Salvation for Others

1. Thus saith the LORD, Keep ye judgment, and do justice: for my salvation is near to come, and my righteousness to be revealed.
1. "Ainsi parle l`Éternel: Observez ce qui est droit, et pratiquez ce qui est juste; Car mon salut ne tardera pas à venir, Et ma justice à se manifester."
1. Izao no lazain' i Jehovah: tandremo ny rariny, ary manaova ny marina, fa efa madiva ho tonga ny famonjeko ary efa hiseho ny fahamarinako.
2. Blessed is the man that doeth this, and the son of man that layeth hold on it; that keepeth the sabbath from polluting it, and keepeth his hand from doing any evil.
2. Heureux l`homme qui fait cela, Et le fils de l`homme qui y demeure ferme, Gardant le sabbat, pour ne point le profaner, Et veillant sur sa main, pour ne commettre aucun mal!
2. Sambatra ny olona izay manao izany, ary ny olona izay mitana izany, dia izay mitandrina ny sabata ka tsy manao azy ho tsy masina sady miaro ny tanany tsy hanao izay ratsy akory.
3. Neither let the son of the stranger, that hath joined himself to the LORD, speak, saying, The LORD hath utterly separated me from his people: neither let the eunuch say, Behold, I am a dry tree.
3. Que l`étranger qui s`attache à l`Éternel ne dise pas: L`Éternel me séparera de son peuple! Et que l`eunuque ne dise pas: Voici, je suis un arbre sec!
3. "Ary aoka ny zanaky ny vahiny hafa firenena izay efa nikambana tamin' i Jehovah tsy hanao hoe: Esorin' i Jehovah tsy ho isan' ny olony tokoa aho; ary aoka ny ionoka tsy hanao hoe: Indro, hazo maina aho."
4. For thus saith the LORD unto the eunuchs that keep my sabbaths, and choose the things that please me, and take hold of my covenant;
4. Car ainsi parle l`Éternel: Aux eunuques qui garderont mes sabbats, Qui choisiront ce qui m`est agréable, Et qui persévéreront dans mon alliance,
4. Fa izao no lazain' i Jehovah: ny amin' ny ionoka izay mitandrina ny sabatako sy mifidy izay sitrako ary mitana ny fanekeko,
5. Even unto them will I give in mine house and within my walls a place and a name better than of sons and of daughters: I will give them an everlasting name, that shall not be cut off.
5. "Je donnerai dans ma maison et dans mes murs une place et un nom Préférables à des fils et à des filles; Je leur donnerai un nom éternel, Qui ne périra pas."
5. "Dia hanaovako fahatsiarovana sy anarana ao an-tranoko sy ao anatin' ny mandako izy, izay tsara lavitra noho ny an' ny zanakalahy sy ny an' ny zanakavavy; dia anarana mandrakizay izay tsy hoesorina no homeko azy."
6. Also the sons of the stranger, that join themselves to the LORD, to serve him, and to love the name of the LORD, to be his servants, every one that keepeth the sabbath from polluting it, and taketh hold of my covenant;
6. Et les étrangers qui s`attacheront à l`Éternel pour le servir, Pour aimer le nom de l`Éternel, Pour être ses serviteurs, Tous ceux qui garderont le sabbat, pour ne point le profaner, Et qui persévéreront dans mon alliance,
6. "Ary koa ny zanaky ny vahiny izay efa nikambana amin' i Jehovah mba hanompo Azy, sy ho tia ny anaran' i Jehovah mba ho mpanompony, dia izay rehetra mitandrina ny sabata tsy handoto azy, sady mitana ny fanekeko;"
7. Even them will I bring to my holy mountain, and make them joyful in my house of prayer: their burnt offerings and their sacrifices shall be accepted upon mine altar; for mine house shall be called an house of prayer for all people.
7. "Je les amènerai sur ma montagne sainte, Et je les réjouirai dans ma maison de prière; Leurs holocaustes et leurs sacrifices seront agréés sur mon autel; Car ma maison sera appelée une maison de prière pour tous les peuples."
7. "Dia hoentiko ho any an-tendrombohitro masina ireny ka hampifaliko ao an-tranoko fivavahana; ny fanatiny dorana sy ny fanatiny hafa dia hankasitrahana eo ambonin' ny alitarako, fa ny tranoko hatao hoe: Trano fivavahana ho an' ny firenena rehetra."
8. The Lord GOD, which gathereth the outcasts of Israel saith, Yet will I gather others to him, beside those that are gathered unto him.
8. Le Seigneur, l`Éternel, parle, Lui qui rassemble les exilés d`Israël: Je réunirai d`autres peuples à lui, aux siens déjà rassemblés.
8. Izao no lazain' i Jehovah Tompo, izay mamory ny Isiraely voaroaka: Mbola hamory ny sasany koa ho eo aminy Aho, hanampy izay efa voavory eo aminy.

God's Accusation Against the Wicked

9. All ye beasts of the field, come to devour, yea, all ye beasts in the forest.
9. Vous toutes, bêtes des champs, Venez pour manger, vous toutes, bêtes de la forêt!
9. E! ianareo, biby eny an-tsaha rehetra, avia hihinana, eny ianareo biby any an' ala rehetra.
10. His watchmen are blind: they are all ignorant, they are all dumb dogs, they cannot bark; sleeping, lying down, loving to slumber.
10. "Ses gardiens sont tous aveugles, sans intelligence; Ils sont tous des chiens muets, incapables d`aboyer; Ils ont des rêveries, se tiennent couchés, Aiment à sommeiller."
10. Jamba ny mpitiliny, samy tsy mahalala izy rehetra, amboa moana avokoa izy rehetra, ka tsy mahavòvò, manonofy izy, eny, mandry ka tia torimaso.
11. Yea, they are greedy dogs which can never have enough, and they are shepherds that cannot understand: they all look to their own way, every one for his gain, from his quarter.
11. "Et ce sont des chiens voraces, insatiables; Ce sont des bergers qui ne savent rien comprendre; Tous suivent leur propre voie, Chacun selon son intérêt, jusqu`au dernier: -"
11. "Lian-kanina ireny amboa ireny ka tsy mahalala voky, sady mpiandry tsy mahafantatra ireny; samy efa nivily ho amin'ny lalany avy izy rehetra, samy mankamin' ny filàny harena avokoa izy rehetra eo amin' izay misy azy."
12. Come ye, say they, I will fetch wine, and we will fill ourselves with strong drink; and to morrow shall be as this day, and much more abundant.
12. Venez, je vais chercher du vin, Et nous boirons des liqueurs fortes! Nous en ferons autant demain, Et beaucoup plus encore! -
12. "Avia ianareo hoy ireny, fa haka divay aho, ary hiboboka toaka mahery isika; ary rahampitso dia ho tahaka ny anio ihany, eny hanoatra lavitra aza."
<
>