anankiray kosa ho fanatitra dorana; dia hanao fanavotana ho azy eo anatrehan' i Jehovah ny mpisorona noho ny fitsihany."
16. And if any man's seed of copulation go out from him, then he shall wash all his flesh in water, and be unclean until the even.
16. L`homme qui aura une pollution lavera tout son corps dans l`eau, et sera impur jusqu`au soir.
16. "Ary raha miala amin' ny lehilahy ny azy, dia hanasa ny tenany rehetra amin' ny rano izy ary haloto mandra-paharivan' ny andro;"
17. And every garment, and every skin, whereon is the seed of copulation, shall be washed with water, and be unclean until the even.
17. Tout vêtement et toute peau qui en seront atteints seront lavés dans l`eau, et seront impurs jusqu`au soir.
17. "Ary hosasana amin' ny rano ny fitafiany rehetra sy ny hoditra rehetra, izay nilatsahan' ny azy; dia haloto mandra-paharivan' ny andro izany."
18. The woman also with whom man shall lie with seed of copulation, they shall both bathe themselves in water, and be unclean until the even.
18. Si une femme a couché avec un tel homme, ils se laveront l`un et l`autre, et seront impurs jusqu`au soir.
18. Ny vehivavy izay andrian-dehilahy koa, dia samy handro amin' ny rano izy roroa ary haloto mandra-paharivan' ny andro.
19. And if a woman have an issue, and her issue in her flesh be blood, she shall be put apart seven days: and whosoever toucheth her shall be unclean until the even.
19. La femme qui aura un flux, un flux de sang en sa chair, restera sept jours dans son impureté. Quiconque la touchera sera impur jusqu`au soir.
19. "Ary raha misy vehivavy mararin' ny fadimbolana ka rà no mandeha aminy, dia hatokana hafitoana izy; ary izay rehetra mikasika azy dia haloto mandra-paharivan' ny andro."
20. And every thing that she lieth upon in her separation shall be unclean: every thing also that she sitteth upon shall be unclean.
20. Tout lit sur lequel elle couchera pendant son impureté sera impur, et tout objet sur lequel elle s`assiéra sera impur.
20. "Ary ny zavatra rehetra izay andriany amin' ny fotoana hitokanany dia haloto; ny zavatra rehetra izay ipetrahany dia haloto koa."
21. And whosoever toucheth her bed shall wash his clothes, and bathe himself in water, and be unclean until the even.
21. Quiconque touchera son lit lavera ses vêtements, se lavera dans l`eau, et sera impur jusqu`au soir.
21. Ary izay rehetra mikasika ny fandriany, dia hanasa ny fitafiany sy handro amin' ny rano ary haloto mandra-paharivan' ny andro.
22. And whosoever toucheth any thing that she sat upon shall wash his clothes, and bathe himself in water, and be unclean until the even.
22. Quiconque touchera un objet sur lequel elle s`est assise lavera ses vêtements, se lavera dans l`eau, et sera impur jusqu`au soir.
22. Ary izay rehetra mikasika ny zavatra izay efa nipetrahany dia hanasa ny fitafiany sy handro amin' ny rano ary haloto mandra-paharivan' ny andro.
23. And if it be on her bed, or on any thing whereon she sitteth, when he toucheth it, he shall be unclean until the even.
23. S`il y a quelque chose sur le lit ou sur l`objet sur lequel elle s`est assise, celui qui la touchera sera impur jusqu`au soir.
23. Ary raha ao amin' ny fandriana izany, na ao amin' ny zavatra iray efa nipetrahany, raha nikasika izany izy, dia haloto mandra-paharivan' ny andro.
24. And if any man lie with her at all, and her flowers be upon him, he shall be unclean seven days; and all the bed whereon he lieth shall be unclean.
24. Si un homme couche avec elle et que l`impureté de cette femme vienne sur lui, il sera impur pendant sept jours, et tout lit sur lequel il couchera sera impur.
24. Ary raha misy lehilahy mandry amin-dravehivavy, ary mankao aminy ny fadimbolany, dia haloto hafitoana izy, ary izay rehetra andriany dia haloto koa.
25. And if a woman have an issue of her blood many days out of the time of her separation, or if it run beyond the time of her separation; all the days of the issue of her uncleanness shall be as the days of her separation: she shall be unclean.
25. La femme qui aura un flux de sang pendant plusieurs jours hors de ses époques régulières, ou dont le flux durera plus qu`à l`ordinaire, sera impure tout le temps de son flux, comme au temps de son indisposition menstruelle.
