Rebellious Israel
1. And it came to pass in the seventh year, in the fifth month, the tenth day of the month, that certain of the elders of Israel came to enquire of the LORD, and sat before me.
1. La septième année, le dixième jour du cinquième mois, quelques-uns des anciens d`Israël vinrent pour consulter l`Éternel, et s`assirent devant moi.
1. Ary izao no niseho, tamin' ny andro fahafolo tamin' ny volana fahadimy tamin' ny taona fahafito, dia nisy tonga ny loholon' ny Isiraely hanontany an' i Jehovah, ka nipetraka teo anatrehako,
2. Then came the word of the LORD unto me, saying,
2. Et la parole de l`Éternel me fut adressée, en ces mots:
2. Dia tonga tamiko ny tenin' i Jehovah nanao hoe:
3. Son of man, speak unto the elders of Israel, and say unto them, Thus saith the Lord GOD; Are ye come to enquire of me? As I live, saith the Lord GOD, I will not be enquired of by you.
3. Fils de l`homme, parle aux anciens d`Israël, et dis-leur: Ainsi parle le Seigneur, l`Éternel: Est-ce pour me consulter que vous êtes venus? Je suis vivant! je ne me laisserai pas consulter par vous, dit le Seigneur, l`Éternel.
3. Ry zanak' olona, mitenena amin' ireo loholon' ny Isiraely, ka ataovy aminy hoe: Izao no lazain' i Jehovah Andriamanitra: Moa hanontany amiko va no iavianareo? Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Andriamanitra, dia tsy hety hanontanianareo mihitsy Aho,
4. Wilt thou judge them, son of man, wilt thou judge them? cause them to know the abominations of their fathers:
4. Veux-tu les juger, veux-tu les juger, fils de l`homme? Fais-leur connaître les abominations de leurs pères!
4. "Tsy hotsarainao va izy, ry zanak' olona, tsy hotsarainao va izy? Ampahalalao ny fahavetavetan' ny razany izy;"
5. And say unto them, Thus saith the Lord GOD; In the day when I chose Israel, and lifted up mine hand unto the seed of the house of Jacob, and made myself known unto them in the land of Egypt, when I lifted up mine hand unto them, saying, I am the LORD your God;
5. "Tu leur diras: Ainsi parle le Seigneur, l`Éternel: Le jour où j`ai choisi Israël, j`ai levé ma main vers la postérité de la maison de Jacob, et je me suis fait connaître à eux dans le pays d`Égypte; j`ai levé ma main vers eux, en disant: Je suis l`Éternel, votre Dieu."
5. Ary ataovy aminy hoe: Izao no lazain' i Jehovah Andriamanitra: Tamin' ny andro nifidianako ny Isiraely sy nananganako tanana tamin' ny taranak' i Jakoba sy nanaovako izay hahafantarany Ahy tany amin' ny tany Egypta, raha nanangan-tanana taminy Aho ka nanao hoe: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo,
6. In the day that I lifted up mine hand unto them, to bring them forth of the land of Egypt into a land that I had espied for them, flowing with milk and honey, which is the glory of all lands:
6. En ce jour-là, j`ai levé ma main vers eux, pour les faire passer du pays d`Égypte dans un pays que j`avais cherché pour eux, pays où coulent le lait et le miel, le plus beau de tous les pays.
6. Tamin' ny andro izay nananganako tanana taminy hitondra azy hivoaka avy tany amin' ny tany Egypta ho any amin' ny tany notadiaviko ho azy, izay tondra-dronono sy tantely sady voninahitry ny tany rehetra,
7. Then said I unto them, Cast ye away every man the abominations of his eyes, and defile not yourselves with the idols of Egypt: I am the LORD your God.
7. Je leur dis: Rejetez chacun les abominations qui attirent ses regards, et ne vous souillez pas par les idoles de l`Égypte! Je suis l`Éternel, votre Dieu.
7. "Dia hoy Aho taminy: Samia manary ny fahavetavetan' ny masony avy ianareo, ary aza mandoto tena amin' ny sampin' i Egypta; Izaho no Jehovah Andriamanitrareo."
