A Letter to the Exiles
1. Now these are the words of the letter that Jeremiah the prophet sent from Jerusalem unto the residue of the elders which were carried away captives, and to the priests, and to the prophets, and to all the people whom Nebuchadnezzar had carried away captive from Jerusalem to Babylon;
1. Voici le contenu de la lettre que Jérémie, le prophète, envoya de Jérusalem au reste des anciens en captivité, aux sacrificateurs, aux prophètes, et à tout le peuple, que Nebucadnetsar avait emmenés captifs de Jérusalem à Babylone,
1. "Ary izao no tenin' ny taratasy izay nampitondrain' i Jeremia mpaminany avy tany Jerosalema ho any amin' ny sisa amin' ny loholona voababo sy ho amin' ny mpisorona sy ny mpaminany ary ny vahoaka rehetra izay nobaboin' i Nebokadnezara ka nentiny avy tany Jerosalema ho any Babylona;"
2. (After that Jeconiah the king, and the queen, and the eunuchs, the princes of Judah and Jerusalem, and the carpenters, and the smiths, were departed from Jerusalem;)
2. après que le roi Jeconia, la reine, les eunuques, les chefs de Juda et de Jérusalem, les charpentiers et les serruriers, furent sortis de Jérusalem.
2. "(Rehefa lasa avy tany Jerosalema Jekonia mpanjaka sy ny renin' ny mpanjaka sy ny ionoka sy ny mpanapaka ny Joda sy Jerosalema mbamin' ny mpandrafitra sy ny mpanefy vy);"
3. By the hand of Elasah the son of Shaphan, and Gemariah the son of Hilkiah, (whom Zedekiah king of Judah sent unto Babylon to Nebuchadnezzar king of Babylon) saying,
3. Il la remit à Éleasa, fils de Schaphan, et à Guemaria, fils de Hilkija, envoyés à Babylone par Sédécias, roi de Juda, auprès de Nebucadnetsar, roi de Babylone. Elle était ainsi conçue:
3. Dia ilay nampitondrainy an' i Elasa, zanak' i Safana, sy Gemaria, zanak' i Hilkia, izay nirahin' i Zedekia, mpanjakan' ny Joda ho any Babylona, ho any amin' i Nebokadnezara mpanjakan' i Babylona nanao hoe:
4. Thus saith the LORD of hosts, the God of Israel, unto all that are carried away captives, whom I have caused to be carried away from Jerusalem unto Babylon;
4. Ainsi parle l`Éternel des armées, le Dieu d`Israël, à tous les captifs que j`ai emmenés de Jérusalem à Babylone:
4. Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely, amin' ny babo rehetra izay natolotro ho babo avy tany Jerosalema ho any Babylona:
5. Build ye houses, and dwell in them; and plant gardens, and eat the fruit of them;
5. "Bâtissez des maisons, et habitez-les; plantez des jardins, et mangez-en les fruits."
5. "Manaova trano ianareo, ka mitoera aminy; ary manaova tanimboly, ka hano ny vokatra avy aminy."
6. Take ye wives, and beget sons and daughters; and take wives for your sons, and give your daughters to husbands, that they may bear sons and daughters; that ye may be increased there, and not diminished.
6. "Prenez des femmes, et engendrez des fils et des filles; prenez des femmes pour vos fils, et donnez des maris à vos filles, afin qu`elles enfantent des fils et des filles; multipliez là où vous êtes, et ne diminuez pas."
6. "Makà vady, ka miteraha zazalahy sy zazavavy; makà vady ho an' ny zanakalahinareo, ary omeo izay ho vadiny ny zanakavavinareo, mba hiterahany zazalahy sy zazavavy, ka hihamaro any anie ianareo, fa tsy hihavitsy."
7. And seek the peace of the city whither I have caused you to be carried away captives, and pray unto the LORD for it: for in the peace thereof shall ye have peace.
7. Recherchez le bien de la ville où je vous ai menés en captivité, et priez l`Éternel en sa faveur, parce que votre bonheur dépend du sien.
7. "Ary katsaho izay hiadanan' ny tanàna izay nampandehanako anareo ho babo, ary mivavaha amin' i Jehovah ho azy; fa raha miadana izy, dia mba hiadana koa ianareo."
8. For thus saith the LORD of hosts, the God of Israel; Let not your prophets and your diviners, that be in the midst of you, deceive you, neither hearken to your dreams which ye cause to be dreamed.
8. Car ainsi parle l`Éternel des armées, le Dieu d`Israël: Ne vous laissez pas tromper par vos prophètes qui sont au milieu de vous, et par vos devins, n`écoutez pas vos songeurs dont vous provoquez les songes!
