1. Therefore, thou son of man, prophesy against Gog, and say, Thus saith the Lord GOD; Behold, I am against thee, O Gog, the chief prince of Meshech and Tubal:
1. Et toi, fils de l`homme, prophétise contre Gog! Tu diras: Ainsi parle le Seigneur, l`Éternel: Voici, j`en veux à toi, Gog, Prince de Rosch, de Méschec et de Tubal!
1. Ary ianao, ry zanak' olona, dia maminania ny hamelezana an' i Goga, ka ataovy hoe: izao no lazain' i Jehovah Andriamanitra: indro, hamely anao Aho, ry Goga, andriandehiben' i Meseka sy Tobala.
2. And I will turn thee back, and leave but the sixth part of thee, and will cause thee to come up from the north parts, and will bring thee upon the mountains of Israel:
2. Je t`entraînerai, je te conduirai, Je te ferai monter des extrémités du septentrion, Et je t`amènerai sur les montagnes d`Israël.
2. Hampirenireniko ianao ka tsy hamelako afa-tsy ny ampaheninao ianao ary hitondra anao hiakatra avy any amin' ny farany avaratra Aho dia hoentiko ho any an-tendrombohitry ny Isiraely ianao.
3. And I will smite thy bow out of thy left hand, and will cause thine arrows to fall out of thy right hand.
3. J`abattrai ton arc de ta main gauche, Et je ferai tomber les flèches de ta main droite.
3. Ary hasiako ny tsipìkanao hiala eny an-tananao ankavia, ary halatsako hiala eny an-tananao ankavanana ny zana-tsipìkanao.
4. Thou shalt fall upon the mountains of Israel, thou, and all thy bands, and the people that is with thee: I will give thee unto the ravenous birds of every sort, and to the beasts of the field to be devoured.
4. "Tu tomberas sur les montagnes d`Israël, Toi et toutes tes troupes, Et les peuples qui seront avec toi; Aux oiseaux de proie, à tout ce qui a des ailes, Et aux bêtes des champs je te donnerai pour pâture."
4. Any an-tendrombohitry ny Isiraely no hiampatramparanao, ianao sy ny miaramilanao rehetra mbamin' ny firenena izay miaraka aminao, homeko hohanin' ny vorona mpihaza samy hafa karazana rehetra sy ny biby eny an-tsaha ianao.
5. Thou shalt fall upon the open field: for I have spoken it, saith the Lord GOD.
5. Tu tomberas sur la face de la terre, Car j`ai parlé, dit le Seigneur, l`Éternel.
5. "Eny an-tsaha malalaka no hiamparanao; fa Izaho no efa niteny izany, hoy Jehovah Andriamanitra."
6. And I will send a fire on Magog, and among them that dwell carelessly in the isles: and they shall know that I am the LORD.
6. "J`enverrai le feu dans Magog, Et parmi ceux qui habitent en sécurité les îles; Et ils sauront que je suis l`Éternel."
6. "Ary haterako afo Magoga sy izay mipetraka tsy manana ahiahy any amin' ny nosy; ka dia ho fantany fa Izaho no Jehovah."
7. So will I make my holy name known in the midst of my people Israel; and I will not let them pollute my holy name any more: and the heathen shall know that I am the LORD, the Holy One in Israel.
7. "Je ferai connaître mon saint nom au milieu de mon peuple d`Israël, Et je ne laisserai plus profaner mon saint nom; Et les nations sauront que je suis l`Éternel, Le Saint en Israël."
7. "Ary ny anarako masina dia hataoko fantatra ao amin' ny Isiraely oloko; ary tsy havelako holotoiny intsony ny anarako masina, ka dia ho fantatry ny firenena fa Izaho no Jehovah, ny Iray Masina ao amin' ny Isiraely."
8. Behold, it is come, and it is done, saith the Lord GOD; this is the day whereof I have spoken.
8. "Voici, ces choses viennent, elles arrivent, Dit le Seigneur, l`Éternel; C`est le jour dont j`ai parlé."
