Day of Disaster
1. The word of the LORD came also unto me, saying,
1. La parole de l`Éternel me fut adressée, en ces mots:
1. Ary tonga tamiko koa ny tenin' i Jehovah hoe:
2. Thou shalt not take thee a wife, neither shalt thou have sons or daughters in this place.
2. Tu ne prendras point de femme, Et tu n`auras dans ce lieu ni fils ni filles.
2. Aza manambady ianao, ary aoka tsy hanan-janakalahy na zanakavavy amin' ity tany ity.
3. For thus saith the LORD concerning the sons and concerning the daughters that are born in this place, and concerning their mothers that bare them, and concerning their fathers that begat them in this land;
3. Car ainsi parle l`Éternel sur les fils et les filles Qui naîtront en ce lieu, Sur leurs mères qui les auront enfantés, Et sur leurs pères qui les auront engendrés dans ce pays:
3. Fa izao no lazain' i Jehovah ny amin' ny zanakalahy sy ny zanakavavy izay teraka amin' ity tany ity, sy ny amin' ny reniny izay niteraka azy ary ny amin' ny rainy izay niteraka azy amin' ity tany ity:
4. They shall die of grievous deaths; they shall not be lamented; neither shall they be buried; but they shall be as dung upon the face of the earth: and they shall be consumed by the sword, and by famine; and their carcases shall be meat for the fowls of heaven, and for the beasts of the earth.
4. "Ils mourront consumés par la maladie; On ne leur donnera ni larmes ni sépulture; Ils seront comme du fumier sur la terre; Ils périront par l`épée et par la famine; Et leurs cadavres serviront de pâture Aux oiseaux du ciel et aux bêtes de la terre."
4. Ho faty amin' ny fahafatesana mahatsiravina izy, tsy hisaonana na halevina izy, fa ho zezika eny ambonin' ny tany, ary ho lanin-tsabatra sy mosary izy, ka ho fihinan' ny voro-manidina eny amin' ny lanitra sy ny biby amin' ny tany ny fatiny.
5. For thus saith the LORD, Enter not into the house of mourning, neither go to lament nor bemoan them: for I have taken away my peace from this people, saith the LORD, even lovingkindness and mercies.
5. "Car ainsi parle l`Éternel: N`entre pas dans une maison de deuil, N`y va pas pleurer, te lamenter avec eux; Car j`ai retiré à ce peuple ma paix, dit l`Éternel, Ma bonté et ma miséricorde."
5. "Fa izao no lazain' i Jehovah: Aza miditra amin' ny trano misy fisaonana, ary aza misaona na mitsapa alahelo azy; fa efa nesoriko tsy ho amin' ity firenena ity ny fiadanako, hoy Jehovah, dia ny famindrampo sy ny fiantrana."
6. Both the great and the small shall die in this land: they shall not be buried, neither shall men lament for them, nor cut themselves, nor make themselves bald for them:
6. "Grands et petits mourront dans ce pays; On ne leur donnera point de sépulture; On ne les pleurera point, On ne se fera point d`incision, Et l`on ne se rasera pas pour eux."
6. "Ho faty na ny lehibe na ny kely amin' ity tany ity; samy tsy halevina na hisaonana izy, na hitetehan' ny sasany tena, na hiboriany;"
7. Neither shall men tear themselves for them in mourning, to comfort them for the dead; neither shall men give them the cup of consolation to drink for their father or for their mother.
7. On ne rompra pas le pain dans le deuil Pour consoler quelqu`un au sujet d`un mort, Et l`on n`offrira pas la coupe de consolation Pour un père ou pour une mère.
7. "Ary tsy hisy hamahan-kanina azy amin' ny fisaonany, mba hampionona azy ny amin' ny maty; ary tsy hisy hampisotro azy amin' ny kapoaka fampiononana, raha maty ny rainy na ny reniny;"
8. Thou shalt not also go into the house of feasting, to sit with them to eat and to drink.
8. N`entre pas non plus dans une maison de festin, Pour t`asseoir avec eux, Pour manger et pour boire.
8. Ary aza miditra ao amin' ny trano misy fanasana koa ianao, hiara-mitoetra aminy hihinana sy hisotro.
9. For thus saith the LORD of hosts, the God of Israel; Behold, I will cause to cease out of this place in your eyes, and in your days, the voice of mirth, and the voice of gladness, the voice of the bridegroom, and the voice of the bride.