8. Fa izao no lazain' i Jehovah Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Aza mety hofitahin' ny mpaminaninareo sy ny mpanao fankatovanareo izay ao aminareo, ary aza mino ny nofinareo izay nampanofisinareo.
9. For they prophesy falsely unto you in my name: I have not sent them, saith the LORD.
9. Car c`est le mensonge qu`ils vous prophétisent en mon nom. Je ne les ai point envoyés, dit l`Éternel.
9. Fa maminany sandoka ho anareo amin' ny anarako izy, tsy naniraka azy Aho, hoy Jehovah.
10. For thus saith the LORD, That after seventy years be accomplished at Babylon I will visit you, and perform my good word toward you, in causing you to return to this place.
10. Mais voici ce que dit l`Éternel: Dès que soixante-dix ans seront écoulés pour Babylone, je me souviendrai de vous, et j`accomplirai à votre égard ma bonne parole, en vous ramenant dans ce lieu.
10. Fa izao no lazain' i Jehovah: Rehefa tapitra ny fitopolo taona ny amin' i Babylona, dia hamangy anareo Aho fa hotanterahiko aminareo ny teniko tsara, ka hampodiko ho amin' ity tany ity ianareo.
11. For I know the thoughts that I think toward you, saith the LORD, thoughts of peace, and not of evil, to give you an expected end.
11. Car je connais les projets que j`ai formés sur vous, dit l`Éternel, projets de paix et non de malheur, afin de vous donner un avenir et de l`espérance.
11. Fa izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo, hoy Jehovah, dia hevitra hahatonga fiadanana fa tsy loza mba hanome anareo farany misy fanantenana.
12. Then shall ye call upon me, and ye shall go and pray unto me, and I will hearken unto you.
12. "Vous m`invoquerez, et vous partirez; vous me prierez, et je vous exaucerai."
12. Ary hiantso Ahy ianareo ka handeha sy hivavaka amiko, dia hihaino anareo Aho.
13. And ye shall seek me, and find me, when ye shall search for me with all your heart.
13. Vous me chercherez, et vous me trouverez, si vous me cherchez de tout votre coeur.
13. Ary hitady Ahy ianareo, dia ho hitanareo Aho, raha katsahinareo amin' ny fonareo rehetra.
14. And I will be found of you, saith the LORD: and I will turn away your captivity, and I will gather you from all the nations, and from all the places whither I have driven you, saith the LORD; and I will bring you again into the place whence I caused you to be carried away captive.
14. "Je me laisserai trouver par vous, dit l`Éternel, et je ramènerai vos captifs; je vous rassemblerai de toutes les nations et de tous les lieux où je vous ai chassés, dit l`Éternel, et je vous ramènerai dans le lieu d`où je vous ai fait aller en captivité."
14. Dia ho hitanareo Aho hoy Jehovah, ary hampodiko avy amin' ny fahababoana ianareo, ka hangoniko avy any amin' ny firenena rehetra sy avy any amin' ny toerana rehetra izay nandroahako anareo, hoy Jehovah, ka hampodiko ho any amin' ilay toerana efa nanolorako anareo hobaboina.
15. Because ye have said, The LORD hath raised us up prophets in Babylon;
15. Cependant vous dites: Dieu nous a suscité des prophètes à Babylone!
15. "Satria hoy ianareo: Jehovah nanangana mpaminany ho anay eto Babylona;"
16. Know that thus saith the LORD of the king that sitteth upon the throne of David, and of all the people that dwelleth in this city, and of your brethren that are not gone forth with you into captivity;
16. "Ainsi parle l`Éternel sur le roi qui occupe le trône de David, sur tout le peuple qui habite cette ville, sur vos frères qui ne sont point allés avec vous en captivité;"
16. Fantaro fa izao no lazain' i Jehovah ny amin' ny mpanjaka izay mipetraka eo amin' ny sezafiandrianan' i Davida sy ny amin' ny vahoaka rehetra izay monina amin' ity tanàna ity, sy ny rahalahinareo izay tsy mba lasan-ko babo niaraka taminareo.
17. Thus saith the LORD of hosts; Behold, I will send upon them the sword, the famine, and the pestilence, and will make them like vile figs, that cannot be eaten, they are so evil.
17. ainsi parle l`Éternel des armées: Voici, j`enverrai parmi eux l`épée, la famine et la peste, et je les rendrai semblables à des figues affreuses qui ne peuvent être mangées à cause de leur mauvaise qualité.
17. Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro: Indro, halefako eo aminy ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana, ka hataoko toy ny aviavimbazaha ratsy dia ratsy izay tsy azo hanina noho ny haratsiny izy.
