1. And I heard a great voice out of the temple saying to the seven angels, Go your ways, and pour out the vials of the wrath of God upon the earth.
1. Et j`entendis une voix forte qui venait du temple, et qui disait aux sept anges: Allez, et versez sur la terre les sept coupes de la colère de Dieu.
1. Ary nahare feo mahery avy tao amin’ny tempoly aho nanao tamin’ny anjely fito hoe: Mandehana, aidino amin’ny tany ny ao amin’ny lovian’ny fahatezeran’Andriamanitra.
2. And the first went, and poured out his vial upon the earth; and there fell a noisome and grievous sore upon the men which had the mark of the beast, and upon them which worshipped his image.
2. Le premier alla, et il versa sa coupe sur la terre. Et un ulcère malin et douloureux frappa les hommes qui avaient la marque de la bête et qui adoraient son image.
2. "Ary ny voalohany nandeha, dia nampidina ny tao an-doviany tamin’ny tany; dia nisy vay ratsy sady nampahory tamin’ny olona izay nanana ny mariky ny bibidia sy niankohoka teo anatrehan’ny sariny."
3. And the second angel poured out his vial upon the sea; and it became as the blood of a dead man: and every living soul died in the sea.
3. "Le second versa sa coupe dans la mer. Et elle devint du sang, comme celui d`un mort; et tout être vivant mourut, tout ce qui était dans la mer."
3. "Ary ny anjely faharoa nampidina ny tao an-doviany tamin’ny ranomasina; dia nody rà tahaka ny ran’ny olona maty ny ranomasina; ary ny fanahy rehetra izay velona dia maty tao an-dranomasina."
4. And the third angel poured out his vial upon the rivers and fountains of waters; and they became blood.
4. Le troisième versa sa coupe dans les fleuves et dans les sources d`eaux. Et ils devinrent du sang.
4. "Ary ny anjely fahatelo nampidina ny tao amin’ny loviany tamin’ny ony sy ny loharano; dia nody rà ireny."
5. And I heard the angel of the waters say, Thou art righteous, O Lord, which art, and wast, and shalt be, because thou hast judged thus.
5. "Et j`entendis l`ange des eaux qui disait: Tu es juste, toi qui es, et qui étais; tu es saint, parce que tu as exercé ce jugement."
5. "Ary nahare ny anjelin’ny rano aho nanao hoe: Marina Ianao, Tompo ô, Ilay ankehitriny sy taloha, ary ho avy, satria efa nitsara toy izany Ianao;"
6. For they have shed the blood of saints and prophets, and thou hast given them blood to drink; for they are worthy.
6. Car ils ont versé le sang des saints et des prophètes, et tu leur as donné du sang à boire: ils en sont dignes.
6. "Fa ny ran’ny olona masina sy ny mpaminany no nalatsany, ka dia rà kosa no nomenao hosotroiny; ary tandrifiny ho azy izany."
7. And I heard another out of the altar say, Even so, Lord God Almighty, true and righteous are thy judgments.
7. Et j`entendis l`autel qui disait: Oui, Seigneur Dieu tout puissant, tes jugements sont véritables et justes.
7. Ary reko ny anankiray avy teo amin’ny alitara nanao hoe: Eny tokoa, Tompo Andriamanitra Tsitoha, marina sy mahitsy ny fitsaranao.
8. And the fourth angel poured out his vial upon the sun; and power was given unto him to scorch men with fire.
8. "Le quatrième versa sa coupe sur le soleil. Et il lui fut donné de brûler les hommes par le feu;"
8. "Ary ny anjely fahefatra nampidina ny tao an-doviany tamin’ny masoandro; dia nomena hery handoro ny olona tamin’ny afo izy."
9. And men were scorched with great heat, and blasphemed the name of God, which hath power over these plagues: and they repented not to give him glory.
9. et les hommes furent brûlés par une grande chaleur, et ils blasphémèrent le nom du Dieu qui a l`autorité sur ces fléaux, et ils ne se repentirent pas pour lui donner gloire.
9. Ary main’ny hafanana be ny olona, dia nanao blasfemia ny anaran’Andriamanitra, Izay manam-pahefana amin’ireny loza ireny, sady tsy nibebaka izy ireo mba hanome voninahitra azy.
10. And the fifth angel poured out his vial upon the seat of the beast; and his kingdom was full of darkness; and they gnawed their tongues for pain,
10. "Le cinquième versa sa coupe sur le trône de la bête. Et son royaume fut couvert de ténèbres; et les hommes se mordaient la langue de douleur,"
10. "Ary ny anjely fahadimy nampidina ny tao an-doviany tamin’ny sezan’ilay bibidia; dia feno fahamaizinana ny fanjakany, ary ny olona nitsakotsako ny lelany noho ny fanaintainana,"
11. And blasphemed the God of heaven because of their pains and their sores, and repented not of their deeds.
11. et ils blasphémèrent le Dieu du ciel, à cause de leurs douleurs et de leurs ulcères, et ils ne se repentirent pas de leurs oeuvres.
11. Dia nanao blasfemia an’Andriamanitry ny lanitra izy noho ny fanaintainany sy ny vainy sady tsy nibebaka tamin’ny asany.
