1. And when he had opened the seventh seal, there was silence in heaven about the space of half an hour.
1. Quand il ouvrit le septième sceau, il y eut dans le ciel un silence d`environ une demi-heure.
1. Ary rehefa novahany ny tombo-kase fahafito, dia nangina tokony ho an-tsasaky ny ora ny tany an-danitra.
2. And I saw the seven angels which stood before God; and to them were given seven trumpets.
2. Et je vis les sept anges qui se tiennent devant Dieu, et sept trompettes leur furent données.
2. "Ary hitako ny anjely fito izay nitsangana teo anatrehan’Andriamanitra; ary nomena trompetra fito ireo."
3. And another angel came and stood at the altar, having a golden censer; and there was given unto him much incense, that he should offer it with the prayers of all saints upon the golden altar which was before the throne.
3. "Et un autre ange vint, et il se tint sur l`autel, ayant un encensoir d`or; on lui donna beaucoup de parfums, afin qu`il les offrît, avec les prières de tous les saints, sur l`autel d`or qui est devant le trône."
3. "Ary nisy anjely anankiray koa tonga ka nitsangana teo ambonin’ny alitara ary nitondra lovia volamena fandoroana ditin-kazo manitra; ary nomena ditin-kazo manitra betsaka izy, hanaterany azy mbamin’ny vavaky ny olona masina rehetra eo ambonin’ny alitara volamena, izay eo anoloan’ny sezafiandrianana."
4. And the smoke of the incense, which came with the prayers of the saints, ascended up before God out of the angel's hand.
4. La fumée des parfums monta, avec les prières des saints, de la main de l`ange devant Dieu.
4. Ary ny fofon’ny ditin-kazo manitra mbamin’ny vavaky ny olona masina dia niakatra avy eo an-tanan’ny anjely ho eo anatrehan’Andriamanitra.
5. And the angel took the censer, and filled it with fire of the altar, and cast it into the earth: and there were voices, and thunderings, and lightnings, and an earthquake.
5. Et l`ange prit l`encensoir, le remplit du feu de l`autel, et le jeta sur la terre. Et il y eut des voix, des tonnerres, des éclairs, et un tremblement de terre.
5. "Ary ny anjely nandray ny lovia fandoroana ditin-kazo manitra, dia nameno azy tamin’ny afo teo amin’ny alitara ka nanipy izany tamin’ny tany; dia nisy feo sy kotrokorana sy helatra ary horohorontany."
6. And the seven angels which had the seven trumpets prepared themselves to sound.
6. Et les sept anges qui avaient les sept trompettes se préparèrent à en sonner.
6. Ary ny anjely fito izay nanana ny trompetra fito dia niomana hitsoka.
7. The first angel sounded, and there followed hail and fire mingled with blood, and they were cast upon the earth: and the third part of trees was burnt up, and all green grass was burnt up.
7. "Le premier sonna de la trompette. Et il y eut de la grêle et du feu mêlés de sang, qui furent jetés sur la terre; et le tiers de la terre fut brûlé, et le tiers des arbres fut brûlé, et toute herbe verte fut brûlée."
7. "Ary nitsoka ny anjely voalohany, dia nisy havandra sy afo miharoharo ra, ka nararaka tamin’ny tany izany; ary may ny ampahatelon’ny hazo, ary may koa ny ahi-maitso rehetra."
8. And the second angel sounded, and as it were a great mountain burning with fire was cast into the sea: and the third part of the sea became blood;
8. "Le second ange sonna de la trompette. Et quelque chose comme une grande montagne embrasée par le feu fut jeté dans la mer; et le tiers de la mer devint du sang,"
8. "Ary nitsoka ny anjely faharoa, dia nisy toa tendrombohitra lehibe mirehitra afo natsipy tany an-dranomasina; ary tonga rà ny ampahatelon’ny ranomasina;"
9. And the third part of the creatures which were in the sea, and had life, died; and the third part of the ships were destroyed.
9. et le tiers des créatures qui étaient dans la mer et qui avaient vie mourut, et le tiers des navires périt.
9. "Ary maty ny ampahatelon’ny zava-boahary manan’aina tao an-dranomasina; ary rava ny ampahatelon’ny sambo."
10. And the third angel sounded, and there fell a great star from heaven, burning as it were a lamp, and it fell upon the third part of the rivers, and upon the fountains of waters;
10. "Le troisième ange sonna de la trompette. Et il tomba du ciel une grande étoile ardente comme un flambeau; et elle tomba sur le tiers des fleuves et sur les sources des eaux."
10. "Ary nitsoka ny anjely fahatelo, dia nisy kintana lehibe mirehitra toy ny fanilo latsaka avy tany an-danitra, ary latsaka tamin’ny ampahatelon’ny ony sy tamin’ny loharano izany;"
11. And the name of the star is called Wormwood: and the third part of the waters became wormwood; and many men died of the waters, because they were made bitter.
11. "Le nom de cette étoile est Absinthe; et le tiers des eaux fut changé en absinthe, et beaucoup d`hommes moururent par les eaux, parce qu`elles étaient devenues amères."
11. "Ary ny anaran’ilay kintana dia atao hoe Zava-mangidy; dia tonga mangidy ny ampahatelon’ny rano; ary maro ny olona no matin’ny rano, satria efa nangidy izany."
12. And the fourth angel sounded, and the third part of the sun was smitten, and the third part of the moon, and the third part of the stars; so as the third part of them was darkened, and the day shone not for a third part of it, and the night likewise.
12. Le quatrième ange sonna de la trompette. Et le tiers du soleil fut frappé, et le tiers de la lune, et le tiers des étoiles, afin que le tiers en fût obscurci, et que le jour perdît un tiers de sa clarté, et la nuit de même.
12. Ary nitsoka ny anjely fahefatra, dia nasiana ny ampahatelon’ny masoandro sy ny ampahatelon’ny volana ary ny ampahatelon’ny kintana, mba ho maizina ny ampahatelony, ka tsy hanazava ny ampahatelon’ny andro, ary mba ho toy izany koa ny alina.
13. And I beheld, and heard an angel flying through the midst of heaven, saying with a loud voice, Woe, woe, woe, to the inhabiters of the earth by reason of the other voices of the trumpet of the three angels, which are yet to sound!
13. Je regardai, et j`entendis un aigle qui volait au milieu du ciel, disant d`une voix forte: Malheur, malheur, malheur aux habitants de la terre, à cause des autres sons de la trompette des trois anges qui vont sonner!
13. Dia nahita sy nahare anjely anankiray nanidina teny afovoan’ny lanitra aho, izay nanao tamin’ny feo mahery hoe: Loza, loza, loza ho an’izay monina eny ambonin’ny tany noho ny feo sisa amin’ny trompetry ny anjely telo izay efa hitsoka!