Joshua to Succeed Moses

1. And Moses went and spake these words unto all Israel.
1. Moïse adressa encore ces paroles à tout Israël:
1. Ary Mosesy nandeha, dia nilaza izao teny izao tamin' ny Isiraely rehetra,
2. And he said unto them, I am an hundred and twenty years old this day; I can no more go out and come in: also the LORD hath said unto me, Thou shalt not go over this Jordan.
2. Aujourd`hui, leur dit-il, je suis âgé de cent vingt ans, je ne pourrai plus sortir et entrer, et l`Éternel m`a dit: Tu ne passeras pas ce Jourdain.
2. Ka nanao taminy hoe: Efa roapolo amby zato taona androany aho ka tsy afa-mivoaka sy miditra intsony, ary Jehovah koa efa niteny tamiko hoe: Tsy hita io Jordana io ianao.
3. The LORD thy God, he will go over before thee, and he will destroy these nations from before thee, and thou shalt possess them: and Joshua, he shall go over before thee, as the LORD hath said.
3. L`Éternel, ton Dieu, marchera lui-même devant toi, il détruira ces nations devant toi, et tu t`en rendras maître. Josué marchera aussi devant toi, comme l`Éternel l`a dit.
3. Jehovah Andriamanitrao no hita eo alohanao, ary Izy no handringana ireo firenena ireo tsy ho eo anoloanao, ka hahazo ny taniny ianao, ary Josoa no hita eo alohanao, araka izay efa nolazain' i Jehovah.
4. And the LORD shall do unto them as he did to Sihon and to Og, kings of the Amorites, and unto the land of them, whom he destroyed.
4. L`Éternel traitera ces nations comme il a traité Sihon et Og, rois des Amoréens, qu`il a détruits avec leur pays.
4. Ary Jehovah hanao amin' ireo tahaka ny nataony tamin' i Sihona sy Oga, mpanjakan' ny Amorita, izay naringany sy tahaka ny nataony tamin' ny taniny.
5. And the LORD shall give them up before your face, that ye may do unto them according unto all the commandments which I have commanded you.
5. L`Éternel vous les livrera, et vous agirez à leur égard selon tous les ordres que je vous ai donnés.
5. Dia hatolotr' i Jehovah eo anoloanareo ireo hanaovanareo azy araka ny didy rehetra izay nandidiako anareo.
6. Be strong and of a good courage, fear not, nor be afraid of them: for the LORD thy God, he it is that doth go with thee; he will not fail thee, nor forsake thee.
6. "Fortifiez-vous et ayez du courage! Ne craignez point et ne soyez point effrayés devant eux; car l`Éternel, ton Dieu, marchera lui-même avec toi, il ne te délaissera point, il ne t`abandonnera point."
6. "Mahereza sy matanjaha; aza matahotra, na manahy azy; fa Jehovah Andriamanitrao no miara-mandeha aminao; tsy handao anao, na hahafoy anao Izy."
7. And Moses called unto Joshua, and said unto him in the sight of all Israel, Be strong and of a good courage: for thou must go with this people unto the land which the LORD hath sworn unto their fathers to give them; and thou shalt cause them to inherit it.
7. Moïse appela Josué, et lui dit en présence de tout Israël: Fortifie-toi et prends courage, car tu entreras avec ce peuple dans le pays que l`Éternel a juré à leurs pères de leur donner, et c`est toi qui les en mettras en possession.
7. "Ary Mosesy niantso an' i Josoa ka niteny taminy teo imason' ny Isiraely rehetra hoe: Mahereza sy matanjaha; fa ianao sy ity firenena ity dia hiara-miditra ao amin' ny tany izay nianianan' i Jehovah tamin' ny razany homena azy; ary ianao no hampandova azy izany."
8. And the LORD, he it is that doth go before thee; he will be with thee, he will not fail thee, neither forsake thee: fear not, neither be dismayed.
8. "L`Éternel marchera lui-même devant toi, il sera lui-même avec toi, il ne te délaissera point, il ne t`abandonnera point; ne crains point, et ne t`effraie point."
8. "Ary Jehovah no mandeha eo alohanao; ary Izy no hiaraka aminao; tsy handao anao na hahafoy anao Izy; koa aza matahotra na mivadi-po ianao."

