Clean and Unclean Food
1. Ye are the children of the LORD your God: ye shall not cut yourselves, nor make any baldness between your eyes for the dead.
1. Vous êtes les enfants de l`Éternel, votre Dieu. Vous ne vous ferez point d`incisions et vous ne ferez point de place chauve entre les yeux pour un mort.
1. "Zanak' i Jehovah Andriamanitrareo ianareo; koa aza mitetika ny tenanareo, na manaratra ny elanelan' ny masonareo noho ny maty."
2. For thou art an holy people unto the LORD thy God, and the LORD hath chosen thee to be a peculiar people unto himself, above all the nations that are upon the earth.
2. "Car tu es un peuple saint pour l`Éternel, ton Dieu; et l`Éternel, ton Dieu, t`a choisi, pour que tu fusses un peuple qui lui appartînt entre tous les peuples qui sont sur la face de la terre."
2. Fa firenena masina ho an' i Jehovah Andriamanitrao ianao, ary nifidy anao Jehovah ho firenena manokana ho azy mihoatra noho ny firenena rehetra ambonin' ny tany.
3. Thou shalt not eat any abominable thing.
3. Tu ne mangeras aucune chose abominable.
3. Aza mihinana izay zava-betaveta.
4. These are the beasts which ye shall eat: the ox, the sheep, and the goat,
4. "Voici les animaux que vous mangerez: le boeuf, la brebis et la chèvre;"
4. Izao no biby izay ho fihinanareo: ny omby sy ny ondry sy ny osy,
5. The hart, and the roebuck, and the fallow deer, and the wild goat, and the pygarg, and the wild ox, and the chamois.
5. "le cerf, la gazelle et le daim; le bouquetin, le chevreuil, la chèvre sauvage et la girafe."
5. Ny diera sy ny gazela, ny ombimanga, ny osy dia, ny pygarga, ny antilopa ary ny ropikapra:
6. And every beast that parteth the hoof, and cleaveth the cleft into two claws, and cheweth the cud among the beasts, that ye shall eat.
6. Vous mangerez de tout animal qui a la corne fendue, le pied fourchu, et qui rumine.
6. Izay biby rehetra mivaky kitro, ka misaraka tsara ny kitrony sady mandinika, no ho fihinanareo.
7. Nevertheless these ye shall not eat of them that chew the cud, or of them that divide the cloven hoof; as the camel, and the hare, and the coney: for they chew the cud, but divide not the hoof; therefore they are unclean unto you.
7. Mais vous ne mangerez pas de ceux qui ruminent seulement, ou qui ont la corne fendue et le pied fourchu seulement. Ainsi, vous ne mangerez pas le chameau, le lièvre et le daman, qui ruminent, mais qui n`ont pas la corne fendue: vous les regarderez comme impurs.
7. "Nefa amin' izay mandinika, na mivaky kitro dia izao ihany kosa no tsy ho fihinanareo: ny rameva sy ny rabitro ary ny hyraka, satria mandinika ihany izy, fa tsy mivaky kitro; maloto aminareo izy."
8. And the swine, because it divideth the hoof, yet cheweth not the cud, it is unclean unto you: ye shall not eat of their flesh, nor touch their dead carcase.
8. Vous ne mangerez pas le porc, qui a la corne fendue, mais qui ne rumine pas: vous le regarderez comme impur. Vous ne mangerez pas de leur chair, et vous ne toucherez pas leurs corps morts.
8. "Ary ny kisoa koa, satria mivaky kitro izy, fa tsy mandinika, maloto aminareo izy; ny henan' ireny tsy ho fihinanareo, ary ny fatiny tsy hokasihinareo."
9. These ye shall eat of all that are in the waters: all that have fins and scales shall ye eat:
9. Voici les animaux dont vous mangerez parmi tous ceux qui sont dans les eaux: vous mangerez de tous ceux qui ont des nageoires et des écailles.
9. "Amin' izay rehetra ao anatin' ny rano dia izao no ho fihinanareo: izay rehetra misy vombony sy kirany no ho fihinanareo;"
10. And whatsoever hath not fins and scales ye may not eat; it is unclean unto you.
10. Mais vous ne mangerez d`aucun de ceux qui n`ont pas des nageoires et des écailles: vous les regarderez comme impurs.
10. "Fa izay rehetra tsy misy vombony sy kirany kosa dia tsy ho fihinanareo; maloto aminareo izy."
