1. Then verily the first covenant had also ordinances of divine service, and a worldly sanctuary.
1. La première alliance avait aussi des ordonnances relatives au culte, et le sanctuaire terrestre.
1. Koa na dia ny fanekena voalohany aza dia nisy tokoa fitsipika ny amin’ny fanompoam-pivavahana, ary nisy ny fitoerana masina momba ny ety an-tany.
2. For there was a tabernacle made; the first, wherein was the candlestick, and the table, and the shewbread; which is called the sanctuary.
2. Un tabernacle fut, en effet, construit. Dans la partie antérieure, appelée le lieu saint, étaient le chandelier, la table, et les pains de proposition.
2. Fa nisy tabernakely voavoatra: ny efitra voalohany, ilay atao hoe “ny fitoerana masina,” izay nisy ny fanaovanjiro sy ny latabatra ary ny mofo aseho.
3. And after the second veil, the tabernacle which is called the Holiest of all;
3. Derrière le second voile se trouvait la partie du tabernacle appelée le saint des saints,
3. "Ary ao anatin’ny efitra lamba faharoa no nisy ny tabernakely izay atao hoe: “Ny fitoerana masina indrindra”;"
4. Which had the golden censer, and the ark of the covenant overlaid round about with gold, wherein was the golden pot that had manna, and Aaron's rod that budded, and the tables of the covenant;
4. renfermant l`autel d`or pour les parfums, et l`arche de l`alliance, entièrement recouverte d`or. Il y avait dans l`arche un vase d`or contenant la manne, la verge d`Aaron, qui avait fleuri, et les tables de l`alliance.
4. "Izay nisy lovia volamena fandoroana ditin-kazo manitra sy ny fiaran’ny fanekena, izay voapetaka takela-bolamena avokoa; ary tao anatin’io nisy ny vilany volamena, izay nitoeran’ny mana, sy ny tehin’i Arona izay nitsimoka, ary ny vato fisaky ny fanekena;"
5. And over it the cherubims of glory shadowing the mercyseat; of which we cannot now speak particularly.
5. Au-dessus de l`arche étaient les chérubins de la gloire, couvrant de leur ombre le propitiatoire. Ce n`est pas le moment de parler en détail là-dessus.
5. "Ary teo ambonin’io koa ny kerobima nisy ny voninahitra, izay nanaloka ny rakotra fanaovam-panavotana; tsy azonay lazaina tsirairay ireo ankehitriny."
6. Now when these things were thus ordained, the priests went always into the first tabernacle, accomplishing the service of God.
6. "Or, ces choses étant ainsi disposées, les sacrificateurs qui font le service entrent en tout temps dans la première partie du tabernacle;"
6. Ary rehefa voavoatra toy izany ireo zavatra ireo, dia niditra mandrakariva teo amin’ny tabernakely voalohany ny mpisorona hanefa ny fanompoam-pivavahana amin’Andriamanitra.
7. But into the second went the high priest alone once every year, not without blood, which he offered for himself, and for the errors of the people:
7. et dans la seconde le souverain sacrificateur seul entre une fois par an, non sans y porter du sang qu`il offre pour lui-même et pour les péchés du peuple.
7. "Fa ny faharoa kosa no idiran’ny mpisoronabe irery ihany indray mandeha isan-taona; ary izy aza dia tsy niditra, raha tsy nitondra ra, izay nateriny noho ny amin’ny tenany sy ny fahadisoan’ny olona;"
8. The Holy Ghost this signifying, that the way into the holiest of all was not yet made manifest, while as the first tabernacle was yet standing:
8. Le Saint Esprit montrait par là que le chemin du lieu très saint n`était pas encore ouvert, tant que le premier tabernacle subsistait.
8. "Koa izany no anambaran’ny Fanahy Masina fa tsy mbola voaseho ny lalana mankany amin’ny fitoerana masina indrindra, raha mbola ao ihany ny tabernakely voalohany;"
9. Which was a figure for the time then present, in which were offered both gifts and sacrifices, that could not make him that did the service perfect, as pertaining to the conscience;
9. C`est une figure pour le temps actuel, où l`on présente des offrandes et des sacrifices qui ne peuvent rendre parfait sous le rapport de la conscience celui qui rend ce culte,
9. Fanoharana izany amin’izao andro ankehitriny izao, ary araka izany no anaterana fanomezana sy fanatitra, izay tsy mahatanteraka azy mpanao ny fanompoana ny amin’ny fieritreretana,
10. Which stood only in meats and drinks, and divers washings, and carnal ordinances, imposed on them until the time of reformation.