The Reading of the Law

9. And Moses wrote this law, and delivered it unto the priests the sons of Levi, which bare the ark of the covenant of the LORD, and unto all the elders of Israel.
9. Moïse écrivit cette loi, et il la remit aux sacrificateurs, fils de Lévi, qui portaient l`arche de l`alliance de l`Éternel, et à tous les anciens d`Israël.
9. Dia nosoratan' i Mosesy izao lalàna izao ka natolony ireo mpisorona, taranak' i Levy, izay mpitondra ny fiaran' ny faneken' i Jehovah sy tamin' ny loholon' ny Isiraely rehetra.
10. And Moses commanded them, saying, At the end of every seven years, in the solemnity of the year of release, in the feast of tabernacles,
10. Moïse leur donna cet ordre: Tous les sept ans, à l`époque de l`année du relâche, à la fête des tabernacles,
10. Dia nandidy azy Mosesy ka nanao hoe: Amin' ny faran' ny isam-pito taona, amin' ny taom-panafahana, amin' ny andro firavoravoana momba ny tabernakely,
11. When all Israel is come to appear before the LORD thy God in the place which he shall choose, thou shalt read this law before all Israel in their hearing.
11. quand tout Israël viendra se présenter devant l`Éternel, ton Dieu, dans le lieu qu`il choisira, tu liras cette loi devant tout Israël, en leur présence.
11. Rehefa tonga hiseho eo anatrehan' i Jehovah Andriamanitrao eo amin' ny toerana izay hofidiny ny Isiraely rehetra, dia hovakinao eo anatrehan' ny Isiraely rehetra ity lalàna ity hihainoany azy.
12. Gather the people together, men, and women, and children, and thy stranger that is within thy gates, that they may hear, and that they may learn, and fear the LORD your God, and observe to do all the words of this law:
12. Tu rassembleras le peuple, les hommes, les femmes, les enfants, et l`étranger qui sera dans tes portes, afin qu`ils t`entendent, et afin qu`ils apprennent à craindre l`Éternel, votre Dieu, à observer et à mettre en pratique toutes les paroles de cette loi.
12. Vorio ny vahoaka rehetra, dia ny lehilahy sy ny vehivavy sy ny ankizy, ary ny vahininao izay ao am-bavahadinao, hihainoany sy hianarany ka hatahorany an' i Jehovah Andriamanitrareo sy hitandremany hanatanteraka ny teny rehetra amin' ity lalàna ity.
13. And that their children, which have not known any thing, may hear, and learn to fear the LORD your God, as long as ye live in the land whither ye go over Jordan to possess it.
13. Et leurs enfants qui ne la connaîtront pas l`entendront, et ils apprendront à craindre l`Éternel, votre Dieu, tout le temps que vous vivrez dans le pays dont vous prendrez possession, après avoir passé le Jourdain.
13. Ary ny zanany izay tsy nahalala na inona na inona, dia handre, ka hianatra hatahotra an' i Jehovah Andriamanitrareo amin' ny andro rehetra iainanareo eo amin' ny tany izay ho azonareo rehefa tafita an' i Jordana ianareo.

