1. And there appeared a great wonder in heaven; a woman clothed with the sun, and the moon under her feet, and upon her head a crown of twelve stars:
1. Un grand signe parut dans le ciel: une femme enveloppée du soleil, la lune sous ses pieds, et une couronne de douze étoiles sur sa tête.
1. Ary nisy famantarana lehibe hita tany an-danitra, dia vehivavy mitafy ny masoandro, ary ny volana no eo ambanin’ny tongony, ary nisy satroboninahitra kintana roa ambin’ny folo no eo amin’ny lohany,
2. And she being with child cried, travailing in birth, and pained to be delivered.
2. Elle était enceinte, et elle criait, étant en travail et dans les douleurs de l`enfantement.
2. "Sady bevohoka izy; ary mihetsi-jaza izy ka mitaraina, satria marary fatratra efa hiteraka."
3. And there appeared another wonder in heaven; and behold a great red dragon, having seven heads and ten horns, and seven crowns upon his heads.
3. "Un autre signe parut encore dans le ciel; et voici, c`était un grand dragon rouge, ayant sept têtes et dix cornes, et sur ses têtes sept diadèmes."
3. Ary nisy famantarana hafa koa hita tany an-danitra, ka, indro, nisy dragona mena lehibe manan-doha fito sy tandroka folo, ary misy diadema fito amin’ny lohany.
4. And his tail drew the third part of the stars of heaven, and did cast them to the earth: and the dragon stood before the woman which was ready to be delivered, for to devour her child as soon as it was born.
4. Sa queue entraînait le tiers des étoiles du ciel, et les jetait sur la terre. Le dragon se tint devant la femme qui allait enfanter, afin de dévorer son enfant, lorsqu`elle aurait enfanté.
4. "Ary ny rambony dia nanala ny ampahatelon’ny kintana amin’ny lanitra ka nanjera ireny ho amin’ny tany; ary ny dragona nijanona teo anatrehan’ilay vehivavy efa hiteraka mba handrapaka ny zanany, raha vao teraka;"
5. And she brought forth a man child, who was to rule all nations with a rod of iron: and her child was caught up unto God, and to his throne.
5. Elle enfanta un fils, qui doit paître toutes les nations avec une verge de fer. Et son enfant fut enlevé vers Dieu et vers son trône.
5. "Ary niteraka zazalahy izy, izay efa hanapaka ny firenena rehetra amin’ny tehim-by; ary ny zanany novonjena faingana nakarina ho any amin’Andriamanitra, dia ho any amin’ny sezafiandrianany."
6. And the woman fled into the wilderness, where she hath a place prepared of God, that they should feed her there a thousand two hundred and threescore days.
6. Et la femme s`enfuit dans le désert, où elle avait un lieu préparé par Dieu, afin qu`elle y fût nourrie pendant mille deux cent soixante jours.
6. Ary ravehivavy kosa nandositra nankany an’efitra, izay nisy fitoerany namboarin’Andriamanitra, mba hovelomina any enimpolo amby roanjato amby arivo andro izy.
7. And there was war in heaven: Michael and his angels fought against the dragon; and the dragon fought and his angels,
7. Et il y eut guerre dans le ciel. Michel et ses anges combattirent contre le dragon. Et le dragon et ses anges combattirent,
7. "Ary nisy ady tany an-danitra: Mikaela sy ireo anjeliny niady tamin’ilay dragona; ary ilay dragona mbamin’ireo anjeliny dia niady,"
8. And prevailed not; neither was their place found any more in heaven.
8. mais ils ne furent pas les plus forts, et leur place ne fut plus trouvée dans le ciel.
8. Nefa tsy naharesy, sady tsy nisy fitoerana ho azy intsony tany an-danitra.
9. And the great dragon was cast out, that old serpent, called the Devil, and Satan, which deceiveth the whole world: he was cast out into the earth, and his angels were cast out with him.
9. Et il fut précipité, le grand dragon, le serpent ancien, appelé le diable et Satan, celui qui séduit toute la terre, il fut précipité sur la terre, et ses anges furent précipités avec lui.
9. "Ary nazera ilay dragona lehibe, dia ilay menarana ela, izay atao hoe Devoly sy Satana, izay mamitaka izao tontolo izao; dia nazera tamin’ny tany izy, ary ny anjeliny koa niaraka nazera taminy."
10. And I heard a loud voice saying in heaven, Now is come salvation, and strength, and the kingdom of our God, and the power of his Christ: for the accuser of our brethren is cast down, which accused them before our God day and night.
