Mordecai Persuades Esther to Help

1. When Mordecai perceived all that was done, Mordecai rent his clothes, and put on sackcloth with ashes, and went out into the midst of the city, and cried with a loud and a bitter cry;
1. Mardochée, ayant appris tout ce qui se passait, déchira ses vêtements, s`enveloppa d`un sac et se couvrit de cendre. Puis il alla au milieu de la ville en poussant avec force des cris amers,
1. "Nony fantatr' i Mordekay izay rehetra efa natao, dia nandriatra ny fitafiany izy ka nitafy lamba fisaonana sady nihosin-davenona, dia nankeo afovoan' ny tanàna ka nitaraina sy nidradradradra mafy;"
2. And came even before the king's gate: for none might enter into the king's gate clothed with sackcloth.
2. et se rendit jusqu`à la porte du roi, dont l`entrée était interdite à toute personne revêtue d`un sac.
2. "Ary tonga teo anoloan' ny vavahadin' ny mpanjaka aza izy; nefa tsy nisy nahazo niditra teo amin' ny vavahadin' ny mpanjaka, raha nitafy lamba fisaonana."
3. And in every province, whithersoever the king's commandment and his decree came, there was great mourning among the Jews, and fasting, and weeping, and wailing; and many lay in sackcloth and ashes.
3. "Dans chaque province, partout où arrivaient l`ordre du roi et son édit, il y eut une grande désolation parmi les Juifs; ils jeûnaient, pleuraient et se lamentaient, et beaucoup se couchaient sur le sac et la cendre."
3. "Ary tany amin' ny faritany rehetra izay nalehan' ny baikon' ny mpanjaka sy ny didiny, dia nisy fisaonana lehibe teo amin' ny Jiosy, dia fifadian-kanina sy fitomaniana ary fidradradradrana; sady maro no nandry tamin' ny lamba fisaonana aman-davenona."
4. So Esther's maids and her chamberlains came and told it her. Then was the queen exceedingly grieved; and she sent raiment to clothe Mordecai, and to take away his sackcloth from him: but he received it not.
4. Les servantes d`Esther et ses eunuques vinrent lui annoncer cela, et la reine fut très effrayée. Elle envoya des vêtements à Mardochée pour le couvrir et lui faire ôter son sac, mais il ne les accepta pas.
4. "Ary niditra ny ankizivavin' i Estera sy ny tsindranolahiny ka nilaza izany taminy. Dia nalahelo indrindra ny vadin' ny mpanjaka, ka nampanatitra lamba hotafin' i Mordekay izy mba hanesorany ny lamba fisaonana taminy; nefa tsy nety nandray izy."
5. Then called Esther for Hatach, one of the king's chamberlains, whom he had appointed to attend upon her, and gave him a commandment to Mordecai, to know what it was, and why it was.
5. Alors Esther appela Hathac, l`un des eunuques que le roi avait placés auprès d`elle, et elle le chargea d`aller demander à Mardochée ce que c`était et d`où cela venait.
5. Ary Estera niantso an' i Hatàka, anankiray tamin' ny tsindranolahin' ny mpanjaka, izay notendreny hanompo azy ka nampitondra baiko azy ho an' i Mordekay, mba hahafantarany hoe: inona izany ary nahoana no ho izany.
6. So Hatach went forth to Mordecai unto the street of the city, which was before the king's gate.
6. Hathac se rendit vers Mardochée sur la place de la ville, devant la porte du roi.
6. "Dia nivoaka i Hatàka nankany amin' i Mordekay ho eo an-kalalahana eo an-tanàna, dia ilay eo anoloan' ny vavahadin' ny mpanjaka;"
7. And Mordecai told him of all that had happened unto him, and of the sum of the money that Haman had promised to pay to the king's treasuries for the Jews, to destroy them.
7. Et Mardochée lui raconta tout ce qui lui était arrivé, et lui indiqua la somme d`argent qu`Haman avait promis de livrer au trésor du roi en retour du massacre des Juifs.
7. Dia nambaran' i Mordekay taminy izay rehetra efa nanjo azy sy ny isan' ny vola izay nampanantenain' i Hamana haloa ho ao an-trano firaketan' ny mpanjaka noho ny handringanana ny Jiosy.
8. Also he gave him the copy of the writing of the decree that was given at Shushan to destroy them, to shew it unto Esther, and to declare it unto her, and to charge her that she should go in unto the king, to make supplication unto him, and to make request before him for her people.
8. "Il lui donna aussi une copie de l`édit publié dans Suse en vue de leur destruction, afin qu`il le montrât à Esther et lui fît tout connaître; et il ordonna qu`Esther se rendît chez le roi pour lui demander grâce et l`implorer en faveur de son peuple."
8. Ary nomeny azy koa ny kopian' ny soratry ny lalàna, izay nantsoina tany Sosana handringanana azy, mba haseho amin' i Estera hampahafantatra azy izany sy hanery azy hiditra ao amin' ny mpanjaka mba hifona aminy sy hangataka eo anatrehany ho an' ny fireneny.
