The Recabites
1. The word which came unto Jeremiah from the LORD in the days of Jehoiakim the son of Josiah king of Judah, saying,
1. La parole fut adressée à Jérémie de la part de l`Éternel, au temps de Jojakim, fils de Josias, roi de Juda, en ces mots:
1. Izao no teny tonga tamin' i Jeremia avy tamin' i Jehovah tamin' ny andron' i Joiakima, zanak' i Josia, mpanjakan' ny Joda, nanao hoe:
2. Go unto the house of the Rechabites, and speak unto them, and bring them into the house of the LORD, into one of the chambers, and give them wine to drink.
2. "Va à la maison des Récabites, et parle-leur; tu les conduiras à la maison de l`Éternel, dans une des chambres, et tu leur offriras du vin à boire."
2. Mankanesa any amin' ny taranak' i Rekaba, ary mitenena aminy, dia ampidiro ao an-tranon' i Jehovah, ao amin' ny anankiray amin' ny efitrano izy ka omeo divay hosotroiny.
3. Then I took Jaazaniah the son of Jeremiah, the son of Habaziniah, and his brethren, and all his sons, and the whole house of the Rechabites;
3. Je pris Jaazania, fils de Jérémie, fils de Habazinia, ses frères, tous ses fils, et toute la maison des Récabites,
3. Dia nalaiko Jazania, zanak' i Jeremia, zanak' i Habazinia, sy ny rahalahiny sy ny zanany rehetra mbamin' ny taranak' i Rekaba rehetra,
4. And I brought them into the house of the LORD, into the chamber of the sons of Hanan, the son of Igdaliah, a man of God, which was by the chamber of the princes, which was above the chamber of Maaseiah the son of Shallum, the keeper of the door:
4. et je les conduisis à la maison de l`Éternel, dans la chambre des fils de Hanan, fils de Jigdalia, homme de Dieu, près de la chambre des chefs, au-dessus de la chambre de Maaséja, fils de Schallum, garde du seuil.
4. Ka nampidiriko ho ao amin' ny tranon' i Jehovah izy, dia tao amin' ny efitranon' ny taranak' i Hanana, zanak' i Jigdalia, lehilahin' Andriamanitra, izay ao anilan' ny efitranon' ny mpanapaka, ao ambonin' ny efitranon' i Mahaseia, zanak' i Saloma, mpiandry varavarana,
5. And I set before the sons of the house of the Rechabites pots full of wine, and cups, and I said unto them, Drink ye wine.
5. Je mis devant les fils de la maison des Récabites des coupes pleines de vin, et des calices, et je leur dis: Buvez du vin!
5. Ary norosoako kapoaka sy siny feno divay teo anoloan' ny taranak' i Rekaba ka nolazaiko taminy hoe: Misotroa divay ianareo.
6. But they said, We will drink no wine: for Jonadab the son of Rechab our father commanded us, saying, Ye shall drink no wine, neither ye, nor your sons for ever:
6. "Mais ils répondirent: Nous ne buvons pas de vin; car Jonadab, fils de Récab, notre père, nous a donné cet ordre: Vous ne boirez jamais de vin, ni vous, ni vos fils;"
6. "Fa hoy kosa ireo: Tsy hisotro divay izahay; fa Jonadaba, zanak' i Rekaba, razanay, efa nanafatra anay hoe: Aza mba misotro divay ianareo na ny taranakareo mandrakizay;"
7. Neither shall ye build house, nor sow seed, nor plant vineyard, nor have any: but all your days ye shall dwell in tents; that ye may live many days in the land where ye be strangers.
7. "et vous ne bâtirez point de maisons, vous ne sèmerez aucune semence, vous ne planterez point de vignes et vous n`en posséderez point; mais vous habiterez sous des tentes toute votre vie, afin que vous viviez longtemps dans le pays où vous êtes étrangers."
7. "Ary aza manao trano ianareo, na mamafy voan-javatra, na mamboly tanimboaloboka, na mety hanana izany akory; fa lay no itoeranareo amin' ny andronareo rehetra, mba ho ela velona ianareo amin' ny tany izay ivahinianareo."