10. et qui, avec les aliments, les boissons et les divers ablutions, étaient des ordonnances charnelles imposées seulement jusqu`à une époque de réformation.
10. Fa naman’ny zavatra hohanina sy ny zavatra hosotroina sy ny fanasana samihafa, dia fitsipika araka ny nofo, voatendry hataony mandra-piavin’ny andro fanovana.
11. But Christ being come an high priest of good things to come, by a greater and more perfect tabernacle, not made with hands, that is to say, not of this building;
11. "Mais Christ est venu comme souverain sacrificateur des biens à venir; il a traversé le tabernacle plus grand et plus parfait, qui n`est pas construit de main d`homme, c`est-à-dire, qui n`est pas de cette création;"
11. Fa Kristy kosa, rehefa tonga ho Mpisoronabe ny amin’ny zavatra tsara ho avy, dia namaky teo amin’ny tabernakely lehibe lavitra sady tanteraka kokoa, izay tsy nataon-tanana, izany hoe, tsy isan’izao zavatra ary izao,
12. Neither by the blood of goats and calves, but by his own blood he entered in once into the holy place, having obtained eternal redemption for us.
12. et il est entré une fois pour toutes dans le lieu très saint, non avec le sang des boucs et des veaux, mais avec son propre sang, ayant obtenu une rédemption éternelle.
12. Ary tsy mba nitondra ran’osilahy sy ran-janak’omby Izy, fa ny ran’ny tenany, dia niditra indray mandeha ho any amin’ny fitoerana masina ka nahazo fanavotana mandrakizay ho antsika.
13. For if the blood of bulls and of goats, and the ashes of an heifer sprinkling the unclean, sanctifieth to the purifying of the flesh:
13. Car si le sang des taureaux et des boucs, et la cendre d`une vache, répandue sur ceux qui sont souillés, sanctifient et procurent la pureté de la chair,
13. "Fa raha ny ran’osilahy sy ny ran’ombilahy ary ny lavenom-batotr’ombivavy afafy amin’izay voaloto no manamasina amin’ny fanadiovana ny nofo;"
14. How much more shall the blood of Christ, who through the eternal Spirit offered himself without spot to God, purge your conscience from dead works to serve the living God?
14. combien plus le sang de Christ, qui, par un esprit éternel, s`est offert lui-même sans tache à Dieu, purifiera-t-il votre conscience des oeuvres mortes, afin que vous serviez le Dieu vivant!
14. Mainka fa ny ran’i Kristy, Izay nanatitra ny tenany tsy manan-tsiny ho an’Andriamanitra, tamin’ny alalan’ny Fanahy mandrakizay, no hahadio ny fieritreretanareo ho afaka amin’ny asa maty mba hanompoana an’Andriamanitra velona.
15. And for this cause he is the mediator of the new testament, that by means of death, for the redemption of the transgressions that were under the first testament, they which are called might receive the promise of eternal inheritance.
15. Et c`est pour cela qu`il est le médiateur d`une nouvelle alliance, afin que, la mort étant intervenue pour le rachat des transgressions commises sous la première alliance, ceux qui ont été appelés reçoivent l`héritage éternel qui leur a été promis.
15. Ary noho izany, dia Mpanalalana amin’ny fanekena vaovao Izy, rehefa niaritra fahafatesana ho fanavotana amin’ny fandikan-dalàna natao tamin’ny fanekena voalohany, mba hahazoan’izay voantso ny fampanantenana ny amin' ny lova mandrakizay.
16. For where a testament is, there must also of necessity be the death of the testator.
16. Car là où il y a un testament, il est nécessaire que la mort du testateur soit constatée.
16. Fa raha misy didim-pananana, dia tsy maintsy ilaina koa ny hisian' ny fahafatesan' ny mpanao ny didim-pananana.
17. For a testament is of force after men are dead: otherwise it is of no strength at all while the testator liveth.
17. Un testament, en effet, n`est valable qu`en cas de mort, puisqu`il n`a aucune force tant que le testateur vit.
17. "Fa mafy ny didim-pananana rehefa tonga ny fahafatesana; fa tsy manan-kery akory izany raha mbola velona ilay nanao azy."