8. Indro, tonga izany ka tanteraka, hoy Jehovah Andriamanitra. Izao no andro izay nolazaiko.
9. And they that dwell in the cities of Israel shall go forth, and shall set on fire and burn the weapons, both the shields and the bucklers, the bows and the arrows, and the handstaves, and the spears, and they shall burn them with fire seven years:
9. "Alors les habitants des villes d`Israël sortiront, Ils brûleront et livreront aux flammes les armes, Les petits et les grands boucliers, Les arcs et les flèches, Les piques et les lances; Ils en feront du feu pendant sept ans."
9. "Ary hivoaka ny mponina ao amin' ny tanànan' ny Isiraely ka handrehitra sy hitaina fiadiana, dia ny ampinga lehibe sy ny ampinga kely, ny tsipìka sy ny zana-tsipìka, ny langilangy sy ny lefona, ary hitaina izany mandritra ny fito taona izy;"
10. So that they shall take no wood out of the field, neither cut down any out of the forests; for they shall burn the weapons with fire: and they shall spoil those that spoiled them, and rob those that robbed them, saith the Lord GOD.
10. Ils ne prendront point de bois dans les champs, Et ils n`en couperont point dans les forêts, Car c`est avec les armes qu`ils feront du feu. Ils dépouilleront ceux qui les ont dépouillés, Ils pilleront ceux qui les ont pillés, Dit le Seigneur, l`Éternel.
10. Fa tsy haka kitay hazo any an-tsaha na hanapaka hazo any an' ala izy, fa hitaina ny fiadiana ka hamabo izay efa namabo azy sy handroba izay efa nandroba azy, hoy Jehovah Andriamanitra.
11. And it shall come to pass in that day, that I will give unto Gog a place there of graves in Israel, the valley of the passengers on the east of the sea: and it shall stop the noses of the passengers: and there shall they bury Gog and all his multitude: and they shall call it The valley of Hamongog.
11. "En ce jour-là, Je donnerai à Gog un lieu qui lui servira de sépulcre en Israël, La vallée des voyageurs, à l`orient de la mer; Ce sépulcre fermera le passage aux voyageurs. C`est là qu`on enterrera Gog et toute sa multitude, Et on appellera cette vallée la vallée de la multitude de Gog."
11. "Ary izao no hiseho amin' izany andro izany, homeko tany ao amin' ny Isiraely Goga hasiana fasana, dia ny lohasahan' ny mpandalo ao atsinanan' ny ranomasina ary hampitampin' orona ny mpandalo izany, ary any no handevenany an' i Goga sy ny olony marobe rehetra; ary ny anarany hataony hoe Lohasahan' i Hamona-Goga."
12. And seven months shall the house of Israel be burying of them, that they may cleanse the land.
12. "La maison d`Israël les enterrera, Afin de purifier le pays; Et cela durera sept mois."
12. Ary fito volana mipaka no handevenan' ny taranak' Isiraely azy, hanadiovany ny tany.
13. Yea, all the people of the land shall bury them; and it shall be to them a renown the day that I shall be glorified, saith the Lord GOD.
13. Tout le peuple du pays les enterrera, Et il en aura du renom, Le jour où je serai glorifié, Dit le Seigneur, l`Éternel.
13. "Eny, ny tompon-tany rehetra no handevina azy; ary ho laza ho azy izany amin' ny andro hampisehoako ny voninahitro, hoy Jehovah Andriamanitra."
14. And they shall sever out men of continual employment, passing through the land to bury with the passengers those that remain upon the face of the earth, to cleanse it: after the end of seven months shall they search.
14. "Ils choisiront des hommes qui seront sans cesse à parcourir le pays, Et qui enterreront, avec l`aide des voyageurs, Les corps restés à la surface de la terre; Ils purifieront le pays, Et ils seront à la recherche pendant sept mois entiers."
14. "Ary izy hanavaka sy hanendry olona ho mpitety ny tany sy izay hiaraka amin' ny mpitety koa handevina ny mbola sisa eny ambonin' ny tany, hanadiovana azy; rehefa afaka fito volana, dia vao hikatsaka izy;"
15. And the passengers that pass through the land, when any seeth a man's bone, then shall he set up a sign by it, till the buriers have buried it in the valley of Hamongog.
