Everlasting Salvation for Zion

1. Hearken to me, ye that follow after righteousness, ye that seek the LORD: look unto the rock whence ye are hewn, and to the hole of the pit whence ye are digged.
1. Écoutez-moi, vous qui poursuivez la justice, Qui cherchez l`Éternel! Portez les regards sur le rocher d`où vous avez été taillés, Sur le creux de la fosse d`où vous avez été tirés.
1. Mihainoa ahy, ianareo izay manaraka ny fahamarinana, ianareo izay mitady an' i Jehovah: Jereo ny vatolampy izay nakana anareo sy ny ati-lavaka izay nihadiana anareo.
2. Look unto Abraham your father, and unto Sarah that bare you: for I called him alone, and blessed him, and increased him.
2. "Portez les regards sur Abraham votre père, Et sur Sara qui vous a enfantés; Car lui seul je l`ai appelé, Je l`ai béni et multiplié."
2. Eny, jereo Abrahama rainareo sy Saraha izay niteraka anareo, fa fony mbola tokana izy dia nantsoiko sy notahiko ary nohamaroiko.
3. For the LORD shall comfort Zion: he will comfort all her waste places; and he will make her wilderness like Eden, and her desert like the garden of the LORD; joy and gladness shall be found therein, thanksgiving, and the voice of melody.
3. "Ainsi l`Éternel a pitié de Sion, Il a pitié de toutes ses ruines; Il rendra son désert semblable à un Éden, Et sa terre aride à un jardin de l`Éternel. La joie et l`allégresse se trouveront au milieu d`elle, Les actions de grâces et le chant des cantiques."
3. "Fa Jehovah hampionona an' i Ziona; ary hampionona izay rava rehetra eo Izy ka hanao ny efitra ao ho tahaka an' i Edena ary ny tany foana ao ho tahaka ny sahan' i Jehovah; hafaliana sy haravoana no ho hita ao, mbamin' ny fisaorana sy ny feo fiderana."
4. Hearken unto me, my people; and give ear unto me, O my nation: for a law shall proceed from me, and I will make my judgment to rest for a light of the people.
4. Mon peuple, sois attentif! Ma nation, prête-moi l`oreille! Car la loi sortira de moi, Et j`établirai ma loi pour être la lumière des peuples.
4. Mihainoa ahy, ry vahoakako, ary atongilano amiko ny sofinareo, ry oloko, fa hisy lalàna hivoaka avy amiko, ary ny fitsipiko dia hampitoeriko ho fanazavana ny firenena.
5. My righteousness is near; my salvation is gone forth, and mine arms shall judge the people; the isles shall wait upon me, and on mine arm shall they trust.
5. "Ma justice est proche, mon salut va paraître, Et mes bras jugeront les peuples; Les îles espéreront en moi, Elles se confieront en mon bras."
5. "Akaiky ny fahamarinako; efa nivoaka ny famonjeko ary ny sandriko no hitsara ny firenena; Izaho no handrasan' ny nosy, ary ny sandriko no hitokiany."
6. Lift up your eyes to the heavens, and look upon the earth beneath: for the heavens shall vanish away like smoke, and the earth shall wax old like a garment, and they that dwell therein shall die in like manner: but my salvation shall be for ever, and my righteousness shall not be abolished.
6. "Levez les yeux vers le ciel, et regardez en bas sur la terre! Car les cieux s`évanouiront comme une fumée, La terre tombera en lambeaux comme un vêtement, Et ses habitants périront comme des mouches; Mais mon salut durera éternellement, Et ma justice n`aura point de fin."
6. "Andrandrao ho amin' ny lanitra ny masonareo, ary jereo ny tany ambany; fa ny lanitra ho levona tahaka ny setroka, ary ny tany ho tahaka ny lamba mangarahara, ary ny mponina ao dia ho faty tahaka izany; fa ny famonjeko kosa haharitra mandrakizay, ary ny fahamarinako tsy mba ho rava."
7. Hearken unto me, ye that know righteousness, the people in whose heart is my law; fear ye not the reproach of men, neither be ye afraid of their revilings.
7. Écoutez-moi, vous qui connaissez la justice, Peuple, qui as ma loi dans ton coeur! Ne craignez pas l`opprobre des hommes, Et ne tremblez pas devant leurs outrages.
7. Mihainoa ahy, ianareo izay mahalala ny fahamarinana, ry firenena izay manana ny lalàko ao am-ponao: aza matahotra ny latsa ataon' ny zanak' olombelona, na manahy noho ny faharatsiany.
8. For the moth shall eat them up like a garment, and the worm shall eat them like wool: but my righteousness shall be for ever, and my salvation from generation to generation.