18. And I will persecute them with the sword, with the famine, and with the pestilence, and will deliver them to be removed to all the kingdoms of the earth, to be a curse, and an astonishment, and an hissing, and a reproach, among all the nations whither I have driven them:
18. Je les poursuivrai par l`épée, par la famine et par la peste, je les rendrai un objet d`effroi pour tous les royaumes de la terre, un sujet de malédiction, de désolation, de moquerie et d`opprobre, parmi toutes les nations où je les chasserai,
18. Ary henjehiko amin' ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana izy ka hatolotro hafindra any amin' ny fanjakana rehetra ambonin' ny tany, ho fanozonana sy figagàna sy zavatra mampisitrisitra sy fandatsa ho an' ny firenena izay nandroahako azy,
19. Because they have not hearkened to my words, saith the LORD, which I sent unto them by my servants the prophets, rising up early and sending them; but ye would not hear, saith the LORD.
19. "parce qu`ils n`ont pas écouté mes paroles, dit l`Éternel, eux à qui j`ai envoyé mes serviteurs, les prophètes, à qui je les ai envoyés dès le matin; et ils n`ont pas écouté, dit l`Éternel."
19. Noho ny tsy nihainoany ny teniko, hoy Jehovah, izay nampitondraiko ny mpaminany mpanompoko ho any aminy, eny, nifoha maraina koa Aho ka naniraka azy, nefa tsy nety nihaino ianareo, hoy Jehovah.
20. Hear ye therefore the word of the LORD, all ye of the captivity, whom I have sent from Jerusalem to Babylon:
20. Mais vous, écoutez la parole de l`Éternel, vous tous, captifs, que j`ai envoyés de Jérusalem à Babylone!
20. Koa mihainoa ny tenin' i Jehovah, ianareo babo rehetra izay nesoriko tany Jerosalema ho aty Babylona:
21. Thus saith the LORD of hosts, the God of Israel, of Ahab the son of Kolaiah, and of Zedekiah the son of Maaseiah, which prophesy a lie unto you in my name; Behold, I will deliver them into the hand of Nebuchadrezzar king of Babylon; and he shall slay them before your eyes;
21. "Ainsi parle l`Éternel des armées, le Dieu d`Israël, sur Achab, fils de Kolaja, et sur Sédécias, fils de Maaséja, qui vous prophétisent le mensonge en mon nom: Voici, je les livre entre les mains de Nebucadnetsar, roi de Babylone; et il les fera mourir sous vos yeux."
21. Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely, ny amin' i Ahaba, zanak' i Kolaia, sy ny amin' i Zedekia, zanak' i Mahaseia, izay maminany lainga aminareo amin' ny anarako: Indro, hatolotro eo an-tanan' i Nebokadnezara mpanjakan' i Babylona izy, ka dia hovonoiny eo imasonareo.
22. And of them shall be taken up a curse by all the captivity of Judah which are in Babylon, saying, The LORD make thee like Zedekiah and like Ahab, whom the king of Babylon roasted in the fire;
22. "On se servira d`eux comme d`un sujet de malédiction, parmi tous les captifs de Juda qui sont à Babylone; on dira: Que l`Éternel te traite comme Sédécias et comme Achab, que le roi de Babylone a fait rôtir au feu!"
22. "Ary izy roa lahy dia hataon' ny babo rehetra amin' ny Joda izay any Babylona ho fanozonana hoe: Hataon' i Jehovah tahaka an' i Zedekia sy Ahaba, izay natsatsiky ny mpanjakan' i Babylona tamin' ny afo anie ianao;"
23. Because they have committed villany in Israel, and have committed adultery with their neighbours' wives, and have spoken lying words in my name, which I have not commanded them; even I know, and am a witness, saith the LORD.
23. Et cela arrivera parce qu`ils ont commis une infamie en Israël, se livrant à l`adultère avec les femmes de leur prochain, et parce qu`ils ont dit des mensonges en mon nom, quand je ne leur avais point donné d`ordre. Je le sais, et j`en suis témoin, dit l`Éternel.
23. Noho ny nanaovany fahadalana teo amin' ny Isiraely sy ny nijangajangany tamin' ny vadin' ny namany ary ny nitenenany teny lainga tamin' ny anarako, izay tsy nandidiako azy. Izaho no mahalala, ka vavolombelona Aho, hoy Jehovah.