8. But they rebelled against me, and would not hearken unto me: they did not every man cast away the abominations of their eyes, neither did they forsake the idols of Egypt: then I said, I will pour out my fury upon them, to accomplish my anger against them in the midst of the land of Egypt.
8. Et ils se révoltèrent contre moi, et ils ne voulurent pas m`écouter. Aucun ne rejeta les abominations qui attiraient ses regards, et ils n`abandonnèrent point les idoles de l`Égypte. J`eus la pensée de répandre ma fureur sur eux, d`épuiser contre eux ma colère, au milieu du pays d`Égypte.
8. "Nefa niodina tamiko izy ka tsy nety nihaino Ahy; samy tsy nanary ny fahavetavetan' ny masony izy na nahafoy ny sampin' i Egypta, ka dia hoy Aho: Haidiko aminy ny fahavinirako hanatanterahako ny fahatezerako aminy eo amin' ny tany Egypta."
9. But I wrought for my name's sake, that it should not be polluted before the heathen, among whom they were, in whose sight I made myself known unto them, in bringing them forth out of the land of Egypt.
9. Néanmoins j`ai agi par égard pour mon nom, afin qu`il ne soit pas profané aux yeux des nations parmi lesquelles ils se trouvaient, et aux yeux desquelles je m`étais fait connaître à eux, pour les faire sortir du pays d`Égypte.
9. Kanefa niasa noho ny amin' ny anarako Aho, mba tsy handotoana izany eo imason' ny jentilisa izay nitoerany, sady teo imasony no nanaovako izay hahafantarany Ahy tamin' ny nitondrako azy nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta.
10. Wherefore I caused them to go forth out of the land of Egypt, and brought them into the wilderness.
10. Et je les fis sortir du pays d`Égypte, et je les conduisis dans le désert.
10. Koa dia nentiko nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta izy ka nentiko ho any an' efitra.
11. And I gave them my statutes, and shewed them my judgments, which if a man do, he shall even live in them.
11. Je leur donnai mes lois et leur fis connaître mes ordonnances, que l`homme doit mettre en pratique, afin de vivre par elles.
11. Dia nomeko azy ny didiko ary nampahafantariko azy ny fitsipiko izay mahavelona ny olona manaraka izany.
12. Moreover also I gave them my sabbaths, to be a sign between me and them, that they might know that I am the LORD that sanctify them.
12. Je leur donnai aussi mes sabbats comme un signe entre moi et eux, pour qu`ils connussent que je suis l`Éternel qui les sanctifie.
12. Ary nomeko azy koa ireo sabatako ho famantarana ho amiko sy ho aminy, mba ho fantany fa Izaho Jehovah no manamasina azy.
13. But the house of Israel rebelled against me in the wilderness: they walked not in my statutes, and they despised my judgments, which if a man do, he shall even live in them; and my sabbaths they greatly polluted: then I said, I would pour out my fury upon them in the wilderness, to consume them.
13. Et la maison d`Israël se révolta contre moi dans le désert. Ils ne suivirent point mes lois, et ils rejetèrent mes ordonnances, que l`homme doit mettre en pratique, afin de vivre par elles, et ils profanèrent à l`excès mes sabbats. J`eus la pensée de répandre sur eux ma fureur dans le désert, pour les anéantir.
13. Kanjo niodina tamiko tany an' efitra ihany ny taranak' Isiraely. Tsy nandeha araka ny didiko izy, fa nanamavo ny fitsipiko, izay mahavelona ny olona manaraka izany, ary nandoto dia nandoto ireo sabatako izy, dia hoy Aho: Haidiko aminy any an' efitra ny fahatezerako hahalany ringana azy.
14. But I wrought for my name's sake, that it should not be polluted before the heathen, in whose sight I brought them out.
14. Néanmoins j`ai agi par égard pour mon nom, afin qu`il ne soit pas profané aux yeux des nations en présence desquelles je les avait fait sortir d`Égypte.