15. "Ils parcourront le pays; Et quand l`un d`eux verra les ossements d`un homme, Il mettra près de là un signe, Jusqu`à ce que les fossoyeurs l`enterrent Dans la vallée de la multitude de Gog."
15. Ary raha mandeha mitety ny tany ireo mpitety ka mahita taolan' olona, dia hanorina marika eo anilany mandra-pandevin' ny mpandevina azy ao amin' ny Lohasahan' i Hamona-Goga.
16. And also the name of the city shall be Hamonah. Thus shall they cleanse the land.
16. Il y aura aussi une ville appelée Hamona. C`est ainsi qu`on purifiera le pays.
16. Ary ny anaran' ny tanàna koa dia ho Hamona. Toy izany no hanadiovany ny tany.
17. And, thou son of man, thus saith the Lord GOD; Speak unto every feathered fowl, and to every beast of the field, Assemble yourselves, and come; gather yourselves on every side to my sacrifice that I do sacrifice for you, even a great sacrifice upon the mountains of Israel, that ye may eat flesh, and drink blood.
17. Et toi, fils de l`homme, ainsi parle le Seigneur, l`Éternel: Dis aux oiseaux, à tout ce qui a des ailes, Et à toutes les bêtes des champs: Réunissez-vous, venez, rassemblez-vous de toutes parts, Pour le sacrifice où j`immole pour vous des victimes, Grand sacrifice sur les montagnes d`Israël! Vous mangerez de la chair, et vous boirez du sang.
17. Ary ianao, ry zanak' olona, dia izao no lazain' i Jehovah Andriamanitra: ataovy amin' ny voro-manidina rehetra sy ny biby eny an-tsaha rehetra hoe: mivoria ianareo, ka mankanesa aty: miangòna ianareo avy amin' ny manodidina ho amin' ny fanatitro izay vonoiko ho anareo, dia fanatitra lehibe eny an-tendrombohitry ny Isiraely, hihinananareo nofo sy hisotroanareo ra.
18. Ye shall eat the flesh of the mighty, and drink the blood of the princes of the earth, of rams, of lambs, and of goats, of bullocks, all of them fatlings of Bashan.
18. Vous mangerez la chair des héros, Et vous boirez le sang des princes de la terre, Béliers, agneaux, boucs, Taureaux engraissés sur le Basan.
18. Ny nofon' ny lehilahy mahery no hohaninareo ary ny ràn' ireo mpanjakan' ny tany no hosotroinareo, dia ondrilahy sy zanak' ondry sy osilahy ary vantotr' ombilahy, samy mifahy avy any Basana izy rehetra.
19. And ye shall eat fat till ye be full, and drink blood till ye be drunken, of my sacrifice which I have sacrificed for you.
19. Vous mangerez de la graisse jusqu`à vous en rassasier, Et vous boirez du sang jusqu`à vous enivrer, A ce festin de victimes que j`immolerai pour vous.
19. Dia hihinana matavy ianareo mandra-pahavokinareo ary hisotro rà mandrapahaleonareo avy amin' ny fanatitro izay novonoiko ho anareo.
20. Thus ye shall be filled at my table with horses and chariots, with mighty men, and with all men of war, saith the Lord GOD.
20. Vous vous rassasierez à ma table de la chair des chevaux et des cavaliers, De la chair des héros et de tous les hommes de guerre, Dit le Seigneur, l`Éternel.
20. Ary ho voky soavaly sy kalesy ary lehilahy mahery mbamin' ny miaramila rehetra eo amin' ny latabatro ianareo, hoy Jehovah Andriamanitra.
21. And I will set my glory among the heathen, and all the heathen shall see my judgment that I have executed, and my hand that I have laid upon them.
21. "Je manifesterai ma gloire parmi les nations; Et toutes les nations verront les jugements que j`exercerai, Et les châtiments dont ma main les frappera."
21. Ary hasehoko any amin' ny jentilisa ny voninahitro, ka ho hitan' ny jentilisa rehetra ny fitsarana hataoko sy ny tanako izay hahinjitro aminy.
