1. I AM the man that hath seen affliction by the rod of his wrath.
1. Je suis l`homme qui a vu la misère Sous la verge de sa fureur.
1. Izaho ilay lehilahy nahita fahoriana tamin' ny tsorakazon' ny fahatezerany.
2. He hath led me, and brought me into darkness, but not into light.
2. Il m`a conduit, mené dans les ténèbres, Et non dans la lumière.
2. Notarihiny aho ary nentiny ho amin' ny maizina, fa tsy ho amin' ny mazava.
3. Surely against me is he turned; he turneth his hand against me all the day.
3. Contre moi il tourne et retourne sa main Tout le jour.
3. "Izaho mihitsy no asiany; izaho no asian' ny tanany mandritra ny andro."
4. My flesh and my skin hath he made old; he hath broken my bones.
4. Il a fait dépérir ma chair et ma peau, Il a brisé mes os.
4. Nataony antitra ny nofoko sy ny hoditro, notapatapahiny ny taolako.
5. He hath builded against me, and compassed me with gall and travail.
5. Il a bâti autour de moi, Il m`a environné de poison et de douleur.
5. Nanorina izay hamelezany ahy Izy ary nanemitra ahy tamin' ny zava-mangidy sy ny fahoriana.
6. He hath set me in dark places, as they that be dead of old.
6. Il me fait habiter dans les ténèbres, Comme ceux qui sont morts dès longtemps.
6. Nampitoeriny tao amin' ny maizina toy izay efa maty fahagola aho.
7. He hath hedged me about, that I cannot get out: he hath made my chain heavy.
7. "Il m`a entouré d`un mur, pour que je ne sorte pas; Il m`a donné de pesantes chaînes."
7. Nofefeny manodidina aho ka tsy afa-nivoaka, nataony mavesatra ny gadrako.
8. Also when I cry and shout, he shutteth out my prayer.
8. J`ai beau crier et implorer du secours, Il ne laisse pas accès à ma prière.
8. Ary rehefa mitaraina sy miantsoantso koa aza aho, dia tampenany ny fivavako.
9. He hath inclosed my ways with hewn stone, he hath made my paths crooked.
9. Il a fermé mon chemin avec des pierres de taille, Il a détruit mes sentiers.
9. Vato voapaika no narafiny natampiny ny lalako, naolikoliny ny alehako.
10. He was unto me as a bear lying in wait, and as a lion in secret places.
10. Il a été pour moi un ours en embuscade, Un lion dans un lieu caché.
10. "Tonga bera manotrika ahy Izy, ary toy ny liona ao amin' ny fierena;"
11. He hath turned aside my ways, and pulled me in pieces: he hath made me desolate.
11. Il a détourné mes voies, il m`a déchiré, Il m`a jeté dans la désolation.
11. Namily ny lalako Izy, ary noviravirainy aho ka nofoanany.
12. He hath bent his bow, and set me as a mark for the arrow.
12. Il a tendu son arc, et il m`a placé Comme un but pour sa flèche.
12. Nanenjana ny tsipìkany Izy ka nanangana ahy ho toy ny marika hokendrena zana-tsipìka.
13. He hath caused the arrows of his quiver to enter into my reins.
13. Il a fait entrer dans mes reins Les traits de son carquois.
13. Nampitsatoka ny zana-tsipìkany tamin' ny voako Izy.
14. I was a derision to all my people; and their song all the day.
14. Je suis pour tout mon peuple un objet de raillerie, Chaque jour l`objet de leurs chansons.
14. Tonga fihomehezan' ny fireneko rehetra aho sady ataony an-kira mandritra ny andro.
15. He hath filled me with bitterness, he hath made me drunken with wormwood.
15. Il m`a rassasié d`amertume, Il m`a enivré d`absinthe.
15. Novokisany zava-mangidy aho ary nobobohany zava-mahafaty.
16. He hath also broken my teeth with gravel stones, he hath covered me with ashes.
16. Il a brisé mes dents avec des cailloux, Il m`a couvert de cendre.
16. Ary notorotoroiny tamin' ny silabato ny nifiko, sady natsinkasinkasiny tamin' ny lavenona aho.
17. And thou hast removed my soul far off from peace: I forgat prosperity.
17. "Tu m`as enlevé la paix; Je ne connais plus le bonheur."