14. Kanefa niasa noho ny amin' ny anarako Aho, mba tsy handotoana izany eo anatrehan' ny jentilisa izay nahita ny nitondrako azy nivoaka.
15. Yet also I lifted up my hand unto them in the wilderness, that I would not bring them into the land which I had given them, flowing with milk and honey, which is the glory of all lands;
15. Dans le désert, je levai ma main vers eux, pour ne pas les conduire dans le pays que je leur avais destiné, pays où coulent le lait et le miel, le plus beau de tous les pays,
15. "Ary izaho dia nanangan-tanana taminy tany an' efitra koa fa tsy hitondra azy ho any amin' ny tany efa nomeko azy, izay tondra-dronono sy tantely sady voninahitry ny tany rehetra;"
16. Because they despised my judgments, and walked not in my statutes, but polluted my sabbaths: for their heart went after their idols.
16. et cela parce qu`ils rejetèrent mes ordonnances et ne suivirent point mes lois, et parce qu`ils profanèrent mes sabbats, car leur coeur ne s`éloigna pas de leurs idoles.
16. "Satria efa nanamavo ny fitsipiko izy ary tsy nandeha araka ny didiko, fa nandoto ireo sabatako; fa ny fony dia nanaraka ny sampiny."
17. Nevertheless mine eye spared them from destroying them, neither did I make an end of them in the wilderness.
17. Mais j`eus pour eux un regard de pitié et je ne les détruisis pas, je ne les exterminai pas dans le désert.
17. Nefa niantra azy ihany ny masoko, ka dia tsy naringako na nolevoniko tany an' efitra izy.
18. But I said unto their children in the wilderness, Walk ye not in the statutes of your fathers, neither observe their judgments, nor defile yourselves with their idols:
18. Je dis à leurs fils dans le désert: Ne suivez pas les préceptes de vos pères, n`observez pas leurs coutumes, et ne vous souillez pas par leurs idoles!
18. "Fa hoy Aho tamin' ny zanany tany an' efitra: Aza mandeha araka ny fanaon-drazanareo ianareo, na mitandrina ny fitsipiny, na mandoto tena amin' ny sampiny;"
19. I am the LORD your God; walk in my statutes, and keep my judgments, and do them;
19. Je suis l`Éternel, votre Dieu. Suivez mes préceptes, observez mes ordonnances, et mettez-les en pratique.
19. "Fa Izaho no Jehovah Andriamanitrareo; koa mandehana araka ny didiko ary mitandrema ny fitsipiko ka araho izany."
20. And hallow my sabbaths; and they shall be a sign between me and you, that ye may know that I am the LORD your God.
20. Sanctifiez mes sabbats, et qu`ils soient entre moi et vous un signe auquel on connaisse que je suis l`Éternel, votre Dieu.
20. Ary manamasìna ireo sabatako mba ho famantarana ho amiko sy ho aminareo ireo ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.
21. Notwithstanding the children rebelled against me: they walked not in my statutes, neither kept my judgments to do them, which if a man do, he shall even live in them; they polluted my sabbaths: then I said, I would pour out my fury upon them, to accomplish my anger against them in the wilderness.
21. Et les fils se révoltèrent contre moi. Ils ne suivirent point mes préceptes, ils n`observèrent point et n`exécutèrent point mes ordonnances, que l`homme doit mettre en pratique, afin de vivre par elles, et ils profanèrent mes sabbats. J`eus la pensée de répandre sur eux ma fureur, d`épuiser contre eux ma colère dans le désert.
21. "Kanjo niodina tamiko koa ny zanany; tsy nandeha araka ny didiko izy na nitandrina hanaraka ny fitsipiko, izay mahavelona ny olona manaraka izany, fa nandoto ireo sabatako izy ka dia hoy Aho: Haidiko aminy ny fahavinirako mba hahatanteraka ny fahatezerako aminy any an' efitra."
22. Nevertheless I withdrew mine hand, and wrought for my name's sake, that it should not be polluted in the sight of the heathen, in whose sight I brought them forth.