9. Car ainsi parle l`Éternel des armées, le Dieu d`Israël: Voici, je ferai cesser dans ce lieu, sous vos yeux et de vos jours, Les cris de réjouissance et les cris d`allégresse, Les chants du fiancé et les chants de la fiancée.
9. Fa izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Indro, hatsahatro amin' ity tany ity eo imasonareo sy amin' ny andronareo ny feo mifaly sy ny feo miravoravo, dia ny feon' ny mpampakatra sy ny feon' ny ampakarina.
10. And it shall come to pass, when thou shalt shew this people all these words, and they shall say unto thee, Wherefore hath the LORD pronounced all this great evil against us? or what is our iniquity? or what is our sin that we have committed against the LORD our God?
10. Lorsque tu annonceras à ce peuple toutes ces choses, Ils te diront: Pourquoi l`Éternel nous menace-t-il de tous ces grands malheurs? Quelle est notre iniquité? Quel péché avons-nous commis contre l`Éternel, notre Dieu?
10. Ary izao no hiseho, rehefa hambaranao amin' ity firenena ity izany teny rehetra izany ka hanao aminao izy hoe: Nahoana Jehovah no nilaza izany loza mafy rehetra izany hamelezana anay? Fa inona no helokay, ary inona no fahotanay izay nanotanay tamin' i Jehovah Andriamanitray?
11. Then shalt thou say unto them, Because your fathers have forsaken me, saith the LORD, and have walked after other gods, and have served them, and have worshipped them, and have forsaken me, and have not kept my law;
11. "Alors tu leur répondras: Vos pères m`ont abandonné, dit l`Éternel, Ils sont allés après d`autres dieux, Ils les ont servis et se sont prosternés devant eux; Ils m`ont abandonné, et n`ont point observé ma loi."
11. "Dia lazao aminy hoe: Noho ny nahafoizan' ny razanareo Ahy, hoy Jehovah, sy ny nanarahany andriamani-kafa sy ny nanompoany azy sy ny niankohofany teo anatrehany ary ny nahafoizany Ahy sy ny tsy nitandremany ny lalàko;"
12. And ye have done worse than your fathers; for, behold, ye walk every one after the imagination of his evil heart, that they may not hearken unto me:
12. "Et vous, vous avez fait le mal plus encore que vos pères; Et voici, vous suivez chacun les penchants de votre mauvais coeur, Pour ne point m`écouter."
12. "Ary ny tenanareo nanao ratsy mihoatra noho ny razanareo; fa indro, ianareo samy mandeha araka ny fisainan' ny fo ratsiny avy, mba tsy hihainoany ahy;"
13. Therefore will I cast you out of this land into a land that ye know not, neither ye nor your fathers; and there shall ye serve other gods day and night; where I will not shew you favour.
13. "Je vous transporterai de ce pays Dans un pays que vous n`avez point connu, Ni vous, ni vos pères; Et là, vous servirez les autres dieux jour et nuit, Car je ne vous accorderai point de grâce."
13. "Ka dia horoahiko hiala amin' ity tany ity ianareo ho any amin' ny tany tsy fantatrareo, na ianareo na ny razanareo; ary any no hanompoanareo andriamani-kafa andro aman' alina; ka tsy hankasitraka anareo Aho."
14. Therefore, behold, the days come, saith the LORD, that it shall no more be said, The LORD liveth, that brought up the children of Israel out of the land of Egypt;
14. C`est pourquoi voici, les jours viennent, dit l`Éternel, Où l`on ne dira plus: L`Éternel est vivant, Lui qui a fait monter du pays d`Égypte les enfants d`Israël!
