Jeremiah Buys a Field
1. The word that came to Jeremiah from the LORD in the tenth year of Zedekiah king of Judah, which was the eighteenth year of Nebuchadrezzar.
1. La parole qui fut adressée à Jérémie de la part de l`Éternel, la dixième année de Sédécias, roi de Juda. -C`était la dix-huitième année de Nebucadnetsar.
1. Izao no teny tonga tamin' i Jeremia avy tamin' i Jehovah tamin' ny taona fahafolo nanjakan' i Zedekia, mpanjakan' ny Joda, dia ny taona fahavalo ambin' ny folo nanjakan' i Nebokadnezara.
2. For then the king of Babylon's army besieged Jerusalem: and Jeremiah the prophet was shut up in the court of the prison, which was in the king of Judah's house.
2. "L`armée du roi de Babylone assiégeait alors Jérusalem; et Jérémie, le prophète, était enfermé dans la cour de la prison qui était dans la maison du roi de Juda."
2. Fa tamin' izany no nanaovan' ny miaramilan' ny mpanjakan' i Babylona fahirano an' i Jerosalema, ary Jeremia mpaminany nambenana teo an-kianjan' ny tranomaizina izay teo amin' ny tranon' ny mpanjakan' ny Joda.
3. For Zedekiah king of Judah had shut him up, saying, Wherefore dost thou prophesy, and say, Thus saith the LORD, Behold, I will give this city into the hand of the king of Babylon, and he shall take it;
3. "Sédécias, roi de Juda, l`avait fait enfermer, et lui avait dit: Pourquoi prophétises-tu, en disant: Ainsi parle l`Éternel: Voici, je livre cette ville entre les mains du roi de Babylone, et il la prendra;"
3. "Fa Zedekia, mpanjakan' ny Joda, nampiambina azy ka nanao hoe: Nahoana ianao no maminany ka manao hoe: Izao no lazain' i Jehovah: Indro, hatolotro eo an-tanan' ny mpanjakan' i Babylona ity tanàna ity, ka ho afany;"
4. And Zedekiah king of Judah shall not escape out of the hand of the Chaldeans, but shall surely be delivered into the hand of the king of Babylon, and shall speak with him mouth to mouth, and his eyes shall behold his eyes;
4. "Sédécias, roi de Juda, n`échappera pas aux Chaldéens, mais il sera livré entre les mains du roi de Babylone, il lui parlera bouche à bouche, et ses yeux verront ses yeux;"
4. "Ary Zedekia, mpanjakan' ny Joda, dia tsy ho afa-mandositra ny tanan' ny Kaldeana, fa hatolotra eo an-tanan' ny mpanjakan' i Babylona tokoa izy, ary hiteny aminy mifanatrika izy sady hifankahita maso aminy;"
5. And he shall lead Zedekiah to Babylon, and there shall he be until I visit him, saith the LORD: though ye fight with the Chaldeans, ye shall not prosper.
5. "le roi de Babylone emmènera Sédécias à Babylone, où il restera jusqu`à ce que je me souvienne de lui, dit l`Éternel; si vous vous battez contre les Chaldéens, vous n`aurez point de succès."
5. "Ary ho any Babylona no hitondrana an' i Zedekia, ka ho any izy ambara-pamangiko azy, hoy Jehovah; na dia miady amin' ny Kaldeana aza ianareo, dia tsy hambinina."
6. And Jeremiah said, The word of the LORD came unto me, saying,
6. Jérémie dit: La parole de l`Éternel m`a été adressée, en ces mots:
6. Ary hoy Jeremia: tonga tamiko ny tenin' i Jehovah hoe:
7. Behold, Hanameel the son of Shallum thine uncle shall come unto thee, saying, Buy thee my field that is in Anathoth: for the right of redemption is thine to buy it.
7. Voici, Hanameel, fils de ton oncle Schallum, va venir auprès de toi pour te dire: Achète mon champ qui est à Anathoth, car tu as le droit de rachat pour l`acquérir.
7. Indro Hanamela, zanak' i Saloma, rahalahin-drainao, ho avy eto aminao hanao hoe: Vidionao ny sahako izay ao Anatota, fa ianao no havana akaiky tokony hanavotra azy.