22. Néanmoins j`ai retiré ma main, et j`ai agi par égard pour mon nom, afin qu`il ne fût pas profané aux yeux des nations en présence desquelles je les avais fait sortir d`Égypte.
22. Nefa nampihemotra ny tanako Aho, ka dia niasa noho ny amin' ny anarako, mba tsy ho voaloto izany eo anatrehan' ny jentilisa izay nahita ny nitondrako azy nivoaka.
23. I lifted up mine hand unto them also in the wilderness, that I would scatter them among the heathen, and disperse them through the countries;
23. Dans le désert, je levai encore ma main vers eux, pour les disperser parmi les nations et les répandre en divers pays,
23. Dia nanangan-tanana taminy tany an' efitra koa Aho, hampiely azy any amin' ny jentilisa sy hampihahaka azy any amin' ny tany samy hafa.
24. Because they had not executed my judgments, but had despised my statutes, and had polluted my sabbaths, and their eyes were after their fathers' idols.
24. parce qu`ils ne mirent pas en pratique mes ordonnances, parce qu`ils rejetèrent mes préceptes, profanèrent mes sabbats, et tournèrent leurs yeux vers les idoles de leurs pères.
24. Satria tsy nanaraka ny fitsipiko izy, fa nanamavo ny didiko sy nandoto ireo sabatako ary ny masony nanaraka ny sampin' ny razany,
25. Wherefore I gave them also statutes that were not good, and judgments whereby they should not live;
25. Je leur donnai aussi des préceptes qui n`étaient pas bons, et des ordonnances par lesquelles ils ne pouvaient vivre.
25. Ary nomeko didy tsy tsara koa izy sy fitsipika izay tsy mahavelona azy.
26. And I polluted them in their own gifts, in that they caused to pass through the fire all that openeth the womb, that I might make them desolate, to the end that they might know that I am the LORD.
26. "Je les souillai par leurs offrandes, quand ils faisaient passer par le feu tous leurs premiers-nés; je voulus ainsi les punir, et leur faire connaître que je suis l`Éternel."
26. Dia nandoto azy tamin' ny fanatiny Aho, dia tamin' ny nampandehanany ny voalohan-teraka rehetra hamaky ny afo, hampahatalanjonako azy mba hahafantarany fa Izaho no Jehovah.
27. Therefore, son of man, speak unto the house of Israel, and say unto them, Thus saith the Lord GOD; Yet in this your fathers have blasphemed me, in that they have committed a trespass against me.
27. C`est pourquoi parle à la maison d`Israël, fils de l`homme, et dis-leur: Ainsi parle le Seigneur, l`Éternel: Vos pères m`ont encore outragé, en se montrant infidèles à mon égard.
27. Koa mitenena amin' ny taranak' Isiraely, ry zanak' olona, ka ataovy aminy hoe: Izao no lazain' i Jehovah Andriamanitra, tamin' izao no nanaovan' ny razanareo blasfemia tamiko, dia tamin' ny nivadihany tamiko:
28. For when I had brought them into the land, for the which I lifted up mine hand to give it to them, then they saw every high hill, and all the thick trees, and they offered there their sacrifices, and there they presented the provocation of their offering: there also they made their sweet savour, and poured out there their drink offerings.
28. "Je les ai conduits dans le pays que j`avais juré de leur donner, et ils ont jeté les yeux sur toute colline élevée et sur tout arbre touffu; là ils ont fait leurs sacrifices, ils ont présenté leurs offrandes qui m`irritaient, ils ont brûlé leurs parfums d`une agréable odeur, et ils ont répandu leurs libations."
28. "Fa nony nitondra azy ho any amin' ny tany izay nananganako tanana homena azy Aho, dia nahita ny havoana andrandraina rehetra sy ny hazo misandrahaka rehetra izy ka tao no nanolorany ny fanatiny ary tao koa no nanehoany ny fanatiny mahatezitra; tao koa no nanaterany hanitra ankasitrahana ary tao no nanidinany ny fanatiny aidina."