9. And Hatach came and told Esther the words of Mordecai.
9. Hathac vint rapporter à Esther les paroles de Mardochée.
9. Ary tonga i Hatàka ka nanambara ny tenin' i Mordekay tamin' i Estera.
10. Again Esther spake unto Hatach, and gave him commandment unto Mordecai;
10. Esther chargea Hathac d`aller dire à Mardochée:
10. Fa Estera niteny tamin' i Hatàka indray ka nibaiko azy hanao amin'i Mordekay hoe:
11. All the king's servants, and the people of the king's provinces, do know, that whosoever, whether man or woman, shall come unto the king into the inner court, who is not called, there is one law of his to put him to death, except such to whom the king shall hold out the golden sceptre, that he may live: but I have not been called to come in unto the king these thirty days.
11. "Tous les serviteurs du roi et le peuple des provinces du roi savent qu`il existe une loi portant peine de mort contre quiconque, homme ou femme, entre chez le roi, dans la cour intérieure, sans avoir été appelé; celui-là seul a la vie sauve, à qui le roi tend le sceptre d`or. Et moi, je n`ai point été appelée auprès du roi depuis trente jours."
11. "Ny mpanompon' ny mpanjaka rehetra sy ny olona amin' ny faritanin' ny mpanjaka dia samy mahalala fa na iza na iza mankeo amin' ny mpanjaka ho eo an-kianja anatiny, na lehilahy na vehivavy, nefa tsy nantsoina, dia misy lalàna iray ihany hahafaty azy, afa-tsy izay hotondroin' ny mpanjaka amin' ny tehim-bolamena hahavelona azy; ary izaho anefa dia tsy mbola nantsoina hiditra ao amin' ny mpanjaka telopolo andro izay."
12. And they told to Mordecai Esther's words.
12. Lorsque les paroles d`Esther eurent été rapportées à Mardochée,
12. Dia nolazaina tamin' i Mordekay ny tenin' i Estera.
13. Then Mordecai commanded to answer Esther, Think not with thyself that thou shalt escape in the king's house, more than all the Jews.
13. "Mardochée fit répondre à Esther: Ne t`imagine pas que tu échapperas seule d`entre tous les Juifs, parce que tu es dans la maison du roi;"
13. "Ary Mordekay nampitondra valiny ho any amin' i Estera hoe: Aza manao anakampo fa ho afaka mihoatra noho ny Jiosy rehetra ianao, saingy ao an-tranon' ny mpanjaka;"
14. For if thou altogether holdest thy peace at this time, then shall there enlargement and deliverance arise to the Jews from another place; but thou and thy father's house shall be destroyed: and who knoweth whether thou art come to the kingdom for such a time as this?
14. car, si tu te tais maintenant, le secours et la délivrance surgiront d`autre part pour les Juifs, et toi et la maison de ton père vous périrez. Et qui sait si ce n`est pas pour un temps comme celui-ci que tu es parvenue à la royauté?
14. "Fa raha hangina mihitsy ianao amin' izao fotoana izao, dia hisy fahafahana sy famonjena hiseho avy amin' ny fitoerana hafa ho an' ny Jiosy; fa ianao sy ny mpianakavin-drainao kosa dia haringana; ary iza no mahalala, fa angamba ho amin' izao fotoana izao no nanandratana anao ho amin' ny fanjakana?"
15. Then Esther bade them return Mordecai this answer,
15. Esther envoya dire à Mardochée:
15. Dia nampitondra izao valiny izao ho any amin' i Mordekay indray Estera ka nanao hoe:
16. Go, gather together all the Jews that are present in Shushan, and fast ye for me, and neither eat nor drink three days, night or day: I also and my maidens will fast likewise; and so will I go in unto the king, which is not according to the law: and if I perish, I perish.
16. "Va, rassemble tous les Juifs qui se trouvent à Suse, et jeûnez pour moi, sans manger ni boire pendant trois jours, ni la nuit ni le jour. Moi aussi, je jeûnerai de même avec mes servantes, puis j`entrerai chez le roi, malgré la loi; et si je dois périr, je périrai."
16. "Mandehana ary, vorio ny Jiosy rehetra izay hita ato Sosana, ary mifadia hanina ho ahy, ka aza mihinana na misotro hateloana, na andro na alina; ary izaho sy ny ankizivaviko hifady toy izany koa, ary amin' izany no hidirako ao amin' ny mpanjaka, na dia tsy araka ny lalàna aza; koa raha tàhiny maty aho, dia maty."
17. So Mordecai went his way, and did according to all that Esther had commanded him.
17. Mardochée s`en alla, et fit tout ce qu`Esther lui avait ordonné.
17. Dia lasa i Mordekay ka nanao araka izay rehetra efa nandidian' i Estera azy.
<
>