8. Thus have we obeyed the voice of Jonadab the son of Rechab our father in all that he hath charged us, to drink no wine all our days, we, our wives, our sons, nor our daughters;
8. "Nous obéissons à tout ce que nous a prescrit Jonadab, fils de Récab, notre père: nous ne buvons pas de vin pendant toute notre vie, nous, nos femmes, nos fils et nos filles;"
8. "Dia nankatoavinay ny tenin' i Jonadaba, zanak' i Rekaba, razanay, tamin' izay rehetra nanafarany anay, mba tsy hisotro divay amin' ny andronay rehetra, na izahay, na ny vadinay, na ny zanakay lahy, na ny zanakay vavy;"
9. Nor to build houses for us to dwell in: neither have we vineyard, nor field, nor seed:
9. "nous ne bâtissons point de maisons pour nos demeures, et nous ne possédons ni vignes, ni champs, ni terres ensemencées;"
9. "Ary tsy hanao trano hitoeranay, na hanana tanimboly, na saha, na voan-javatra izahay;"
10. But we have dwelt in tents, and have obeyed, and done according to all that Jonadab our father commanded us.
10. nous habitons sous des tentes, et nous suivons et pratiquons tout ce que nous a prescrit Jonadab, notre père.
10. Fa efa nitoetra an-day izahay ka nankatò ary nanao araka izay rehetra nandidian' i Jonadaba razanay anay.
11. But it came to pass, when Nebuchadrezzar king of Babylon came up into the land, that we said, Come, and let us go to Jerusalem for fear of the army of the Chaldeans, and for fear of the army of the Syrians: so we dwell at Jerusalem.
11. Lorsque Nebucadnetsar, roi de Babylone, est monté contre ce pays, nous avons dit: Allons, retirons-nous à Jérusalem, loin de l`armée des Chaldéens et de l`armée de Syrie. C`est ainsi que nous habitons à Jérusalem.
11. Fa izao no niseho, raha nananika ny tany Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona dia hoy izahay: Andeha isika hankany Jerosalema noho ny tahotra ny miaramilan' ny Kaldeana sy noho ny tahotra ny miaramilan' ny Syriana, dia izany no itoeranay eto Jerosalema.
12. Then came the word of the LORD unto Jeremiah, saying,
12. Alors la parole de l`Éternel fut adressée à Jérémie, en ces mots:
12. Dia tonga tamin' i Jeremia ny tenin' i Jehovah hoe:
13. Thus saith the LORD of hosts, the God of Israel; Go and tell the men of Judah and the inhabitants of Jerusalem, Will ye not receive instruction to hearken to my words? saith the LORD.
13. Ainsi parle l`Éternel des armées, le Dieu d`Israël: Va, et dis aux hommes de Juda et aux habitants de Jérusalem: Ne recevrez-vous pas instruction, pour obéir à mes paroles? dit l`Éternel.
13. Izao no lazain' iJehovah Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Andeha lazao amin' ny lehilahy Joda sy amin' ny mponina anyJerosalema hoe: Tsy hino anatra hitandrina ny teniko va ianareo? hoy Jehovah.
14. The words of Jonadab the son of Rechab, that he commanded his sons not to drink wine, are performed; for unto this day they drink none, but obey their father's commandment: notwithstanding I have spoken unto you, rising early and speaking; but ye hearkened not unto me.
14. On a observé les paroles de Jonadab, fils de Récab, qui a ordonné à ses fils de ne pas boire du vin, et ils n`en ont point bu jusqu`à ce jour, parce qu`ils ont obéi à l`ordre de leur père. Et moi, je vous ai parlé, je vous ai parlé dès le matin, et vous ne m`avez pas écouté.
14. Tò ny tenin' i Jonadaba, zanak' i Rekaba izay nandidiany ny zanany tsy hisotro divay, fa tsy misotro tokoa izy mandraka androany, fa mankatò ny didin-drazany, kanefa Izaho efa niteny taminareo, nifoha maraina koa ka niteny, nefa tsy nihaino ianareo.