29. Then I said unto them, What is the high place whereunto ye go? And the name thereof is called Bamah unto this day.
29. Je leur dis: Qu`est-ce que ces hauts lieux où vous vous rendez? Et le nom de hauts lieux leur a été donné jusqu`à ce jour.
29. Ka dia hoy Aho taminy: Ahoana moa ny amin' ny fitoerana avo alehanareo? Ka dia Bama no anarany mandraka androany.
Judgment and Restoration
30. Wherefore say unto the house of Israel, Thus saith the Lord GOD; Are ye polluted after the manner of your fathers? and commit ye whoredom after their abominations?
30. C`est pourquoi dis à la maison d`Israël: Ainsi parle le Seigneur, l`Éternel: Ne vous souillez-vous pas à la manière de vos pères, et ne vous prostituez-vous pas à leurs abominations?
30. Koa ataovy amin' ny taranak' Isiraely hoe: Izao no lazain' i Jehovah Andriamanitra: Moa mandoto tena araka ny fanaon' ny razanareo va ianareo, sy ny fanao janga manaraka ny fahavetavetany?
31. For when ye offer your gifts, when ye make your sons to pass through the fire, ye pollute yourselves with all your idols, even unto this day: and shall I be enquired of by you, O house of Israel? As I live, saith the Lord GOD, I will not be enquired of by you.
31. En présentant vos offrandes, en faisant passer vos enfants par le feu, vous vous souillez encore aujourd`hui par toutes vos idoles. Et moi, je me laisserais consulter par vous, maison d`Israël! Je suis vivant! dit le Seigneur, l`Éternel, je ne me laisserai pas consulter par vous.
31. "Fa raha manolotra ny fanomezanareo ianareo, raha mampandeha ny zanakareo hamaky ny afo, dia mandoto tena amin' ny sampinareo rehetra ianareo, na dia mandraka androany aza; ary Izaho va hety hanontanianareo, ry taranak' Isiraely? Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Andriamanitra, tsy hety hanontanianareo mihitsy Aho."
32. And that which cometh into your mind shall not be at all, that ye say, We will be as the heathen, as the families of the countries, to serve wood and stone.
32. On ne verra pas s`accomplir ce que vous imaginez, quand vous dites: Nous voulons être comme les nations, comme les familles des autres pays, nous voulons servir le bois et la pierre.
32. Ary tsy ho tanteraka mihitsy ny eritreritrareo hitenenanareo hoe: Ho tahaka ny jentilisa izahay, dia ho tahaka ny fianakaviana amin' ny tany samy hafa ka hanompo vato aman-kazo.
33. As I live, saith the Lord GOD, surely with a mighty hand, and with a stretched out arm, and with fury poured out, will I rule over you:
33. Je suis vivant! dit le Seigneur, l`Éternel, je régnerai sur vous, à main forte et à bras étendu, et en répandant ma fureur.
33. Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Andriamanitra, dia tanana mahery sy sandry ahinjitra ary fahatezerana aidina no hanjakako aminareo.
34. And I will bring you out from the people, and will gather you out of the countries wherein ye are scattered, with a mighty hand, and with a stretched out arm, and with fury poured out.
34. Je vous ferai sortir du milieu des peuples, et je vous rassemblerai des pays où vous êtes dispersés, à main forte et à bras étendu, et en répandant ma fureur.
34. Ary amin' ny tanana mahery sy sandry ahinjitra ary amin' ny fahatezerana aidina no hitondrako anareo mivoaka avy any amin' ny firenena sy hamoriako anareo avy any amin' ny tany izay nampielezana anareo.
35. And I will bring you into the wilderness of the people, and there will I plead with you face to face.
35. Je vous amènerai dans le désert des peuples, et là je vous jugerai face à face.
35. Dia hoentiko any an' efitry ny firenena ianareo ary any no hifandaharako mifanatrika aminareo.
36. Like as I pleaded with your fathers in the wilderness of the land of Egypt, so will I plead with you, saith the Lord GOD.