17. "Ary noroahinao tsy hahita fiadanana ny fanahiko; hadinoko ny fanambinana."
18. And I said, My strength and my hope is perished from the LORD:
18. Et j`ai dit: Ma force est perdue, Je n`ai plus d`espérance en l`Éternel!
18. Dia hoy aho: Levona ny heriko sy ny fanantenako avy amin' i Jehovah.
19. Remembering mine affliction and my misery, the wormwood and the gall.
19. "Quand je pense à ma détresse et à ma misère, A l`absinthe et au poison;"
19. Tsarovy ny fahoriako sy ny fanjenjenako, dia ny zava-mahafaty sy ny rano mangidy.
20. My soul hath them still in remembrance, and is humbled in me.
20. Quand mon âme s`en souvient, Elle est abattue au dedans de moi.
20. Tsaroan' ny fanahiko indrindra izany, ka mitanondrika ato anatiko izy.
21. This I recall to my mind, therefore have I hope.
21. Voici ce que je veux repasser en mon coeur, Ce qui me donnera de l`espérance.
21. Izany no hoeritreretiko ato am-poko, ka dia hanantena aho.
22. It is of the LORD's mercies that we are not consumed, because his compassions fail not.
22. "Les bontés de l`Éternel ne sont pas épuisés, Ses compassions ne sont pas à leur terme;"
22. Ny famindrampon' i Jehovah no tsy nahalany ritra antsika, fa tsy mitsahatra ny fiantrany.
23. They are new every morning: great is thy faithfulness.
23. Elles se renouvellent chaque matin. Oh! que ta fidélité est grande!
23. "Vaovao isa-maraina izany; lehibe ny fahamarinanao."
24. The LORD is my portion, saith my soul; therefore will I hope in him.
24. "L`Éternel est mon partage, dit mon âme; C`est pourquoi je veux espérer en lui."
24. Jehovah no anjarako, hoy ny fanahiko, ka dia hanantena Azy aho.
25. The LORD is good unto them that wait for him, to the soul that seeketh him.
25. L`Éternel a de la bonté pour qui espère en lui, Pour l`âme qui le cherche.
25. Tsara Jehovah amin' izay miandry Azy, dia amin' ny fanahy izay mitady Azy.
26. It is good that a man should both hope and quietly wait for the salvation of the LORD.
26. Il est bon d`attendre en silence Le secours de l`Éternel.
26. Tsara amin' olona ny manantena sy miandry amin' ny fahanginana ny famonjen' i Jehovah.
27. It is good for a man that he bear the yoke in his youth.
27. Il est bon pour l`homme De porter le joug dans sa jeunesse.
27. Tsara ho an' ny olona ny mitondra zioga amin' ny fahatanorany.
28. He sitteth alone and keepeth silence, because he hath borne it upon him.
28. "Il se tiendra solitaire et silencieux, Parce que l`Éternel le lui impose;"
28. Mitoetra irery izy ary mangina satria mitondra izany eo aminy.
29. He putteth his mouth in the dust; if so be there may be hope.
29. "Il mettra sa bouche dans la poussière, Sans perdre toute espérance;"
29. Manohoka ny vavany eo amin' ny vovoka izy, angamba hisy hantenaina.
30. He giveth his cheek to him that smiteth him: he is filled full with reproach.
30. Il présentera la joue à celui qui le frappe, Il se rassasiera d`opprobres.
30. Manolotra ny takolany ho amin' izay mamely azy izy ka feno latsa.
31. For the LORD will not cast off for ever:
31. Car le Seigneur Ne rejette pas à toujours.
31. "Fa tsy hanary mandrakizay ny Tompo;"
32. But though he cause grief, yet will he have compassion according to the multitude of his mercies.
32. "Mais, lorsqu`il afflige, Il a compassion selon sa grande miséricorde;"