8. So Hanameel mine uncle's son came to me in the court of the prison according to the word of the LORD, and said unto me, Buy my field, I pray thee, that is in Anathoth, which is in the country of Benjamin: for the right of inheritance is thine, and the redemption is thine; buy it for thyself. Then I knew that this was the word of the LORD.
8. Et Hanameel, fils de mon oncle, vint auprès de moi, selon la parole de l`Éternel, dans la cour de la prison, et il me dit: Achète mon champ, qui est à Anathoth, dans le pays de Benjamin, car tu as le droit d`héritage et de rachat, achète-le! Je reconnus que c`était la parole de l`Éternel.
8. "Ary Hanamela, zana-drahalahin' ikaky dia tonga tamiko teo an-kianjan' ny tranomaizina araka ny tenin' i Jehovah, ka hoy izy tamiko: Masìna ianao, vidio ny sahako izay ao Anatota, dia ilay ao amin' ny tanin' ny Benjamina, fa ianao no havana akaiky tokony handova sy hanavotra azy; vidio re ho anao izany. ka dia fantatro fa tenin' i Jehovah izany."
9. And I bought the field of Hanameel my uncle's son, that was in Anathoth, and weighed him the money, even seventeen shekels of silver.
9. J`achetai de Hanameel, fils de mon oncle, le champ qui est à Anathoth, et je lui pesai l`argent, dix-sept sicles d`argent.
9. Ary novidiko tamin' i Hanamela, zana-drahalahin' ikaky, ny saha izay tao Anatota, ary nolanjaiko ny vola, dia sekely volafotsy fito ambin' ny folo.
10. And I subscribed the evidence, and sealed it, and took witnesses, and weighed him the money in the balances.
10. J`écrivis un contrat, que je cachetai, je pris des témoins, et je pesai l`argent dans une balance.
10. Ary nosoratako tamin' ny taratasy izany ka nasiako tombo-kase sady nangalako vavolombelona, ary nolanjaiko tamin' ny mizana ny vola.
11. So I took the evidence of the purchase, both that which was sealed according to the law and custom, and that which was open:
11. "Je pris ensuite le contrat d`acquisition, celui qui était cacheté, conformément à la loi et aux usages, et celui qui était ouvert;"
11. "Ka dia noraisiko ny taratasy nisy ny fanekena tamin' ny vidin-tany, dia ilay voaisy tombo-kase araka ny lalàna sy ny fanao, mbamin' ny taratasy mivelatra koa;"
12. And I gave the evidence of the purchase unto Baruch the son of Neriah, the son of Maaseiah, in the sight of Hanameel mine uncle's son, and in the presence of the witnesses that subscribed the book of the purchase, before all the Jews that sat in the court of the prison.
12. et je remis le contrat d`acquisition à Baruc, fils de Nérija, fils de Machséja, en présence de Hanameel, fils de mon oncle, en présence des témoins qui avaient signé le contrat d`acquisition, et en présence de tous les juifs qui se trouvaient dans la cour de la prison.
12. Dia natolotro an' i Baroka, zanak' i Neria, zanak' i Mahaseia, ilay taratasy nisy ny fanekena tamin' ny vidin-tany, teo imason' i Hanamela, zana-drahalahin' ikaky, sy teo anatrehan' ny vavolombelona izay nanao sonia tamin' ny boky nisy ny fanekena tamin' ny vidin-tany, dia teo anatrehan' ny jiosy rehetra izay nipetraka teo an-kianjan' ny tranomaizina.
13. And I charged Baruch before them, saying,
13. Et je donnai devant eux cet ordre à Baruc:
13. Ary nandidy an' i Baroka teo anatrehan' ireo aho nanao hoe:
14. Thus saith the LORD of hosts, the God of Israel; Take these evidences, this evidence of the purchase, both which is sealed, and this evidence which is open; and put them in an earthen vessel, that they may continue many days.
14. Ainsi parle l`Éternel des armées, le Dieu d`Israël: Prends ces écrits, ce contrat d`acquisition, celui qui est cacheté et celui qui est ouvert, et mets-les dans un vase de terre, afin qu`ils se conservent longtemps.
14. Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Ento ireto taratasy ireto, dia ireto taratasy misy ny fanekena amin' ny vidin-tany, dia ilay misy tombo-kase, mbamin' ny taratasy mivelatra, ary ataovy ao anaty vilany tany izy mba haharitra ela.
