Nehemiah's Prayer
1. The words of Nehemiah the son of Hachaliah. And it came to pass in the month Chisleu, in the twentieth year, as I was in Shushan the palace,
1. Paroles de Néhémie, fils de Hacalia. Au mois de Kisleu, la vingtième année, comme j`étais à Suse, dans la capitale,
1. Ny tenin' i Nehemia, zanak' i Hakalia. Ary izao no niseho, tamin' ny volana Kisleo tamin' ny taona faharoapolo, raha tany an-dapa any Sosana aho,
2. That Hanani, one of my brethren, came, he and certain men of Judah; and I asked them concerning the Jews that had escaped, which were left of the captivity, and concerning Jerusalem.
2. Hanani, l`un de mes frères, et quelques hommes arrivèrent de Juda. Je les questionnai au sujet des Juifs réchappés qui étaient restés de la captivité, et au sujet de Jérusalem.
2. "Dia tonga Hanany, anankiray amin' ny rahalahiko, dia izy mbamin' ny lehilahy sasany avy tamin' ny Joda; ary nanontany azy aho mikasika ny Jiosy efa afaka, izay sisa tamin' ny fahababoana sy ny mikasika an' i Jerosalema."
3. And they said unto me, The remnant that are left of the captivity there in the province are in great affliction and reproach: the wall of Jerusalem also is broken down, and the gates thereof are burned with fire.
3. "Ils me répondirent: Ceux qui sont restés de la captivité sont là dans la province, au comble du malheur et de l`opprobre; les murailles de Jérusalem sont en ruines, et ses portes sont consumées par le feu."
3. "Ka hoy ny navaliny ahy: Ny sisa tamin' ny fahababoana izay any amin' ny tany any dia mitondra fahoriana be sy latsa; ary voarodana koa ny mandan' i Jerosalema sady nodoran' ny afo ny vavahadiny."
4. And it came to pass, when I heard these words, that I sat down and wept, and mourned certain days, and fasted, and prayed before the God of heaven,
4. Lorsque j`entendis ces choses, je m`assis, je pleurai, et je fus plusieurs jours dans la désolation. Je jeûnai et je priai devant le Dieu des cieux,
4. Ary izao no niseho, rehefa nandre izany teny izany aho, dia nipetraka nitomany sady nisaona andro maro, ary nifady hanina sy nivavaka teo anatrehan' Andriamanitry ny lanitra,
5. And said, I beseech thee, O LORD God of heaven, the great and terrible God, that keepeth covenant and mercy for them that love him and observe his commandments:
5. et je dis: O Éternel, Dieu des cieux, Dieu grand et redoutable, toi qui gardes ton alliance et qui fais miséricorde à ceux qui t`aiment et qui observent tes commandements!
5. Ka nanao hoe: mifona aminao aho, ry Jehovah Andriamanitry ny lanitra ô, Ilay Andriamanitra lehibe sy mahatahotra, izay mitandrina fanekena sy famindrampo amin' izay tia Azy ary mitandrina ny didiny,
6. Let thine ear now be attentive, and thine eyes open, that thou mayest hear the prayer of thy servant, which I pray before thee now, day and night, for the children of Israel thy servants, and confess the sins of the children of Israel, which we have sinned against thee: both I and my father's house have sinned.
6. "Que ton oreille soit attentive et que tes yeux soient ouverts: écoute la prière que ton serviteur t`adresse en ce moment, jour et nuit, pour tes serviteurs les enfants d`Israël, en confessant les péchés des enfants d`Israël, nos péchés contre toi; car moi et la maison de mon père, nous avons péché."
6. "Aoka hihaino ny sofinao ary hihiratra ny masonao, mba hohenoinao ny vavaky ny mpanomponao, izay ataoko eto anatrehanao ankehitriny, andro aman' alina ho an' ny Zanak' Isiraely mpanomponao sy izay anekeko ny fahotan' ny Zanak' Isiraely, izay efa nanotanay taminao; fa izaho sy ny mpianakavin' ny raiko dia samy efa nanota avokoa."
7. We have dealt very corruptly against thee, and have not kept the commandments, nor the statutes, nor the judgments, which thou commandedst thy servant Moses.
7. Nous t`avons offensé, et nous n`avons point observé les commandements, les lois et les ordonnances que tu prescrivis à Moïse, ton serviteur.
7. Efa nanao izay ratsy indrindra taminao izahay ka tsy nitandrina ny didy, na ny lalàna, na ny fitsipika, izay nandidianao an' i Mosesy mpanomponao.
8. Remember, I beseech thee, the word that thou commandedst thy servant Moses, saying, If ye transgress, I will scatter you abroad among the nations:
8. "Souviens-toi de cette parole que tu donnas ordre à Moïse, ton serviteur, de prononcer. Lorsque vous pécherez, je vous disperserai parmi les peuples;"
8. "Mifona aminao aho, tsarovy ny teny izay nandidianao an' i Mosesy mpanomponao manao hoe: Raha mandika ny lalàna ianareo, dia hampiely anareo any ivelany any amin' ny firenena maro Aho;"
9. But if ye turn unto me, and keep my commandments, and do them; though there were of you cast out unto the uttermost part of the heaven, yet will I gather them from thence, and will bring them unto the place that I have chosen to set my name there.
9. mais si vous revenez à moi, et si vous observez mes commandements et les mettez en pratique, alors, quand vous seriez exilés à l`extrémité du ciel, de là je vous rassemblerai et je vous ramènerai dans le lieu que j`ai choisi pour y faire résider mon nom.
9. Nefa raha miverina amiko kosa ianareo ka mitandrina ny didiko sy manao izany, na dia nisy voaroaka hatrany am-para-vodilanitra aza ianareo, dia avy any no hanangonako azy ka hoentiko ho eo amin' ny fitoerana izay nofidiko hampitoerako ny anarako izy.
10. Now these are thy servants and thy people, whom thou hast redeemed by thy great power, and by thy strong hand.
10. Ils sont tes serviteurs et ton peuple, que tu as rachetés par ta grande puissance et par ta main forte.
10. Ary ireo dia mpanomponao sy olonao, izay navotanao tamin' ny herinao lehibe sy ny tananao mahery.
11. O LORD, I beseech thee, let now thine ear be attentive to the prayer of thy servant, and to the prayer of thy servants, who desire to fear thy name: and prosper, I pray thee, thy servant this day, and grant him mercy in the sight of this man. For I was the king's cupbearer.
11. Ah! Seigneur, que ton oreille soit attentive à la prière de ton serviteur, et à la prière de tes serviteurs qui veulent craindre ton nom! Donne aujourd`hui du succès à ton serviteur, et fais-lui trouver grâce devant cet homme! J`étais alors échanson du roi.
11. "Jehovah ô, mifona aminao aho, aoka ny sofinao hihaino ny fivavaky ny mpanomponao sy ny fivavak' ireo mpanomponao izay faly amin' ny fahatahorana ny anaranao; ary mifona aminao aho, ambino ny mpanomponao anio, ary aoka hahazo famindrampo eo imason' io lehilahy io aho. Fa mpitondra kapoaky ny mpanjaka aho."