8. "Car la teigne les dévorera comme un vêtement, Et la gerce les rongera comme de la laine; Mais ma justice durera éternellement, Et mon salut s`étendra d`âge en âge."
8. "Fa ny kalalao hihinana azy tahaka ny fihinan-damba, ary ny lolofotsy hihinana azy tahaka ny fihinam-bolonondry; fa ny fahamarinako haharitra mandrakizay, ary ny famonjeko hihatra amin' ny taranaka fara mandimby."
9. Awake, awake, put on strength, O arm of the LORD; awake, as in the ancient days, in the generations of old. Art thou not it that hath cut Rahab, and wounded the dragon?
9. Réveille-toi, réveille-toi! revêts-toi de force, bras de l`Éternel! Réveille-toi, comme aux jours d`autrefois, Dans les anciens âges! N`est-ce pas toi qui abattis l`Égypte, Qui transperças le monstre?
9. Mifohaza, mifohaza, ry sandrin' Jehovah, mitafia hery! Mifohaza tahaka ny tamin' ny andro fahiny! Dia tamin' ny taranaka lasa ela. Tsy Ianao va Ilay nitetitetika an-dRahaba sy nitomboka ny dragona?
10. Art thou not it which hath dried the sea, the waters of the great deep; that hath made the depths of the sea a way for the ransomed to pass over?
10. N`est-ce pas toi qui mis à sec la mer, Les eaux du grand abîme, Qui frayas dans les profondeurs de la mer Un chemin pour le passage des rachetés?
10. Tsy Ianao va Ilay nahamaina ny ranomasina, dia ny rano ao amin' ny lalina indrindra, ka nanao ny ranomasina lalina ho lalana halehan' ny navotana?
11. Therefore the redeemed of the LORD shall return, and come with singing unto Zion; and everlasting joy shall be upon their head: they shall obtain gladness and joy; and sorrow and mourning shall flee away.
11. "Ainsi les rachetés de l`Éternel retourneront, Ils iront à Sion avec chants de triomphe, Et une joie éternelle couronnera leur tête; L`allégresse et la joie s`approcheront, La douleur et les gémissements s`enfuiront."
11. "Noho izany, ny navotan' i Jehovah dia hiverina ka hankany Ziona amin' ny fihobiana, ary ny fifaliana mandrakizay no ho eny an-dohany; hahazo fifaliana sy faharavoravoana izy, ka dia handositra ny alahelo sy ny fisentoana."
12. I, even I, am he that comforteth you: who art thou, that thou shouldest be afraid of a man that shall die, and of the son of man which shall be made as grass;
12. C`est moi, c`est moi qui vous console. Qui es-tu, pour avoir peur de l`homme mortel, Et du fils de l`homme, pareil à l`herbe?
12. "Izaho dia Izaho no mpampionona anareo, koa nahoana ianao no dia hatahotra ny zanak' olombelona izay mety maty sy ny zanak' olona izay hatao tahaka ny ahitra;"
13. And forgettest the LORD thy maker, that hath stretched forth the heavens, and laid the foundations of the earth; and hast feared continually every day because of the fury of the oppressor, as if he were ready to destroy? and where is the fury of the oppressor?
13. Et tu oublierais l`Éternel, qui t`a fait, Qui a étendu les cieux et fondé la terre! Et tu tremblerais incessamment tout le jour Devant la colère de l`oppresseur, Parce qu`il cherche à détruire! Où donc est la colère de l`oppresseur?
13. Ka manadino an' i Jehovah, Mpanao anao, Izay namelatra ny lanitra sy nanorina ny tany, sady matahotra lalandava mandritra ny andro ianao noho ny fahatezeran' ny mpampahory, raha mikendry hamono izy? Fa aiza izay fahatezeran' ny mpampahory?
14. The captive exile hasteneth that he may be loosed, and that he should not die in the pit, nor that his bread should fail.
14. "Bientôt celui qui est courbé sous les fers sera délivré; Il ne mourra pas dans la fosse, Et son pain ne lui manquera pas."
14. Ny babo sesitany dia dodona mba hovahana sy mba tsy ho faty ao an-davaka, na ho diso ny haniny.
15. But I am the LORD thy God, that divided the sea, whose waves roared: The LORD of hosts is his name.
15. Je suis l`Éternel, ton Dieu, Qui soulève la mer et fais mugir ses flots. L`Éternel des armées est son nom.
15. Fa Izaho Jehovah no Andriamanitrao, Izay mampisaraka ny ranomasina raha mirohondrohona ny onjany: Jehovah, Tompon' ny maro no anarany.
