A Prophecy Against Moab

1. The burden of Moab. Because in the night Ar of Moab is laid waste, and brought to silence; because in the night Kir of Moab is laid waste, and brought to silence;
1. Oracle sur Moab. La nuit même où elle est ravagée, Ar Moab est détruite! La nuit même où elle est ravagée, Kir Moab est détruite!...
1. "Faminaniana ny amin' izay hanjo an' i Moaba. Fa tamin' ny indray alina no nandravana an' i Ara-moaba ka fongotra izy; fa tamin' ny indray alina no nandravana an' i Kira-moaba, ka fongotra izy;"
2. He is gone up to Bajith, and to Dibon, the high places, to weep: Moab shall howl over Nebo, and over Medeba: on all their heads shall be baldness, and every beard cut off.
2. "On monte au temple et à Dibon, Sur les hauts lieux, pour pleurer; Moab est en lamentations, sur Nebo et sur Médeba: Toutes les têtes sont rasées, Toutes les barbes sont coupées."
2. "Miakatra ho ao Baita sy ho ao Dibona izy, ao amin' ny fitoerana avo, mba hitomany; any Nebo sy Medeba no idradradradran' i Moaba; mibory ny loha rehetra; voaharatra ny somotra rehetra."
3. In their streets they shall gird themselves with sackcloth: on the tops of their houses, and in their streets, every one shall howl, weeping abundantly.
3. "Dans les rues, ils sont couverts de sacs; Sur les toits et dans les places, Tout gémit et fond en larmes."
3. "Eny an-dalambe dia misikina lamba fisaonana izy; eny an-tampon-trano sy eny an-dalambe dia midradradradra mitomany mafy avokoa izy."
4. And Heshbon shall cry, and Elealeh: their voice shall be heard even unto Jahaz: therefore the armed soldiers of Moab shall cry out; his life shall be grievous unto him.
4. "Hesbon et Élealé poussent des cris, On entend leur voix jusqu`à Jahats; Même les guerriers de Moab se lamentent, Ils ont l`effroi dans l`âme."
4. "Ary hitaraina Hesbona sy Elale, ka ho re hatrany Jahaza ny feony; ary noho izany dia hiantso mafy ny miaramilan' i Moaba; ho ory ny fanahy ao anatiny."
5. My heart shall cry out for Moab; his fugitives shall flee unto Zoar, an heifer of three years old: for by the mounting up of Luhith with weeping shall they go it up; for in the way of Horonaim they shall raise up a cry of destruction.
5. "Mon coeur gémit sur Moab, Dont les fugitifs se sauvent jusqu`à Tsoar, Jusqu`à Églath Schelischija; Car ils font, en pleurant, la montée de Luchith, Et ils jettent des cris de détresse sur le chemin de Choronaïm;"
5. "Ny foko hitaraina noho ny amin' i Moaba; ny mandositra avy ao dia ho tonga hatrany Zoara tahaka ny ombivavy telo taona; fa hiakatra mitomany ao amin' ny fiakarana Lohita izy sy hidradradradra amim-pamoizam-po eny an-dalana mankany Horonaima."
6. For the waters of Nimrim shall be desolate: for the hay is withered away, the grass faileth, there is no green thing.
6. Car les eaux de Nimrim sont ravagées, L`herbe est desséchée, le gazon est détruit, La verdure a disparu.
6. "Fa ny ranon' i Nimrima dia ho tonga karankaina; fa maina ny ahitra, malazo ny zava-maniry, tsy misy zava-maitso."
7. Therefore the abundance they have gotten, and that which they have laid up, shall they carry away to the brook of the willows.
7. C`est pourquoi ils ramassent ce qui leur reste, Et ils transportent leurs biens au delà du torrent des saules.
7. Ary amin' izany ny harena be izay noharìny sy izay mbola voatahiriny dia hoentiny any amin' ny reniranokelin' ny hazomalahelo.
8. For the cry is gone round about the borders of Moab; the howling thereof unto Eglaim, and the howling thereof unto Beerelim.
8. "Car les cris environnent les frontières de Moab; Ses lamentations retentissent jusqu`à Églaïm, Ses lamentations retentissent jusqu`à Beer Élim."
8. Fa ny fitarainany dia lasa hatrany amin' ny manodidina ny sisin' i Moaba, re hatrany Eglaima ny fidradradradrany, eny, re hatrany Ber-elima ny fidradradradrany.
9. For the waters of Dimon shall be full of blood: for I will bring more upon Dimon, lions upon him that escapeth of Moab, and upon the remnant of the land.
9. Les eaux de Dimon sont pleines de sang, Et j`enverrai sur Dimon de nouveaux malheurs, Un lion contre les réchappés de Moab, Contre le reste du pays.
9. "Fa ny ranon' i Dimona dia ho feno ra; fa mbola hampiako ny loza manjo an' i Dimona, dia liona handrapaka izay efa mandositra avy any Moaba sy handany izay sisa amin' ny tany."
<
>