Friends
1. Whither is thy beloved gone, O thou fairest among women? whither is thy beloved turned aside? that we may seek him with thee.
1. Où est allé ton bien-aimé, O la plus belle des femmes? De quel côté ton bien-aimé s`est-il dirigé? Nous le chercherons avec toi.
1. Nankaiza ny malalanao, ry tsara tarehy indrindra amin' ny vehivavy? Nivily nankaiza ny malalanao? mba hiarahanay aminao hitady azy.
Beloved
2. My beloved is gone down into his garden, to the beds of spices, to feed in the gardens, and to gather lilies.
2. Mon bien-aimé est descendu à son jardin, Au parterre d`aromates, Pour faire paître son troupeau dans les jardins, Et pour cueillir des lis.
2. Lasa nidina ho any an-tsahany ny malalako, dia any amin' ny tanimboly misy zava-manitra, hiandry ny ondry any an-tsaha sy hioty lilia.
3. I am my beloved's, and my beloved is mine: he feedeth among the lilies.
3. "Je suis à mon bien-aimé, et mon bien-aimé est à moi; Il fait paître son troupeau parmi les lis. -"
3. An' ny malalako aho, ary ahy ny malalako, miandry ondry eny anivon' ny lilia.
Lover
4. Thou art beautiful, O my love, as Tirzah, comely as Jerusalem, terrible as an army with banners.
4. Tu es belle, mon amie, comme Thirtsa, Agréable comme Jérusalem, Mais terrible comme des troupes sous leurs bannières.
4. Tsara tarehy tahaka an' i Tirza ianao, ry malalako, tsara tarehy tahaka an' i Jerosalema, mahatahotra toy ny antokon' ny miaramila mitondra faneva.
5. Turn away thine eyes from me, for they have overcome me: thy hair is as a flock of goats that appear from Gilead.
5. Détourne de moi tes yeux, car ils me troublent. Tes cheveux sont comme un troupeau de chèvres, Suspendues aux flancs de Galaad.
5. "Avilio ny masonao tsy hijery ahy, fa mambabo ahy ireo; ny volonao dia tahaka ny osy andiany, izay mandriandry avy any Gileada."
6. Thy teeth are as a flock of sheep which go up from the washing, whereof every one beareth twins, and there is not one barren among them.
6. "Tes dents sont comme un troupeau de brebis, Qui remontent de l`abreuvoir; Toutes portent des jumeaux, Aucune d`elles n`est stérile."
6. "Ny nifinao dia tahaka ny ondrivavy andiany, izay miakatra avy eo amin' ny fampandroana; samy mitondra kambana avy ireo, ary tsy misy bada,"
7. As a piece of a pomegranate are thy temples within thy locks.
7. Ta joue est comme une moitié de grenade, Derrière ton voile...
7. Tahaka ny hasin' ampongabendanitra ny takolakao eo amin' ny fisalobonanao.
8. There are threescore queens, and fourscore concubines, and virgins without number.
8. Il y a soixante reines, quatre-vingts concubines, Et des jeunes filles sans nombre.
8. "Misy mpanjakavavy enimpolo sy vaditsindrano valopolo ary virijina tsy hita isa;"
9. My dove, my undefiled is but one; she is the only one of her mother, she is the choice one of her that bare her. The daughters saw her, and blessed her; yea, the queens and the concubines, and they praised her.
9. "Une seule est ma colombe, ma parfaite; Elle est l`unique de sa mère, La préférée de celle qui lui donna le jour. Les jeunes filles la voient, et la disent heureuse; Les reines et les concubines aussi, et elles la louent. -"
9. Fa iray monja kosa no voromailalako, dia ilay ahy tsy misy kilema, vavy tokan-dreniny sady tsongaina amin' izay naterany. Ny zazavavy nahita azy ka nanao azy ho sambatra, eny, ny mpanjakavavy sy ny vaditsindrano, ka nidera azy.
Friends
10. Who is she that looketh forth as the morning, fair as the moon, clear as the sun, and terrible as an army with banners?
10. Qui est celle qui apparaît comme l`aurore, Belle comme la lune, pure comme le soleil, Mais terrible comme des troupes sous leurs bannières? -
10. Iza moa io vehivavy mitsidika toy ny maraina io, izay tsara tarehy tahaka ny volana, madio toy ny masoandro sady mahatahotra toy ny antokon' ny miaramila mitondra faneva?
Lover
11. I went down into the garden of nuts to see the fruits of the valley, and to see whether the vine flourished, and the pomegranates budded.
11. Je suis descendue au jardin des noyers, Pour voir la verdure de la vallée, Pour voir si la vigne pousse, Si les grenadiers fleurissent.
11. Nidina nankany an-tsahan' Egoza aho mba hijery ny zava-maitso any an-dohasaha, ary hizaha raha mamony ny voaloboka sy mitsimoka ny ampongabendanitra.
12. Or ever I was aware, my soul made me like the chariots of Amminadib.
12. Je ne sais, mais mon désir m`a rendue semblable Aux chars de mon noble peuple. -
12. Tsy nampoiziko ny nanandratan' ny fanahiko ahy ho eo amin' ny kalesin' ny fireneko be voninahitra.
Friends
13. Return, return, O Shulamite; return, return, that we may look upon thee. What will ye see in the Shulamite? As it were the company of two armies.
13. (7:1) Reviens, reviens, Sulamithe! Reviens, reviens, afin que nous te regardions. -Qu`avez-vous à regarder la Sulamithe Comme une danse de deux choeurs?
13. Miverena, miverena, ry Solemita, miverena, miverena, mba hijerenay anao. Inona no hitanareo amin' ny Solemita? Toy ny dihin' ny antoko roa.