A Prophecy Against Egypt
1. In the tenth year, in the tenth month, in the twelfth day of the month, the word of the LORD came unto me, saying,
1. La dixième année, le douzième jour du dixième mois, la parole de l`Éternel me fut adressée, en ces mots:
1. Tamin' ny andro faharoa ambin' ny folo tamin' ny volana fahafolo tamin' ny taona fahafolo dia tonga tamiko ny tenin' i Jehovah nanao hoe:
2. Son of man, set thy face against Pharaoh king of Egypt, and prophesy against him, and against all Egypt:
2. Fils de l`homme, tourne ta face vers Pharaon, roi d`Égypte, Et prophétise contre lui et contre toute l`Égypte!
2. Ry zanak' olona, manandrifia an' i Farao, mpanjakan' i Egypta, ka maminania ny hamelezana azy mbamin' i Egypta rehetra.
3. Speak, and say, Thus saith the Lord GOD; Behold, I am against thee, Pharaoh king of Egypt, the great dragon that lieth in the midst of his rivers, which hath said, My river is mine own, and I have made it for myself.
3. Parle, et tu diras: Ainsi parle le Seigneur, l`Éternel: Voici, j`en veux à toi, Pharaon, roi d`Égypte, Grand crocodile, qui te couches au milieu de tes fleuves, Et qui dis: Mon fleuve est à moi, c`est moi qui l`ai fait!
3. Mitenena, ka ataovy hoe: izao no lazain' i Jehovah Andriamanitra: Indro, avy hamely anao Aho, ry Farao, mpanjakan' i Egypta, Ilay dragona makadiry mamitsaka ao afovoan' ny reniranony, dia ilay efa nanao hoe: Ahy manokana ny reniranoko, Izaho no namorona azy ho an' ny tenako.
4. But I will put hooks in thy jaws, and I will cause the fish of thy rivers to stick unto thy scales, and I will bring thee up out of the midst of thy rivers, and all the fish of thy rivers shall stick unto thy scales.
4. Je mettrai une boucle à tes mâchoires, J`attacherai à tes écailles les poissons de tes fleuves, Et je te tirerai du milieu de tes fleuves, Avec tous les poissons qui s`y trouvent Et qui seront attachés à tes écailles.
4. Fa hasiako farango ny valanoranonao sady hampiraiketiko amin' ny kiranao ny hazandrano ao amin' ny reniranonao, dia hampiakariko avy eo afovoan' ny reniranonao ianao ary ny hazandrano rehetra amin' ny reniranonao dia hiraikitra amin' ny kiranao.
5. And I will leave thee thrown into the wilderness, thee and all the fish of thy rivers: thou shalt fall upon the open fields; thou shalt not be brought together, nor gathered: I have given thee for meat to the beasts of the field and to the fowls of the heaven.
5. "Je te jetterai dans le désert, Toi et tous les poissons de tes fleuves. Tu tomberas sur la face des champs, Tu ne seras ni relevé ni ramassé; Aux bêtes de la terre et aux oiseaux du ciel Je te donnerai pour pâture."
5. "Ary hariako any an' efitra ianao, dia ianao sy ny hazandrano rehetra avy amin' ny reniranonao; hitsitsitra eny an-tanety ianao ka tsy hovorina na hangonina; efa nomeko hohanin' ny biby eny an-tsaha sy ny voro-manidina eny amin' ny lanitra ianao."
6. And all the inhabitants of Egypt shall know that I am the LORD, because they have been a staff of reed to the house of Israel.
6. Et tous les habitants de l`Égypte sauront que je suis l`Éternel, Parce qu`ils ont été un soutien de roseau pour la maison d`Israël.
6. Dia ho fantatry ny mponina rehetra any Egypta fa Izaho no Jehovah, satria efa tehina volotara ho an' ny taranak' Isiraely izy.
7. When they took hold of thee by thy hand, thou didst break, and rend all their shoulder: and when they leaned upon thee, thou brakest, and madest all their loins to be at a stand.
7. "Lorsqu`ils t`ont pris dans la main, tu t`es rompu, Et tu leur as déchiré toute l`épaule; Lorsqu`ils se sont appuyés sur toi, tu t`es brisé, Et tu as rendu leurs reins immobiles."