Israel's Rebellion Predicted

14. And the LORD said unto Moses, Behold, thy days approach that thou must die: call Joshua, and present yourselves in the tabernacle of the congregation, that I may give him a charge. And Moses and Joshua went, and presented themselves in the tabernacle of the congregation.
14. L`Éternel dit à Moïse: Voici, le moment approche où tu vas mourir. Appelle Josué, et présentez-vous dans la tente d`assignation. Je lui donnerai mes ordres. Moïse et Josué allèrent se présenter dans la tente d`assignation.
14. "Dia hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Indro, antomotra ny andro hahafatesanao; koa antsoy Josoa, ary misehoa ianareo ao amin' ny tranolay fihaonana mba handidiako azy. Dia nandeha Mosesy sy Josoa ka niseho teo amin' ny tranolay fihaonana izy ireo."
15. And the LORD appeared in the tabernacle in a pillar of a cloud: and the pillar of the cloud stood over the door of the tabernacle.
15. "Et l`Éternel apparut dans la tente dans une colonne de nuée; et la colonne de nuée s`arrêta à l`entrée de la tente."
15. "Ary niseho teo amin' ny tranolay Jehovah, tamin' ny andri-rahona; dia nijanona teo anoloan' ny varavaran' ny tranolay ny andri-rahona."
16. And the LORD said unto Moses, Behold, thou shalt sleep with thy fathers; and this people will rise up, and go a whoring after the gods of the strangers of the land, whither they go to be among them, and will forsake me, and break my covenant which I have made with them.
16. L`Éternel dit à Moïse: Voici, tu vas être couché avec tes pères. Et ce peuple se lèvera, et se prostituera après les dieux étrangers du pays au milieu duquel il entre. Il m`abandonnera, et il violera mon alliance, que j`ai traitée avec lui.
16. "Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Indro, fa hodimandry any amin' ny razanao ianao; ary hitsangana ity firenena ity ka hijangajanga hanaraka ny andriamanitry ny firenen-kafa any amin' ny tany izay efa hidirany honenana, dia hahafoy Ahy sy hivadika ny fanekeko izay nataoko taminy."
17. Then my anger shall be kindled against them in that day, and I will forsake them, and I will hide my face from them, and they shall be devoured, and many evils and troubles shall befall them; so that they will say in that day, Are not these evils come upon us, because our God is not among us?
17. En ce jour-là, ma colère s`enflammera contre lui. Je les abandonnerai, et je leur cacherai ma face. Il sera dévoré, il sera la proie d`une multitude de maux et d`afflictions, et alors il dira: N`est-ce point parce que mon Dieu n`est pas au milieu de moi que ces maux m`ont atteint?
17. Dia hirehitra aminy ny fahatezerako amin' izany andro izany, ka hahafoy azy Aho ary hanafina ny tavako aminy, ka ho lany ritra izy, ary loza maro sy fahoriana no hanjo azy, dia hiteny izy amin' izany andro izany ka hanao hoe: Moa tsy ny tsy itoeran' Andriamanitsika eto amintsika va no mahatonga izao fahoriana izao amintsika?
18. And I will surely hide my face in that day for all the evils which they shall have wrought, in that they are turned unto other gods.
18. Et moi, je cacherai ma face en ce jour-là, à cause de tout le mal qu`il aura fait, en se tournant vers d`autres dieux.
18. Ary Izaho dia hanafina ny tavako tokoa amin' izany andro izany noho ny ratsy rehetra izay hataony, fa nivily nanaraka andriamani-kafa izy.
19. Now therefore write ye this song for you, and teach it the children of Israel: put it in their mouths, that this song may be a witness for me against the children of Israel.
19. Maintenant, écrivez ce cantique. Enseigne-le aux enfants d`Israël, mets-le dans leur bouche, et que ce cantique me serve de témoin contre les enfants d`Israël.
19. Ary ankehitriny soraty ho anareo izao hira izao, ka ampianaro ny Zanak' Isiraely, ataovy ao am-bavany izany, mba ho vavolombelona amiko ny amin' ny Zanak' Isiraely izao hira izao.
20. For when I shall have brought them into the land which I sware unto their fathers, that floweth with milk and honey; and they shall have eaten and filled themselves, and waxen fat; then will they turn unto other gods, and serve them, and provoke me, and break my covenant.
20. "Car je mènerai ce peuple dans le pays que j`ai juré à ses pères de lui donner, pays où coulent le lait et le miel; il mangera, se rassasiera, s`engraissera; puis il se tournera vers d`autres dieux et les servira, il me méprisera et violera mon alliance;"
20. Fa rehefa entiko any amin' ny tany tondra-dronono sy tantely, izay nianianako tamin' ny razany homena azy izy, ary hihinana ka ho voky sy hihamatavy, dia hivily hanaraka andriamani-kafa izy ka hanompo azy ary hampahatezitra Ahy ka hivadika ny fanekeko.
21. And it shall come to pass, when many evils and troubles are befallen them, that this song shall testify against them as a witness; for it shall not be forgotten out of the mouths of their seed: for I know their imagination which they go about, even now, before I have brought them into the land which I sware.
