1. Lo, mine eye hath seen all this, mine ear hath heard and understood it.
1. Voici, mon oeil a vu tout cela, Mon oreille l`a entendu et y a pris garde.
1. Indro, efa hitan' ny masoko izany rehetra izany, ary efa ren' ny sofiko ka fantany.
2. What ye know, the same do I know also: I am not inferior unto you.
2. Ce que vous savez, je le sais aussi, Je ne vous suis point inférieur.
2. "Izay fantatrareo dia mba fantatro koa; tsy latsaka noho ianareo aho tsy akory."
3. Surely I would speak to the Almighty, and I desire to reason with God.
3. "Mais je veux parler au Tout Puissant, Je veux plaider ma cause devant Dieu;"
3. Kanefa raha izaho, dia ny Tsitoha no tiako hitenenana, ary Andriamanitra no iriko handaharan-teny.
4. But ye are forgers of lies, ye are all physicians of no value.
4. Car vous, vous n`imaginez que des faussetés, Vous êtes tous des médecins de néant.
4. "Fa ianareo kosa dia mpamoron-dainga; dokotera tsy mahomby ianareo rehetra,"
5. O that ye would altogether hold your peace! and it should be your wisdom.
5. Que n`avez-vous gardé le silence? Vous auriez passé pour avoir de la sagesse.
5. Enga anie ka hangina mihitsy ianareo, dia ho fahendrenareo izany!
6. Hear now my reasoning, and hearken to the pleadings of my lips.
6. Écoutez, je vous prie, ma défense, Et soyez attentifs à la réplique de mes lèvres.
6. Masìna ianareo, henoy ny anatro, ary tandremo izay halahatry ny molotro.
7. Will ye speak wickedly for God? and talk deceitfully for him?
7. Direz-vous en faveur de Dieu ce qui est injuste, Et pour le soutenir alléguerez-vous des faussetés?
7. Hanao teny tsy marina hoenti-manamarina an' Andriamanitra va ianareo? Hiteny fitaka ho Azy va ianareo?
8. Will ye accept his person? will ye contend for God?
8. Voulez-vous avoir égard à sa personne? Voulez-vous plaider pour Dieu?
8. Hiangatra ho Azy va ianareo? Handaha-teny ho an' Andriamanitra va ianareo?
9. Is it good that he should search you out? or as one man mocketh another, do ye so mock him?
9. S`il vous sonde, vous approuvera-t-il? Ou le tromperez-vous comme on trompe un homme?
9. Ho tsara aminareo va, raha mandinika anareo Izy? Na ho azonareo fitahina tahaka ny famitaka zanak' olombelona va Izy?
10. He will surely reprove you, if ye do secretly accept persons.
10. Certainement il vous condamnera, Si vous n`agissez en secret que par égard pour sa personne.
10. Hananatra anareo mihitsy Izy, raha mizaha tavan' olona mangingina ianareo,
11. Shall not his excellency make you afraid? and his dread fall upon you?
11. Sa majesté ne vous épouvantera-t-elle pas? Sa terreur ne tombera-t-elle pas sur vous?
11. Tsy hampahatahotra anareo va ny fahalehibiazany? ary tsy hamely anareo mafy va ny fahatahorana avy aminy?
12. Your remembrances are like unto ashes, your bodies to bodies of clay.
12. Vos sentences sont des sentences de cendre, Vos retranchements sont des retranchements de boue.
12. Ny fahatsiarovanareo dia toy ny amin' ny lavenona, ary ny tenanareo dia tena tanimanga.
13. Hold your peace, let me alone, that I may speak, and let come on me what will.
13. Taisez-vous, laissez-moi, je veux parler! Il m`en arrivera ce qu`il pourra.
13. "Mangina, ka mialà amiko ianareo, mba hitenenako; fa aoka hanjo ahy ihany izay hanjo ahy."
14. Wherefore do I take my flesh in my teeth, and put my life in mine hand?
14. Pourquoi saisirais-je ma chair entre les dents? J`exposerai plutôt ma vie.
14. Nahoana no hitondra ny nofoko amin' ny nifiko aho? ary hanao ny aiko eo an-tanako?
15. Though he slay me, yet will I trust in him: but I will maintain mine own ways before him.
15. "Voici, il me tuera; je n`ai rien à espérer; Mais devant lui je défendrai ma conduite."