18. Whereupon neither the first testament was dedicated without blood.
18. Voilà pourquoi c`est avec du sang que même la première alliance fut inaugurée.
18. Koa na dia ny fanekena voalohany aza dia tsy nohamasinina raha tsy nisy ra.
19. For when Moses had spoken every precept to all the people according to the law, he took the blood of calves and of goats, with water, and scarlet wool, and hyssop, and sprinkled both the book, and all the people,
19. "Moïse, après avoir prononcé devant tout le peuple tous les commandements de la loi, prit le sang des veaux et des boucs, avec de l`eau, de la laine écarlate, et de l`hysope; et il fit l`aspersion sur le livre lui-même et sur tout le peuple, en disant:"
19. "Fa rehefa voalazan’i Mosesy tamin’ny vahoaka rehetra ny didy rehetra araka ny lalàna, dia nalainy ny ran-janak’omby sy ny ran’osilahy mbamin’ny rano sy ny volon’ondry jaky sy ny hysopa ka nafafiny tamin’ny boky sy ny vahoaka rehetra;"
20. Saying, This is the blood of the testament which God hath enjoined unto you.
20. Ceci est le sang de l`alliance que Dieu a ordonnée pour vous.
20. Dia hoy izy: Ity no ran’ny fanekena izay nandidian’Andriamanitra anareo.
21. Moreover he sprinkled with blood both the tabernacle, and all the vessels of the ministry.
21. Il fit pareillement l`aspersion avec le sang sur le tabernacle et sur tous les ustensiles du culte.
21. Ary ny tabernakely sy ny fanaka rehetra enti-manao fanompoam-pivavahana dia nofafazany rà toy izany koa.
22. And almost all things are by the law purged with blood; and without shedding of blood is no remission.
22. Et presque tout, d`après la loi, est purifié avec du sang, et sans effusion de sang il n`y a pas de pardon.
22. "Ary saiky diovina amin’ny rà avokoa ny zavatra rehetra araka ny lalàna; fa raha tsy misy rà alatsaka, dia tsy misy famelan-keloka."
23. It was therefore necessary that the patterns of things in the heavens should be purified with these; but the heavenly things themselves with better sacrifices than these.
23. Il était donc nécessaire, puisque les images des choses qui sont dans les cieux devaient être purifiées de cette manière, que les choses célestes elles-mêmes le fussent par des sacrifices plus excellents que ceux-là.
23. Koa dia tsy maintsy nodiovina tamin’ireny ny tandindon’ny zavatra any an-danitra, fa ny tenan’ny zavatra any an-danitra kosa dia tamin’izay fanatitra tsara noho ireny.
24. For Christ is not entered into the holy places made with hands, which are the figures of the true; but into heaven itself, now to appear in the presence of God for us:
24. Car Christ n`est pas entré dans un sanctuaire fait de main d`homme, en imitation du véritable, mais il est entré dans le ciel même, afin de comparaître maintenant pour nous devant la face de Dieu.
24. "Fa Kristy tsy mba niditra tao amin’izay fitoerana masina nataon-tanana, izay tandindon’ny tena fitoerana masina, fa ho any an-danitra tokoa, mba hiseho eo anatrehan’Andriamanitra ankehitriny ho antsika;"
25. Nor yet that he should offer himself often, as the high priest entereth into the holy place every year with blood of others;
25. "Et ce n`est pas pour s`offrir lui-même plusieurs fois qu`il y est entré, comme le souverain sacrificateur entre chaque année dans le sanctuaire avec du sang étranger;"
25. "Ary tsy niditra Izy mba hanatitra ny tenany matetika, tahaka ny mpisoronabe miditra ao amin’ny fitoerana masina isan-taona mitondra ny ran’ny zavatra hafa;"
26. For then must he often have suffered since the foundation of the world: but now once in the end of the world hath he appeared to put away sin by the sacrifice of himself.
26. autrement, il aurait fallu qu`il eût souffert plusieurs fois depuis la création du monde, tandis que maintenant, à la fin des siècles, il a paru une seul fois pour abolir le péché par son sacrifice.
26. "Fa raha izany, dia tsy maintsy ho nijaly matetika Izy hatrizay nanaovana izao tontolo izao; fa ankehitriny dia efa naseho indray mandeha tamin’izao andro farany izao Izy mba hanafaka ny ota tamin’ny nanaterany ny tenany."
27. And as it is appointed unto men once to die, but after this the judgment:
27. Et comme il est réservé aux hommes de mourir une seul fois, après quoi vient le jugement,
27. Ary tahaka ny nanendrena ny olona ho faty indray mandeha, ary aorian' izay, ny fitsarana,
28. So Christ was once offered to bear the sins of many; and unto them that look for him shall he appear the second time without sin unto salvation.
28. de même Christ, qui s`est offert une seul fois pour porter les péchés de plusieurs, apparaîtra sans péché une seconde fois à ceux qui l`attendent pour leur salut.
28. Dia tahaka izany koa Kristy, rehefa natolotra indray mandeha hitondra ny otan’ny maro, dia hiseho fanindroany, tsy amin’ota, amin’izay miandry Azy, ho famonjena.