Songs of Praise
1. And in that day thou shalt say, O LORD, I will praise thee: though thou wast angry with me, thine anger is turned away, and thou comfortedst me.
1. Tu diras en ce jour-là: Je te loue, ô Éternel! Car tu as été irrité contre moi, Ta colère s`est apaisée, et tu m`as consolé.
1. "Ary hiteny ianao amin' izany andro izany hoe: Hidera anao aho, Jehovah ô; fa na dia tezitra tamiko aza Ianao, dia afaka ny fahatezeranao, ka mampionona ahy Ianao."
2. Behold, God is my salvation; I will trust, and not be afraid: for the LORD JEHOVAH is my strength and my song; he also is become my salvation.
2. "Voici, Dieu est ma délivrance, Je serai plein de confiance, et je ne craindrai rien; Car l`Éternel, l`Éternel est ma force et le sujet de mes louanges; C`est lui qui m`a sauvé."
2. "Indro, Andriamanitra no famonjena ahy; dia hatoky aho, fa tsy mba hatahotra; fa Jehovah Tompo no heriko sy hirako; efa tonga famonjena ahy koa Izy."
3. Therefore with joy shall ye draw water out of the wells of salvation.
3. Vous puiserez de l`eau avec joie Aux sources du salut,
3. Koa amin' ny fifaliana no hantsakanareo rano amin' ny loharanom-pamonjena.
4. And in that day shall ye say, Praise the LORD, call upon his name, declare his doings among the people, make mention that his name is exalted.
4. Et vous direz en ce jour-là: Louez l`Éternel, invoquez son nom, Publiez ses oeuvres parmi les peuples, Rappelez la grandeur de son nom!
4. Ary hiteny ianareo amin' izany andro izany ka hanao hoe: Miderà an' i Jehovah, miantsoa ny anarany. Ampahafantaro any amin' ny firenena ny asany, ampahatsiarovy fa efa misandratra ny anarany.
5. Sing unto the LORD; for he hath done excellent things: this is known in all the earth.
5. Célébrez l`Éternel, car il a fait des choses magnifiques: Qu`elles soient connues par toute la terre!
5. "Mihirà ho an' i Jehovah;fa efa nanao zava-dehibe indrindra Izy; efa fantatra any amin' ny tany rehetra izany."
6. Cry out and shout, thou inhabitant of Zion: for great is the Holy One of Israel in the midst of thee.
6. Pousse des cris de joie et d`allégresse, habitant de Sion! Car il est grand au milieu de toi, le Saint d`Israël.
6. "Miantsoa mafy sy mihobia, ry mponina any Ziona; fa lehibe ao afovoanao ny Iray Masin' ny Isiraely."