14. "Koa, indro, avy ny andro, hoy Jehovah, izay tsy hanaovana intsony hoe: Raha velona koa Jehovah, Izay nitondra ny Zanak' Isiraely niakatra avy tany amin' ny tany Egypta;"
15. But, The LORD liveth, that brought up the children of Israel from the land of the north, and from all the lands whither he had driven them: and I will bring them again into their land that I gave unto their fathers.
15. Mais on dira: L`Éternel est vivant, Lui qui a fait monter les enfants d`Israël du pays du septentrion Et de tous les pays où il les avait chassés! Je les ramènerai dans leur pays, Que j`avais donné à leurs pères.
15. "Fa izao kosa: Raha velona koa Jehovah, Izay nitondra ny Zanak' Isiraely niakatra avy tany amin' ny tany avaratra sy avy tany amin' ny tany rehetra izay nandroahany azy; fa hampodiko ho amin' ny taniny izay nomeko ny razany izy."
16. Behold, I will send for many fishers, saith the LORD, and they shall fish them; and after will I send for many hunters, and they shall hunt them from every mountain, and from every hill, and out of the holes of the rocks.
16. "Voici, j`envoie une multitude de pêcheurs, dit l`Éternel, et ils les pêcheront; Et après cela j`enverrai une multitude de chasseurs, et ils les chasseront De toutes les montagnes et de toutes les collines, Et des fentes des rochers."
16. Indro, Izaho haniraka mpamovo maro hoy Jehovah, izay hamovo azy, ary rehefa afaka izany, dia haniraka mpihaza maro Aho, izay hihaza azy any amin' ny tendrombohitra rehetra sy ny havoana rehetra, ary avy any an-davabato.
17. For mine eyes are upon all their ways: they are not hid from my face, neither is their iniquity hid from mine eyes.
17. Car mes yeux sont attentifs à toutes leurs voies, Elles ne sont point cachées devant ma face, Et leur iniquité ne se dérobe point à mes regards.
17. Fa ny masoko dia mijery ny alehany rehetra, ka tsy miafina amin' ny tavako ireo ary tsy takona amin' ny masoko ny helony.
18. And first I will recompense their iniquity and their sin double; because they have defiled my land, they have filled mine inheritance with the carcases of their detestable and abominable things.
18. Je leur donnerai d`abord le double salaire de leur iniquité et de leur péché, Parce qu`ils ont profané mon pays, Parce qu`ils ont rempli mon héritage Des cadavres de leurs idoles et de leurs abominations.
18. Ary voalohany dia hovaliako avo sasaka ny helony sy ny fahotany noho ny nandotoany ny taniko, dia ny namenoany ny lovako tamin' ny fatin' ireo zavatra vetaveta sy mahatsiravina ireo.
19. O LORD, my strength, and my fortress, and my refuge in the day of affliction, the Gentiles shall come unto thee from the ends of the earth, and shall say, Surely our fathers have inherited lies, vanity, and things wherein there is no profit.
19. Éternel, ma force et mon appui, mon refuge au jour de la détresse! Les nations viendront à toi des extrémités de la terre, Et elles diront: Nos pères n`ont hérité que le mensonge, De vaines idoles, qui ne servent à rien.
19. Jehovah ô, ry heriko sy fiarovana mafy ho ahy ary fialofako amin' ny andro fahoriana, ho tonga aminao ny Jentilisa avy any amin' ny faran' ny tany ka hanao hoe: Eny tokoa, lainga no nolovan' ny razanay, dia zava-poana sady tsy misy mahasoa.
20. Shall a man make gods unto himself, and they are no gods?
20. L`homme peut-il se faire des dieux, Qui ne sont pas des dieux? -
20. Moa mahay manao andriamanitra ho azy va ny olona? Ary tsy andriamanitra ireny.
21. Therefore, behold, I will this once cause them to know, I will cause them to know mine hand and my might; and they shall know that my name is The LORD.
21. "C`est pourquoi voici, je leur fais connaître, cette fois, Je leur fais connaître ma puissance et ma force; Et ils sauront que mon nom est l`Éternel."
21. Koa, indro, hampahafantariko azy amin' izao indray mandeha izao, eny, hampahafantariko azy ny tanako sy ny heriko, ka dia ho fantany fa Jehovah no anarako.