15. For thus saith the LORD of hosts, the God of Israel; Houses and fields and vineyards shall be possessed again in this land.
15. Car ainsi parle l`Éternel des armées, le Dieu d`Israël: On achètera encore des maisons, des champs et des vignes, dans ce pays.
15. Fa izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Mbola hisy trano sy saha ary tanimboaloboka hovidina indray eto amin' ity tany ity.
16. Now when I had delivered the evidence of the purchase unto Baruch the son of Neriah, I prayed unto the LORD, saying,
16. Après que j`eus remis le contrat d`acquisition à Baruc, fils de Nérija, j`adressai cette prière à l`Éternel:
16. Ary rehefa voatolotro an' i Baroka, zanak' i Neria, ilay taratasy nisy ny fanekena tamin' ny vidin-tany, dia nivavaka tamin' i Jehovah aho hoe:
17. Ah Lord GOD! behold, thou hast made the heaven and the earth by thy great power and stretched out arm, and there is nothing too hard for thee:
17. Ah! Seigneur Éternel, Voici, tu as fait les cieux et la terre Par ta grande puissance et par ton bras étendu: Rien n`est étonnant de ta part.
17. Endrey Jehovah Tompo ô! Indro, Ianao no nanao ny lanitra sy ny tany tamin' ny herinao lehibe sy ny sandrinao nahinjitra, ary tsy misy zavatra sarotra loatra aminao.
18. Thou shewest lovingkindness unto thousands, and recompensest the iniquity of the fathers into the bosom of their children after them: the Great, the Mighty God, the LORD of hosts, is his name,
18. Tu fais miséricorde jusqu`à la millième génération, Et tu punis l`iniquité des pères dans le sein de leurs enfants après eux. Tu es le Dieu grand, le puissant, Dont le nom est l`Éternel des armées.
18. Maneho indrafo amin' ny arivoarivo Ianao ary mamaly ny heloky ny ray ho eo an-tratran' ny zanany mandimby azy, dia Andriamanitra lehibe sy mahery, Jehovah, Tompon' ny maro no anarany,
19. Great in counsel, and mighty in work: for thine eyes are open upon all the ways of the sons of men: to give every one according to his ways, and according to the fruit of his doings:
19. "Tu es grand en conseil et puissant en action; Tu as les yeux ouverts sur toutes les voies des enfants des hommes, Pour rendre à chacun selon ses voies, Selon le fruit de ses oeuvres."
19. "Lehibe amin' ny fisainana sy mahery amin' ny asa; fa ny masonao mibanjina ny alehan' ny zanak' olombelona rehetra mba hanome azy rehetra araka ny lalany avy sy araka ny vokatry ny ataony;"
20. Which hast set signs and wonders in the land of Egypt, even unto this day, and in Israel, and among other men; and hast made thee a name, as at this day;
20. Tu as fait des miracles et des prodiges dans le pays d`Égypte jusqu`à ce jour, Et en Israël et parmi les hommes, Et tu t`es fait un nom comme il l`est aujourd`hui.
20. Dia ilay nanisy famantarana sy fahagagana tany amin' ny tany Egypta ka mandraka androany koa, na ao amin' ny Isiraely, na ao amin' ny olona hafa koa, ka dia nanao anarana ho Anao tahaka ny amin' izao anio izao.
21. And hast brought forth thy people Israel out of the land of Egypt with signs, and with wonders, and with a strong hand, and with a stretched out arm, and with great terror;
21. Tu as fait sortir du pays d`Égypte ton peuple d`Israël, Avec des miracles et des prodiges, à main forte et à bras étendu, Et avec une grande terreur.
21. Ary nitondra ny Isiraely olonao nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta Ianao tamin' ny famantarana sy ny fahagagana ary ny tanana mahery sy ny sandry nahinjitra ary ny fampahatahorana lehibe,
22. And hast given them this land, which thou didst swear to their fathers to give them, a land flowing with milk and honey;
22. Tu leur as donné ce pays, Que tu avais juré à leurs pères de leur donner, Pays où coulent le lait et le miel.
22. Ka dia nanome azy ity tany ity, izay efa nianiananao nolazainao tamin' ny razany homena azy, dia tany tondra-dronono sy tantely.