15. "Na dia hamono ahy aza Izy, dia mbola hatoky azy ihany aho; nefa hihazona ny lalako eo anatrehany aho."
16. He also shall be my salvation: for an hypocrite shall not come before him.
16. Cela même peut servir à mon salut, Car un impie n`ose paraître en sa présence.
16. "Izy koa no ho famonjena ahy; fa ny mpihatsaravelatsihy tsy ho tonga eo anatrehany."
17. Hear diligently my speech, and my declaration with your ears.
17. Écoutez, écoutez mes paroles, Prêtez l`oreille à ce que je vais dire.
17. Mihainoa dia mihainoa ny teniko, ary aoka ho ren' ny sofinareo ny filazàko.
18. Behold now, I have ordered my cause; I know that I shall be justified.
18. "Me voici prêt à plaider ma cause; Je sais que j`ai raison."
18. "Indro ankehitriny, fa efa nalahatro ny adiko; fantatro fa hohamarinina aho."
19. Who is he that will plead with me? for now, if I hold my tongue, I shall give up the ghost.
19. Quelqu`un disputera-t-il contre moi? Alors je me tais, et je veux mourir.
19. Iza no hifandahatra amiko? Fa ankehitriny raha mangina aho, dia hiala aina.
20. Only do not two things unto me: then will I not hide myself from thee.
20. Seulement, accorde-moi deux choses Et je ne me cacherai pas de loin de ta face:
20. "Izao zavatra roa loha izao ihany no aza mba atao amiko, dia tsy hiery Anao aho;"
21. Withdraw thine hand far from me: and let not thy dread make me afraid.
21. Retire ta main de dessus moi, Et que tes terreurs ne me troublent plus.
21. Esory lavitra ahy ny tananao, ary aoka tsy hampahatsiravina ahy ny fampitahoranao.
22. Then call thou, and I will answer: or let me speak, and answer thou me.
22. Puis appelle, et je répondrai, Ou si je parle, réponds-moi!
22. "Dia miantsoa, fa izaho hamaly; na aoka hiteny aho, ka valio aho."
23. How many are mine iniquities and sins? make me to know my transgression and my sin.
23. Quel est le nombre de mes iniquités et de mes péchés? Fais-moi connaître mes transgressions et mes péchés.
23. Firy àry ny heloko sy ny fahotako? Mba ampahalalao izay fiodinako sy fahotako aho.
24. Wherefore hidest thou thy face, and holdest me for thine enemy?
24. Pourquoi caches-tu ton visage, Et me prends-tu pour ton ennemi?
24. Nahoana no manafina ny tavanao Ianao, ka manao ahy ho fahavalonao?
25. Wilt thou break a leaf driven to and fro? and wilt thou pursue the dry stubble?
25. Veux-tu frapper une feuille agitée? Veux-tu poursuivre une paille desséchée?
25. Ianao va hamaky ny ravina indaosin' ny rivotra? ary ny vodivary maina va no enjehinao?
26. For thou writest bitter things against me, and makest me to possess the iniquities of my youth.
26. Pourquoi m`infliger d`amères souffrances, Me punir pour des fautes de jeunesse?
26. Fa zava-mangidy no soratanao hamely ahy, ary ampanodiavinao ahy ny heloky ny fahatanorako.
27. Thou puttest my feet also in the stocks, and lookest narrowly unto all my paths; thou settest a print upon the heels of my feet.
27. Pourquoi mettre mes pieds dans les ceps, Surveiller tous mes mouvements, Tracer une limite à mes pas,
27. "Dia mampiditra koa ny tongotro eo amin' ny boloky hazo Ianao; ary mitsikilo ny diako rehetra; ny hodiavin' ny tongotro dia feranao."
28. And he, as a rotten thing, consumeth, as a garment that is moth eaten.
28. Quand mon corps tombe en pourriture, Comme un vêtement que dévore la teigne?
28. Ary izy dia levona tahaka ny zavatra lo sy tahaka ny fitafiana lanin' ny kalalao.
<
>