22. So the house of Israel shall know that I am the LORD their God from that day and forward.
22. La maison d`Israël saura que je suis l`Éternel, son Dieu, Dès ce jour et à l`avenir.
22. Ary ho fantatry ny taranak' Isiraely fa Izaho no Jehovah Andriamaniny hatry ny androtriny ka hatramin' ny ho avy rehetra.
23. And the heathen shall know that the house of Israel went into captivity for their iniquity: because they trespassed against me, therefore hid I my face from them, and gave them into the hand of their enemies: so fell they all by the sword.
23. "Et les nations sauront que c`est à cause de ses iniquités Que la maison d`Israël a été conduite en captivité, A cause de ses infidélités envers moi; Aussi je leur ai caché ma face, Et je les ai livrés entre les mains de leurs ennemis, Afin qu`ils périssent tous par l`épée."
23. " Ary ho fantatry ny jentilisa fa ny heloky ny taranak' Isiraely no nahababo azy; satria nivadika tamiko izy, dia izany no nanafenako ny tavako taminy sy nanolorako azy ho eo an-tanan' ny fahavalony ka dia lavon-tsabatra izy rehetra."
24. According to their uncleanness and according to their transgressions have I done unto them, and hid my face from them.
24. Je les ai traités selon leurs souillures et leurs transgressions, Et je leur ai caché ma face.
24. Araka ny fahalotoany sy ny fahadisoany no navaliko azy sy nanafenako ny tavako taminy.
25. Therefore thus saith the Lord GOD; Now will I bring again the captivity of Jacob, and have mercy upon the whole house of Israel, and will be jealous for my holy name;
25. C`est pourquoi ainsi parle le Seigneur, l`Éternel: Maintenant je ramènerai les captifs de Jacob, J`aurai pitié de toute la maison d`Israël, Et je serai jaloux de mon saint nom.
25. "Koa izao no lazain' i Jehovah Andriamanitra: ankehitriny dia hampodiko avy amin' ny fahababoany Jakoba, ary hamindrako fo ny taranak' Isiraely rehetra; ary hiseho ho saro-piaro noho ny amin' ny anarako masina Aho."
26. After that they have borne their shame, and all their trespasses whereby they have trespassed against me, when they dwelt safely in their land, and none made them afraid.
26. Alors ils oublieront leur opprobre, Et toutes les infidélités qu`ils ont commises envers moi, Lorsqu`ils habitaient en sécurité leur pays, Et qu`il n`y avait personne pour les troubler.
26. Aorian' ny nitondrany ny fahamenarany sy ny fahadisoany rehetra izay nandisoany tamiko, rehefa mandry fahizay ao amin' ny taniny izy, ka tsy misy manaitaitra azy,
27. When I have brought them again from the people, and gathered them out of their enemies' lands, and am sanctified in them in the sight of many nations;
27. Quand je les ramènerai d`entre les peuples, Quand je les rassemblerai du pays de leurs ennemis, Je serai sanctifié par eux aux yeux de beaucoup de nations.
27. "Rehefa ampodiko avy any amin' ny firenena indray izy ary angoniko avy any amin' ny tanin' ny fahavalony; ary hamasinina ao aminy Aho eo imason' ny firenena maro;"
28. Then shall they know that I am the LORD their God, which caused them to be led into captivity among the heathen: but I have gathered them unto their own land, and have left none of them any more there.
28. "Et ils sauront que je suis l`Éternel, leur Dieu, Qui les avait emmenés captifs parmi les nations, Et qui les rassemble dans leur pays; Je ne laisserai chez elles aucun d`eux,"
28. "Dia ho fantany fa Izaho no Jehovah Andriamaniny izay nitondra azy ho babo tany amin' ny jentilisa; nefa nanangona azy ho any amin' ny taniny Aho, ka tsy hisy hafoiko any izy na dia iray akory aza."
29. Neither will I hide my face any more from them: for I have poured out my spirit upon the house of Israel, saith the Lord GOD.
29. Et je ne leur cacherai plus ma face, Car je répandrai mon esprit sur la maison d`Israël, Dit le Seigneur, l`Éternel.
29. "Ary tsy hafeniko aminy intsony ny tavako; fa naidiko ao amin' ny taranak' Isiraely ny Fanahiko, hoy Jehovah Andriamanitra."
<
>