32. Ka na dia mampahory aza Izy, dia mbola hiantra ihany araka ny haben' ny famindrampony.
33. For he doth not afflict willingly nor grieve the children of men.
33. Car ce n`est pas volontiers qu`il humilie Et qu`il afflige les enfants des hommes.
33. "Fa tsy sitrany ny mampahory na mampalahelo ny zanak' olombelona;"
34. To crush under his feet all the prisoners of the earth,
34. Quand on foule aux pieds Tous les captifs du pays,
34. Ny fanitsakitsahana ny mpifatotra rehetra ambonin' ny tany ho eo ambanin' ny tongony,
35. To turn aside the right of a man before the face of the most High,
35. Quand on viole la justice humaine A la face du Très Haut,
35. Ny familiana ny rariny amin' ny olona eo anatrehan' ny Avo Indrindra,
36. To subvert a man in his cause, the LORD approveth not.
36. Quand on fait tort à autrui dans sa cause, Le Seigneur ne le voit-il pas?
36. Ny famadihana ny adin' olona, dia tsy sitraky ny Tompo.
37. Who is he that saith, and it cometh to pass, when the Lord commandeth it not?
37. Qui dira qu`une chose arrive, Sans que le Seigneur l`ait ordonnée?
37. Iza moa no miteny, ka dia mahatonga izany, raha tsy zavatra efa nodidian' ny Tompo?
38. Out of the mouth of the most High proceedeth not evil and good?
38. N`est-ce pas de la volonté du Très Haut que viennent Les maux et les biens?
38. Tsy avy amin' ny vavan' ny Avo Indrindra va no ivoahan' ny loza sy ny soa?
39. Wherefore doth a living man complain, a man for the punishment of his sins?
39. Pourquoi l`homme vivant se plaindrait-il? Que chacun se plaigne de ses propres péchés.
39. Koa ahoana no imonomononan' ny olona mbola velona, raha mijaly noho ny famaizana ny otany?
40. Let us search and try our ways, and turn again to the LORD.
40. "Recherchons nos voies et sondons, Et retournons à l`Éternel;"
40. Aoka isika handinika sy hamantatra ny alehantsika ka hiverina indray amin' i Jehovah.
41. Let us lift up our heart with our hands unto God in the heavens.
41. Élevons nos coeurs et nos mains Vers Dieu qui est au ciel:
41. Aoka hasandratsika amin' Andriamanitra any an-danitra ny fontsika sy ny tanantsika.
42. We have transgressed and have rebelled: thou hast not pardoned.
42. Nous avons péché, nous avons été rebelles! Tu n`as point pardonné!
42. Efa nandika lalàna sy niodina izahay, ary Ianao kosa tsy namela heloka.
43. Thou hast covered with anger, and persecuted us: thou hast slain, thou hast not pitied.
43. "Tu t`es caché dans ta colère, et tu nous as poursuivis; Tu as tué sans miséricorde;"
43. "Nisarona fahatezerana Ianao ka nanenjika anay; namono Ianao, fa tsy niantra anay;"
44. Thou hast covered thyself with a cloud, that our prayer should not pass through.
44. Tu t`es enveloppé d`un nuage, Pour fermer accès à la prière.
44. Nisarona rahona Ianao, ka dia voasakana ny vavakay.
45. Thou hast made us as the offscouring and refuse in the midst of the people.
45. Tu nous as rendus un objet de mépris et de dédain Au milieu des peuples.
45. Nataonao tahaka ny fakofako sy ny zavatra nariana teo afovoan' ny firenena izahay.
46. All our enemies have opened their mouths against us.
46. Ils ouvrent la bouche contre nous, Tous ceux qui sont nos ennemis.
46. Ny fahavalonay rehetra nisanasana vava taminay.
47. Fear and a snare is come upon us, desolation and destruction.
47. Notre partage a été la terreur et la fosse, Le ravage et la ruine.
47. Tonga aminay ny tahotra sy ny fandrika, ny fahafoanana sy ny fandringanana.
48. Mine eye runneth down with rivers of water for the destruction of the daughter of my people.
48. Des torrents d`eau coulent de mes yeux, A cause de la ruine de la fille de mon peuple.
48. Rano mandriaka no mijononoka amin' ny masoko noho ny fandravana ny zanakavavin' ny oloko.
49. Mine eye trickleth down, and ceaseth not, without any intermission,
49. Mon oeil fond en larmes, sans repos, Sans relâche,
49. Ny masoko mandrotsa-dranomaso, ka tsy mitsahatra, tsy misy fiatoana.
50. Till the LORD look down, and behold from heaven.
50. "Jusqu`à ce que l`Éternel regarde et voie Du haut des cieux;"