11. Of all clean birds ye shall eat.
11. Vous mangerez tout oiseau pur.
11. Ny vorona madio rehetra no ho fihinanareo.
12. But these are they of which ye shall not eat: the eagle, and the ossifrage, and the ospray,
12. "Mais voici ceux dont vous ne mangerez pas: l`aigle, l`orfraie et l`aigle de mer;"
12. Nefa ireto kosa no tsy ho fihinanareo: ny voromahery, ny osifiragy sy ny osipray,
13. And the glede, and the kite, and the vulture after his kind,
13. "le milan, l`autour, le vautour et ce qui est de son espèce;"
13. Ary ny papango sy ny papango mainty sy ny voltora isan-karazany,
14. And every raven after his kind,
14. "le corbeau et toutes ses espèces;"
14. Ary ny goaika rehetra samy araka ny karazany avy,
15. And the owl, and the night hawk, and the cuckow, and the hawk after his kind,
15. "l`autruche, le hibou, la mouette, l`épervier et ce qui est de son espèce;"
15. Ary ny vorondolo, ny tararaka, ny vorondriaka sy ny voromahery araka ny karazany avy,
16. The little owl, and the great owl, and the swan,
16. "le chat-huant, la chouette et le cygne;"
16. Ny vorondolo madinika sy ny vorondolo vaventy ary ny vano,
17. And the pelican, and the gier eagle, and the cormorant,
17. "le pélican, le cormoran et le plongeon;"
17. Ary ny pelikana, sy ny sama ary ny manarana,
18. And the stork, and the heron after her kind, and the lapwing, and the bat.
18. la cigogne, le héron et ce qui est de son espèce, la huppe et la chauve-souris.
18. Ary ny vano sy ny vanobe samy araka ny karazany avy, ny takidara sy ny manavy.
19. And every creeping thing that flieth is unclean unto you: they shall not be eaten.
19. Vous regarderez comme impur tout reptile qui vole: on n`en mangera point.
19. Ary ny zava-mandady rehetra izay manidina dia haloto aminareo ka tsy ho fihinanareo.
20. But of all clean fowls ye may eat.
20. Vous mangerez tout oiseau pur.
20. Fa ny vorona madio rehetra dia ho fihinanareo.
21. Ye shall not eat of anything that dieth of itself: thou shalt give it unto the stranger that is in thy gates, that he may eat it; or thou mayest sell it unto an alien: for thou art an holy people unto the LORD thy God. Thou shalt not seethe a kid in his mother's milk.
21. "Vous ne mangerez d`aucune bête morte; tu la donneras à l`étranger qui sera dans tes portes, afin qu`il la mange, ou tu la vendras à un étranger; car tu es un peuple saint pour l`Éternel, ton Dieu. Tu ne feras point cuire un chevreau dans le lait de sa mère."
21. "Aza homana izay maty ho azy, fa omeo ho an' ny vahiny izay ao am-bavahadinao izany mba hohaniny, na amidio amin' ny olona hafa firenena izany; fa firenena masina ho an' i Jehovah Andriamanitrao ianao; aza mahandro zanak' osy amin' ny rononon-dreniny."
Tithes
22. Thou shalt truly tithe all the increase of thy seed, that the field bringeth forth year by year.
22. Tu lèveras la dîme de tout ce que produira ta semence, de ce que rapportera ton champ chaque année.
22. Aloavy tsara ny ampahafolon' ny voanareo izay vokatry ny saha isan-taona.
23. And thou shalt eat before the LORD thy God, in the place which he shall choose to place his name there, the tithe of thy corn, of thy wine, and of thine oil, and the firstlings of thy herds and of thy flocks; that thou mayest learn to fear the LORD thy God always.
23. Et tu mangeras devant l`Éternel, ton Dieu, dans le lieu qu`il choisira pour y faire résider son nom, la dîme de ton blé, de ton moût et de ton huile, et les premiers-nés de ton gros et de ton menu bétail, afin que tu apprennes à craindre toujours l`Éternel, ton Dieu.
