Job
1. But Job answered and said,
1. Job prit la parole et dit:
1. Dia namaly Joba ka nanao hoe:
2. Hear diligently my speech, and let this be your consolations.
2. Écoutez, écoutez mes paroles, Donnez-moi seulement cette consolation.
2. Mihainoa dia mihainoa ny teniko, ary aoka izany no ho fampiononanareo ahy.
3. Suffer me that I may speak; and after that I have spoken, mock on.
3. "Laissez-moi parler, je vous prie; Et, quand j`aurai parlé, tu pourras te moquer."
3. "Mandefera amiko fa mba hiteny aho; ary rehefa tapitra ny teniko, dia mandatsalatsà."
4. As for me, is my complaint to man? and if it were so, why should not my spirit be troubled?
4. Est-ce contre un homme que se dirige ma plainte? Et pourquoi mon âme ne serait-elle pas impatiente?
4. Raha ny amiko, moa ny olona no itarainako? raha izany, nahoana no tsy hitebiteby ny fanahiko?
5. Mark me, and be astonished, and lay your hand upon your mouth.
5. Regardez-moi, soyez étonnés, Et mettez la main sur la bouche.
5. Jereo aho dia aoka ho talanjona ianareo, ary atampeno ny vavanareo ny tananareo.
6. Even when I remember I am afraid, and trembling taketh hold on my flesh.
6. Quand j`y pense, cela m`épouvante, Et un tremblement saisit mon corps.
6. Eny, raha mahatsiaro izany aho, dia raiki-tahotra, sady toran-kovitra ny tenako:
7. Wherefore do the wicked live, become old, yea, are mighty in power?
7. Pourquoi les méchants vivent-ils? Pourquoi les voit-on vieillir et accroître leur force?
7. Nahoana no velona ny ratsy fanahy ka sady tratrantitra no be hery?
8. Their seed is established in their sight with them, and their offspring before their eyes.
8. Leur postérité s`affermit avec eux et en leur présence, Leurs rejetons prospèrent sous leurs yeux.
8. Ny zanany mitoetra tsara eo anatrehany, ary ny taranany eo anoloan' ny masony.
9. Their houses are safe from fear, neither is the rod of God upon them.
9. "Dans leurs maisons règne la paix, sans mélange de crainte; La verge de Dieu ne vient pas les frapper."
9. Ny ankohonany miadana ka tsy manan-tahotra, ary ny tsorakazon' Andriamanitra tsy mamely azy.
10. Their bull gendereth, and faileth not; their cow calveth, and casteth not her calf.
10. Leurs taureaux sont vigoureux et féconds, Leurs génisses conçoivent et n`avortent point.
10. "Ny ombilahiny mampiteraka ka mahavanona; ny ombivaviny miteraka ka tsy mamotsotra."
11. They send forth their little ones like a flock, and their children dance.
11. Ils laissent courir leurs enfants comme des brebis, Et les enfants prennent leurs ébats.
11. Mamoaka ny zanany madinika toy ny ondry aman' osy izy, ka mandihy ny zanany.
12. They take the timbrel and harp, and rejoice at the sound of the organ.
12. Ils chantent au son du tambourin et de la harpe, Ils se réjouissent au son du chalumeau.
12. Mihoby mitondra ny ampongatapaka sy ny harpa izy, ary mifaly amin' ny feon' ny orga.
13. They spend their days in wealth, and in a moment go down to the grave.
13. Ils passent leurs jours dans le bonheur, Et ils descendent en un instant au séjour des morts.
13. Mandany ny androny amin' ny harena izy, ary amin' ny indray mipi-maso dia lasa any am-pasana.
14. Therefore they say unto God, Depart from us; for we desire not the knowledge of thy ways.
14. "Ils disaient pourtant à Dieu: Retire-toi de nous; Nous ne voulons pas connaître tes voies."
14. Noho izany no itenenany amin' Andriamanitra hoe: Mialà aminay, fa tsy mba irinay ny hahalala ny lalanao.
15. What is the Almighty, that we should serve him? and what profit should we have, if we pray unto him?
15. Qu`est-ce que le Tout Puissant, pour que nous le servions? Que gagnerions-nous à lui adresser nos prières?
15. Zinona izay Tsitoha, no hotompoinay? ary inona no soa ho azonay, raha mivavaka aminy?
16. Lo, their good is not in their hand: the counsel of the wicked is far from me.
16. Quoi donc! ne sont-ils pas en possession du bonheur? -Loin de moi le conseil des méchants!
16. Indro, ny fananany tsy eo an-tanany: lavitra ahy ny fisainan' ny ratsy fanahy.
17. How oft is the candle of the wicked put out! and how oft cometh their destruction upon them! God distributeth sorrows in his anger.
17. Mais arrive-t-il souvent que leur lampe s`éteigne, Que la misère fonde sur eux, Que Dieu leur distribue leur part dans sa colère,
17. Indraindray foana no mba maty ny jiron' ny ratsy fanahy, sy tonga ny loza manjo azy! Mizara fahoriana Andriamanitra noho ny fahatezerany.