21. quand alors il sera atteint par une multitude de maux et d`afflictions, ce cantique, qui ne sera point oublié et que la postérité aura dans la bouche, déposera comme témoin contre ce peuple. Je connais, en effet, ses dispositions, qui déjà se manifestent aujourd`hui, avant même que je l`aie fait entrer dans le pays que j`ai juré de lui donner.
21. Ary izao no hiseho, raha manjo azy ny zava-dratsy maro sy ny fahoriana dia ho vavolombelona aminy izao hira izao, fa tsy ho afaka am-bavan' ny taranany izao, fa fantatro ny fisainany izay efa hataony, na dia ankehitriny aza, raha tsy mbola nentiko any amin' ny tany izay nianianako homena azy izy.
22. Moses therefore wrote this song the same day, and taught it the children of Israel.
22. En ce jour-là, Moïse écrivit ce cantique, et il l`enseigna aux enfants d`Israël.
22. Dia nosoratan' i Mosesy androtrizay ihany izao hira izao ka nampianariny ny Zanak' Isiraely.
23. And he gave Joshua the son of Nun a charge, and said, Be strong and of a good courage: for thou shalt bring the children of Israel into the land which I sware unto them: and I will be with thee.
23. "L`Éternel donna ses ordres à Josué, fils de Nun. Il dit: Fortifie-toi et prends courage, car c`est toi qui feras entrer les enfants d`Israël dans le pays que j`ai juré de leur donner; et je serai moi-même avec toi."
23. "Ary Izy nandidy an' i Josoa, zanakalahin' i Nona, ka nanao hoe: Mahereza sy matanjaha; fa ianao no hitondra ny Zanak' Isiraely hiditra ao amin' ny tany izay nianianako taminy homena azy, ary homba anao Aho."
24. And it came to pass, when Moses had made an end of writing the words of this law in a book, until they were finished,
24. Lorsque Moïse eut complètement achevé d`écrire dans un livre les paroles de cette loi,
24. Ary izao no niseho, rehefa voasoratr' i Mosesy teo amin' ny boky avokoa ny tenin' ity lalàna ity, mandra-pahavitany,
25. That Moses commanded the Levites, which bare the ark of the covenant of the LORD, saying,
25. il donna cet ordre aux Lévites qui portaient l`arche de l`alliance de l`Éternel:
25. Dia nandidy ny Levita izay mpitondra ny fiaran' ny faneken' i Jehovah i Mosesy ka nanao hoe:
26. Take this book of the law, and put it in the side of the ark of the covenant of the LORD your God, that it may be there for a witness against thee.
26. Prenez ce livre de la loi, et mettez-le à côté de l`arche de l`alliance de l`Éternel, votre Dieu, et il sera là comme témoin contre toi.
26. Raiso ity bokin' ny lalàna ity, ka apetraho eo anilan' ny fiaran' ny faneken' i Jehovah Andriamanitrareo mba ho vavolombelona aminao.
27. For I know thy rebellion, and thy stiff neck: behold, while I am yet alive with you this day, ye have been rebellious against the LORD; and how much more after my death?
27. Car je connais ton esprit de rébellion et la roideur de ton cou. Si vous êtes rebelles contre l`Éternel pendant que je suis encore vivant au milieu de vous, combien plus le serez-vous après ma mort!
27. "Fa izaho mahalala ny fiodinanao sy ny hamafin' ny hatokao; indro, na dia mbola velona eto aminareo ankehitriny aza aho, dia miodina amin' i Jehovah ianareo, ka mainka aorian' ny fahafatesako?"
28. Gather unto me all the elders of your tribes, and your officers, that I may speak these words in their ears, and call heaven and earth to record against them.
28. "Assemblez devant moi tous les anciens de vos tribus et vos officiers; je dirai ces paroles en leur présence, et je prendrai à témoin contre eux le ciel et la terre."
28. "Vorio ho eto amiko ny loholona rehetra amin' ny fokonareo sy ny mpifehy anareo mba holazaiko eo an-tsofiny izao teny izao; ary hiantso ny lanitra sy ny tany ho vavolombelona aminy aho."
29. For I know that after my death ye will utterly corrupt yourselves, and turn aside from the way which I have commanded you; and evil will befall you in the latter days; because ye will do evil in the sight of the LORD, to provoke him to anger through the work of your hands.
29. "Car je sais qu`après ma mort vous vous corromprez, et que vous vous détournerez de la voie que je vous ai prescrite; et le malheur finira par vous atteindre, quand vous ferez ce qui est mal aux yeux de l`Éternel, au point de l`irriter par l`oeuvre de vos mains."
29. Fa fantatro fa rehefa maty aho, dia hanao ratsy tokoa ianareo ka hiala amin' ny lalana izay nandidiako anareo, dia ho tratry ny loza ianareo any am-parany, satria hanao izay ratsy eo imason' i Jehovah ianareo ka hampahatezitra Azy amin' ny asan' ny tananareo.

The Song of Moses

30. And Moses spake in the ears of all the congregation of Israel the words of this song, until they were ended.
30. Moïse prononça dans leur entier les paroles de ce cantique, en présence de toute l`assemblée d`Israël:
30. Dia nolazain' i Mosesy ho ren' ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, ny tenin' izao hira izao, mandra-pahavitany.
<
>