1. Paul, an apostle, (not of men, neither by man, but by Jesus Christ, and God the Father, who raised him from the dead;)
1. Paul, apôtre, non de la part des hommes, ni par un homme, mais par Jésus Christ et Dieu le Père, qui l`a ressuscité des morts,
1. "Paoly, apostoly (tsy avy tamin’olona, na tamin’ny alalan’olona, fa tamin’ny alalan’i Jesosy Kristy sy Andriamanitra Ray izay nanangana Azy tamin’ny maty);"
2. And all the brethren which are with me, unto the churches of Galatia:
2. et tous les frères qui sont avec moi, aux Églises de la Galatie:
2. Mbamin’ny rahalahy rehetra izay ato amiko, mamangy ny fiangonana aty Galatia:
3. Grace be to you and peace from God the Father, and from our Lord Jesus Christ,
3. que la grâce et la paix vous soient données de la part de Dieu le Père et de notre Seigneur Jésus Christ,
3. Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy Tompontsika,
4. Who gave himself for our sins, that he might deliver us from this present evil world, according to the will of God and our Father:
4. qui s`est donné lui-même pour nos péchés, afin de nous arracher du présent siècle mauvais, selon la volonté de notre Dieu et Père,
4. "Izay nanolotra ny tenany noho ny fahotantsika, hanafahany antsika amin’izao miara-belona ratsy fanahy izao, araka ny sitrapon’Andriamanitra sady Raintsika;"
5. To whom be glory for ever and ever. Amen.
5. à qui soit la gloire aux siècles des siècles! Amen!
5. Ho Azy anie ny voninahitra mandrakizay mandrakizay. Amena.
6. I marvel that ye are so soon removed from him that called you into the grace of Christ unto another gospel:
6. Je m`étonne que vous vous détourniez si promptement de celui qui vous a appelés par la grâce de Christ, pour passer à un autre Évangile.
6. Gaga aho, raha mifindra faingana toy izao ianareo hiala amin’Izay efa niantso anareo tamin’ny fahasoavan’i Kristy ho amin’ny filazantsara hafa,
7. Which is not another; but there be some that trouble you, and would pervert the gospel of Christ.
7. Non pas qu`il y ait un autre Évangile, mais il y a des gens qui vous troublent, et qui veulent renverser l`Évangile de Christ.
7. Izay tsy izy akory, fa saingy misy ny sasany mampitabataba anareo ka te-hamadika ny filazantsaran’i Kristy.
8. But though we, or an angel from heaven, preach any other gospel unto you than that which we have preached unto you, let him be accursed.
8. Mais, quand nous-mêmes, quand un ange du ciel annoncerait un autre Évangile que celui que nous vous avons prêché, qu`il soit anathème!
8. Fa na izahay, na anjely avy any an-danitra aza, no mitory filazantsara hafa aminareo afa-tsy izay efa notorinay taminareo, aoka ho voaozona izy.
9. As we said before, so say I now again, If any man preach any other gospel unto you than that ye have received, let him be accursed.
9. Nous l`avons dit précédemment, et je le répète à cette heure: si quelqu`un vous annonce un autre Évangile que celui que vous avez reçu, qu`il soit anathème!
9. Araka ny voalazanay fahiny no lazaiko indray ankehitriny: Raha misy olona mitory filazantsara hafa aminareo afa-tsy izay efa noraisinareo, aoka ho voaozona izy.
10. For do I now persuade men, or God? or do I seek to please men? for if I yet pleased men, I should not be the servant of Christ.
10. Et maintenant, est-ce la faveur des hommes que je désire, ou celle de Dieu? Est-ce que je cherche à plaire aux hommes? Si je plaisais encore aux hommes, je ne serais pas serviteur de Christ.
10. Koa ankehitriny ho an' olona va no andreseko lahatra sa ho an' Andriamanitra? Sa mila sitraka amin’olona aho? Raha mbola mila sitraka amin’olona aho, dia tsy mpanompon’i Kristy.
11. But I certify you, brethren, that the gospel which was preached of me is not after man.
11. "Je vous déclare, frères, que l`Évangile qui a été annoncé par moi n`est pas de l`homme;"
11. Fa ampahafantariko anareo, ry rahalahy, fa ny filazantsara izay notoriko dia tsy avy amin’olona,
12. For I neither received it of man, neither was I taught it, but by the revelation of Jesus Christ.
12. car je ne l`ai ni reçu ni appris d`un homme, mais par une révélation de Jésus Christ.