23. And they came in, and possessed it; but they obeyed not thy voice, neither walked in thy law; they have done nothing of all that thou commandedst them to do: therefore thou hast caused all this evil to come upon them:
23. Ils sont venus, et ils en ont pris possession. Mais ils n`ont point obéi à ta voix, Ils n`ont point observé ta loi, Ils n`ont pas fait tout ce que tu leur avais ordonné de faire. Et c`est alors que tu as fait fondre sur eux tous ces malheurs!
23. "Ary tonga teto izy, dia nanana azy, nefa tsy nankatò ny feonao ireo sady tsy nandeha araka ny lalànao; tsy nanao na inona na inona tamin' izay rehetra nandidianao natao izy, ka dia nataonao mihatra aminy izao loza rehetra izao."
24. Behold the mounts, they are come unto the city to take it; and the city is given into the hand of the Chaldeans, that fight against it, because of the sword, and of the famine, and of the pestilence: and what thou hast spoken is come to pass; and, behold, thou seest it.
24. "Voici, les terrasses s`élèvent contre la ville et la menacent; La ville sera livrée entre les mains des Chaldéens qui l`attaquent, Vaincue par l`épée, par la famine et par la peste. Ce que tu as dit est arrivé, et tu le vois."
24. "Indro, ny tovon-tany efa miorina akaikin' ny tanàna hanafahana azy, ary ny tanàna dia atolotra eo an-tanan' ny Kaldeana izay mamely azy noho ny sabatra sy ny mosary sy ny areti-mandringana; ary izay nolazainao dia tonga, ka indro, hitan' ny masonao izany."
25. And thou hast said unto me, O Lord GOD, Buy thee the field for money, and take witnesses; for the city is given into the hand of the Chaldeans.
25. Néanmoins, Seigneur Éternel, tu m`as dit: Achète un champ pour de l`argent, prends des témoins... Et la ville est livrée entre les mains des Chaldéens!
25. Ary Ianao, Jehovah Tompo ô, dia niteny tamiko ka nanao hoe: Vidionao vola ny saha, ka makà vavolombelona, fa efa voatolotra eo an-tanan' ny Kaldeana ny tanàna.
26. Then came the word of the LORD unto Jeremiah, saying,
26. La parole de l`Éternel fut adressée à Jérémie, en ces mots:
26. Dia tonga tamin' i Jeremia ny tenin' i Jehovah hoe:
27. Behold, I am the LORD, the God of all flesh: is there any thing too hard for me?
27. Voici, je suis l`Éternel, le Dieu de toute chair. Y a-t-il rien qui soit étonnant de ma part?
27. Indro, Izaho no Jehovah, Andriamanitry ny nofo rehetra, moa misy zavatra sarotra loatra izay tsy haiko va?
28. Therefore thus saith the LORD; Behold, I will give this city into the hand of the Chaldeans, and into the hand of Nebuchadrezzar king of Babylon, and he shall take it:
28. C`est pourquoi ainsi parle l`Éternel: Voici, je livre cette ville entre les mains des Chaldéens, Et entre les mains de Nebucadnetsar, roi de Babylone, Et il la prendra.
28. Koa izao no lazain' i Jehovah: Indro, efa hatolotro eo an-tanan' ny Kaldeana ity tanàna ity, sy eo an-tanan' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, ka ho afany.
29. And the Chaldeans, that fight against this city, shall come and set fire on this city, and burn it with the houses, upon whose roofs they have offered incense unto Baal, and poured out drink offerings unto other gods, to provoke me to anger.
29. Les Chaldéens qui attaquent cette ville vont entrer, Ils y mettront le feu, et ils la brûleront, Avec les maisons sur les toits desquelles on a offert de l`encens à Baal Et fait des libations à d`autres dieux, Afin de m`irriter.
29. Ary ny Kaldeana, izay efa mamely ity tanàna ity dia hiditra ary handrehitra afo eto ka handoro azy mbamin' ny trano izay efa nandoroana ditin-kazo manitra teo an-tampony ho an' i Bala, sady nanidinana fanatitra aidina ho an' andriamani-kafa mba hampahatezitra Ahy.
30. For the children of Israel and the children of Judah have only done evil before me from their youth: for the children of Israel have only provoked me to anger with the work of their hands, saith the LORD.
30. "Car les enfants d`Israël et les enfants de Juda N`ont fait, dès leur jeunesse, que ce qui est mal à mes yeux; Les enfants d`Israël n`ont fait que m`irriter Par l`oeuvre de leurs mains, dit l`Éternel."
