1. And in that day seven women shall take hold of one man, saying, We will eat our own bread, and wear our own apparel: only let us be called by thy name, to take away our reproach.
1. "Et sept femmes saisiront en ce jour un seul homme, et diront: Nous mangerons notre pain, Et nous nous vêtirons de nos habits; Fais-nous seulement porter ton nom! Enlève notre opprobre!"
1. "Ary amin' izany andro izany dia hisy vehivavy fito hihazona lehilahy iray ka hanao hoe: Ny haninay ihany no hohaninay, ary ny lambanay ihany no hotafianay; fa izao ihany no angatahinay: Aoka hotononina amin' ny anaranao izahay, ka afaho tondromaso."
The Branch of the LORD
2. In that day shall the branch of the LORD be beautiful and glorious, and the fruit of the earth shall be excellent and comely for them that are escaped of Israel.
2. En ce temps-là, le germe de l`Éternel Aura de la magnificence et de la gloire, Et le fruit du pays aura de l`éclat et de la beauté Pour les réchappés d`Israël.
2. "Amin' izany andro izany ny rantsan' i Jehovah dia ho tsara tarehy sy be voninahitra, ary ny vokatry ny tany dia ho soa indrindra sy kanto ho an' ireo izay afaka amin' ny Isiraely;"
3. And it shall come to pass, that he that is left in Zion, and he that remaineth in Jerusalem, shall be called holy, even every one that is written among the living in Jerusalem:
3. Et les restes de Sion, les restes de Jérusalem, Seront appelés saints, Quiconque à Jérusalem sera inscrit parmi les vivants,
3. "Ary izao no hiseho, izay sisa any Ziona sy izay mbola mitoetra any Jerosalema dia hatao hoe: masina, dia izay rehetra voasoratra ho isan' ny velona any Jerosalema;"
4. When the Lord shall have washed away the filth of the daughters of Zion, and shall have purged the blood of Jerusalem from the midst thereof by the spirit of judgment, and by the spirit of burning.
4. Après que le Seigneur aura lavé les ordures des filles de Sion, Et purifié Jérusalem du sang qui est au milieu d`elle, Par le souffle de la justice et par le souffle de la destruction.
4. Rehefa ho voasasan' ny Tompo ho afaka amin' ny fahalotoany ireo zanakavavin' i Ziona, ary rehefa ho voadion' ny fanahy fitsarana sy ny fanahy fandoroana Jerosalema ho afaka amin' ny ràn' olona nalatsany.
5. And the LORD will create upon every dwelling place of mount Zion, and upon her assemblies, a cloud and smoke by day, and the shining of a flaming fire by night: for upon all the glory shall be a defence.
5. "L`Éternel établira, sur toute l`étendue de la montagne de Sion Et sur ses lieux d`assemblées, Une nuée fumante pendant le jour, Et un feu de flammes éclatantes pendant la nuit; Car tout ce qui est glorieux sera mis à couvert."
5. Ary Jehovah dia hamorona rahona sy setroka raha antoandro ary fahazavan' ny afo midedadeda nony alina ho eny ambonin' ny fitoerana rehetra any an-tendrombohitra Ziona sy ho eny ambonin' ny fivoriana rehetra, ary eny ambonin' ny voninahitra rehetra dia hisy fiarovana,
6. And there shall be a tabernacle for a shadow in the day time from the heat, and for a place of refuge, and for a covert from storm and from rain.
6. Il y aura un abri pour donner de l`ombre contre la chaleur du jour, Pour servir de refuge et d`asile contre l`orage et la pluie.
6. Ka hisy tranolay ho fialokalofana amin' ny hainandro raha antoandro ary ho fialofana amin' ny tafiodrivotra sy ny ranonorana.