10. "Et j`entendis dans le ciel une voix forte qui disait: Maintenant le salut est arrivé, et la puissance, et le règne de notre Dieu, et l`autorité de son Christ; car il a été précipité, l`accusateur de nos frères, celui qui les accusait devant notre Dieu jour et nuit."
10. Dia nahare feo mahery tany an-danitra aho nanao hoe: Ankehitriny dia tonga ny famonjena sy ny hery sy ny fanjakan’Andriamanitsika, ary ny fahefan’ny Kristiny, satria nazera ilay mpiampanga ny rahalahintsika, dia ilay miampanga azy eo anatrehan' Andriamanitsika andro aman’alina.
11. And they overcame him by the blood of the Lamb, and by the word of their testimony; and they loved not their lives unto the death.
11. Ils l`ont vaincu à cause du sang de l`agneau et à cause de la parole de leur témoignage, et ils n`ont pas aimé leur vie jusqu`à craindre la mort.
11. Ary izy ireo naharesy azy noho ny amin’ny ran’ny Zanak’Ondry sy ny teny filazany Azy, ary tsy nankamamy ny ainy intsony izy ireo, na dia ho faty aza.
12. Therefore rejoice, ye heavens, and ye that dwell in them. Woe to the inhabiters of the earth and of the sea! for the devil is come down unto you, having great wrath, because he knoweth that he hath but a short time.
12. C`est pourquoi réjouissez-vous, cieux, et vous qui habitez dans les cieux. Malheur à la terre et à la mer! car le diable est descendu vers vous, animé d`une grande colère, sachant qu`il a peu de temps.
12. Ary noho izany, mifalia ry lanitra sy ianareo izay monina ao aminy. Loza ho an’ny mponin’ny tany sy ny ranomasina! Fa nidina ho aminareo ny devoly sady manana fahatezerana lehibe, satria fantany fa kely sisa ny fotoany.
13. And when the dragon saw that he was cast unto the earth, he persecuted the woman which brought forth the man child.
13. Quand le dragon vit qu`il avait été précipité sur la terre, il poursuivit la femme qui avait enfanté l`enfant mâle.
13. Ary rehefa hitan’ilay dragona fa nazera tamin’ny tany izy, dia nanenjika ilay vehivavy niteraka ny zazalahy izy.
14. And to the woman were given two wings of a great eagle, that she might fly into the wilderness, into her place, where she is nourished for a time, and times, and half a time, from the face of the serpent.
14. Et les deux ailes du grand aigle furent données à la femme, afin qu`elle s`envolât au désert, vers son lieu, où elle est nourrie un temps, des temps, et la moitié d`un temps, loin de la face du serpent.
14. Ary ilay vehivavy nomena ny elatra roan’ny voromahery lehibe hanidinany ho any an’efitra, ho any amin’ny fitoerany, izay itaizana azy fe-potoana iray sy fe-potoana maro ary antsasaky ny fe-potoana, mba tsy ho hitan’ilay menarana izy.
15. And the serpent cast out of his mouth water as a flood after the woman, that he might cause her to be carried away of the flood.
15. Et, de sa bouche, le serpent lança de l`eau comme un fleuve derrière la femme, afin de l`entraîner par le fleuve.
15. Ary ilay menarana namoaka rano tamin’ny vavany, toy ny safodrano, hanaraka an-dravehivavy mba hindaosin’ny safodrano izy.
16. And the earth helped the woman, and the earth opened her mouth, and swallowed up the flood which the dragon cast out of his mouth.
16. Et la terre secourut la femme, et la terre ouvrit sa bouche et engloutit le fleuve que le dragon avait lancé de sa bouche.
16. Nefa ny tany namonjy an-dravehivavy, fa nivava ny tany ka nitelina ny safodrano izay navoaky ny dragona tamin’ny vavany.
17. And the dragon was wroth with the woman, and went to make war with the remnant of her seed, which keep the commandments of God, and have the testimony of Jesus Christ.
17. Et le dragon fut irrité contre la femme, et il s`en alla faire la guerre au restes de sa postérité, à ceux qui gardent les commandements de Dieu et qui ont le témoignage de Jésus.
17. Dia tezitra tamin’ilay vehivavy ny dragona ka lasa nandeha hiady tamin’ny zanany sisa, izay mitandrina ny didin’Andriamanitra sy mitana ny filazana an’i Jesosy Kristy.
<
>