30. "Fa izay ratsy eo imasoko ihany no nataon' ny Zanak' Isiraely sy ny taranak' i Joda hatry ny fahazazan' ireo; fa ny Zanak' Isiraely efa nampahatezitra Ahy tamin' ny asan' ny tanany, hoy Jehovah."
31. For this city hath been to me as a provocation of mine anger and of my fury from the day that they built it even unto this day; that I should remove it from before my face,
31. "Car cette ville excite ma colère et ma fureur, Depuis le jour où l`a bâtie jusqu`à ce jour; Aussi je veux l`ôter de devant ma face,"
31. Fa ity tanàna ity dia efa nampahatezitra sy nampahavinitra Ahy hatramin' ny andro nanorenana azy ka mandraka androany, mba hanesorako azy tsy ho eo anatrehako,
32. Because of all the evil of the children of Israel and of the children of Judah, which they have done to provoke me to anger, they, their kings, their princes, their priests, and their prophets, and the men of Judah, and the inhabitants of Jerusalem.
32. A cause de tout le mal que les enfants d`Israël et les enfants de Juda Ont fait pour m`irriter, Eux, leurs rois, leurs chefs, leurs sacrificateurs et leurs prophètes, Les hommes de Juda et les habitants de Jérusalem.
32. Noho ny ratsy rehetra nataon' ny Zanak' Isiraely sy ny taranak' i Joda, dia izy sy ny mpanjakany sy ny mpanapaka azy sy ny mpisorony sy ny mpaminaniny sy ny lehilahy amin' ny Joda ary ny mponina any Jerosalema, mba hampahatezitra Ahy,
33. And they have turned unto me the back, and not the face: though I taught them, rising up early and teaching them, yet they have not hearkened to receive instruction.
33. "Ils m`ont tourné le dos, ils ne m`ont pas regardé; On les a enseignés, on les a enseignés dès le matin; Mais ils n`ont pas écouté pour recevoir instruction."
33. "Fa efa niamboho Ahy izy, fa tsy nanatrika Ahy; ary na dia nampianariko aza izy, eny, nifoha maraina koa Aho ka nampianatra azy, dia tsy nihaino izy mba hahazoany anatra."
34. But they set their abominations in the house, which is called by my name, to defile it.
34. Ils ont placé leurs abominations Dans la maison sur laquelle mon nom est invoqué, Afin de la souiller.
34. "Fa nametraka ny fahavetavetany tao amin' ny trano izay antsoina amin' ny anarako izy handotoany azy ;"
35. And they built the high places of Baal, which are in the valley of the son of Hinnom, to cause their sons and their daughters to pass through the fire unto Molech; which I commanded them not, neither came it into my mind, that they should do this abomination, to cause Judah to sin.
35. "Ils ont bâti des hauts lieux à Baal dans la vallée de Ben Hinnom, Pour faire passer à Moloc leurs fils et leurs filles: Ce que je ne leur avais point ordonné; Et il me n`était point venu à la pensée Qu`ils commettraient de telles horreurs Pour faire pécher Juda."
35. Ary nanorina ny fitoerana avon' i Bala, izay ao amin' ny Lohasahan' ny taranak' i Hinoma izy mba hampandeha ny zanany lahy sy ny zanany vavy hamaky ny afo ho an' i Moloka, izay tsy nandidiako azy, na tao an-tsaiko akory aza, ka dia nanao izany fahavetavetana izany izy mba hampanota ny Joda.
36. And now therefore thus saith the LORD, the God of Israel, concerning this city, whereof ye say, It shall be delivered into the hand of the king of Babylon by the sword, and by the famine, and by the pestilence;
36. Et maintenant, ainsi parle l`Éternel, le Dieu d`Israël, Sur cette ville dont vous dites: Elle sera livrée entre les mains du roi de Babylone, Vaincue par l`épée, par la famine et par la peste:
36. "Koa noho izany dia izao no lazain' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, ny amin' ity tanàna ity, izay ataonareo hoe: Hatolotra eo an-tanan' ny mpanjakan' i Babylona amin' ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana izy;"
37. Behold, I will gather them out of all countries, whither I have driven them in mine anger, and in my fury, and in great wrath; and I will bring them again unto this place, and I will cause them to dwell safely:
37. "Voici, je les rassemblerai de tous les pays où je les ai chassés, Dans ma colère, dans ma fureur, et dans ma grande irritation; Je les ramènerai dans ce lieu, Et je les y ferai habiter en sûreté."