7. "Nony nandray anao tamin' ny tanany izy ireo, dia folaka ianao, ka voatsindronao ny helik' izy rehetra; ary nony nitehina taminao izy ireo, dia tapaka ianao ka nampilefitra ny valahan' izy rehetra."
8. Therefore thus saith the Lord GOD; Behold, I will bring a sword upon thee, and cut off man and beast out of thee.
8. C`est pourquoi ainsi parle le Seigneur, l`Éternel: Voici, je ferai venir contre toi l`épée, Et j`exterminerai du milieu de toi les hommes et les bêtes.
8. Koa izao no lazain' i Jehovah Andriamanitra: Indro, hahatonga sabatra hamely anao Aho ka hofongorako tsy ho aminao ny olona sy ny biby.
9. And the land of Egypt shall be desolate and waste; and they shall know that I am the LORD: because he hath said, The river is mine, and I have made it.
9. Le pays d`Égypte deviendra une solitude et un désert. Et ils sauront que je suis l`Éternel, Parce qu`il a dit: Le fleuve est à moi, c`est moi qui l`ai fait!
9. Ary ny tany Egypta ho lao sy rava, ka dia ho fantany fa Izaho no Jehovah, satria izy efa nanao hoe: Ahy ny renirano, Izaho no nanao azy.
10. Behold, therefore I am against thee, and against thy rivers, and I will make the land of Egypt utterly waste and desolate, from the tower of Syene even unto the border of Ethiopia.
10. C`est pourquoi voici, j`en veux à toi et à tes fleuves, Et je ferai du pays d`Égypte un désert et une solitude, Depuis Migdol jusqu`à Syène et aux frontières de l`Éthiopie.
10. Dia, indro, avy hamely anao sy ny reniranonao Aho, ary ny tany Egypta hataoko lao sy rava tanteraka, hatrany Syena ka hatramin' ny sisin' i Etiopia.
11. No foot of man shall pass through it, nor foot of beast shall pass through it, neither shall it be inhabited forty years.
11. Nul pied d`homme n`y passera, Nul pied d`animal n`y passera, Et il restera quarante ans sans être habité.
11. Tsy hodiavin-tongotr' olona ny tany, ary ny tongo-biby aza tsy handia azy, sady tsy honenana efapolo taona izy.
12. And I will make the land of Egypt desolate in the midst of the countries that are desolate, and her cities among the cities that are laid waste shall be desolate forty years: and I will scatter the Egyptians among the nations, and will disperse them through the countries.
12. Je ferai du pays d`Égypte une solitude entre les pays dévastés, Et ses villes seront désertes entre les villes désertes, Pendant quarante ans. Je répandrai les Égyptiens parmi les nations, Je les disperserai en divers pays.
12. "Ary hataoko lao ao amin' ny tany lao ny tany Egypta, ary ny tanànany dia ho rava ao amin' ny tanàna lao efapolo taona; dia haeliko ho any amin' ny firenena samy hafa ny Egyptiana, ary hahahako any amin' ny tany samy hafa."
13. Yet thus saith the Lord GOD; At the end of forty years will I gather the Egyptians from the people whither they were scattered:
13. Ainsi parle le Seigneur, l`Éternel: Au bout de quarante ans je rassemblerai les Égyptiens Du milieu des peuples où ils auront été dispersés.
13. "Fa izao no lazain' i Jehovah Andriamanitra: rehefa afaka efapolo taona dia hangoniko avy any amin' ny firenena izay nielezany ny Egyptiana;"
14. And I will bring again the captivity of Egypt, and will cause them to return into the land of Pathros, into the land of their habitation; and they shall be there a base kingdom.
14. Je ramènerai les captifs de l`Égypte, Je les ramènerai dans le pays de Pathros, Dans le pays de leur origine, Et là ils formeront un faible royaume.
14. "Ary haveriko avy amin' ny fahababoany Egypta, ka hampodiko any amin' ny tany Patrosa, tany niaviany izy; ary ho fanjakana ambany Egypta;"
15. It shall be the basest of the kingdoms; neither shall it exalt itself any more above the nations: for I will diminish them, that they shall no more rule over the nations.