36. Comme je suis entré en jugement avec vos pères dans le désert du pays d`Égypte, ainsi j`entrerai en jugement avec vous, dit le Seigneur, l`Éternel.
36. Tahaka ny nifandaharako tamin' ny razanareo tany an' efitry ny tany Egypta, dia toy izany koa no hifandaharako aminareo, hoy Jehovah Andriamanitra.
37. And I will cause you to pass under the rod, and I will bring you into the bond of the covenant:
37. Je vous ferai passer sous la verge, et je vous mettrai dans les liens de l`alliance.
37. Ary hampandaloviko eo ambanin' ny tehina ianareo ka hampidiriko hofehezin' ny fanekena.
38. And I will purge out from among you the rebels, and them that transgress against me: I will bring them forth out of the country where they sojourn, and they shall not enter into the land of Israel: and ye shall know that I am the LORD.
38. "Je séparerai de vous les rebelles et ceux qui me sont infidèles; je les tirerai du pays où ils sont étrangers, mais ils n`iront pas au pays d`Israël. Et vous saurez que je suis l`Éternel."
38. "Ary havahako hiala aminareo ny mpiodina sy izay manota amiko; eny, hoentiko hiala amin' ny tany ivahiniany ireo, nefa tsy hisy ho tafiditra ao amin' ny tanin' ny Isiraely izy; ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah."
39. As for you, O house of Israel, thus saith the Lord GOD; Go ye, serve ye every one his idols, and hereafter also, if ye will not hearken unto me: but pollute ye my holy name no more with your gifts, and with your idols.
39. Et vous, maison d`Israël, ainsi parle le Seigneur, l`Éternel: Allez chacun servir vos idoles! Mais après cela, vous m`écouterez, et vous ne profanerez plus mon saint nom par vos offrandes et par vos idoles.
39. Ary ny aminareo, ry taranak' Isiraely, izao no lazain' i Jehovah Andriamanitra: Mandehana ianareo, samia manompo ny sampiny avy, ary any aoriana koa, raha tsy hihaino Ahy ianareo: Fa aza mandoto ny Anarako Masina intsony ianareo, amin' ny fanatitrareo sy amin' ny sampinareo.
40. For in mine holy mountain, in the mountain of the height of Israel, saith the Lord GOD, there shall all the house of Israel, all of them in the land, serve me: there will I accept them, and there will I require your offerings, and the firstfruits of your oblations, with all your holy things.
40. "Car sur ma montagne sainte, sur la haute montagne d`Israël, dit le Seigneur, l`Éternel, là toute la maison d`Israël, tous ceux qui seront dans le pays me serviront; là je les recevrai favorablement, je rechercherai vos offrandes, les prémices de vos dons, et tout ce que vous me consacrerez."
40. "Fa ao an-tendrombohitro masina, dia ao an-tendrombohitra avon' ny Isiraely, hoy Jehovah Andriamanitra no hanompoan' ny taranak' Isiraely rehetra Ahy, dia izay rehetra amin' ny tany; ao no hankasitrahako azy, ary ao no hilako ny fanatitrareo sy ny voaloham-bokatra aterinareo mbamin' ny zava-masinareo."
41. I will accept you with your sweet savour, when I bring you out from the people, and gather you out of the countries wherein ye have been scattered; and I will be sanctified in you before the heathen.
41. "Je vous recevrai comme un parfum d`une agréable odeur, quand je vous aurai fait sortir du milieu des peuples, et rassemblés des pays où vous êtes dispersés; et je serai sanctifié par vous aux yeux des nations."
41. "Hankasitrahako ianareo mbamin' ny hanitra ankasitrahanareo amin' ny hitondrako anareo mivoaka avy any amin' ny firenena sy ny hamoriako anareo avy any amin' ny tany samy hafa nampielezana anareo; ka dia hohamasinina ao aminareo eo anatrehan' ny jentilisa Aho."
42. And ye shall know that I am the LORD, when I shall bring you into the land of Israel, into the country for the which I lifted up mine hand to give it to your fathers.