Message to Shemaiah
24. Thus shalt thou also speak to Shemaiah the Nehelamite, saying,
24. Tu diras à Schemaeja, Néchélamite:
24. Toy izao koa no holazainao amin' i Semaia Nehelamita hoe:
25. Thus speaketh the LORD of hosts, the God of Israel, saying, Because thou hast sent letters in thy name unto all the people that are at Jerusalem, and to Zephaniah the son of Maaseiah the priest, and to all the priests, saying,
25. Ainsi parle l`Éternel des armées, le Dieu d`Israël: Tu as envoyé en ton nom à tout le peuple de Jérusalem, à Sophonie, fils de Maaséja, le sacrificateur, et à tous les sacrificateurs, une lettre ainsi conçue:
25. Izao no lazain' i Jehovah Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely hoe: Noho ny nampitondranao taratasy tamin' ny anaranao ho amin' ny vahoaka rehetra izay any Jerosalema sy amin' i Zefania mpisorona, zanak' i Mahaseia, ary amin' ny mpisorona rehetra nanao hoe:
26. The LORD hath made thee priest in the stead of Jehoiada the priest, that ye should be officers in the house of the LORD, for every man that is mad, and maketh himself a prophet, that thou shouldest put him in prison, and in the stocks.
26. L`Éternel t`a établi sacrificateur à la place de Jehojada, le sacrificateur, afin qu`il y ait dans la maison de l`Éternel des inspecteurs pour surveiller tout homme qui est fou et se donne pour prophète, et afin que tu le mettes en prison et dans les fers.
26. Jehovah efa nanao anao ho mpisorona ho solon' i Joiada mpisorona, mba ho mpiandraikitra ny tranon' i Jehovah ianareo, fa izay rehetra very saina sy manao ny tenany ho mpaminany, dia hataonao any an-tranomaizina ka asianao boloky hazo.
27. Now therefore why hast thou not reproved Jeremiah of Anathoth, which maketh himself a prophet to you?
27. Maintenant, pourquoi ne réprimes-tu pas Jérémie d`Anathoth, qui prophétise parmi vous,
27. Koa nahoana ianao no tsy nananatra mafy an' i Jeremia avy any Anatota, izay manao azy ho mpaminany aminareo?
28. For therefore he sent unto us in Babylon, saying, This captivity is long: build ye houses, and dwell in them; and plant gardens, and eat the fruit of them.
28. "qui nous a même envoyé dire à Babylone: Elle sera longue, la captivité; bâtissez des maisons, et habitez-les; plantez des jardins, et mangez-en les fruits! -"
28. Fa naniraka ho aminay any Babylona izy nanao hoe: Mbola haharitra ela izao fahababoana izao, koa manaova trano ianareo, dia mitoera aminy, ary manaova tanimboly, ka hano ny vokatra aminy.
29. And Zephaniah the priest read this letter in the ears of Jeremiah the prophet.
29. Sophonie, le sacrificateur, lut cette lettre en présence de Jérémie, le prophète. -
29. Ary Zefania mpisorona namaky izany taratasy izany ho ren' i Jeremia mpaminany.
30. Then came the word of the LORD unto Jeremiah, saying,
30. Et la parole de l`Éternel fut adressée à Jérémie, en ces mots:
30. Dia tonga tamin' i Jeremia ny tenin' i Jehovah hoe:
31. Send to all them of the captivity, saying, Thus saith the LORD concerning Shemaiah the Nehelamite; Because that Shemaiah hath prophesied unto you, and I sent him not, and he caused you to trust in a lie:
31. Fais dire à tous les captifs: Ainsi parle l`Éternel sur Schemaeja, Néchélamite: Parce que Schemaeja vous prophétise, sans que je l`aie envoyé, et qu`il vous inspire une fausse confiance,
31. Maniraha ho any amin' ny babo rehetra, ka lazao aminy hoe: Izao no lazain' i Jehovah ny amin' i Semaia Nehelamita: Noho ny naminanian' i Semaia taminareo kanefa tsy nirahiko izy tsinona, fa nampitoky anareo tamin' ny lainga,
32. Therefore thus saith the LORD; Behold, I will punish Shemaiah the Nehelamite, and his seed: he shall not have a man to dwell among this people; neither shall he behold the good that I will do for my people, saith the LORD; because he hath taught rebellion against the LORD.
32. "voici ce que dit l`Éternel: Je châtierai Schemaeja, Néchélamite, et sa postérité; nul des siens n`habitera au milieu de ce peuple, et il ne verra pas le bien que je ferai à mon peuple, dit l`Éternel; car ses paroles sont une révolte contre l`Éternel."
32. Dia izao no lazain' i Jehovah: Indro, efa hamely an' i Semaia Nehelamita sy ny taranany Aho: tsy hanana olona honina amin' ity firenena ity izy sady tsy hanam-pifaliana amin' ny hahitana ny soa izay hataoko amin' ny oloko, hoy Jehovah, satria fiodinana tamin' i Jehovah no nampianariny.