The Death of Moses
1. And Moses went up from the plains of Moab unto the mountain of Nebo, to the top of Pisgah, that is over against Jericho. And the LORD shewed him all the land of Gilead, unto Dan,
1. Moïse monta des plaines de Moab sur le mont Nebo, au sommet du Pisga, vis-à-vis de Jéricho. Et l`Éternel lui fit voir tout le pays:
1. Dia niakatra niala teo amin' ny tany lemak' i Moaba Mosesy ka nankany an-tendrombhitra Nebo, ao an-tampon' i Pisga, izay tandrifin' i Jeriko. Ary nasehon' i Jehovah azy ny tany Gileada rehetra hatrany Dana.
2. And all Naphtali, and the land of Ephraim, and Manasseh, and all the land of Judah, unto the utmost sea,
2. Galaad jusqu`à Dan, tout Nephthali, le pays d`Éphraïm et de Manassé, tout le pays de Juda jusqu`à la mer occidentale,
2. Sy Naftaly rehetra sy ny tanin' i Efraima sy i Manase sy ny tanin' i Joda rehetra hatramin' ny ranomasina andrefana,
3. And the south, and the plain of the valley of Jericho, the city of palm trees, unto Zoar.
3. le midi, les environs du Jourdain, la vallée de Jéricho, la ville des palmiers, jusqu`à Tsoar.
3. Ary ny tany atsimo sy ny ao amin' ny lohasahan' i Jeriko, tanàna be palma, hatrany Zoara.
4. And the LORD said unto him, This is the land which I sware unto Abraham, unto Isaac, and unto Jacob, saying, I will give it unto thy seed: I have caused thee to see it with thine eyes, but thou shalt not go over thither.
4. "L`Éternel lui dit: C`est là le pays que j`ai juré de donner à Abraham, à Isaac et à Jacob, en disant: Je le donnerai à ta postérité. Je te l`ai fait voir de tes yeux; mais tu n`y entreras point."
4. "Dia hoy Jehovah taminy: Io no tany izay nianianako tamin' i Abrahama sy Isaka ary Jakoba hoe: Homeko ny taranakao izany; nataoko mahita azy amin' ny masonao ianao, nefa tsy ho tafita ho tonga any."
5. So Moses the servant of the LORD died there in the land of Moab, according to the word of the LORD.
5. Moïse, serviteur de l`Éternel, mourut là, dans le pays de Moab, selon l`ordre de l`Éternel.
5. Ary Mosesy, mpanompon' i Jehovah, dia maty teo amin' ny tany Moaba araka ny tenin' i Jehovah.
6. And he buried him in a valley in the land of Moab, over against Bethpeor: but no man knoweth of his sepulchre unto this day.
6. Et l`Éternel l`enterra dans la vallée, au pays de Moab, vis-à-vis de Beth Peor. Personne n`a connu son sépulcre jusqu`à ce jour.
6. "Ary naleviny tao an-dohasaha tao amin' ny tany Moaba, tandrifin' i Beti-peora izy; fa tsy misy olona mahalala ny fasany mandraka androany."
7. And Moses was an hundred and twenty years old when he died: his eye was not dim, nor his natural force abated.
7. "Moïse était âgé de cent vingt ans lorsqu`il mourut; sa vue n`était point affaiblie, et sa vigueur n`était point passée."
7. "Efa roapolo amby zato taona Mosesy vao maty; ary tsy pahina ny masony, na nihena ny heriny."
8. And the children of Israel wept for Moses in the plains of Moab thirty days: so the days of weeping and mourning for Moses were ended.
8. "Les enfants d`Israël pleurèrent Moïse pendant trente jours, dans les plaines de Moab; et ces jours de pleurs et de deuil sur Moïse arrivèrent à leur terme."
8. "Ary ny Zanak' Isiraely nitomany an' i Mosesy telopolo andro tao amin' ny tany lemak' i Moaba; koa dia tapitra ny andro nitomaniana sy nisaonana an' i Mosesy."
9. And Joshua the son of Nun was full of the spirit of wisdom; for Moses had laid his hands upon him: and the children of Israel hearkened unto him, and did as the LORD commanded Moses.
9. Josué, fils de Nun, était rempli de l`esprit de sagesse, car Moïse avait posé ses mains sur lui. Les enfants d`Israël lui obéirent, et se conformèrent aux ordres que l`Éternel avait donnés à Moïse.
9. "Ary Josoa, zanak' i Nona dia feno ny fanahim-pahendrena, fa efa nametrahan' i Mosesy tanana izy; dia nihaino azy ny Zanak' Isiraely ka nanao araka izay nandidian' i Jehovah an' i Mosesy."
10. And there arose not a prophet since in Israel like unto Moses, whom the LORD knew face to face,
10. Il n`a plus paru en Israël de prophète semblable à Moïse, que l`Éternel connaissait face à face.
10. Ary tsy nisy mpaminany intsony niseho teo amin' ny Isiraely tahaka an' i Mosesy, izay fantatr' i Jehovah nifanatrika,
11. In all the signs and the wonders, which the LORD sent him to do in the land of Egypt to Pharaoh, and to all his servants, and to all his land,
11. Nul ne peut lui être comparé pour tous les signes et les miracles que Dieu l`envoya faire au pays d`Égypte contre Pharaon, contre ses serviteurs et contre tout son pays,
11. Tamin' ny famantarana rehetra sy ny fahagagana, izay nanirahan' i Jehovah azy mba hataony tany Egypta tamin' i Farao sy ny mpanompony rehetra ary ny taniny rehetra,
12. And in all that mighty hand, and in all the great terror which Moses shewed in the sight of all Israel.
12. et pour tous les prodiges de terreur que Moïse accomplit à main forte sous les yeux de tout Israël.
12. Ary tamin' izany tanana mahery izany sy ny fampahatahorana lehibe rehetra, izay nasehon' i Mosesy teo imason' ny Isiraely rehetra.