37. "Indro izy hangoniko avy any amin' ny tany rehetra izay nandroahako azy tamin' ny fahatezerako sy ny fisafoahako ary ny fahavinirina be; ary hoentiko amin' ity toerana ity indray izy ka hataoko mandry fahizay;"
38. And they shall be my people, and I will be their God:
38. Ils seront mon peuple, Et je serai leur Dieu.
38. Ary izy ho oloko, ary Izaho ho Andriamaniny.
39. And I will give them one heart, and one way, that they may fear me for ever, for the good of them, and of their children after them:
39. Je leur donnerai un même coeur et une même voie, Afin qu`ils me craignent toujours, Pour leur bonheur et celui de leurs enfants après eux.
39. "Dia homeko fo iray sy lalana iray izy, mba hatahorany Ahy mandrakizay hahasoa azy sy ny zanany mandimby azy;"
40. And I will make an everlasting covenant with them, that I will not turn away from them, to do them good; but I will put my fear in their hearts, that they shall not depart from me.
40. Je traiterai avec eux une alliance éternelle, Je ne me détournerai plus d`eux, Je leur ferai du bien, Et je mettrai ma crainte dans leur coeur, Afin qu`ils ne s`éloignent pas de moi.
40. "Dia hanao fanekena mandrakizay aminy Aho, mba tsy hialako aminy, fa hanasoavako azy; fa hataoko ao am-pony ny fahatahorana Ahy mba tsy hialany amiko."
41. Yea, I will rejoice over them to do them good, and I will plant them in this land assuredly with my whole heart and with my whole soul.
41. Je prendrai plaisir à leur faire du bien, Et je les planterai véritablement dans ce pays, De tout mon coeur et de toute mon âme.
41. Eny, ho faly aminy Aho ka hahasoa azy, dia hamboly azy amin' ity tany ity tokoa amin' ny foko rehetra sy ny fanahiko rehetra.
42. For thus saith the LORD; Like as I have brought all this great evil upon this people, so will I bring upon them all the good that I have promised them.
42. Car ainsi parle l`Éternel: De même que j`ai fait venir sur ce peuple tous ces grands malheurs, De même je ferai venir sur eux tout le bien que je leur promets.
42. Fa izao no lazain' i Jehovah: Tahaka ny nampahatongavako izao loza lehibe rehetra izao tamin' ity firenena ity, dia araka izany kosa no hampahatongavako ny soa rehetra izay nampanantenaiko azy,
43. And fields shall be bought in this land, whereof ye say, It is desolate without man or beast; it is given into the hand of the Chaldeans.
43. On achètera des champs dans ce pays Dont vous dites: C`est un désert, sans hommes ni bêtes, Il est livré entre les mains des Chaldéens.
43. "Ary mbola hisy saha hovidiana eto amin' ity tany ity, izay ataonareo hoe tany lao tsy misy olona na biby; efa voatolotra eo an-tanan' ny Kaldeana izany."
44. Men shall buy fields for money, and subscribe evidences, and seal them, and take witnesses in the land of Benjamin, and in the places about Jerusalem, and in the cities of Judah, and in the cities of the mountains, and in the cities of the valley, and in the cities of the south: for I will cause their captivity to return, saith the LORD.
44. "On achètera des champs pour de l`argent, On écrira des contrats, on les cachètera, on prendra des témoins, Dans le pays de Benjamin et aux environs de Jérusalem, Dans les villes de Juda, dans les villes de la montagne, Dans les villes de la plaine et dans les villes du midi; Car je ramènerai leurs captifs, dit l`Éternel."
44. "Saha no hovidin' ny olona vola, ka hosoratany amin' ny taratasy sy hasiany tombo-kase ary izy haka vavolombelona ao amin' ny tanin' ny Benjamina sy amin' ny manodidina an' i Jerosalema sy amin' ny tanànan' ny Joda sy amin' ny tanàna eny an-tendrombohitra sy ny tanàna eny an-dohasaha, ary ny tanàna any amin' ny tany atsimo; fa hampodiko avy amin' ny fahababoany izy, hoy Jehovah."