25. "Ary raha misy vehivavy mitsi-drà andro maro mihoatra noho ny fotoana fitokanany, na raha mandeha izany ankoatry ny fotoana fitokanany; ny andro rehetra ny amin' ny fitsihany amin' ny fahalotoany dia ho tahaka ny andron' ny fitokanany; haloto izy."
26. Every bed whereon she lieth all the days of her issue shall be unto her as the bed of her separation: and whatsoever she sitteth upon shall be unclean, as the uncleanness of her separation.
26. Tout lit sur lequel elle couchera pendant la durée de ce flux sera comme le lit de son flux menstruel, et tout objet sur lequel elle s`assiéra sera impur comme lors de son flux menstruel.
26. "Ny fandriana rehetra izay andriany amin' ny andron' ny fahalotoany rehetra dia hatao tahaka ny fandriana nandriany tamin' ny andro fahalotoany; ary izay rehetra ipetrahany dia haloto koa tahaka ny fahalotoany amin' ny fadimbolany."
27. And whosoever toucheth those things shall be unclean, and shall wash his clothes, and bathe himself in water, and be unclean until the even.
27. "Quiconque les touchera sera souillé; il lavera ses vêtements, se lavera dans l`eau, et sera impur jusqu`au soir."
27. "Ary izay rehetra mikasika izany zavatra izany dia haloto; ary hanasa ny fitafiany sy handro amin' ny rano izy ary haloto mandra-paharivan' ny andro."
28. But if she be cleansed of her issue, then she shall number to herself seven days, and after that she shall be clean.
28. Lorsqu`elle sera purifiée de son flux, elle comptera sept jours, après lesquels elle sera pure.
28. Fa raha sitrana amin' ny faharariany ravehivavy, dia hiandry hafitoana izy, ary rehefa afaka izany dia hadio izy.
29. And on the eighth day she shall take unto her two turtles, or two young pigeons, and bring them unto the priest, to the door of the tabernacle of the congregation.
29. Le huitième jour, elle prendra deux tourterelles ou deux jeunes pigeons, et elle les apportera au sacrificateur, à l`entrée de la tente d`assignation.
29. Ary amin' ny andro fahavalo, dia haka domohina roa, na zana-boromailala roa ho azy izy ka hitondra izany ho eo amin' ny mpisorona, eo amin' ny varavaran' ny tranolay fihaonana.
30. And the priest shall offer the one for a sin offering, and the other for a burnt offering; and the priest shall make an atonement for her before the LORD for the issue of her uncleanness.
30. "Le sacrificateur offrira l`un en sacrifice d`expiation, et l`autre en holocauste; et le sacrificateur fera pour elle l`expiation devant l`Éternel, à cause du flux qui la rendait impure."
30. "Dia atolotry ny mpisorona ny anankiray ho fanatitra noho ny ota ary ny anankiray ho fanatitra dorana; dia hanao fanavotana ho an-dravehivavy eo anatrehan' i Jehovah ny mpisorona noho ny fitsihany ny amin' ny fahalotoany."
31. Thus shall ye separate the children of Israel from their uncleanness; that they die not in their uncleanness, when they defile my tabernacle that is among them.
31. Vous éloignerez les enfants d`Israël de leurs impuretés, de peur qu`ils ne meurent à cause de leurs impuretés, s`ils souillent mon tabernacle qui est au milieu d`eux.
31. Dia hampisarahinareo amin' ny fahalotoany ny Zanak' Isiraely, ka tsy ho faty amin' ny fahalotoany izy, raha nandoto ny tabernakeliko izay eo aminy.
32. This is the law of him that hath an issue, and of him whose seed goeth from him, and is defiled therewith;
32. Telle est la loi pour celui qui a une gonorrhée ou qui est souillé par une pollution,
32. "Ireo no lalàna ny amin' ny marary mitsika sy ny amin' izay ialan' ny azy, ka mahaloto azy izany;"
33. And of her that is sick of her flowers, and of him that hath an issue, of the man, and of the woman, and of him that lieth with her that is unclean.
33. pour celle qui a son flux menstruel, pour l`homme ou la femme qui a un flux, et pour l`homme qui couche avec une femme impure.
33. Ary ny amin' ny mararin' ny fadimbolany sy ny amin' ny marary mitsika, na lehilahy na vehivavy, ary ny amin' izay mandry amin' ny vehivavy maloto.