15. I have sent also unto you all my servants the prophets, rising up early and sending them, saying, Return ye now every man from his evil way, and amend your doings, and go not after other gods to serve them, and ye shall dwell in the land which I have given to you and to your fathers: but ye have not inclined your ear, nor hearkened unto me.
15. Je vous ai envoyé tous mes serviteurs, les prophètes, je les ai envoyés dès le matin, pour vous dire: Revenez chacun de votre mauvaise voie, amendez vos actions, n`allez pas après d`autres dieux pour les servir, et vous resterez dans le pays que j`ai donné à vous et à vos pères. Mais vous n`avez pas prêté l`oreille, vous ne m`avez pas écouté.
15. "Nirahiko taminareo koa ny mpaminany mpanompoko rehetra, nifoha maraina koa Aho ka naniraka azy hanao hoe: Samia miala amin' ny lalanareo ratsy ianareo ankehitriny, ary amboary tsara ny ataonareo, ary aza manaraka andriamani-kafa hanompo azy, dia honina amin' ny tany izay nomeko anareo sy ny razanareo ianareo; nefa tsy nanongilana ny sofinareo na nihaino Ahy ianareo."
16. Because the sons of Jonadab the son of Rechab have performed the commandment of their father, which he commanded them; but this people hath not hearkened unto me:
16. Oui, les fils de Jonadab, fils de Récab, observent l`ordre que leur a donné leur père, et ce peuple ne m`écoute pas!
16. Satria notanterahan' ny zanak' i Jonadaba zanak' i Rekaba ny didin-drazany, izay nandidiany azy, fa ity firenena ity kosa tsy mba nihaino Ahy,
17. Therefore thus saith the LORD God of hosts, the God of Israel; Behold, I will bring upon Judah and upon all the inhabitants of Jerusalem all the evil that I have pronounced against them: because I have spoken unto them, but they have not heard; and I have called unto them, but they have not answered.
17. C`est pourquoi ainsi parle l`Éternel, le Dieu des armées, le Dieu d`Israël: Voici, je vais faire venir sur Juda et sur tous les habitants de Jérusalem tous les malheurs que j`ai annoncés sur eux, parce que je leur ai parlé et qu`ils n`ont pas écouté, parce que je les ai appelés et qu`ils n`ont pas répondu.
17. Dia izao no lazain' i Jehovah, Andriamanitry ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Indro, hataoko mihatra amin' ny Joda sy ny mponina rehetra any Jerosalema ny loza rehetra izay nolazaiko hatao aminy, satria efa niantso azy Aho, fa tsy namaly izy.
18. And Jeremiah said unto the house of the Rechabites, Thus saith the LORD of hosts, the God of Israel; Because ye have obeyed the commandment of Jonadab your father, and kept all his precepts, and done according unto all that he hath commanded you:
18. "Et Jérémie dit à la maison des Récabites: Ainsi parle l`Éternel des armées, le Dieu d`Israël: Parce que vous avez obéi aux ordres de Jonadab, votre père, parce que vous avez observé tous ses commandements et fait tout ce qu`il vous a prescrit;"
18. Ary ny taranak' i Rekaba dia nilazan' i Jeremia hoe: Izao no lazain' iJehovah Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Noho ny nankatoavanareo ny didin' i Jonadaba razanareo sy ny nitandremanareo ny didiny rehetra ary ny nanaovanareo araka izay nandidiany anareo,
19. Therefore thus saith the LORD of hosts, the God of Israel; Jonadab the son of Rechab shall not want a man to stand before me for ever.
19. à cause de cela, ainsi parle l`Éternel des armées, le Dieu d`Israël: Jonadab, fils de Récab, ne manquera jamais de descendants qui se tiennent en ma présence.
19. Dia izao no lazain' i Jehovah Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Jonadaba, zanak' i Rekaba, tsy ho diso lehilahy hitsangana eo anatrehako mandrakizay.