12. Fa tsy nandray azy tamin’olona aho, na nampianarina, fa tamin’ny fanambaran’i Jesosy Kristy.
13. For ye have heard of my conversation in time past in the Jews' religion, how that beyond measure I persecuted the church of God, and wasted it:
13. Vous avez su, en effet, quelle était autrefois ma conduite dans le judaïsme, comment je persécutais à outrance et ravageais l`Église de Dieu,
13. "Fa efa renareo ny toetro fahiny tamin’ny fivavahan’ny Jiosy, fa nanenjika ny fiangonan’Andriamanitra efa izaitsizy aho ka nandrava azy;"
14. And profited in the Jews' religion above many my equals in mine own nation, being more exceedingly zealous of the traditions of my fathers.
14. et comment j`étais plus avancé dans le judaïsme que beaucoup de ceux de mon âge et de ma nation, étant animé d`un zèle excessif pour les traditions de mes pères.
14. Ary nandroso tamin’ny fivavahan’ny Jiosy mihoatra noho ny maro izay indray nihira tamiko teo amin’ny fireneko aho ka fatra-pitana indrindra ny fomba amam-panaon' ny razako.
15. But when it pleased God, who separated me from my mother's womb, and called me by his grace,
15. Mais, lorsqu`il plut à celui qui m`avait mis à part dès le sein de ma mère, et qui m`a appelé par sa grâce,
15. Fa rehefa sitrak’Andriamanitra, Izay nanokana ahy hatrany an-kibon’ineny sy niantso ahy tamin’ny fahasoavany,
16. To reveal his Son in me, that I might preach him among the heathen; immediately I conferred not with flesh and blood:
16. de révéler en moi son Fils, afin que je l`annonçasse parmi les païens, aussitôt, je ne consultai ni la chair ni le sang,
16. Ny nampiseho ny Zanany tato anatiko, mba hitoriako Azy any amin’ny jentilisa, niaraka tamin’izay dia tsy naka saina tamin’ny nofo aman-drà aho,
17. Neither went I up to Jerusalem to them which were apostles before me; but I went into Arabia, and returned again unto Damascus.
17. et je ne montai point à Jérusalem vers ceux qui furent apôtres avant moi, mais je partis pour l`Arabie. Puis je revins encore à Damas.
17. Ary tsy niakatra tany Jerosalema ho any amin’izay apostoly talohako aho, fa lasa nankany Arabia, dia niverina ho any Damaskosy indray.
18. Then after three years I went up to Jerusalem to see Peter, and abode with him fifteen days.
18. Trois ans plus tard, je montai à Jérusalem pour faire la connaissance de Céphas, et je demeurai quinze jours chez lui.
18. Ary rehefa afaka telo taona, dia niakatra tany Jerosalema hamangy an’i Petera aho ka nitoetra tao aminy dimy ambin’ny folo andro.
19. But other of the apostles saw I none, save James the Lord's brother.
19. Mais je ne vis aucun autre des apôtres, si ce n`est Jacques, le frère du Seigneur.
19. Nefa ny apostoly sasany dia tsy nisy hitako afa-tsy Jakoba, rahalahin’ny Tompo.
20. Now the things which I write unto you, behold, before God, I lie not.
20. Dans ce que je vous écris, voici, devant Dieu, je ne mens point.
20. Ary izay zavatra soratako aminareo, indro, eo anatrehan’Andriamanitra fa tsy mandainga aho.
21. Afterwards I came into the regions of Syria and Cilicia;
21. J`allai ensuite dans les contrées de la Syrie et de la Cilicie.
21. "Rehefa afaka izany, dia tonga tany amin’ny tany Syria sy Silisia aho;"
22. And was unknown by face unto the churches of Judaea which were in Christ:
22. "Or, j`étais inconnu de visage aux Églises de Judée qui sont en Christ;"
22. Ary tsy mbola fantatry ny fiangonana any Jodia, izay ao amin’i Kristy, ny tarehiko.
23. But they had heard only, That he which persecuted us in times past now preacheth the faith which once he destroyed.
23. seulement, elles avaient entendu dire: Celui qui autrefois nous persécutait annonce maintenant la foi qu`il s`efforçait alors de détruire.
23. Fa nandre ihany izy ireo hoe: Ilay mpanenjika antsika fahiny, indro izy ankehitriny mitory ny finoana izay noravany taloha.
24. And they glorified God in me.
24. Et elles glorifiaient Dieu à mon sujet.
24. Ary dia nankalazan' izy ireo an’Andriamanitra aho.