18. They are as stubble before the wind, and as chaff that the storm carrieth away.
18. Qu`ils soient comme la paille emportée par le vent, Comme la balle enlevée par le tourbillon?
18. Tahaka ny mololo voatetika indaosin' ny rivotra izy sy tahaka ny akofa entin' ny tafio-drivotra.
19. God layeth up his iniquity for his children: he rewardeth him, and he shall know it.
19. "Est-ce pour les fils que Dieu réserve le châtiment du père? Mais c`est lui que Dieu devrait punir, pour qu`il le sente;"
19. "Angonin' Andriamanitra eo amin' ny zanany ny helo-drainy; hovaliany izy ka ho fantany izany."
20. His eyes shall see his destruction, and he shall drink of the wrath of the Almighty.
20. C`est lui qui devrait contempler sa propre ruine, C`est lui qui devrait boire la colère du Tout Puissant.
20. Ny masony hahita ny fandringanana ny tenany, ary hisotro amin' ny fahatezeran' ny Tsitoha izy.
21. For what pleasure hath he in his house after him, when the number of his months is cut off in the midst?
21. Car, que lui importe sa maison après lui, Quand le nombre de ses mois est achevé?
21. Fa inona moa no mahafaly azy ny amin' ny taranany mandimby azy raha tapaka antenantenany ny isan' ny volana iainany?
22. Shall any teach God knowledge? seeing he judgeth those that are high.
22. Est-ce à Dieu qu`on donnera de la science, A lui qui gouverne les esprits célestes?
22. Moa Andriamanitra va no hampianarim-pahalalana? nefa Izy no mitsara ireo izay ambony.
23. One dieth in his full strength, being wholly at ease and quiet.
23. L`un meurt au sein du bien-être, De la paix et du bonheur,
23. Maty ny anankiray ao amin' ny fahafenoan' ny heriny, izay sady miadana tokoa no tsy manana ahiahy.
24. His breasts are full of milk, and his bones are moistened with marrow.
24. "Les flancs chargés de graisse Et la moelle des os remplie de sève;"
24. Feno ronono ny tratrany, ary vonton-tsoka ny taolany.
25. And another dieth in the bitterness of his soul, and never eateth with pleasure.
25. L`autre meurt, l`amertume dans l`âme, Sans avoir joui d`aucun bien.
25. Ary ny anankiray maty amin' ny fahorian' ny fanahiny kosa ka tsy mba nanandrana soa akory.
26. They shall lie down alike in the dust, and the worms shall cover them.
26. Et tous deux se couchent dans la poussière, Tous deux deviennent la pâture des vers.
26. Samy handry ao amin' ny vovoka izy roa tonta ka ho rakotry ny kankana ny tenany.
27. Behold, I know your thoughts, and the devices which ye wrongfully imagine against me.
27. Je sais bien quelles sont vos pensées, Quels jugements iniques vous portez sur moi.
27. "Indro, fantatro ny hevitrareo sy ny saim-petsy amelezanareo ahy;"
28. For ye say, Where is the house of the prince? and where are the dwelling places of the wicked?
28. Vous dites: Où est la maison de l`homme puissant? Où est la tente qu`habitaient les impies?
28. Fa hoy ianareo: Aiza ny tranon' ny zanak' andriana? ary aiza ny lay fitoeran' ny ratsy fanahy?
29. Have ye not asked them that go by the way? and do ye not know their tokens,
29. Mais quoi! n`avez-vous point interrogé les voyageurs, Et voulez-vous méconnaître ce qu`ils prouvent?
29. Tsy nanontanianareo va izay mpandeha an-tany lavitra? ary tsy fantatrareo va ny famantaran' izy ireny?
30. That the wicked is reserved to the day of destruction? they shall be brought forth to the day of wrath.
30. "Au jour du malheur, le méchant est épargné; Au jour de la colère, il échappe."
30. Fa ny ratsy fanahy dia voatahiry ho amin' ny andro fandringanana? Hoentina amin' ny andro fahatezerana izy.
31. Who shall declare his way to his face? and who shall repay him what he hath done?
31. Qui lui reproche en face sa conduite? Qui lui rend ce qu`il a fait?
31. Iza no hanambara ny lalany eo anatrehany? ary iza no hamaly azy ny amin' izay zavatra nataony?
32. Yet shall he be brought to the grave, and shall remain in the tomb.
32. Il est porté dans un sépulcre, Et il veille encore sur sa tombe.
32. Hoentina any an-tany fandevenana izy, ary hitoetra any am-pasana.
33. The clods of the valley shall be sweet unto him, and every man shall draw after him, as there are innumerable before him.
33. "Les mottes de la vallée lui sont légères; Et tous après lui suivront la même voie, Comme une multitude l`a déjà suivie."
33. Ho mamy aminy ny bainga any an-dohasaha, ary ny olona rehetra hanaraka azy toy ny nandehanan' ny maro tany alohany.
34. How then comfort ye me in vain, seeing in your answers there remaineth falsehood?
34. Pourquoi donc m`offrir de vaines consolations? Ce qui reste de vos réponses n`est que perfidie.
34. Endrey, mba mampionona ahy foana ianareo, nefa hita fa misy fitaka ao amin' ny famalianareo!