50. Ambara-pitazan' i Jehovah ka ho tsinjony any an-danitra.
51. Mine eye affecteth mine heart because of all the daughters of my city.
51. Mon oeil me fait souffrir, A cause de toutes les filles de ma ville.
51. Ny masoko mampiditra fahoriana ny foko noho ny amin' ny zanakavavy rehetra amin' ny tanànako.
52. Mine enemies chased me sore, like a bird, without cause.
52. Ils m`ont donné la chasse comme à un oiseau, Ceux qui sont à tort mes ennemis.
52. Ny fahavaloko nanenjika dia nanenjika ahy toy ny vorona, tsy ahoan-tsy ahoana.
53. They have cut off my life in the dungeon, and cast a stone upon me.
53. Ils ont voulu anéantir ma vie dans une fosse, Et ils ont jeté des pierres sur moi.
53. Nanjera ahy tao an-davaka famorian-drano izy ka nitady hahafaty ahy sady nitora-bato ahy.
54. Waters flowed over mine head; then I said, I am cut off.
54. "Les eaux ont inondé ma tête; Je disais: Je suis perdu!"
54. Nandifotra ny lohako ny rano ka dia hoy aho: Maty aho.
55. I called upon thy name, O LORD, out of the low dungeon.
55. J`ai invoqué ton nom, ô Éternel, Du fond de la fosse.
55. Jehovah ô, niantso ny anaranao tany an-davaka lalina indrindra aho.
56. Thou hast heard my voice: hide not thine ear at my breathing, at my cry.
56. Tu as entendu ma voix: Ne ferme pas l`oreille à mes soupirs, à mes cris!
56. Ny feoko dia efa renao, aza tampenana ny sofinao amin' ny fisentoako sy amin' ny fitarainako.
57. Thou drewest near in the day that I called upon thee: thou saidst, Fear not.
57. Au jour où je t`ai invoqué, tu t`es approché, Tu as dit: Ne crains pas!
57. Nanakaiky Ianao tamin' ny andro niantsoako Anao ka dia hoy Ianao: Aza matahotra.
58. O LORD, thou hast pleaded the causes of my soul; thou hast redeemed my life.
58. Seigneur, tu as défendu la cause de mon âme, Tu as racheté ma vie.
58. "Tompo ô, Ianao nandahatra ny adin' ny fanahiko; nanavotra ny aiko Ianao."
59. O LORD, thou hast seen my wrong: judge thou my cause.
59. Éternel, tu as vu ce qu`on m`a fait souffrir: Rends-moi justice!
59. Jehovah ô, hitanao ny fitsarana miangatra natao tamiko, ka mba tsarao ny adiko.
60. Thou hast seen all their vengeance and all their imaginations against me.
60. Tu as vu toutes leurs vengeances, Tous leurs complots contre moi.
60. Hitanao ny famalian-dratsy rehetra ataon' ireo, dia ny saina rehetra entiny mamely ahy.
61. Thou hast heard their reproach, O LORD, and all their imaginations against me;
61. Éternel, tu as entendu leurs outrages, Tous leurs complots contre moi,
61. Jehovah ô, efa renao ny latsa ataony, dia ny saina rehetra entiny mamely ahy,
62. The lips of those that rose up against me, and their device against me all the day.
62. Les discours de mes adversaires, et les projets Qu`ils formaient chaque jour contre moi.
62. Dia ny molotr' izay mitsangana hanohitra ahy sy ny saina ataony mandritra ny andro hamelezana ahy.
63. Behold their sitting down, and their rising up; I am their musick.
63. Regarde quand ils sont assis et quand ils se lèvent: Je suis l`objet de leurs chansons.
63. Jereo ny fipetrany sy ny fitsangany, fa ataony an-kira aho.
64. Render unto them a recompence, O LORD, according to the work of their hands.
64. "Tu leur donneras un salaire, ô Éternel, Selon l`oeuvre de leurs mains;"
64. Omeo valiny araka ny asan' ny tanany izy, Jehovah ô.
65. Give them sorrow of heart, thy curse unto them.
65. "Tu les livreras à l`endurcissement de leur coeur, A ta malédiction contre eux;"
65. Omeo azy ny alahelom-po, ozonao ho aminy.
66. Persecute and destroy them in anger from under the heavens of the LORD.
66. Tu les poursuivras dans ta colère, et tu les extermineras De dessous les cieux, ô Éternel!
66. Enjeho sy aringano amin' ny fahatezerana izy tsy ho ety ambanin' ny lanitr' i Jehovah.