15. Ce sera le moindre des royaumes, Et il ne s`élèvera plus au-dessus des nations, Je les diminuerai, afin qu`ils ne dominent pas sur les nations.
15. "Eny, ho ambany indrindra noho ny fanjakana hafa izy ka tsy hisandratra ambonin' ny firenena hafa intsony; fa hohakeleziko izy ka tsy hampanompo ny firenena intsony."
16. And it shall be no more the confidence of the house of Israel, which bringeth their iniquity to remembrance, when they shall look after them: but they shall know that I am the Lord GOD.
16. "Ce royaume ne sera plus pour la maison d`Israël un sujet de confiance; Il lui rappellera son iniquité, quand elle se tournait vers eux. Et ils sauront que je suis le Seigneur, l`Éternel."
16. "Dia tsy ho tokin' ny taranak' Isiraely intsony izy ho fampahatsiarovana ny helony amin' ny andehanan' ireo hanaraka azy; ka dia ho fantany fa Izaho no Jehovah Andriamanitra."
17. And it came to pass in the seven and twentieth year, in the first month, in the first day of the month, the word of the LORD came unto me, saying,
17. La vingt-septième année, le premier jour du premier mois, la parole de l`Éternel me fut adressée, en ces mots:
17. Ary izao no niseho, tamin' ny andro voalohany tamin' ny volana voalohany tamin' ny taona fahafito amby roapolo dia tonga tamiko ny tenin' i Jehovah nanao hoe:
18. Son of man, Nebuchadrezzar king of Babylon caused his army to serve a great service against Tyrus: every head was made bald, and every shoulder was peeled: yet had he no wages, nor his army, for Tyrus, for the service that he had served against it:
18. "Fils de l`homme, Nebucadnetsar, roi de Babylone, A fait faire à son armée un service pénible contre Tyr; Toutes les têtes sont chauves, toutes les épaules sont écorchées; Et il n`a retiré de Tyr aucun salaire, ni lui, ni son armée, Pour le service qu`il a fait contre elle."
18. Ry zanak' olona, mafy ny fanompoana izay nampanaovin' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona ny miaramilany tamin' ny namelezany an' i Tyro, ka efa samy tonga sola avokoa ny lohany, sady niendaka ny sorony, nefa tsy nahazo karama avy tany Tyro izy sy ny miaramilany noho ny fanompoana izay nataony tamin' ny namelezany azy.
19. Therefore thus saith the Lord GOD; Behold, I will give the land of Egypt unto Nebuchadrezzar king of Babylon; and he shall take her multitude, and take her spoil, and take her prey; and it shall be the wages for his army.
19. "C`est pourquoi ainsi parle le Seigneur, l`Éternel: Voici, je donne à Nebucadnetsar, roi de Babylone, Le pays d`Égypte; Il en emportera les richesses, Il en prendra les dépouilles, Il en pillera le butin; Ce sera un salaire pour son armée."
19. Koa izao no lazain' i Jehovah Andriamanitra: Indro, homeko an' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, ny tany Egypta, dia halainy ny olony marobe ary halainy izay nobaboiny ao, hataony sambotra izay azo ao, ary izany no ho karaman' ny miaramilany.
20. I have given him the land of Egypt for his labour wherewith he served against it, because they wrought for me, saith the Lord GOD.
20. "Pour prix du service qu`il a fait contre Tyr, Je lui donne le pays d`Égypte; Car ils ont travaillé pour moi, Dit le Seigneur, l`Éternel."
20. Ho valin' ny fanompoana nataony tany Tyro no nanomezako azy ny tany Egypta, satria nataony ho Ahy izany, hoy Jehovah Andriamanitra.
21. In that day will I cause the horn of the house of Israel to bud forth, and I will give thee the opening of the mouth in the midst of them; and they shall know that I am the LORD.
21. "En ce jour-là, je donnerai de la force à la maison d`Israël, Et je t`ouvrirai la bouche au milieu d`eux; Et ils sauront que je suis l`Éternel."
21. "Amin' izany andro izany dia hampitsimoka tandroka ho an' ny taranak' Isiraely Aho, ary hampiloahiko vava eo aminy ianao; ka dia ho fantany fa Izaho no Jehovah."