16. And I have put my words in thy mouth, and I have covered thee in the shadow of mine hand, that I may plant the heavens, and lay the foundations of the earth, and say unto Zion, Thou art my people.
16. Je mets mes paroles dans ta bouche, Et je te couvre de l`ombre de ma main, Pour étendre de nouveaux cieux et fonder une nouvelle terre, Et pour dire à Sion: Tu es mon peuple!
16. Ary nataoko eo am-bavanao ny teniko ary ao amin' ny aloky ny tanako no nanaronako anao, hanorenako ny lanitra sy hametrahako ny fanorenan' ny tany, ary hanaovako an' i Ziona hoe: Oloko ianao.

The Cup of the LORD's Wrath

17. Awake, awake, stand up, O Jerusalem, which hast drunk at the hand of the LORD the cup of his fury; thou hast drunken the dregs of the cup of trembling, and wrung them out.
17. Réveille-toi, réveille-toi! lève-toi, Jérusalem, Qui as bu de la main de l`Éternel la coupe de sa colère, Qui as bu, sucé jusqu`à la lie la coupe d`étourdissement!
17. "Mifohaza, mifohaza, mitsangàna, ry Jerosalema, izay efa nisotro ny kapoaky ny fahatezerany avy tamin' ny tanan' i Jehovah; efa nitroka ny faikan' ny kapoaka mampiraikiraiky ianao ka nosotroinao izany."
18. There is none to guide her among all the sons whom she hath brought forth; neither is there any that taketh her by the hand of all the sons that she hath brought up.
18. Il n`y en a aucun pour la conduire De tous les fils qu`elle a enfantés, Il n`y en a aucun pour la prendre par la main De tous les fils qu`elle a élevés.
18. "Tsy misy mitondra azy ny zanany lahy rehetra izay naterany; ary tsy misy mitantana azy ny zanany lahy rehetra izay notezainy."
19. These two things are come unto thee; who shall be sorry for thee? desolation, and destruction, and the famine, and the sword: by whom shall I comfort thee?
19. Ces deux choses te sont arrivées: -Qui te plaindra? -Le ravage et la ruine, la famine et l`épée. -Qui suis-je pour te consoler? -
19. "Izao zavatra roa izao no hanjo anao; Iza no hanony ny alahelonao? Fandravana sy fandringanana ary mosary sy sabatra, koa hataoko ahoana no fampionona anao?"
20. Thy sons have fainted, they lie at the head of all the streets, as a wild bull in a net: they are full of the fury of the LORD, the rebuke of thy God.
20. Tes fils en défaillance gisaient à tous les coins de rues, Comme le cerf dans un filet, Chargés de la colère de l`Éternel, Des menaces de ton Dieu.
20. "Ny zanakao lahy efa reraka, ka miapokapoka eny an-joron-dalambe rehetra eny, tahaka ny ombimanga ao anatin' ny fandrika harato; rakotry ny fahatezeran' i Jehovah sy ny teny mafy ataon' Andriamanitrao izy."
21. Therefore hear now this, thou afflicted, and drunken, but not with wine:
21. C`est pourquoi, écoute ceci, malheureuse, Ivre, mais non de vin!
21. Koa mihainoa izao, ianao ry ilay ory sady mamo tsy amin-divay:
22. Thus saith thy Lord the LORD, and thy God that pleadeth the cause of his people, Behold, I have taken out of thine hand the cup of trembling, even the dregs of the cup of my fury; thou shalt no more drink it again:
22. "Ainsi parle ton Seigneur, l`Éternel, Ton Dieu, qui défend son peuple: Voici, je prends de ta main la coupe d`étourdissement, La coupe de ma colère; Tu ne la boiras plus!"
22. "izao no lazain' i Jehovah Tomponao, dia Andriamanitrao, Izay mandaha-teny ho an' ny olony; indro, nesoriko teny an-tananao ny kapoaka mampiraikiraiky, dia ny faikan' ny kapoaky ny fahavinirako; tsy hisotroanao intsony izany."
23. But I will put it into the hand of them that afflict thee; which have said to thy soul, Bow down, that we may go over: and thou hast laid thy body as the ground, and as the street, to them that went over.
23. Je la mettrai dans la main de tes oppresseurs, Qui te disaient: Courbe-toi, et nous passerons! Tu faisais alors de ton dos comme une terre, Comme une rue pour les passants.
23. Fa hataoko eo an-tanan' izay mampahory anao kosa izany, dia izay efa nilaza tamin' ny fanahinao hoe: Miankohofa mba hohitsahinay ka dia nataonao ho tahaka ny tany ny tenanao sy ho tahaka ny lalambe ho an' izay mandeha eo.
<
>