23. Dia aoka ho eo anatrehan' i Jehovah Andriamanitrao eo amin' ny fitoerana izay hofidiny hampitoerana ny anarany no hihinananao ny ampahafolon' ny varimbazahanao sy ny ranomboalobokao sy ny diloilonao ary ny voalohan-teraky ny ombinao sy ny ondry aman' osinao, mba hianaranao hatahotra an' i Jehovah Andriamanitrao mandrakizay.
24. And if the way be too long for thee, so that thou art not able to carry it; or if the place be too far from thee, which the LORD thy God shall choose to set his name there, when the LORD thy God hath blessed thee:
24. Peut-être lorsque l`Éternel, ton Dieu, t`aura béni, le chemin sera-t-il trop long pour que tu puisses transporter ta dîme, à cause de ton éloignement du lieu qu`aura choisi l`Éternel, ton Dieu, pour y faire résider son nom.
24. Fa raha lavitra loatra aminao ny lalana ka tsy mahatondra izany zavatra izany ianao, na raha lavitra loatra aminao ny toerana izay hofidin' i Jehovah Andriamanitrao hampitoerana ny anarany rehefa notahin' i Jehovah Andriamanitrao ianao,
25. Then shalt thou turn it into money, and bind up the money in thine hand, and shalt go unto the place which the LORD thy God shall choose:
25. Alors, tu échangeras ta dîme contre de l`argent, tu serreras cet argent dans ta main, et tu iras au lieu que l`Éternel, ton Dieu, aura choisi.
25. "Dia havadikao ho vola izany, ary hofonosinao ny vola ka hoentinao eo an-tananao hankany amin' ny toerana izay hofidin' i Jehovah Andriamanitrao;"
26. And thou shalt bestow that money for whatsoever thy soul lusteth after, for oxen, or for sheep, or for wine, or for strong drink, or for whatsoever thy soul desireth: and thou shalt eat there before the LORD thy God, and thou shalt rejoice, thou, and thine household,
26. Là, tu achèteras avec l`argent tout ce que tu désireras, des boeufs, des brebis, du vin et des liqueurs fortes, tout ce qui te fera plaisir, tu mangeras devant l`Éternel, ton Dieu, et tu te réjouiras, toi et ta famille.
26. "Ary ny vola dia ividiano izay rehetra tian' ny fanahinao, na omby, na ondry, na divay, na toaka, na izay rehetra tian' ny fanahinao; ary eo anatrehan' i Jehovah Andriamanitrao no hihinananao izany sy hifalianao mbamin' ny ankohonanao,"
27. And the Levite that is within thy gates; thou shalt not forsake him; for he hath no part nor inheritance with thee.
27. Tu ne délaisseras point le Lévite qui sera dans tes portes, car il n`a ni part ni héritage avec toi.
27. "Ary ny Levita izay ao am-bavahadinao dia aza afoinao; fa tsy manana anjara na lova eo aminao izy."
28. At the end of three years thou shalt bring forth all the tithe of thine increase the same year, and shalt lay it up within thy gates:
28. Au bout de trois ans, tu sortiras toute la dîme de tes produits pendant la troisième année, et tu la déposeras dans tes portes.
28. "Amin' ny faran' ny isan-telo taona, dia alao ny ampahafolon' ny vokatrao rehetra amin' izany taona izany ka ataovy ao am-bavahadinao;"
29. And the Levite, (because he hath no part nor inheritance with thee,) and the stranger, and the fatherless, and the widow, which are within thy gates, shall come, and shall eat and be satisfied; that the LORD thy God may bless thee in all the work of thine hand which thou doest.
29. Alors viendront le Lévite, qui n`a ni part ni héritage avec toi, l`étranger, l`orphelin et la veuve, qui seront dans tes portes, et ils mangeront et se rassasieront, afin que l`Éternel, ton Dieu, te bénisse dans tous les travaux que tu entreprendras de tes mains.
29. Ary ho avy ny Levita (satria tsy mba manana anjara, na lova eo aminao izy) sy ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena izay eo am-bavahadinao, dia hihinana izy ka ho voky, mba hotahian' i Jehovah Andriamanitrao ianao amin' ny asan' ny tananao rehetra izay ataonao.