Abram and Lot Separate
1. And Abram went up out of Egypt, he, and his wife, and all that he had, and Lot with him, into the south.
1. Abram remonta d`Égypte vers le midi, lui, sa femme, et tout ce qui lui appartenait, et Lot avec lui.
1. Ary Abrama dia niakatra niala tany Egypta, dia izy sy ny vadiny mbamin' izay nananany rehetra, ary Lota niaraka taminy tany amin'ny tany atsimo.
2. And Abram was very rich in cattle, in silver, and in gold.
2. Abram était très riche en troupeaux, en argent et en or.
2. Ary nanankarena be Abrama tamin' ny omby aman' ondry sy volafotsy ary volamena.
3. And he went on his journeys from the south even to Bethel, unto the place where his tent had been at the beginning, between Bethel and Hai;
3. Il dirigea ses marches du midi jusqu`à Béthel, jusqu`au lieu où était sa tente au commencement, entre Béthel et Aï,
3. Ary nandeha tamin'ny diany izy hatrany atsimo ka hatrany Betela, izay niorenan' ny lainy tamin' ny voalohany, teo anelanelan' i Betela sy Ay,
4. Unto the place of the altar, which he had made there at the first: and there Abram called on the name of the LORD.
4. au lieu où était l`autel qu`il avait fait précédemment. Et là, Abram invoqua le nom de l`Éternel.
4. "Dia teo amin' ny toerana nisy ilay alitara izay nataony tamin' ny voalohany; ary dia niantso ny anaran' i Jehovah teo Abrama."
5. And Lot also, which went with Abram, had flocks, and herds, and tents.
5. Lot, qui voyageait avec Abram, avait aussi des brebis, des boeufs et des tentes.
5. Ary Lota koa, izay niara-nandeha tamin'i Abrama, dia nanana ondry sy omby sy lay.
6. And the land was not able to bear them, that they might dwell together: for their substance was great, so that they could not dwell together.
6. Et la contrée était insuffisante pour qu`ils demeurassent ensemble, car leurs biens étaient si considérables qu`ils ne pouvaient demeurer ensemble.
6. "Ary tsy omby azy roa lahy ny tany hiraisany monina; fa efa be ny fananany, ka tsy afaka niray monina izy."
7. And there was a strife between the herdmen of Abram's cattle and the herdmen of Lot's cattle: and the Canaanite and the Perizzite dwelled then in the land.
7. Il y eut querelle entre les bergers des troupeaux d`Abram et les bergers des troupeaux de Lot. Les Cananéens et les Phérésiens habitaient alors dans le pays.
7. "Dia nisy ady tamin' ny mpiandry omby aman' ondrin' i Abrama sy ny mpiandry omby aman' ondrin' i Lota; ary ny Kananita sy ny Perizita no tompon-tany tao Kanana fahizay."
8. And Abram said unto Lot, Let there be no strife, I pray thee, between me and thee, and between my herdmen and thy herdmen; for we be brethren.
8. "Abram dit à Lot: Qu`il n`y ait point, je te prie, de dispute entre moi et toi, ni entre mes bergers et tes bergers; car nous sommes frères."
8. Ary hoy Abrama tamin' i Lota: Masìna ianao, aoka tsy hisy ady amiko sy aminao, sy amin' ny mpiandry ombiko sy ny mpiandry ombinao, fa mpirahalahy isika.
9. Is not the whole land before thee? separate thyself, I pray thee, from me: if thou wilt take the left hand, then I will go to the right; or if thou depart to the right hand, then I will go to the left.
9. "Tout le pays n`est-il pas devant toi? Sépare-toi donc de moi: si tu vas à gauche, j`irai à droite; si tu vas à droite, j`irai à gauche."
9. "Moa tsy eo anoloanao va ny tany rehetra? Masìna ianao aoka hisaraka amiko ianao; raha hiankavia ianao dia hiankavanana aho; fa raha mandeha hiankavanana ianao, dia handeha hiankavia aho."
10. And Lot lifted up his eyes, and beheld all the plain of Jordan, that it was well watered every where, before the LORD destroyed Sodom and Gomorrah, even as the garden of the LORD, like the land of Egypt, as thou comest unto Zoar.