12. And the sixth angel poured out his vial upon the great river Euphrates; and the water thereof was dried up, that the way of the kings of the east might be prepared.
12. Le sixième versa sa coupe sur le grand fleuve, l`Euphrate. Et son eau tarit, afin que le chemin des rois venant de l`Orient fût préparé.
12. "Ary ny anjely fahenina nampidina ny tao an-doviany tamin’ny Eofrata, ony lehibe; dia ritra ny ranony hanamboarana ny lalan’ny mpanjaka avy any atsinanana."
13. And I saw three unclean spirits like frogs come out of the mouth of the dragon, and out of the mouth of the beast, and out of the mouth of the false prophet.
13. Et je vis sortir de la bouche du dragon, et de la bouche de la bête, et de la bouche du faux prophète, trois esprits impurs, semblables à des grenouilles.
13. Ary nahita fanahy maloto telo aho tahaka ny sahona avy tamin’ny vavan’ilay dragona sy tamin’ny vavan’ilay bibidia ary tamin’ny vavan’ilay mpaminany sandoka.
14. For they are the spirits of devils, working miracles, which go forth unto the kings of the earth and of the whole world, to gather them to the battle of that great day of God Almighty.
14. Car ce sont des esprits de démons, qui font des prodiges, et qui vont vers les rois de toute la terre, afin de les rassembler pour le combat du grand jour du Dieu tout puissant.
14. Fa fanahin’ny devoly ireo ka manao fahagagana sady mankany amin’ny mpanjakan’ny tany sy manerana an’izao tontolo izao, mba hanangona azy ho amin’ilay ady amin' ny andro lehiben’Andriamanitra Tsitoha.
15. Behold, I come as a thief. Blessed is he that watcheth, and keepeth his garments, lest he walk naked, and they see his shame.
15. Voici, je viens comme un voleur. Heureux celui qui veille, et qui garde ses vêtements, afin qu`il ne marche pas nu et qu`on ne voie pas sa honte! -
15. Indro, avy toy ny mpangalatra Aho: sambatra izay miambina ka miaro ny fitafiany, fandrao mandeha mitanjaka izy, ka hita ny fahamenarany.
16. And he gathered them together into a place called in the Hebrew tongue Armageddon.
16. Ils les rassemblèrent dans le lieu appelé en hébreu Harmaguédon.
16. Ary nangoniny ho any amin’ny tany atao amin’ny teny Hebreo hoe Hara-magedona ireo.
17. And the seventh angel poured out his vial into the air; and there came a great voice out of the temple of heaven, from the throne, saying, It is done.
17. Le septième versa sa coupe dans l`air. Et il sortit du temple, du trône, une voix forte qui disait: C`en est fait!
17. "Ary ny anjely fahafito dia nampidina ny tao an-doviany tamin’ny rivotra; dia nisy feo mahery nivoaka avy tao amin’ny tempoly any an-danitra, avy teo amin’ny sezafiandrianana nanao hoe: Vita."
18. And there were voices, and thunders, and lightnings; and there was a great earthquake, such as was not since men were upon the earth, so mighty an earthquake, and so great.
18. Et il y eut des éclairs, des voix, des tonnerres, et un grand tremblement de terre, tel qu`il n`y avait jamais eu depuis que l`homme est sur la terre, un aussi grand tremblement.
18. Dia nisy feo sy helatra sy kotrokorana, ary nisy horohorontany mafy, izay tsy mbola nisy toy izany hatrizay nisian’olona tety ambonin’ny tany, eny, tsy mbola nisy horohorontany mafy sy lehibe toy izany.
19. And the great city was divided into three parts, and the cities of the nations fell: and great Babylon came in remembrance before God, to give unto her the cup of the wine of the fierceness of his wrath.
19. Et la grande ville fut divisée en trois parties, et les villes des nations tombèrent, et Dieu, se souvint de Babylone la grande, pour lui donner la coupe du vin de son ardente colère.
19. "Ary ny tanàna lehibe dia vaky ho telo toko, ary rava ny tanànan’ny firenena maro; ary Babylona lehibe dia notsarovana teo anatrehan’Andriamanitra, mba homena azy ny kapoaky ny divain’ny firehetan’ny fahatezerany."
20. And every island fled away, and the mountains were not found.
20. Et toutes les îles s`enfuirent, et les montagnes ne furent pas retrouvées.
20. Ary ny nosy rehetra nandositra, ary ny tendrombohitra tsy hita intsony.
21. And there fell upon men a great hail out of heaven, every stone about the weight of a talent: and men blasphemed God because of the plague of the hail; for the plague thereof was exceeding great.
21. "Et une grosse grêle, dont les grêlons pesaient un talent, tomba du ciel sur les hommes; et les hommes blasphémèrent Dieu, à cause du fléau de la grêle, parce que ce fléau était très grand."
21. "Ary nisy havandra vaventy nilatsaka avy tany an-danitra ho amin’ny olona, tokony ho lanjan-talenta iray avy; ary nanao blasfemia an’Andriamanitra ny olona noho ny loza avy tamin’ny havandra, fa lehibe loatra izany loza izany."
<
>