42. Et vous saurez que je suis l`Éternel, quand je vous ramènerai dans le pays d`Israël, dans le pays que j`avais juré de donner à vos pères.
42. Ary ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah, raha mitondra anareo ho any amin' ny tanin' ny Isiraely Aho, dia ny tany izay nananganako tanana homena ny razanareo.
43. And there shall ye remember your ways, and all your doings, wherein ye have been defiled; and ye shall lothe yourselves in your own sight for all your evils that ye have committed.
43. "Là vous vous souviendrez de votre conduite et de toutes vos actions par lesquelles vous vous êtes souillés; vous vous prendrez vous-mêmes en dégoût, à cause de toutes les infamies que vous avez commises."
43. "Ary hotsaroanareo any ny nalehanareo sy ny nataonareo rehetra izay nahaloto anareo; ary haharikoriko anareo ny tenanareo noho ny ratsy rehetra izay nataonareo."
44. And ye shall know that I am the LORD, when I have wrought with you for my name's sake, not according to your wicked ways, nor according to your corrupt doings, O ye house of Israel, saith the Lord GOD.
44. Et vous saurez que je suis l`Éternel, quand j`agirai avec vous par égard pour mon nom, et nullement d`après votre conduite mauvaise et vos actions corrompues, ô maison d`Israël! dit le Seigneur, l`Éternel.
44. Dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah, rehefa miasa aminareo Aho noho ny amin' ny anarako, fa tsy araka ny lalan-dratsinareo, na araka ny ratsy fanaonareo, ry taranak' Isiraely, hoy Jehovah Andriamanitra.
Prophecy Against the South
45. Moreover the word of the LORD came unto me, saying,
45. (21:1) La parole de l`Éternel me fut adressée, en ces mots:
45. Dia tonga tamiko ny tenin' i Jehovah nanao hoe:
46. Son of man, set thy face toward the south, and drop thy word toward the south, and prophesy against the forest of the south field;
46. (21:2) Fils de l`homme, tourne ta face vers le midi, Et parle contre le midi! Prophétise contre la forêt des champs du midi!
46. Ry zanak' olona, manatreha ny atsimo, ary mitenena manandrify ny atsimo, ka maminania ny amin' ny hamelezana ny ala amin' ny tany atsimo.
47. And say to the forest of the south, Hear the word of the LORD; Thus saith the Lord GOD; Behold, I will kindle a fire in thee, and it shall devour every green tree in thee, and every dry tree: the flaming flame shall not be quenched, and all faces from the south to the north shall be burned therein.
47. "(21:3) Tu diras à la forêt du midi: Écoute la parole de l`Éternel! Ainsi parle le Seigneur, l`Éternel: Je vais allumer un feu au dedans de toi, Et il dévorera tout arbre vert et tout arbre sec; La flamme ardente ne s`éteindra point, Et tout visage en sera brûlé, Du midi au septentrion."
47. "Ary lazao amin' ny ala amin' ny tany atsimo hoe: Izao no lazain' i Jehovah Andriamanitra: Indro, hampirehitra afo ao aminao Aho, izay handevona ny hazo maitso rehetra sy ny hazo maina rehetra ao aminao; tsy hovonoina ny lelafo midedadeda, ka ho main' ny afo ny tava rehetra hatrany atsimo ka hatrany avaratra;"
48. And all flesh shall see that I the LORD have kindled it: it shall not be quenched.
48. (21:4) Et toute chair verra Que moi, l`Éternel, je l`ai allumé. Il ne s`éteindra point.
48. Ka dia ho hitan' ny nofo rehetra fa Izaho Jehovah no nampirehitra izany, ka tsy hovonoina izany.
49. Then said I, Ah Lord GOD! they say of me, Doth he not speak parables?
49. (21:5) Je dis: Ah! Seigneur Éternel! Ils disent de moi: N`est-ce pas un faiseur de paraboles?
49. Dia hoy aho: Indrisy, Jehovah Andriamanitra ô! Hoy ny fitenin' ny olona ahy: Tsy fanoharana va no ataony?