10. Lot leva les yeux, et vit toute la plaine du Jourdain, qui était entièrement arrosée. Avant que l`Éternel eût détruit Sodome et Gomorrhe, c`était, jusqu`à Tsoar, comme un jardin de l`Éternel, comme le pays d`Égypte.
10. Ary nanopy ny masony Lota ka nitazana ny lemak' i Jordana rehetra, hatrany akaikin' i Zoara, fa azon-drano avokoa izy rehetra talohan' ny nandravan' i Jehovah an' i Sodoma sy Gomora, tahaka ny sahan' i Jehovah sy tahaka ny tany Egypta.
11. Then Lot chose him all the plain of Jordan; and Lot journeyed east: and they separated themselves the one from the other.
11. Lot choisit pour lui toute la plaine du Jourdain, et il s`avança vers l`orient. C`est ainsi qu`ils se séparèrent l`un de l`autre.
11. "Dia nofidin' i Lota ho azy ny tany lemaka rehetra amin' i Jordana; ka nandeha niantsinanana Lota; dia nisaraka izy ireo."
12. Abram dwelled in the land of Canaan, and Lot dwelled in the cities of the plain, and pitched his tent toward Sodom.
12. "Abram habita dans le pays de Canaan; et Lot habita dans les villes de la plaine, et dressa ses tentes jusqu`à Sodome."
12. Nonina tao amin' ny tany Kanana Abrama fa Lota nonina tao amin' ny tanàna akaikin' ny tany lemaka ka nanangana ny lainy akaikin' i Sodoma.
13. But the men of Sodom were wicked and sinners before the LORD exceedingly.
13. Les gens de Sodome étaient méchants, et de grands pécheurs contre l`Éternel.
13. Fa ny mponina tao Sodoma dia ratsy fanahy sy mpanota indrindra teo anatrehan' i Jehovah.
14. And the LORD said unto Abram, after that Lot was separated from him, Lift up now thine eyes, and look from the place where thou art northward, and southward, and eastward, and westward:
14. "L`Éternel dit à Abram, après que Lot se fut séparé de lui: Lève les yeux, et, du lieu où tu es, regarde vers le nord et le midi, vers l`orient et l`occident;"
14. "Ary niteny tamin' i Abrama Jehovah taorian' ny nisarahan' i Lota taminy ka nanao hoe: Atopazy ny masonao ankehitriny, ka hatramin' ity tany itoeranao ity dia mitazàna mianavaratra sy mianatsimo ary miantsinanana sy miankandrefana ;"
15. For all the land which thou seest, to thee will I give it, and to thy seed for ever.
15. car tout le pays que tu vois, je le donnerai à toi et à ta postérité pour toujours.
15. Fa ny tany rehetra izay tazanao dia homeko anao sy ny taranakao mandrakizay.
16. And I will make thy seed as the dust of the earth: so that if a man can number the dust of the earth, then shall thy seed also be numbered.
16. Je rendrai ta postérité comme la poussière de la terre, en sorte que, si quelqu`un peut compter la poussière de la terre, ta postérité aussi sera comptée.
16. "Ary hataoko tahaka ny vovo-tany ny taranakao; koa raha misy mahisa ny vovo-tany, dia ho azo isaina koa ny taranakao."
17. Arise, walk through the land in the length of it and in the breadth of it; for I will give it unto thee.
17. "Lève-toi, parcours le pays dans sa longueur et dans sa largeur; car je te le donnerai."
17. "Miaingà ianao, mandehana mitety ny tany dia any amin' ny lavany sy any amin' ny sakany; fa homeko anao izany."
18. Then Abram removed his tent, and came and dwelt in the plain of Mamre, which is in Hebron, and built there an altar unto the LORD.
18. Abram leva ses tentes, et vint habiter parmi les chênes de Mamré, qui sont près d`Hébron. Et il bâtit là un autel à l`Éternel.
18. Koa namindra ny lainy Abrama, dia tonga sy nonina tao amin' ny lemak' i Mamre, izay any Hebrona, ka nanorina alitara tao izy ho an' i Jehovah.